Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 4:1     Alignment score: 0.354 → 0.4
" If you return , Israel this is Yahweh 's declaration then it should be to me that you return . If you remove your detestable things from before me and do not wander from me again ,
" Raha miverina
ianao , ry Israely izao no fanambaran'i Yaveh dia Amiko no tokony hiverenanao . Raha hesorinao tsy ho eo anoloako ireo zavatra maharikorikonao ary tsy hiala eo amiko indray ianao ,


JER 4:2     Alignment score: 0.323 → 0.36
and if you are truthful , just , and righteous when you swear , ' As Yahweh lives , ' then the nations will bless themselves in him , and in him they will glory . "
dia aoka ianao ho feno fahamarinana , hahitsy , ary ho marina rehefa mianiana hoe : ' Raha mbola velona koa Yaveh . ' Dia ho sambatra ao aminy ireo firenena , ary ao aminy no hanomezan'izy ireo voninahitra . "
JER 4:3     Alignment score: 0.49 → 0.49
For Yahweh says this to each person in Judah and Jerusalem : ' Plow your own ground , and do not sow among thorns .
Fa izao no lazain'i Yaveh amin ' ny olona tsirairay tao Joda sy Jerosalema : ' Ny taninao
ihany no hasao , ary aza mamafy eny amin ' ny tsilo .
JER 4:4     Alignment score: 0.393 → 0.4
Circumcise yourselves to Yahweh , and remove the foreskins of your heart , men of Judah and inhabitants of Jerusalem , or else my fury will break out like fire , and burn with no one to quench it , because of the wickedness of your practices .
Forao ho an'i Yaveh ny tenanareo ary esory ny hoditra manarona ny fonareo , ry lehilahin'i Joda sy mponin'i
Jerosalema , raha tsy izany dia hivoaka toy ny afo ny fahatezerako , ka hirehitra tsy misy hamono azy , nohon ' ny faharatsian ' ny asanareo .
JER 4:5     Alignment score: 0.377 → 0.396
Report in Judah and let it be heard in Jerusalem . Say , " Blow the ram 's horn in the land . " Proclaim , " Gather together . Let us go to the fortified cities . "
Tantero any Joda ary aoka izany ho re ao Jerosalema . Lazao hoe : " Tsofy eo amin ' ny tany ny trompetra . " Torio hoe : " Miangòna . Andeha isika hankany amin'ireo tanàna voaaro . "
JER 4:6     Alignment score: 0.302 → 0.305
Lift up the signal flag and point it toward Zion , and run for safety ! Do not stay , for I am bringing disaster from the north and great crushing .
Asandrato ny saina famantarana ary ataovy manondro an'i Ziona izany , ary mitsoaha hitady fiarovana ! Aza mijanona , satria hitondra loza avy any avaratra Aho ary fandrodanana lehibe .
JER 4:7     Alignment score: 0.296 → 0.301
A lion is coming out from his thicket and someone who will destroy nations is setting out . He is leaving his place to bring horror to your land , to turn your cities into ruins , where no one will live .
Misy liona hivoaka avy ao an - kirihiny ary efa miainga ny olona izay handringana ny firenena . Mandao ny toerany
izy mba hitondra horohoro eo amin ' ny taninao , hamadika ireo tanànanareo ho faharavana , izay tsy hisy honina .
JER 4:8     Alignment score: 0.291
Because of this , gird yourselves with sackcloth , lament and wail . For the force of Yahweh 's anger has not turned away from us .
Noho izany , rakofy lamba fisaonana ny tenanao , mitomania
ary midradradradrà . Fa tsy niala tamintsika ny herin ' ny fahatezeran'i Yaveh .
JER 4:9     Alignment score: 0.385 → 0.385
Then it will happen in that day this is Yahweh 's declaration that the hearts of the king and his officials will die . The priests will be appalled , and the prophets will be astounded . ' "
Ary hitranga izany amin'izany andro izany izao no fanambaran'i Yaveh dia ho ketraka ny fon ' ny mpanjaka sy ireo mpifehiny
. Hihoron - koditra ireo mpisorona , ary hivarahontsana ireo mpaminany . " '
JER 4:10     Alignment score: 0.43 → 0.442
So I said , " Ah ! Lord Yahweh . Surely you have completely deceived this people and Jerusalem by saying , ' There will be peace for you . ' Yet the sword is striking against their life
. "
Koa hoy aho hoe : " Oh ! Ry Tompo Yaveh . Namitaka ity vahoaka ity sy Jerosalema tokoa Ianao tamin ' ny filazana hoe : ' Hisy fiadanana ho anareo . ' Kanefa ny sabatra dia mamely ny ain'izy ireo . "
JER 4:11     Alignment score: 0.295 → 0.295
In that time it will be said of this people and Jerusalem , " A burning wind from the plains of the desert will make its way to the daughter of my people . It will not winnow or cleanse them .
