Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 25:1     Alignment score: 0.631 → 0.632
This is the word that came to Jeremiah about all the people of Judah . It came in the fourth year of Jehoiakim son of Josiah , king of Judah . That was the first year of Nebuchadnezzar , king of Babylon .
Izao no teny tonga tamin ' ny Jeremia mahakasika ny olon'i
Joda rehetra . Tonga izany tamin ' ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima zanak'i Josia , mpanjakan'i Joda . Taona voalohany nanjakan'i Nebokadnezara , mpanjakan'i Babylona izany .


JER 25:2     Alignment score: 0.701
Jeremiah the prophet proclaimed this to all the people of Judah and all the inhabitants of Jerusalem .
Jeremia mpaminany nanambara izao tamin ' ny olona rehetra tao Joda sy ny mponin'i
Jerosalema rehetra .
JER 25:3     Alignment score: 0.433 → 0.454
He said , " For twenty - three years , from the thirteenth year of Josiah son of Amon
, king of Judah until this day , Yahweh 's words have been coming to me and I have spoken to you again and again , but you have not listened .
Hoy izy hoe : " Nandritra ny telo amby roapolo taona , tamin ' ny fahatelo ambin ' ny folo taona nanjakan'i Josia zanak'i Amona , mpanjakan'i Joda mandrak'ankehitriny , dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh ary efa nolazaiko anareo hatrany hatrany , fa tsy nihaino ianareo .
JER 25:4     Alignment score: 0.372
Yahweh sent out all his servants the prophets to you again and again , but you have not listened or turned your ear to hear .
Nandefa ireo mpaminany mpanompony rehetra ho eo aminareo hatrany hatrany i Yaveh , fa tsy nihaino azy ianareo na niraharaha .
JER 25:5     Alignment score: 0.321 → 0.316
These
prophets said , ' Let each man turn from his wicked way and the wickedness of his practices and return to the land that Yahweh gave in ancient times to your ancestors and to you , as a permanent gift .
Ireo mpaminany niteny hoe : ' Aoka ny olona tsirairay hiala amin ' ny fomba ratsiny sy ny kolikoly fanaony ary hiverena any amin ' ny tany izay nomen'i Yaveh ny razambenareo tamin ' ny andro fahiny sy ho anareo , ho fanomezana maharitra .
JER 25:6     Alignment score: 0.245
So do not walk after other gods to worship them or bow down to them , and do not provoke him with the work of your hands so that he does you harm . '
Ka aza manaraka amin'ireo andriamanitra hafa mba hanompo na hiankohoka amin'izy ireo , ary aza miantsy Azy amin'ireo asan ' ny tananareo mba tsy hanisiany ratsy anareo . '
JER 25:7     Alignment score: 0.366 → 0.37
But you have not listened to me this is Yahweh 's declaration so you have provoked me with the work of your hands to do harm to you .
Kanefa tsy nohenoinareo Aho izao no fanambaran'i Yaveh koa efa niantsy
Ahy ianareo amin ' ny asan ' ny tananareo mba hanisy ratsy anareo .
JER 25:8     Alignment score: 0.45 → 0.449
So Yahweh of hosts says this , ' Because you did not listen to my words ,
Koa Yaveh Tompon ' ny maro nilaza izao : ' Satria tsy nihaino ireo teniko ianareo ,
JER 25:9     Alignment score: 0.476 → 0.481
see , I am about to send out a command to gather all the peoples of the north this is Yahweh 's declaration with Nebuchadnezzar my servant , king of Babylon , and bring them against this land and its inhabitants , and against all the nations around you . For I will set them apart for destruction . I will turn them into a horror , an object for hissing , and an unending desolation .
indro , handefa didy hanangonana ny olona rehetra avy any avaratra Aho izany no fanambaran'i Yaveh miaraka amin'i Nebokadnezara mpanompoko , mpanjakan'i Babylona , ary hitondra azy ireo hanohitra izao tany izao sy ireo mponiny
Aho , ary hanohitra ireo firenena rehetra manodidina anareo . Fa ho atokako izy ireo amin ' ny fandringanana . Ho avadiko ho horohoro , sy zavatra mampisiotsioka , ary faharavana tsy misy fahataperana izy ireo .
