Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 23:1     Alignment score: 0.436
" Woe to the shepherds
who destroy and scatter the sheep of my pasture this is Yahweh 's declaration . "
" Loza ho an'ireo mpiandry ondry izay mamotika sy manaparitaka ny ondrin ' ny ahitra maitsoko izany no fanambaran'i Yaveh . "


JER 23:2     Alignment score: 0.328 → 0.357
Therefore Yahweh , the God of Israel , says this concerning the shepherds
who are shepherding his people , " You have scattered my flock and have driven them away . You have not cared for them . So I am about to punish you for the wickedness of your practices this is Yahweh 's declaration .
Noho izany Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , dia milaza izao mahakasika an'ireo mpiandry ondry izay miandry ny olony : " Naparitakareo ireo ondriko ary noroahinareo . Tsy niraharaha azy ireo ianareo . Koa hanasazy anareo Aho nohon ' ny ratsy izay nataonareo izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 23:3     Alignment score: 0.278 → 0.3
I myself will gather the remnant of my flock from all of the lands where I have driven them , and I will return them to a grazing place , where they will be fruitful and increase .
Izaho tenako no hanangona ny sisa amin'ireo ondriko avy any amin ' ny tany rehetra izay nandroahako azy ireo , ary hamerina azy ireo amin ' ny toerana misy ahitra , izay hamokaran'izy ireo sy hitomboan'izy ireo Aho .
JER 23:4     Alignment score: 0.376
Then I will raise up shepherds
over them who will shepherd them so they will no longer fear or be dismayed . None of them will go missing this is Yahweh 's declaration .
Avy eo Aho hanangana mpiandry ondry eo amin'izy ireo izay hiandry azy ireo mba tsy hatahotra na torotoro intsony izy ireo . Tsy hisy ho very izy ireo izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 23:5     Alignment score: 0.476
See , the days are coming this is Yahweh 's declaration when I will raise up for David a righteous branch . He will reign as king ; he will act wisely and cause justice and righteousness in the land .
Indro , ho avy ny andro izao no fanambaran'i Yaveh rehefa hanangana rantsana marina ho an'i Davida Aho . Hanjaka toy ny mpanjaka izy ; hiasa am - pahendrena izy ary hampisy rariny sy fahamarinana eo amin'ilay tany .
JER 23:6     Alignment score: 0.389 → 0.428
In his days Judah will be rescued , and Israel will live in security . Then this is the name by which he will be called : Yahweh is our righteousness .
Amin'ireo androny
dia ho voavonjy i Joda , ary Israely dia hiaina am - pilaminana . Dia izao no anarana hiantsoany azy : Yaveh no fahamarinantsika .
JER 23:7     Alignment score: 0.507 → 0.508
Therefore see , days are coming this is Yahweh 's declaration when they will no longer say , ' As Yahweh lives , who brought the people of Israel up from the land of Egypt . '
Noho izany indro , ho avy ny andro izao no fanambaran'i Yaveh rehefa tsy hiteny intsony izy ireo hoe : ' Raha mbola velona koa Yaveh , ilay nitondra ny vahoakan'Israely hivoka ny tany Egypta . '
JER 23:8     Alignment score: 0.324 → 0.323
Instead they will say , ' As Yahweh lives , who brought up and who led back the descendants of the house of Israel from the northern land and all the lands where I had driven them . ' Then they will live in their own land . "
Fa hilaza kosa izy ireo hoe : ' Raha mbola velona koa Yaveh , ilay nitondra sy nitarika ny taranak'Israely avy tany
amin ' ny tany avaratra sy ny tany rehetra izay nandroahana azy ireo . ' Avy eo dia hiaina any amin ' ny tanin'izy ireo ihany izy ireo .
JER 23:9     Alignment score: 0.389 → 0.394
Regarding the prophets , my heart is broken in me , and all of my bones tremble . I have become
like a drunk man , like a man whom wine has overpowered , because of Yahweh and his holy words .
Raha ny momban'ireo mpaminany , dia maratra ny foko , ary mangovitra ny taolako rehetra . Lasa toy ny olona mamo aho , toy ny olona izay resin ' ny divainy , noho Yaveh sy ireo teniny masina .
JER 23:10     Alignment score: 0.309 → 0.31
For the land is full of adulterers . Because of the curse the land mourns . The meadows in the wilderness dry up . These
prophets ' paths are wicked ; their power is not used in a right manner .
Fa ilay tany dia feno mpijangajanga . Noho ireo dia maina ny tany . Maina ireo tanin'ahitra any an'efitra . Ratsy ireo lalan ' ny mpaminany ireo ; tsy miasa amin ' ny tokony ho izy ny fahefan'izy ireo .
