Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 51:1     Alignment score: 0.489 → 0.511
" Yahweh says this : See , I am about to stir up a wind of destruction against Babylon and against those
who live in Leb Kamai .
Izao no ambaran'i Yaveh : " Indro , handeha hampitsoaka ny rivotra mpandringana amin'i Babylona sy ireo izay monina ao Leba - Kamay Aho .


JER 51:2     Alignment score: 0.45 → 0.463
I will send foreigners
to Babylon . They will scatter her and devastate her land , for they will come against her from all around on the day of disaster .
Handefa ireo vahiny ao Babylona Aho . Hanaparitaka azy izy ireo ary handravarava ny taniny , fa ho avy hanohitra azy avy amin ' ny manodidina rehetra izy ireo amin ' ny andron ' ny loza .
JER 51:3     Alignment score: 0.26 → 0.253
Do not let the archers bend their bows ; do not let them put on armor . Do not spare her young men ; set her whole army apart for destruction .
Aza avela handefa ireo zana - tsipíkany ireo mpandefa tsipíka , aza avela hanao ny akanjo fiarovany
izy ireo . Aza mamindra fo amin'ireo tovolahiny ; hatokany amin ' ny fandravana ny tafiny rehetra .
JER 51:4     Alignment score: 0.268 → 0.344
For the wounded people will fall in the land of the Chaldeans ; those
who are thrust through will fall in her streets .
Fa ny olona maratra dia hianjera ao amin ' ny tanin'ireo Kaldeana , ireo izay voavono dia hianjera eny amin'ireo lalany .
JER 51:5     Alignment score: 0.436 → 0.434
For Israel and Judah are not abandoned by their God , by Yahweh of hosts , although their land is filled with offenses committed against the Holy One of Israel .
Fa Israely sy Joda dia tsy nafoin ' ny Andriamaniny , Yaveh Tompon ' ny maro , na dia feno ireo fandikan - dalàna manohitra ny Masin'Israely aza ny taniny
.
JER 51:6     Alignment score: 0.36 → 0.385
Flee from the midst of Babylon ; let each man save himself . Do not perish in her iniquity . For it is the time of Yahweh 's vengeance . He will repay all of it to her .
Mandosira amin ' ny afovoan'i
Babylona . Aoka ny olona tsirairay samy hanavotra ny tenany . Aoka tsy ho ringana ao anatin ' ny helony . Fa izao no fotoana hanaovan'Yaveh valifaty . Honerany ho azy ny rehetra amin'izany .
JER 51:7     Alignment score: 0.457 → 0.498
Babylon was a golden cup in the hand of Yahweh that made all the world drunk ; nations drank
her wine and became insane .
Kapoaka volamena eo an - tanan'i Yaveh i Babylona izay nahamamo izao tontolo izao ; nisotro ny divainy ireo firenena ka lasa very saina .
JER 51:8     Alignment score: 0.49 → 0.504
Babylon will fall suddenly and be destroyed . Wail for her Give her medicine for her pain ; perhaps she can be healed .
Hianjera tampoka Babylona ary ho ravaina . Midradradradrà ho azy ! Omeo fanafody amin ' ny fanaitainany izy ; dia ho sitrana izy angamba .
JER 51:9     Alignment score: 0.32 → 0.342
' We wished to heal Babylon , but she is not healed . Let us all leave her and go away , to our own land . For her guilt reaches up to the heavens ; it is piled up to the clouds .
' Naniry ny hahasitrana an'i Babylona izahay , fa tsy sitrana izy . Aoka isika rehetra handao azy sy handeha lavitr , ho any amin ' ny tanintsika . Fa mahatakatra lanitra ny helony ; misavovona hatreny amin'ireo rahona izany .
JER 51:10     Alignment score: 0.348 → 0.348
Yahweh has brought about our vindication . Come , let us give
a full account in Zion the deeds of Yahweh our God . '
Efa nanambara ny tsy fananantsika tsiny Yaveh . Avia , andeha isika hilaza amin'i Ziona ireo asan'i Yaveh Andriamanitsika .
JER 51:11     Alignment score: 0.319 → 0.366
Sharpen the arrows and take up the shields . Yahweh is stirring up the spirit of the king of the Medes in a plan to destroy Babylon . This is for Yahweh 's vengeance , vengeance for the destruction of his temple .
Ranito ireo zana - tsipíka ary alaivo ireo ampinga . Yaveh dia misarika ny mpanjakan'i Medesa amin ' ny fikasana hamotika an'i Babylona . Izany dia ho an ' ny valifatin'Yaveh , famaliana faty tamin ' ny nandravana ny tempoliny
.