JER 25:10     Alignment score: 0.305 → 0.335
I will put an end to the sound of joy and sound of gladness , the sound of the groom and the sound of the bride , the sound of the millstones and the light of the lamp .
Hatsahatro
ny feon ' ny fifaliana ary ny feon ' ny firavoravoana , ny feon ' ny mpampakatra ary ny feon ' ny ampakarina , ny feon ' ny vato fikosoham - bary ary ny fahazavan ' ny jiro .
JER 25:11     Alignment score: 0.507
Then all of this land will become a desolation and a horror , and these
nations will serve the king of Babylon for seventy years .
Dia ho tonga faharavana sy horohoro ity tany rehetra ity , ary ireo firenena ireo hanompo ny mpanjakan'i Babylona mandritra ny fitopolo taona .
JER 25:12     Alignment score: 0.532 → 0.544
Then it will happen when seventy years have been completed , that I will punish the king of Babylon and that nation , the land of the Chaldeans this is Yahweh 's declaration for their iniquity and make it an unending desolation .
Ary rehefa feno ny fitopolo taona , dia ho faiziko ny mpanjakan'i Babylona sy izany firenena izany , dia ny tanin'ireo Kaldeana izany no fanambaran'i Yaveh noho ny helok'izy ireo ary ho ataoko ho faharavana tsy misy fahataperana izany .
JER 25:13     Alignment score: 0.363 → 0.396
Then I will carry out against that land all the words that I had spoken , and everything written in this book that Jeremiah has prophesied against all the nations .
Koa ho tanterahiko amin'izany tany izany ny teny rehetra izay efa nolazaiko , ary ny zavatra rehetra voasoratra ao amin'ity boky izay naminanian'i Jeremia hanoherana ireo firenena rehetra ity .
JER 25:14     Alignment score: 0.321
For also many other nations and great kings will make slaves out of these
nations . I will repay them for their deeds and the works of their hands . ' "
Fa hamoaka ireo andevo ao amin'ireo firenena ireo koa ny firenena maro hafa sy ireo mpanjaka lehibe maro hafa . Ho valiako araka ny ataony sy araka ny asan ' ny tanany avy izy ireo .
JER 25:15     Alignment score: 0.334 → 0.335
For Yahweh , God of Israel , said this to me , " Take this cup of the wine of fury from my hand and make all the nations to which I am sending you drink it .
Fa Yaveh , Andriamanitr'Israely , nilaza izany tamiko manao hoe : " Raiso ety an - tanako ity kapoakan - divain
' ny fahatezerana ity ary aoka ireo firenena rehetra izay anirahako anao hisotro izany .
JER 25:16     Alignment score: 0.346 → 0.364
For they will drink and then stagger about and rant madly before the sword that I am sending out among them . "
Fa hisotro izy ireo sy ho tafintohina noho izany ary hivembena toy ny adala anoloan ' ny sabatra izay alefako eo amin'izy ireo . "
JER 25:17     Alignment score: 0.429 → 0.484
So I took the cup from Yahweh 's hand , and I made all the nations to which Yahweh had sent me drink
it :
Koa dia noraisiko avy teo an - tanan'i Yaveh ny kapaoka , ary nampisotroiko izany ny firenena rehetra izay nalefan'i Yaveh ahy :
JER 25:18     Alignment score: 0.368 → 0.37
Jerusalem , the cities of Judah and her kings and officials to turn them into ruins and a waste , and into an object for hissing and cursing , as they are at this present day .
dia i Jerosalema , ireo tanàn
- dehiben'i Joda sy ny mpanjakany ary ireo manam - pahefana mba hamadika azy ireo ho faharavana sy zavatra mampatahotra , sy zavatra mampisiotsioka sy fanozonana , tahaka azy ireo amin'izao andro izao .