JER 23:11     Alignment score: 0.394
" For both the prophets and the priests are polluted . I even found their wickedness in my house ! this is Yahweh 's declaration
" Fa ireo mpaminany sy ireo mpisorona dia samy maloto . Efa nahita ny faharatsian'izy ireo tao an - tranoko mihitsy Aho ! izany no fanambaran'i Yaveh
JER 23:12     Alignment score: 0.366 → 0.369
therefore their way will be like a slippery place in the darkness . They will be pushed down . They will fall in it . For I will send disaster against them in the year of their punishment this is Yahweh 's declaration .
noho izany dia ho toy ny toerana malama ao anaty aizina ny lalan'izy ireo . Ho atosika hidina izy ireo . Hianjera eo amin'izany izy ireo . Fa handefa loza eo amin'zy ireo amin ' ny taonan ' ny fanasazina
azy ireo Aho izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 23:13     Alignment score: 0.437
For I have seen the prophets in Samaria doing what is repulsive : They prophesied by Baal and led my people Israel astray .
Fa efa hitako nanao izay maharikoriko ireo mpaminany tany Samaria : naminany tamin'i Bala izy ireo ary nitarika ny vahoakako Israely amin ' ny lalan
- diso .
JER 23:14     Alignment score: 0.358 → 0.365
Among the prophets in Jerusalem I have seen horrible things : They commit adultery and walk in deceit . They strengthen the hands of evildoers ; no one turns back from his wickedness . All of them have become
like Sodom to me and its inhabitants like Gomorrah ! "
Nahita zavatra mahatsiravina teo amin'ireo mpaminany tany Jerosalema Aho : Nijangajanga izy ireo ary nandeha tamin ' ny fitaka . Nanamafy ny tanan'ireo mpanao ratsy izy ireo ; tsy nisy niala tamin ' ny ratsy fanaony . Lasa toa an'i Sodoma avokoa izy rehetra amiko ary ny mponiny dia toa an'i Gomora ! "
JER 23:15     Alignment score: 0.418 → 0.42
Therefore Yahweh of hosts says this concerning the prophets , " Look , I am about to make them eat wormwood and drink
poisonous water , for pollution has gone out from the prophets of Jerusalem to all the land . "
Noho izany Yaveh tompon ' ny maro dia milaza izao mahakasika ireo mpaminany : " Indro , hampihinana zava - mahafaty sy hampisotro rano misy poizina azy ireo Aho , satria ny fahalotoana dia nivoaka tamin'ireo mpaminanin'i Jerosalema nankany amin ' ny tany rehetra . "
JER 23:16     Alignment score: 0.437 → 0.443
Yahweh of hosts says this , " Do not listen to the words of the prophets who prophesy to you . They are leading you into vanity ! They are announcing visions from their own minds , not from Yahweh 's mouth .
Yaveh tompon ' ny maro dia milaza izao : " Aza mihaino
ny tenin'ireo mpaminany izay maminany aminareo . Efa namitaka anareo izy ireo ! Izy ireo dia manambara fahitana avy ao an - tsain'izy ireo manokana ihany , fa tsy avy amin ' ny vavan'i Yaveh .
JER 23:17     Alignment score: 0.299 → 0.307
They are constantly saying to those who dishonor me , ' Yahweh declares there will be peace for you . ' For everyone walking in the stubbornness of his own heart says , ' Disaster will not come
upon you . '
Milaza foana amin'ireo izay manala baraka Ahy izy ireo hoe : ' Yaveh dia manambara fa hisy fiadanana ho anareo . ' Fa ny olona rehetra izay mandeha amin ' ny ditran ' ny fony dia manao hoe : ' Tsy ho avy aminareo ny loza . '
JER 23:18     Alignment score: 0.296 → 0.322
Yet who has stood in Yahweh 's council meeting ? Who sees and hears his word ? Who pays attention to his word and listens ?
Nefa iza no nitsangana teo amin ' ny fivorian ' ny synedrionan'i Yaveh ? Iza no mahita sy mandre ny teniny
? Iza no nanongila - tsofina tamin ' ny teniny ary nihaino ?
JER 23:19     Alignment score: 0.275 → 0.275
See , there is a storm coming from Yahweh ! His fury is going out , and a tempest is whirling about . It is whirling around the heads of the wicked .
Indro , misy rivo - doza ho avy avy any amin'i Yaveh ! Mivoaka ny hatezerany
, ary misy tafio - drivotra hitsoaka . Mitsoka manodidina ny lohan'ireo ratsy fanahy izany .