JER 51:12     Alignment score: 0.357 → 0.37
Lift up a signal flag over Babylon 's walls ; make the watch strong ; set up watchmen
; prepare the ambushes ; for the LORD will do what he has said concerning the inhabitants of Babylon .
Manandrata faneva eo ambonin'ireo mandan'i Babylona . Hamafiso ny fiambenana ; mametraha mpiambina ; ataovy vonona ireo otrika ; fa hotanterahin ' ny TOMPO ireo izay nolazainy mahakasika ny mponin'i Babylona .
JER 51:13     Alignment score: 0.177 → 0.176
You people who live by many streams of water , you people who are rich with treasures
, your end has come . The thread of your life is now cut short .
Ianareo mponina izay mipetraka eny amin'ireo moron - drano ; Ianareo mponina izay manan - karena zava - tsarobidy , tonga ny fiafaranareo . Ny tadin ' ny fiainanareo dia nafohezina ankehitriny .
JER 51:14     Alignment score: 0.32
Yahweh of hosts has sworn by his own life , ' I will fill you with men , like a swarm of locusts , and they will raise a battle cry against you . '
Nianina
tamin ' ny ainy manontolo i Yaveh Tompon ' ny maro hoe : " Ho fenoiko fahavalonao ianareo , tahaka ny fandringanan ' ny valala ; hanangana adim - pihorahana aminao izy ireo . '
JER 51:15     Alignment score: 0.268 → 0.268
He has made the earth by his power ; he set in place the world by his wisdom . By his understanding he stretched out the heavens .
Nanao ny tany tamin ' ny alalan ' ny fahefany Izy ; nametraka ny tany
tamin ' ny toerany izy avy tamin ' ny fahendreny ; namelatra ireo lanitra tamin ' ny fahazavan - tsainy Izy .
JER 51:16     Alignment score: 0.328
When he thunders , there is the roar of waters in the heavens , for he brings up the mist from the ends of the earth . He makes lightning for rain and sends out wind from his storehouses .
Rehefa mitrerona Izy , dia misy rano mierona any an - danitra , Fa mitondra ny zavona avy any am - paran ' ny tany izy . Manao tselatra ho an ' ny orana Izy ary mamoaka ireo tafio - drivotra ao amin'ireo trano fitehirizany
.
JER 51:17     Alignment score: 0.171 → 0.171
Every man has become
stupid , without knowledge . Every metalworker is put to shame by his idols . For his cast metal images are frauds , and there is no life in them .
Lasa bado ny olona rehetra , tsy manam - pahalalana . Ireo mpanefy vy rehetra dia ho menatra noho ireo sampiny . Fa fitaka ireo sarin - javatra an - idinany , ary tsy misy fiainana ao amin'izy ireny .
JER 51:18     Alignment score: 0.268 → 0.268
They are useless , the work of mockers ; they will perish at the time of their punishment .
Tsy ilaina izy ireny , ireo asan ' ny mpaniratsira ; ho faty izy ireo amin ' ny fotoanan ' ny famaizana azy .
JER 51:19     Alignment score: 0.513 → 0.512
But God , the portion of Jacob , is not like these
, for he is the molder of all things . Israel is the tribe of his inheritance ; Yahweh of hosts is his name .
Fa Andriamanitra , ilay anjaran'i Jakoba , dia tsy mba tahaka izany , fa Izy no mpamolavola ny zavatra rehetra . Israely no fokon ' ny lovany ; Yaveh Tompon ' ny maro no Anarany .
JER 51:20     Alignment score: 0.305
You are my war hammer , my weapon for battle . With you I will smash nations and destroy kingdoms .
Fa Ianao no fitaovam - piadiko , langilangy amin ' ny adiko . Ianao no hanorotoroko ireo firenena sy hamotehiko ireo fanjakana .
JER 51:21     Alignment score: 0.48
With you I will smash horses and their riders ; with you I will smash chariots and their drivers .
Ianao no hanorotoroko ireo soavaly sy ireo mpitaingina azy ; miaraka Aminao no hanorotoroko ireo kalesy sy ireo mpitondra azy .
JER 51:22     Alignment score: 0.469
With you I will smash each man and woman ; with you I will smash the old and the young . With you I will smash the young men and the virgin girls .
