Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 26:1     Alignment score: 0.446 → 0.455
In the beginning of the reign of Jehoiakim son of Josiah , king of Judah , this word came from Yahweh , saying ,
Tamin ' ny fiandohan ' ny fanjakan'i Joiakima zanaka lahin'i Josia , dia tonga avy amin'i Yaveh izao teny izao , nanao hoe :


JER 26:2     Alignment score: 0.284 → 0.287
" Yahweh says this : Stand in the courtyard of my house and speak about all the cities of Judah who come
to worship at my house . Proclaim all the words that I have commanded you to say to them . Do not cut short any word !
" Yaveh niteny hoe : " Mitsangàna eo amin ' ny kianjan ' ny tranoko ary lazao amin ' ny tanànan'i Joda rehetra izay tonga hanao fanompoam - pivavahana ao an - tranoko . Ambarao ny teny rehetra izay nandidiko anao ho lazainao amin'izy ireo . Aza misy teny hanalana !
JER 26:3     Alignment score: 0.218 → 0.217
It may be that they will listen , that each man will turn from his wicked ways , so I will relent concerning the disaster that I am planning to bring on them because of the wickedness of their deeds .
Angamba mba hihaino izy ireo , ka hiala amin'ireo lalan
- dratsiny ny olona tsirairay , ka hihazona ny loza izay efa nokasaiko ho entina eo amin'izy ireo nohon ' ny faharatsian ' ny fomba fanaon'izy ireo Aho .
JER 26:4     Alignment score: 0.304
So you must say to them , ' Yahweh says this : If you do not listen to me so as to walk in my law that I have placed before you
Koa tsy maintsy milaza amin'izy ireo ianao hoe:'Izao no nambaran'i
Yaveh : Raha tsy mihaino ahy ianareo ka tsy mandeha araka ny lalàko izay napetrako teo anatrehanareo
JER 26:5     Alignment score: 0.302 → 0.307
if you do not listen to the words of my servants the prophets whom I am persistently sending to you but you have not listened !
raha tsy mihaino
ny tenin'ireo mpaminany mpanompoko ianareo izay nikirizako nalefa taminareo ianareo fa tsy nihaino ianareo !
JER 26:6     Alignment score: 0.418
then I will make this house like Shiloh ; I will turn this city into a curse in the sight of all the nations on earth . ' "
dia ho ataoko tahaka an'i Silo ity trano ity ; ho ataoko ozona eo imason'ireo firenena rehetra eran ' ny tany ity tanàna ity . ' "
JER 26:7     Alignment score: 0.405 → 0.47
The priests , the prophets , and all the people heard Jeremiah announcing these
words in the house of Yahweh .
Ireo mpisorona , ireo mpaminany , sy ny olona rehetra dia naheno an'i Jeremiah nanambara izany teny izany tao an - tranon'i Yaveh .
JER 26:8     Alignment score: 0.398 → 0.399
So it happened that when Jeremiah had finished announcing all that Yahweh commanded him to say to all the people , the priests , prophets , and all the people seized him and said , " You will certainly die !
Ary raha vao nifarana ny fanambaran'i
Jeremia ny teny rehetra izay nandidin'i Yaveh azy ho lazainy tamin ' ny olona rehetra , dia nisambotra azy ireo mpisorona , ireo mpaminany , sy ny olona rehetra ka nanao hoe : " tena ho faty ianao !
JER 26:9     Alignment score: 0.462
Why have you prophesied in Yahweh 's name and said that this house will become like Shiloh and this city will become
desolate , with no inhabitant ? " For all the people had assembled together against Jeremiah in the house of Yahweh .
Nahoana ianao no naminany tamin ' ny anaran'i Yaveh ary nilaza fa ity trano ity dia ho tonga tahaka an'i Silo ary ity tanàna ity dia ho lao , ary tsy hisy mponina ? Fa ny vahoaka rehetra nitangorona nanohitra an'i Jeremia tao an - tranon'i Yaveh .
JER 26:10     Alignment score: 0.44 → 0.439
Then the officials of Judah heard these
words and went up from the house of the king to the house of Yahweh . They sat in the gateway at the New Gate of the house of Yahweh .
Ary naheno izany teny izany ireo manam - pahefan'i Joda ary niakatra avy any an - tranon ' ny mpanjaka ho any an - tranon'i Yaveh . Nipetraka teo am - bavahady teo amin ' ny Vavahady Vaovaon ' ny tranon'i Yaveh izy ireo .
