Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42 


JOB 26:1     Alignment score: 0.743
Then Job answered and said ,
Ary namaly Joba ka nanao hoe :


JOB 26:2     Alignment score: 0.262
" How you have helped one who has no power ! How you have saved the arm that has no strength !
" Endrey ny fanampianao ilay iray izay tsy manan - kery ! Endrey ny namonjenao
ny sandry izay tsy nanana tanjaka !
JOB 26:3     Alignment score: 0.178
How you have advised one who has no wisdom and announced to him sound wisdom !
Endrey ny nanoroanao hevitra ny olona izay tsy manam - pahendrena sy ny nanambaranao fahalalana tsara taminy !
JOB 26:4     Alignment score: 0.101 → 0.2
With whose help have you spoken these words ? Whose spirit was it that came out from you ?
Tamin ' ny fanampian'iza no nitenenanao ireny teny ireny ? Fanahin'iza no nivoaka avy taminao ?
JOB 26:5     Alignment score: 0.335 → 0.335
The dead are made to tremble , those
who are beneath the waters and all who dwell in them .
Zary mangovitra ny maty , dia ireo izay any ambany rano sy ireo rehetra izay mitoetra ao amin'izany .
JOB 26:6     Alignment score: 0.146
Sheol is naked before God ; destruction itself has no covering against him .
Mitanjaka eo anatrehan'Andriamanitra ny Fiainan - tsy hita ; ny faharavana mihintsy no tsy misy fanaronana aminy .
JOB 26:7     Alignment score: 0.209
He stretches out the northern skies over the empty space , and he hangs the earth over nothing .
Mamelatra ny lanitra avaratra eny amin ' ny toerana babangoana Izy , ary mampihantona ny tany eo amin ' ny tsy misy .
JOB 26:8     Alignment score: 0.332
He binds up the waters in his thick clouds , but the clouds are not torn under them .
Mampitambatra ny rano ao amin ' ny rahony
matevina Izy , saingy tsy mitriatra ao ambanin'izany ny rahona .
JOB 26:9     Alignment score: 0.287 → 0.32
He covers the surface of the moon and spreads his clouds on it .
Manarona ny volana izy ary mampiely ny rahony
eo amin'izany .
JOB 26:10     Alignment score: 0.181 → 0.182
He has engraved a circular boundary on the surface of the waters as the line between light and darkness .
Nisokitra faritra
boribory teo ambony rano ho fetra eo amin ' ny mazava sy ny aizina Izy .
JOB 26:11     Alignment score: 0.195
The pillars of heaven tremble and are astonished at his rebuke .
Mihovitrovitra ny andrin ' ny lanitra ary taitra tamin ' ny fitenenany mafy .
JOB 26:12     Alignment score: 0.345
He calmed the sea with his power ; by his understanding he shattered Rahab .
Nampitony ny ranomasina tamin ' ny heriny Izy ; tamin ' ny fahazavan - tsainy
no nampianjerany an - dRahaba .
JOB 26:13     Alignment score: 0.241 → 0.254
By his breath he made the skies clear ; his hand pierced the fleeing serpent .
Tamin ' ny fofonainy
no nampisavany ny lanitra ; ny tanany no nanindrona ny menarana teo am - pandosirana .
JOB 26:14     Alignment score: 0.203 → 0.203
See , these
are but the fringes of his ways ; how small a whisper do we hear of him ! Who can understand the thunder of his power ? "
Indro , sombiny amin ' ny lalany fotsiny ihany izany ; endrey ny halefaky ny bitsika rentsika avy aminy ! Iza no afa - mahatakatra ny kotroky ny heriny ? "
JOB 26     Average alignment score: 0.251 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42