Ianao no hanorotoroko ny lehilahy sy ny vehivavy tsirairay avy ; Ianao no hanorotoroko ny antitra sy ny tanora . Miaraka aminao no hanorotoroko ireo zatovo lahy sy ireo virjiny
vavy .
JER 51:23     Alignment score: 0.414
With you I will smash the shepherds
and their flocks ; with you I will smash the plowmen and their teams . With you I will smash the governors and officials .
Miaraka aminao no hanorotoroko ireo mpiandry ondry sy ireo ondry aman'osiny . Miaraka aminao no hanorotoroko ny mpiasa tany sy ireo tariny . Miaraka aminao no hanorotoroko ireo governora sy ireo manam - pahefana .
JER 51:24     Alignment score: 0.48 → 0.522
For in your sight I will pay Babylon and all the inhabitants of Chaldea for all of the evil that they did in Zion this is Yahweh 's declaration .
Fa eo imasonao
no hamaliko an'i Babylona sy ireo mponin'i Kaldea nohon ' ny amin'ireo haratsiana rehetra izay nataon'izy ireo tao Ziona izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 51:25     Alignment score: 0.281 → 0.31
See , I am against you , mountain of destruction this is Yahweh 's declaration which destroys the whole earth . I will stretch out my hand against you , and roll you down from the cliffs , and make you a burned - out mountain
.
Indro , manohitra anao Aho , ry tendrombohitry ny faharavana izany no fanambaran'i Yaveh izay mandrava ny tany manontolo . Haninjitra ny tanako hanohitra anao Aho ary hampikodiadia anao any amin'ireo hantsana , ary hanao anao ho tendrombohitra mirehitra Aho .
JER 51:26     Alignment score: 0.342 → 0.347
So they will not take from you any stone to construct a building 's corner or foundation ; for you will become
an everlasting devastation this is Yahweh 's declaration .
Ka tsy haka vato hanorenana zoron - trano sy fototra avy aminao izy ireo ; fa ho lasa faharavana mandrakizay ianao_izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 51:27     Alignment score: 0.45 → 0.457
Lift up a signal flag over the earth . Blow the ram 's horn over the nations . Call the nations to attack her : the kingdoms of Ararat , Minni , and Ashkenaz . Appoint a commander to attack her ; bring up horses like swarming locusts .
Manangàna faneva manerana ny tany . Tsofy manerana ireo firenena ny anjomara . Antsoy ireo firenena hamely azy : Ararata , Miny ary Askenaza . Manendre mpibaiko hamely azy ; mitondrà soavaly tahaka ireo valala voloina .
JER 51:28     Alignment score: 0.307
Prepare the nations to attack her : The kings of the Medes and his governors
, all of his officials and all the lands under his rule .
Vonony ireo firenena hamely azy : ny mpanjakan'i Mediana sy ireo governorany , ny manam - pahefany rehetra ary ireo tany rehetra izay eo ambanin ' ny fahefany .
JER 51:29     Alignment score: 0.37 → 0.385
For the land will shake and be in anguish , since Yahweh 's plans continue against Babylon , to make the land of Babylon a wasteland where there is no inhabitant
.
Fa hihorohoro sy ho ao anaty hirifiry ny tany , satria nitohy ny fikasan'i Yaveh hanohitra an'i Babylona , mba hahatonga ny tanin'i Babylona ho tany ngazana izay tsy misy mponina .
JER 51:30     Alignment score: 0.256 → 0.287
The soldiers in Babylon have stopped fighting ; they stay in their strongholds . Their strength has failed ; they have become
women her homes are on fire , the bars of her gates are broken .
Efa nijanona nitolona ireo miaramilan'i Babylona ; nijanona tao amin'ireo fiarovany mafy izy ireo . Lefy ny herin'izy ireo ; lasa vehivavy izy ireo mirehitra ny tranon'izy ireo , tapaka ireo hidim - bavahadiny .
JER 51:31     Alignment score: 0.281 → 0.287
A messenger
runs to proclaim to another messenger , and a runner tells another runner to report to the king of Babylon that his city has been taken from end to end .
Ny mpitondra hafatra mihazakazaka mba hanambara hafatra any amin ' ny mpitondra hafatra iray hafa , ary ny mpihazakazaka iray miteny amin ' ny mpihazakazaka iray hafa mba hitatitra any amin ' ny mpanjakan'i Babylona fa ity tanàna ity dia efa voasambotra hatrany farany .
JER 51:32     Alignment score: 0.211 → 0.226
So the fords over the river are seized ; the enemy is burning the reed marshes , and Babylon 's fighting men are confused .