JER 23:20     Alignment score: 0.266 → 0.29
Yahweh 's wrath will not return until it has carried out and brought into being his heart 's purposes . In the final
days , you will understand it .
Tsy hiverina ny hatezeran ' Andriamanitra mandra - pahatanterahany sy mandra - pitondrany ny fikasan ' ny fony . Amin ' ny andro farany , dia ho azonareo izany .
JER 23:21     Alignment score: 0.289
I did not send
out these prophets , but they ran . I did not proclaim anything to them , but they have still prophesied .
Tsy nandefa ireo mpaminany ireo Aho . Nipoitra fotsiny izy ireo . Tsy nanambara na inona na inona tamin'izy ireo Aho , nefa mbola naminany ihany izy ireo .
JER 23:22     Alignment score: 0.206 → 0.228
For if they had stood in my council meeting , they would have caused my people to hear my word ; they would have caused them to turn from their wicked words and from the wickedness of their practices .
Fa raha nitsangana teo amin ' ny fivorian ' ny synedrionako izy ireo , dia ahatonga ny oloko handre ny teniko izy ireo ; nampivily azy ireo tamin'ireo teny ratsiny sy fanaovan'izy ireo kolikoly .
JER 23:23     Alignment score: 0.379 → 0.387
Am I only a God nearby this is Yahweh 's declaration and not also a God far away ?
Moa Andriamanitra eo akaiky eo fotsiny ihany ve Aho izao no fanambaran'i Yaveh fa tsy Andriamanitra alavitra ihany koa ?
JER 23:24     Alignment score: 0.405 → 0.408
Can anyone hide in a secret place so I can not see him ? this is Yahweh 's declaration and do I not fill the heavens and the earth ? this is Yahweh 's declaration .
Misy olona afaka miafina any amin ' ny toerana miafina ve ka tsy hitako ? izany no fanambaran'i Yaveh ary moa tsy mameno ny lanitra sy ny tany Aho ? izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 23:25     Alignment score: 0.439
I have heard what the prophets have said , those
who were prophesying deceit in my name . They said , ' I had a dream ! I had a dream ! '
Efa reko ny voalazan'ireo mpaminany , ireo izay naminany fitaka tamin ' ny anarako . Hoy izy ireo hoe : ' Nanofy aho ! Nanofy aho ! '
JER 23:26     Alignment score: 0.409
How long will this go on , prophets who prophesy lies from their minds , and who prophesy from the deceit in their hearts ?
Hafiriana no hitohizan'izany , ry mpaminany izay maminany
lainga avy ao an - tsain'izy ireo , sy maminany avy amin ' ny fitaka ao am - pon'izy ireo ?
JER 23:27     Alignment score: 0.21 → 0.253
They are planning on making my people forget my name with the dreams that they report , each one to his neighbor , just as their ancestors forgot my name in favor of Baal 's name .
Izy ireo dia mitetika ny hanadinoan ' ny oloko ny anarako amin'ireo nofy izay taterin'izy ireo tsirairay avy amin ' ny mpiara - monina aminy , tahaka ny nanadinoan ' ny razamben'izy ireo ny anarako nohon ' ny anaran'i
Bala .
JER 23:28     Alignment score: 0.419
The prophet who has a dream , let him report the dream . But the one to whom I have declared something , let him declare my word truthfully . What does straw have to do with grain ? this is Yahweh 's declaration
Ny mpaminany izay manana nofy , aoka izy hitatitra ilay nofy . Fa izay nanambarako zavatra , aoka izy hanambara ny teniko am - pahamarinana . Fa inona no idiran ' ny mololo amin ' ny vary ? izany no fanambaran'i Yaveh
JER 23:29     Alignment score: 0.409
Is not my word like fire ? this is Yahweh 's declaration and like a hammer that shatters a rock into pieces ?
Moa tsy toy ny afo ve ny teniko ? izany no fanambaran'i Yaveh ary toy ny tatanana izay manorotoro vato ho potipotika ?
JER 23:30     Alignment score: 0.417
So see , I am against the prophets this is Yahweh 's declaration anyone who steals words from another person and says they come
from me .
Koa indro , manohitra an'ireo mpaminany Aho izany no fanambaran'i Yaveh izay rehetra mangalatra teny amin ' ny olona hafa ary milaza fa avy amiko ireny .
JER 23:31     Alignment score: 0.46
See , I am against the prophets this is Yahweh 's declaration who use their tongues to prophesy proclamations
.
