Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 21:1     Alignment score: 0.62 → 0.622
The word came to Jeremiah from Yahweh when King Zedekiah sent Pashhur son of Malkijah and Zephaniah son of Maaseiah the priest to him , and they said ,
Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy amin'i Yaveh rehefa nandefa an'i Pasora zanaka lahin'i Malkia sy i Zefania zanaka lahin'i Mahasela mpisorona tany
aminy i Zedekia mpanjaka . Dia hoy izy ireo taminy :


JER 21:2     Alignment score: 0.39 → 0.394
" Seek advice from Yahweh on our behalf , for Nebuchadnezzar king of Babylon is making war on us . Perhaps Yahweh will do miracles for us , as in times past , and will make him withdraw from us . "
" Mangataha hevitra amin'i Yaveh ho anay , fa manangana ady aminay i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona . Hanao ireo fahagagana ho anay angamba Yaveh , toy ny tamin ' ny andro taloha , ka hampiala azy eo aminay . "
JER 21:3     Alignment score: 0.588
So Jeremiah said to them , " This is what you must say to Zedekiah ,
Ka hoy Jeremia tamin'izy ireo : " Izao no tsy maintsy lazainareo an'i Zedekia ,
JER 21:4     Alignment score: 0.316 → 0.33
' Yahweh , God of Israel , says this : See , I am about to turn back the instruments of war that are in your hand , with which you are fighting against the king of Babylon and the Chaldeans who are closing you in from outside the walls ! For I will gather them in the middle of this city .
' Yaveh , Andriamanitr'Israely , miteny izao : " Indro , hampiverina ireo fitaovam - piadiana izay eo an - tananareo aho , niaraka amin'izay niadinareo hanohitra ny mpanjakan
' ny Babylona sy ireo Kaldeana izay nanatona anareo avy tany ivelan'ireo manda ! Fa hanangona azy ireo ho eo ampovoan'ity tanàna ity .
JER 21:5     Alignment score: 0.298
Then I myself will fight against you with a raised hand and a strong arm , and with wrath , fury , and great anger .
Dia Izaho tenako no hiady aminao miaraka amin ' ny tanana
mitsotra sy sandry mafy , sy miaraka amin ' ny fahasosorana , fahavinirana , ary fahatezerana lehibe .
JER 21:6     Alignment score: 0.442 → 0.445
For I will attack the inhabitants of this city , both man and animal . They will die in a severe plague .
Dia hanafika ireo mponin'ity tanàna ity Aho , na ny olona na ny biby . Ho faty amin ' ny areti - mandringana mafy izy ireo .
JER 21:7     Alignment score: 0.49 → 0.495
After this this is Yahweh 's declaration Zedekiah king of Judah , his servants , the people , and whoever remains in this city after the plague , the sword , and the famine , I will give them all into the hand of Nebuchadnezzar king of Babylon , and into the hand of their enemies , and into the hand of those seeking their life
. Then he will kill them with the edge of the sword . He will not pity them , spare them , or have compassion . '
Aorian'izany izao no fanambaran'i Yaveh Zedekia mpanjakan'i Joda , ireo mpanompony , ny vahoaka , sy ireo izay mijanona eto amin'ity tanàna ity aorian ' ny areti - mandringana , ny sabatra , ary ny mosary , dia homeko ho eo an - tanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona izy rehetra , sy eo an - tanan'ireo fahavalony , ary eo an - tanan'ireo izay mifofo ny ain'izy ireo . Dia hamono azy ireo amin ' ny lelan - tsabatra izy . Tsy hiantra azy ireo izy , tsy hamindra fo azy ireo , na hanana fangoraham - po . '
JER 21:8     Alignment score: 0.363
Then to this people you must say , ' Yahweh says this : See , I am about to place before you the way of life and the way of death .
Ary aoka ho lazainao amin'io vahoaka io hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh : " Indro , ho apetrako manoloana anareo ny lalan ' ny fiainana sy ny lalan ' ny fahafatesana .
JER 21:9     Alignment score: 0.352
Anyone staying in this city will die by the sword , famine , and plague ; but anyone going out and falling on his knees before the Chaldeans who have closed in against you will live . His life will be his loot .
Izay mijanona amin'ity tanàna ity dia ho fatin ' ny sabatra , mosary ary ny areti - mandringana ; fa izay mivoaka ka mianjera eo amin ' ny lohaliny eo anoloan'ireo Kaldeana izay nanao fahirano anao dia ho velona . Handositra hiaraka amin ' ny ainy izy .
JER 21:10     Alignment score: 0.462
For I have set my face against this city in order to bring disaster and not to bring good this is Yahweh 's declaration . It has been given into the hand of the king of Babylon and he will burn it . '
Fa efa nanandrina ny tavako hanohitra ity tanàna ity aho mba hitondra loza fa tsy hitondra soa izany no fanambaran'i Yaveh . Efa natolotra eo an - tanan
' ny mpanjakan'i Babylona ary ho dorany izany . '
JER 21:11     Alignment score: 0.378 → 0.413
Concerning the house of the king of Judah , listen to the word of Yahweh .
Henoy ny tenin'i Yaveh mahakasika ny taranakin ' ny mpanjakan
' ny Joda .
JER 21:12     Alignment score: 0.36 → 0.365
House of David , Yahweh says , ' Bring about justice in the morning . Rescue the one who has been robbed by the hand of the oppressor , or my fury will go out like fire and burn , and there is no one who can quench it , because of the wickedness of your practices .
Ry taranak'i Davida , hoy i Yaveh : " tanteraho ny rariny amin ' ny maraina . Vonjeo eny an - tanan
' ny mpampahory ilay voaroba , fandrao hivoaka toy ny afo ny hatezerako ka handoro , ary tsy hisy na iray aza ka afaka hamono izany , noho ireo asa ratsinao .
JER 21:13     Alignment score: 0.356 → 0.38
See , inhabitant
of the valley ! I am against you , rock of the plain this is Yahweh 's declaration I am against anyone who is saying , " Who will come down to attack us ? " or " Who will enter our houses ? "
Indro , ry mponin ' ny loasaha ! Manohitra anao Aho , ry vaton ' ny lemaka izao no fanambaran'i Yaveh Izaho dia manohitra ireo izay rehetra manao hoe : " Iza no hidina hanafika anay ? " na hoe : " Iza no hiditra ao an - tranonay ? "
JER 21:14     Alignment score: 0.385 → 0.4
I have assigned the fruit of your practices to come
against you this is Yahweh 's declaration and I will light a fire in the thickets , and it will consume everything around it . ' "
Nanendry ny vokatrin'ireo asanao ho avy hanohitra anao Aho Izany no fanambaran'i Yaveh ary andrehitra afo any amin'ireo kirihitr'ala aho , ary handevona ireo rehetra izay manodidina azy izany . "
JER 21     Average alignment score: 0.416 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52