Ka azo ireo fiampitana eny ambonin ' ny rano , mandoro ireo volotara amin ' ny afo miheniheny ireo fahavalo , ary very hevitra ireo lehilahy mpiadin'i Babylona .
JER 51:33     Alignment score: 0.416
For Yahweh of hosts , God of Israel , says this : The daughter of Babylon is like a threshing floor . It is time to trample her down . In a little while the time of harvest will come
to her .
Fa Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , no miteny izao : tahaka ny famoloana ny zanaka vavin ' ny Babylona . Fotoana hanosena azy izao . Ho avy aminy anaty fotoana fohy ny fotoam - pijinjana .
JER 51:34     Alignment score: 0.278 → 0.281
' Nebuchadnezzar king of Babylon has devoured me , he has driven me into confusion and has made me an empty pot . Like a sea monster he has swallowed me , he has filled his stomach with my delicious foods , and then he has spit
me out . '
Nolevonin'i Nebokadnezara mpanjakan ' ny Babylona aho ; nitondra ahy amin ' ny fahaverezan - kevitra izy . Ary nataony ho vilany foana aho , nanatelina ahy tahaka ny biby goavam - be izy ; nameno ny kibony tamin ' ny hanim - piako izy ; nandroaka ahy izy .
JER 51:35     Alignment score: 0.473 → 0.473
The one who lives in Zion will say , ' May the violence done to me and my flesh be on Babylon . ' Jerusalem will say , ' May my blood be on the inhabitants of Chaldea . '
Izay monina ao Ziona hiteny hoe : " Aoka ny herisetra natao ahy sy tamin ' ny nofoko ho amin'i Babylona . " Ary hoy Jerosalema hoe : " Aoka ny rako ho amin'ireo mponin'i
Kaldea . "
JER 51:36     Alignment score: 0.333 → 0.371
Therefore Yahweh says this : See , I am about to plead your case
and bring about vengeance for you . For I will dry up Babylon 's water and make her springs run dry .
Koa izao no lazain'i Yaveh : " Handeha hisolo vava anao Aho ary hitondra valifaty ho anao . Fa ho ritiko ny ranon'i Babylona ary hanamaina ny loharanony Aho .
JER 51:37     Alignment score: 0.418 → 0.418
Babylon will become
heaps of rubble , a den of jackals , a horror , an object of hissing , where there are no inhabitants .
Fa ho lasa korontam - bato i Babylona , lavaka fieren ' ny ambodia , horohoro , zavatra mampisiotsioka , izay tsy misy mponina .
JER 51:38     Alignment score: 0.252 → 0.271
The Babylonians will roar together like young lions . They will growl like lion cubs .
Hierona miaraka tahaka ireo liona tanora ireo Babyloniana . Hierona toy ny zana - diona izy . Raha lasa anaty fitiavam - bola
tafahoatra izy ireo , hanao
JER 51:39     Alignment score: 0.255 → 0.261
When they become
hot with greed , I will make a feast for them ; I will make them drunk so they become joyful and then sleep an unending sleep and not wake up this is Yahweh 's declaration
fihinanambe ho azy ireo Aho , hamamoiko izy ireo ka ho faly ary dia hatory anaty torimaso tsy mety tapitra ka tsy hifoha intsony izany no fanambaran'i Yaveh
JER 51:40     Alignment score: 0.354 → 0.356
I will send them down like lambs to the slaughter , like rams with male goats .
Ho alefako hidina any amin ' ny famonoana tahaka ireo zanak'ondry , tahaka ny omby aman'ondry miaraka amin'ireo osy izy ireo .
JER 51:41     Alignment score: 0.323 → 0.373
How Babylon has been captured ! So the praise of all the earth is seized . How Babylon has become a ruined place among the nations .
Endrey ny nahazoana an'i Babylona ! Ka azo ny fideran
' ny tany manontolo . Endrey fa tonga toerana ngazana eo amin'ireo firenena i Babylona .
JER 51:42     Alignment score: 0.378 → 0.379
The sea has come
up over Babylon She is covered with its roaring waves .
Miakatra manerana an'i Babylona ny ranomasina ! Voarakotrin'ireo onjany mierona izy .
JER 51:43     Alignment score: 0.25 → 0.273
Her cities have become a desolation , a dry land and a wilderness , a land that no one inhabits , and no human being passes
through .
Tonga faharavana ireo tananany , tany maina sy efitra , tany izay tsy misy monina , ary tsy handalovana na olona iray aza .