Amin'izany fotoana izany dia ho lazaina
amin'ity vahoaka ity hoe : " Hisy rivotra mandoro avy any amin ' ny lemak'ireo efitra hanao ny lalany ho any amin ' ny zanaka vavin ' ny oloko . Tsy hikororoka na hanadio azy ireo izany .
JER 4:12     Alignment score: 0.233 → 0.234
A wind far stronger than that will come
at my command , and I will now pass sentence against them .
Hisy rivotra mahery lavitra noho izany ho avy amin ' ny fibaikoako , ary hanome sazy azy ireo Aho .
JER 4:13     Alignment score: 0.358 → 0.373
See , he comes up like clouds , and his chariots are like a storm . His horses are faster than eagles . Woe to us , for we will be devastated !
Indro , mamely tahaka ny rahona izy , ary tahaka ny tafiotra ny kalesiny . Haingan - pandeha noho ny voromahery ny soavaliny . Loza ho antsika , fa ho rava isika !
JER 4:14     Alignment score: 0.27 → 0.273
Cleanse your heart from wickedness , Jerusalem , so that you might be saved . How long will wicked thoughts lodge within you ?
Diovy hiala amin ' ny faharatsiana ny fonao
ry Jerosalema mba ho avotra ianao . Ho Mandra - pahoviana ny fihevitrao lalina indrindra no ho amin ' ny fahotana ?
JER 4:15     Alignment score: 0.385
For a voice is bringing news from Dan and a report of trouble from the mountains
of Ephraim .
Fa nisy feo nitondra vaovao avy any Dana , ary ny loza ho avy dia re avy any an - tendrombohitr'i Efraima .
JER 4:16     Alignment score: 0.38 → 0.387
Make the nations think about this : See , announce to Jerusalem that besiegers are coming from a distant land to shout in battle against the cities of Judah .
Ataovy sainin ' ny firenena izao : Indro , ambarao amin'i Jerosalema fa misy mpanao fahirano ho avy avy any an - tany lavitra mba hihiaka ady amin ' ny tanànan'i Joda .
JER 4:17     Alignment score: 0.393 → 0.393
They will be like the watchmen
of a cultivated field against her all around , since she has been rebellious against me this is Yahweh 's declaration
Ho tahaka ireo mpiambina manodidina ny saha fambolena izy ireo hanohitra azy , satria efa nikomy nanohitra Ahy izy izany no fanambaran'i Yaveh
JER 4:18     Alignment score: 0.175 → 0.18
and your conduct and your deeds have done these
things to you . This will be your punishment . How bitter it will be ! It will strike your very heart .
ary ny fitondran - tenanareo sy ny asanareo dia nahatonga ireo zavatra ireo taminareo . Izany no ho famaizana anareo . Hatsiravina tokoa izany ! Handona ny fonareo mihitsy izany .
JER 4:19     Alignment score: 0.243 → 0.259
My heart ! My heart ! I am in anguish in my heart . My heart is turbulent within me . I can not keep quiet for I hear the sound of the horn , an alarm for battle .
Ry foko ! Ry foko ! Mitaintaina ny ao am - poko . Mangorohoro ato anatiko ny foko . Tsy afa - mangina aho satria reko ny feon'anjomara , fanairana ho amin ' ny ady .
JER 4:20     Alignment score: 0.246 → 0.266
Disaster follows after disaster ; for all the land lies in ruins . Suddenly my tents are destroyed , my curtains in a moment .
Ny loza omban ' ny loza ; fa mitoetra amin'y faharavana ny tany manontolo . Tampoka teo dia rava ny laiko , sy ny lambako tao anatin
' ny fotoana fohy .
JER 4:21     Alignment score: 0.164 → 0.181
How long will I see the signal flag ? Will I hear the sound of the horn ?
Ho mandra - pahoviana no ahitako ny zavatra mitovy amin'izany ? No hahenoko ny feon'anjomara ?