JER 25:19     Alignment score: 0.479 → 0.48
Other nations also had to drink
it : Pharaoh king of Egypt and his servants ; his officials and all his people ;
Tsy maintsy nisotro izany koa Ireo firenena hafa : Farao mpanjakan'i Egypta sy ireo mpanompony ; ireo manam - pahefany sy ny vahokany ;
JER 25:20     Alignment score: 0.509 → 0.534
all people of mixed heritage and all the kings of the land of Uz ; all the kings of the land of the Philistines Ashkelon , Gaza , Ekron , and the remnant of Ashdod ;
ny olona rehetra samy hafa fiaviana sy ireo mpanjaka rehetra avy amin ' ny tanin'i Oza ; ireo mpanjaka avy amin ' ny tanin ' ny Filistia rehetra Askelona , Gaza , Ekron
, ary ny sisa any Asdoda ;
JER 25:21     Alignment score: 0.784
Edom and Moab and the people of Ammon .
Edoma sy Moaba ary ny vahoakan'i
Amona .
JER 25:22     Alignment score: 0.452
The kings of Tyre and Sidon , the kings of the coasts on the other side of the sea ,
Ireo mpanjakan'i Tyro sy Sidona , ireo mpanjakan
' ny moron - tsiraka eny ampitan ' ny ranomasina ,
JER 25:23     Alignment score: 0.379 → 0.414
Dedan , Tema
, and Buz with all the ones who cut the hair on the sides of their heads very short , they also had to drink it .
Dedana , Tema , ary Boza miaraka amin'ireo olona rehetra izay nanapaka ny sisin ' ny volondohan'izy ireo , tsy maintsy nisotro izany ihany koa izy ireo .
JER 25:24     Alignment score: 0.333 → 0.339
All the kings of Arabia and all the kings of people of mixed heritage who live in the wilderness ;
Ireto olona
ireto dia tsy maintsy nisotro izany ihany koa : ny mpanjakan'i Arabia rehetra ary ny mpanjakan ' ny vahoaka samy hafa fiaviana rehetra izay monina any an'efitra ;
JER 25:25     Alignment score: 0.428 → 0.457
all the kings of Zimri , all the kings of Elam , and all the kings of the Medes ;
ny mpanjakan'i Zimry rehetra , ny mpanjakan'i Elama rehetra , ary ny mpanjakan'i Media rehetra ;
JER 25:26     Alignment score: 0.349 → 0.349
all the kings of the north , the ones close by and the ones far away everyone with his brother and all the kingdoms of the world that are on the surface of the earth , all of them had to drink
the cup from Yahweh 's hand . Finally , the king of Babylon will also drink from that cup .
ny mpanjakan ' ny avaratra rehetra , na ny akaiky ary na ny lavitra ny olona tsirairay miaraka amin ' ny rahalahiny ary ny fanjakana rehetra eo amin'izao tontolo izao izay eo ambonin ' ny tany . Tao aorian'izy rehetra ireo dia ny mpanjakan'i Babylona no hisotro farany .
JER 25:27     Alignment score: 0.322 → 0.368
Yahweh said to me , " Now you must say to them , ' Yahweh of hosts , God of Israel , says this : Drink and become
drunk , then vomit , fall down , and do not rise before the sword that I am sending among you . '
Nilaza tamiko Yaveh hoe : " Ankehitriny tsy maintsy hilaza amin'izy ireo ianao hoe : ' Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , nilaza izao : misotroa ary mimamoa , ary mandoava , mianjerà , ary aza mitsangana manoloana ny sabatra izay nalefako eo aminareo . '
JER 25:28     Alignment score: 0.376 → 0.375
Then it will happen that if they refuse to take the cup from your hand to drink , you will say to them , ' Yahweh of hosts says this : You must certainly drink it .
Ary raha mandà tsy handray ilay kapoaka ho sotroina eny an - tananao
izy ireo , dia lazao izy ireo hoe : ' nilaza izao Yaveh tompon ' ny maro hoe : tsy maintsy misotro izany tokoa ianareo .
JER 25:29     Alignment score: 0.416 → 0.425
For see , I am about to bring disaster on the city that is called by my name , and should you yourselves be free from punishment ? You will not be free , for I am calling a sword against all the inhabitants of the land ! this is the declaration of Yahweh of hosts . '
Fa indro , hitondra loza eo amin'ilay tanàna izay nantsoina tamin ' ny anarako Aho , dia tokony ho afaka amin ' ny famaizana ve ianareo ? Tsy ho afaka ianareo , satria hiantso ny sabatra hanohitra ny mponina rehetra amin'ilay tany Aho ! izany no fanambaran
' i Yaveh Tompon ' ny maro . '
JER 25:30     Alignment score: 0.347
You must prophesy all these
words against them , and say to them , ' Yahweh will roar from the heights and he will shout with his voice from his holy dwelling , and he will roar mightily against his fold ; and he will shout , like those who tread the grapes against all those who live on the earth .