JER 51:44     Alignment score: 0.414 → 0.445
So I will punish Bel in Babylon ; I will bring out from his mouth what he swallowed , and the nations will no longer flow to him with their offerings
. The walls of Babylon will fall .
Ka ho faiziko ao Babylona i Bela ; ho entiko hivoaka ny vavany izay nateliny ary ireo firenena dia tsy hikoriana aminy miaraka amin'ireo fanatitr'izy ireo . Hirodana ny mandan'i Babylona .
JER 51:45     Alignment score: 0.236
Go out from her midst , my people . Let each of you save his own life
from the fury of my wrath .
Mivoaha eo amin ' ny afovoany , ry oloko . Aoka ny tsirairay samy hanavotra ny tenany amin ' ny fahaviniran ' ny fahatezerako .
JER 51:46     Alignment score: 0.41
Do not let your hearts be timid or fear the news that is heard in the land , for the news will come
one year . After it in the next year there will be news , and violence will be in the land . Ruler will be against ruler .
Aza avela ho menatra ny fonareo na hatahotra ny vaovao izay heno ao amin'ilay tany , fa ho avy amin ' ny taona iray ireo vaovao . Aorian'izany amin ' ny taona manaraka ihany koa dia hisy vaovao , ary ny herisetra dia ho ao amin ' ny tany . Mpanapaka hanohitra mpanapaka .
JER 51:47     Alignment score: 0.356 → 0.373
Therefore , see , days are coming when I will punish the carved idols of Babylon . All of her land will be ashamed , and all of her slaughtered ones will fall in her midst .
Koa , indro , tonga ny andro izay hanafaizako ireo sampy voasokitr'i Babylona . Ho menatra ireo taniny
rehetra , ary ireo fatiny rehetra dia hianjera eo afovoany .
JER 51:48     Alignment score: 0.548
Then the heavens and the earth , and all that is in them will rejoice over Babylon . For destroyers
will come for her from the north this is Yahweh 's declaration .
Ary ny lanitra sy ny tany , ary izay rehetra ao amin'izy ireo dia hifaly amin ' ny Babylona . Fa ho avy aminy avy any avaratra ny mpandringana izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 51:49     Alignment score: 0.405 → 0.464
As Babylon has made the killed of Israel fall
, so the killed of all her land will fall in Babylon .
" Tahaka ny nampianjeran'i Babylona ny Israely voavono , no hianjeran'ireo voavono tao amin ' ny taniny rehetra ao Babylona . "
JER 51:50     Alignment score: 0.381
Survivors of the sword , go away ! Do not stay still . Call Yahweh to mind from far away ; let Jerusalem come
to mind .
Ry sisa velona amin ' ny sabatra , mandeana ! Aza mijanona . Tsarovy avy eny alavitra i Yaveh ; aoka hotsaroina i Jerosalema .
JER 51:51     Alignment score: 0.348 → 0.348
We are ashamed , for we have been insulted ; shame has covered our faces , for foreigners
have entered the holy places of the house of Yahweh .
Menatra izahay , fa naheno ireo teny maloto ; nandrakotra ny tavanay ny fanamelohana , fa niditra tao amin'ireo fitoerana Masin ' ny tranon'i Yaveh ireo vahiny .
JER 51:52     Alignment score: 0.393 → 0.399
Therefore , see , days are coming this is Yahweh 's declaration when I will punish her carved idols , and the wounded people will groan in all of her land .
Koa , indro , tonga ny andro izany no fanambaran'i Yaveh izay hanafaizako ireo sampy voasikony , dia hisento amin ' ny taniny
rehetra ny vahoaka maratra .
JER 51:53     Alignment score: 0.372 → 0.377
For even if Babylon went up to the heavens or fortified her highest fortresses
, destroyers would come from me to her this is Yahweh 's declaration .
Fa na dia miakatra eny amin ' ny lanitra aza i Babylona na manamafy ireo fiarovany mafy avo indrindra aza izy , dia ho avy aminy ireo mpandringana avy amiko izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 51:54     Alignment score: 0.371
A cry of distress came
from Babylon , great destruction from the land of the Chaldeans .
Ny hiakan ' ny fahoriana dia avy any Babylona , firodanana lehibe avy any amin ' ny tanin'ireo Kaldeana .
JER 51:55     Alignment score: 0.286 → 0.292
For Yahweh is destroying Babylon . He is causing her loud voice to perish . Their enemies roar like the waves of many waters ; their noise becomes very strong .