Indro , manohitra an'ireo mpaminany Aho izany no fanambaran'i Yaveh izay mampiasa ny lelan'izy ireo mba haminaniana fanambarana .
JER 23:32     Alignment score: 0.332 → 0.333
See , I am against the prophets who dream deceitfully this is Yahweh 's declaration and then proclaim them and in this way mislead my people with their deceit and boasting . I am against them , for I have not sent them out nor given them commands . So they will certainly not help this people this is Yahweh 's declaration .
Indro , manohitra an'ireo mpaminany izay manofy amim - pitaka Aho izany no fanambaran'i Yaveh ary avy eo manambara ireo ary amin'izany fomba izany dia mamitaka ny oloko amin ' ny alalan ' ny fitaka sy fiheboheboan'izy ireo . Manohitra azy ireo Aho , satria tsy naniraka na nanome baiko azy ireo Aho . Noho izany dia azo antoka fa tsy hanampy an'ity vahoaka ity izy ireo izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 23:33     Alignment score: 0.403 → 0.41
When these
people , or a prophet , or a priest asks you , ' What is the burden of Yahweh ? ' you will say to them , ' You are the burden , and I will cast you off ' this is Yahweh 's declaration .
Rehefa manontany anao ireo olona ireo , na ny mpaminany , na ny mpisorona hoe : ' Inona no entan - mavesatr'i Yaveh ? ' dia hilaza amin'izy ireo ianao hoe : ' Ianareo no entan - mavesatra , ary handroaka anareo Aho ' izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 23:34     Alignment score: 0.483
As for the prophets , priests , and people who are saying , ' This is the burden of Yahweh ' I will punish that man and his house .
Raha ny amin'ireo mpaminany , mpisorona , sy olona izay miteny hoe : ' Ity ny vesatr'i
Yaveh ' dia hanasazy izany olona izany sy ny ankohonany Aho .
JER 23:35     Alignment score: 0.35 → 0.379
You continue to say , each person to his neighbor and each man to his brother , ' What did Yahweh answer ? ' and ' What did Yahweh declare ? '
Tsy mitsahatra milaza ianareo , ny olona tsirairay amin ' ny mpiara - belona aminy ary ny olona tsirairay amin ' ny rahalahiny hoe : ' Inona no navalin'i Yaveh ? ' sy hoe : ' Inona no nambaran'i
Yaveh ? '
JER 23:36     Alignment score: 0.389 → 0.389
But you must no longer talk about the ' burden of Yahweh , ' for the burden is every man 's own word , and you have perverted the words of the living God , Yahweh of hosts , our God .
Kanefa tsy tokony hiresaka momban ' ny ' vesatr'i
Yaveh ' intsony ianareo , satria ilay vesatra dia ny tenin ' ny olona tsirairay manokana , ary ianareo dia nametaveta ny tenin'ilay Andriamanitra velona , ilay Yaveh tompon ' ny maro , Andriamanintsika .
JER 23:37     Alignment score: 0.405
This is what you will say to the prophet , ' What answer did Yahweh give
you ? ' or ' What did Yahweh say ? '
Izao no ho lazainareo amin'ilay mpaminany hoe : ' Inona no valin - teny nomen'i Yaveh anareo ? na hoe : ' Inona no nolazain'i Yaveh '
JER 23:38     Alignment score: 0.537
But if you say , ' The burden of Yahweh ' , this is what Yahweh says : ' Because you have said these
words , ' The burden of Yahweh , ' when I sent to you , saying , ' You will not say , " The burden of Yahweh , " '
Fa raha miteny ianareo hoe : ' Ilay vesatr'i Yaveh , ' dia izao no ambaran'i Yaveh : ' Satria niteny ireo teny ireo ianareo hoe : ' Vesatr'i Yaveh , ' rehefa naniraka anareo Aho , niteny hoe : ' Aza miteny hoe : " Vesatr'i Yaveh , " '
JER 23:39     Alignment score: 0.312
therefore , behold , I am about to pick you up and throw you away from me , along with the city that I gave you and your ancestors .
noho izany , dia indro , haka anareo Aho ary hanipy anareo lavitra Ahy , miaraka amin'ilay tanàna izay nomeko anareo sy ireo razambenareo .
JER 23:40     Alignment score: 0.24 → 0.299
Then I will put everlasting disgrace and everlasting shame on you that will not be forgotten . ' "
Avy eo dia hametraka henatra sy faniratsiràna aminareo mandrakizay izay tsy ho adinoina Aho . ' "
JER 23     Average alignment score: 0.379 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52