Tsy maintsy maminany ireo teny rehetra amin'izy ireo ianao , ary lazao azy ireo hoe : ' Hierona avy any amin ' ny avo i Yaveh ary hanandratra ny feony avy eny amin ' ny fitoerany masina , ary hierona mafy amin ' ny fiforetany Izy ; ary hihiaka Izy , tahaka ireo izay manitsakitsaka ny voaloboka manohitra ireo rehetra izay miaina eto tany .
JER 25:31     Alignment score: 0.437 → 0.452
The sound of battle will resound to the ends of the earth , for Yahweh brings charges against the nations , and he brings judgment on all flesh , and the wicked ones he will put to the sword this is Yahweh 's declaration . '
Ny feon'ady hanakoako hatrany amparan ' ny tany , fa Yaveh mitondra fiampangana amin'ireo firenena , ary mitondra fitsarana eo amin ' ny nofo rehetra Izy . Hanolotra ireo ratsy fanahy eo amin ' ny sabatra Izy izany no fanambaran'i Yaveh . '
JER 25:32     Alignment score: 0.316 → 0.316
Yahweh of hosts says this , ' See , disaster is going out from nation to nation , and a great storm is beginning from the farthest parts of the earth .
Yaveh Tompon ' ny maro nilaza izao hoe : ' Indro , hivoaka hitety firenena ny loza , ary miala avy any amin ' ny faritra lavitra indrindra amin ' ny tany ny tafio - drivotra mahery .
JER 25:33     Alignment score: 0.363 → 0.388
Then those killed by Yahweh will on that day extend from one end of the earth to the other ; they will not be mourned , gathered , or buried . They will be like dung on the ground .
Ary ireo izay novonoin'i
Yaveh amin'izany andro izany dia hihitatra hatrany amin ' ny fiafaran ' ny tany iray ka hatramin ' ny ilany hafa ; tsy hisaonana izy ireo , na hoangonina , na ho alevina . Ho tahaka ny zezika eo ambonin ' ny tany izy ireo .
JER 25:34     Alignment score: 0.37 → 0.375
Wail , shepherds
, and shout for help ! Roll about in the dust , you noblemen of the flock , for the days of your slaughter have come ; you will be scattered when you fall like fine pottery .
Midradradradrà , ry mpiandry ondry , ary miantsoa vonjy ! Mihodikodina eo amin ' ny vovoka , ianareo ry mpitarika ny ondry , fa efa tonga ny andro famonoana anareo ; hiparitaka toy ny vilany manify ianareo rehefa mianjera .
JER 25:35     Alignment score: 0.293
There is no refuge for the shepherds
, there will be no escape for the noblemen of the flock .
Tsy misy fialofana ho an'ireo mpiandry ondry , tsy ho afa - mandositra ireo mpitarika ny ondry .
JER 25:36     Alignment score: 0.259 → 0.29
Hear the outcry of the shepherds
and the wails of the noblemen of the flock , for Yahweh is destroying their pastures .
Henoy ny tomanin'ireo mpiandry ondry sy ny fidradradradran'ireo mpitarik'ondry , fa simbain'i Yaveh ny ahitr'izy ireo .
JER 25:37     Alignment score: 0.271 → 0.285
So the peaceful pastures will be devastated because of Yahweh 's fierce anger .
Koa ho ravarava ireo ahitra noho fasiahan ' ny fahatezeran'i
Yaveh .
JER 25:38     Alignment score: 0.324 → 0.339
Like a young lion , he has left his den , for their land will become a horror because of the oppressor 's anger , because of his angry wrath . ' "
Tahaka ny liona tanora , nandao ny zohiny izy , satria ny tanin'izy ireo dia ho tonga horohoro noho ny fahatezeran
' ny mpampahory , noho ny firehetan ' ny fahatezerany . "
JER 25     Average alignment score: 0.408 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52