Fa Yaveh dia mandrava an'i Babylona . Izy no mampitsahatra ireo fihorakorahana mafy . Mierona tahaka ireo onjan
- drano ireo fahavalony ; mihamafy ireo tabatabany .
JER 51:56     Alignment score: 0.322 → 0.322
For the destroyers
have come against her against Babylon ! and her warriors have been captured . Their bows are shattered , for Yahweh is the God of vengeance ; he will surely carry out this repayment .
Fa tonga hanohitra azy ny mpandringana manohitra an'i Babylona ! ary ireo lehilahy mpiadiny dia efa voasambotra . Tapaka ireo tsipíkany , fa Yaveh no Andriamanitrin ' ny famaliana ; fa hitondra izany famaliana izany tokoa Izy .
JER 51:57     Alignment score: 0.336 → 0.352
For I will make her princes and her wise men drunk , as well as her governors
, her officials , and her soldiers . and they will sleep in an unending sleep and never wake up this is the King 's declaration : Yahweh of hosts is his name .
Fa hataoko mamo ireo andriandahiny , ireo olo - kendriny , ireo manam - pahefany , ary ireo miaramilany , dia hatory anaty torimaso tsy misy fiafarany izy ireo ary tsy hifoha intsony izao no fanambaran ' ny mpanjaka : Yaveh Tompon ' ny maro no anarany .
JER 51:58     Alignment score: 0.337 → 0.352
Yahweh of hosts says this : The thick walls of Babylon will be completely demolished , and her high gates will be burned . Then the peoples coming to her aid will labor uselessly ; everything that the nations try to do for her will be burned up . "
Yaveh Tompon ' ny maro miteny izao : " Ho rava tanteraka ny manda matevin'i Babylona ary hodorana ireo vavahadiny
avo . Dia ireo vahoaka izay tonga hanampy azy dia ho sasa - poana ; ny zava - drehetra izay ezahin'ireo firenena atao ho azy dia hodorana . "
JER 51:59     Alignment score: 0.548 → 0.651
This is the word that Jeremiah the prophet commanded Seraiah son of Neriah son of Mahseiah when he went with Zedekiah king of Judah to Babylon in the fourth year of his reign . Now Seraiah was a chief officer .
Izao no teny izay nandidian'i Jeremia mpaminany an'i Seraia zanaka lahin'i Neria zanaka lahin'i Mahaseia rehefa nandeha ho any Babylona izy niaraka tamin'i Zedekia mpanjakan
' ny Joda tamin ' ny taona fahaefatra nanjakany . Fa tonga ho lehiben ' ny manam - pahefana i Seraia .
JER 51:60     Alignment score: 0.524
For Jeremiah had written in a scroll about all the disaster that was going to come
on Babylon all these words that were written about Babylon .
Fa efa nanoratra ireo loza rehetra izay ho avy amin'i Babylona tao anaty horonan - taratasy i Jeremia ireo teny rehetra izay voasoratra mahakasika an'i Babylona .
JER 51:61     Alignment score: 0.528 → 0.532
Jeremiah said to Seraiah , " When you go to Babylon , then you will see and you will read these
words aloud .
Niteny tamin'i Seraia i Jeremia hoe : " Rehefa mankany Babylona ianao , dia hahita sy hamaky mafy ireo teny ireo .
JER 51:62     Alignment score: 0.353
Then you will say , ' Yahweh , you yourself have declared that you would destroy this place , and that no man or animal will live in it , and it will be desolate forever . '
Dia hiteny ianao hoe : " Yaveh , Ianao mihintsy no nanambara fa ho ravainao ity toerana ity , ary tsy hisy olona na biby hiaina ao aminy , ary ho rava mandrakizay izy .
JER 51:63     Alignment score: 0.377 → 0.392
Then when you have finished reading this scroll , tie a stone to it and throw it into the middle of the Euphrates .
Dia rehefa vitanao ny famakiana io horonan - taratasy io , dia afatory amin ' ny vato izany ary atsipazo eny afovoan'ireo Eofrata .
JER 51:64     Alignment score: 0.36 → 0.373
Say , ' Babylon will sink like this . It will not arise
because of the disaster that I am sending against it , and they will fall . ' " Jeremiah 's words end here .
Lazao hoe : " Ho rendrika tahaka izany i Babylona . Tsy ho tafatsangana izy noho ireo loza izay alefako hanohitra azy , dia hianjera izy . " Tapitra eto ny tenin'i Jeremia .
JER 51     Average alignment score: 0.373 for 64 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52