JER 4:22     Alignment score: 0.27 → 0.276
For the foolishness of my people they do not know me . They are stupid children , and they have no understanding . They are skilled at doing evil , but they do not know
how to do good .
Fa ny fahadalan ' ny oloko tsy mahalala Ahy izy ireo . Vahoaka adaladala izy ireo ary tsy manana fahazavan - tsaina . Kinga amin ' ny ratsy izy ireo , saingy tsy mahay manao ny tsara .
JER 4:23     Alignment score: 0.3 → 0.306
I saw the land . Behold ! It was formless and empty . For there was no light for the heavens .
Hitako ilay tany . Indro ! Tsy nisy endriny sady foana izany . Fa tsy nisy fahazavana
ho an ' ny lanitra teo .
JER 4:24     Alignment score: 0.338
I looked at the mountains
. Behold , they were trembling , and all the hills were shaking about .
Nitazana ny tendrombohitra Aho . Indro , nangovingovitra ireo , ary ny havoana dia nihovitrovitr .
JER 4:25     Alignment score: 0.497 → 0.497
I looked . Behold , there was no one , and all the birds of the heavens had fled .
Nijery aho . Indro , tsy nisy na iza na iza , ary ny voron
' ny lanitra rehetra dia nandositra avokoa .
JER 4:26     Alignment score: 0.288 → 0.301
I looked . Behold , the productive land was a wilderness and all the cities had been pulled down before Yahweh , before the fury of his wrath . "
Nijery aho . Indro , tany efitra ny tanim - boly ary ny tanàna dia voasintona nidina teo anatrehan'i Yaveh , teo anatrehan
' ny fisafoaky ny fahatezerany . "
JER 4:27     Alignment score: 0.415 → 0.41
This is what Yahweh says , " All the land will become a devastation , but I will not completely destroy it
Izao no lazain'i Yaveh : " Ho tonga faharavana avokoa ny tany manontolo , saingy tsy ho potehiko tanteraka izany .
JER 4:28     Alignment score: 0.32 → 0.329
For this reason , the land will mourn , and the heavens above will darken . For I have declared my intentions ; I will not hold back ; I will not turn from carrying them out .
Noho izany antony izany , dia hisaona ny tany , ary ny lanitra any ambony dia hihamaizina . Fa efa nambarako ny fikasako ; tsy hihemotra Aho ; tsy hivadika amin ' ny fanatanterahana azy ireo Aho .
JER 4:29     Alignment score: 0.294 → 0.3
Every city will flee from the noise of the horseman
and the archer with a bow ; they will run into the forests . Every city will climb up into the rocky places . The cities will be abandoned , for there will be no one to inhabit them .
Handositra amin ' ny kotaban'i mpitaingin - tsoavaly sy ny mpandefa tsipìka miaraka amin ' ny zana - tsipika ny tanàna rehetra ; hihazakazaka ho any an'ala izy ireo . Ny tanàna rehetra dia hianika eny amin ' ny toerana feno vatovato ; ho foana ireo tanàna , satria tsy hisy olona honina ao amin'ireny .
JER 4:30     Alignment score: 0.244
Now that you have been devastated , what will you do ? For though you are clothed in scarlet , and though you adorn yourself with gold jewelry , and though you make your eyes look bigger with paint , you are making yourself beautiful in vain . The men who lusted for you now reject you . They are trying to take away your life .
Ary ankehitriny rehefa rava ianao , inona no ho ataonao
? Fa na dia miakanjo jaky aza ianao , mihaingo firavaka volamena , ary manabe kokoa ny masonao amin ' ny loko , ireo lehilahy izay nitsiriritra anao dia efa nandà anao izao . Fa kosa , mitady hifofo ny ainao izy ireo .
JER 4:31     Alignment score: 0.354 → 0.356
So I hear the sound of anguish , distress as in the birth of a firstborn child , the sound of the daughter of Zion . She is gasping for breath . She spreads out her hands , ' Woe to me ! I am fainting because of these
murderers . ' "
Koa reko ny feon ' ny fangirifiriana , fahoriana tahaka ny amin ' ny fahaterahan ' ny zaza voalohan - teraka , dia ny feon ' ny zanaka vavin'i Ziona . Misefosefo izy . Mamelatra ny tanany izy hoe : ' Loza ho ahy ! Ketrak'ireo mpamono olona ireo aho . " '
JER 4     Average alignment score: 0.333 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52