JER 26:11     Alignment score: 0.426 → 0.427
The priests and the prophets spoke to the officials and to all the people . They said , " It is right for this man to die , for he prophesied against this city , just as you heard with your own ears ! "
Ireo mpisorona sy ireo mpaminany niresaka tamin'ireo manam - pahefana sy ny olona rehetra . Hoy izy ireo : " Rariny ho an'ity lehilahy ity ny ho faty , fa naminany nanohitra ity tanàna ity izy , araka izay renareo tamin ' ny sofinareo ! "
JER 26:12     Alignment score: 0.508 → 0.509
So Jeremiah spoke to all the officials and all the people and said , " Yahweh has sent me out to prophesy against this house and this city , to say all the words that you have heard .
Koa niresaka tamin'ireo manam - pahefana rehetra sy ny vahoaka rehetra i Jeremia ka nilaza hoe : " Yaveh no nandefa ahy haminany hanohitra ity trano sy tanàna ity , mba hilaza ny teny rehetra izay efa renareo .
JER 26:13     Alignment score: 0.384
So now , improve your ways and your practices , and listen to the voice of Yahweh your God so that he will relent concerning the disaster that he has proclaimed against you .
Koa ankehitriny , hatsarao ny lalanareo sy ny fanaonareo , ary mihainoa ny feon'i
Yaveh Andriamanitrareo mba hanenenany ny mahakasika ny loza izay nambarany hanoherana anareo .
JER 26:14     Alignment score: 0.195 → 0.243
I myself look at me ! am in your hand . Do to me what is good and right in your eyes .
Izaho mihintsy no eo an - tananareo_jereo aho ! Ataovy amiko izay tsara sy marina eo imasonareo
.
JER 26:15     Alignment score: 0.346 → 0.355
But you must surely know that if you kill me , then you are bringing innocent blood on yourselves and on this city and its inhabitants , for Yahweh has truly sent me to you to proclaim all these
words for your ears . "
Fa tokony ho fantatrareo tokoa fa raha mamono ahy ianareo , dia hitondra marina ho an ' ny tenanareo sy ho an'ity tanàna ity sy ny mponina ao aminy , fa Yaveh tokoa no nandefa ahy teo aminareo hanambara ireo teny rehetra ireo ho ren ' ny sofinareo .
JER 26:16     Alignment score: 0.405
Then the officials and all the people said to the priests and prophets , " It is not right for this man to die , for he has proclaimed things to us in the name of Yahweh our God . "
Ary ireo manam - pahefana sy ny olona rehetra niteny tamin'ireo mpisorona sy ireo mpaminany hoe : " Tsy mendrika ny ho faty ity lehilahy ity satria nanambara zavatra tamintsika tamin ' ny anaran'i
Yaveh Andriamanitsika izy . "
JER 26:17     Alignment score: 0.334
Then men from the elders of the land rose up and spoke to the entire assembly of the people .
Koa dia nitsangana ireo loholon
' ny tany ka niteny tamin ' ny fiangonan ' ny olona manontolo .
JER 26:18     Alignment score: 0.519 → 0.527
They said , " Micah of Moresheth was prophesying in the days of Hezekiah king of Judah . He spoke to all the people of Judah and said , ' Yahweh of hosts says this : Zion will become
a plowed field , Jerusalem will become a heap of rubble , and the hill of the temple will become a thicket . '
Hoy izy ireo hoe : " Mika Morastita dia naminany tamin ' ny andron'i Hezekia mpanjakan ' ny Joda . Niresaka tamin ' ny vahoakan'i Joda rehetra izy ka nanao hoe : ' Yaveh Tompon ' ny maro nilaza izao : ho hasaina tahaka ny saha i Ziona , ho tonga korontam - bato iJerosalema , ary ny tendrombohitrin ' ny tempoly dia ho tonga havoana rakotra kirihitrala . '
JER 26:19     Alignment score: 0.382 → 0.382
Did Hezekiah king of Judah and all of Judah put him to death ? Did he not fear Yahweh and appease the face of Yahweh so that Yahweh would relent concerning the disaster that he proclaimed to them ? So will we do greater evil against our own lives ? "
Namono azy ve i Hezekia mpanjakan
' ny Joda sy ny Joda rehetra ? Tsy natahotra an'i Yaveh ve izy ka nampitony ny tavan'i Yaveh mba hanajanonan'i Yaveh ny loza izay efa nambarany azy ireo ? Koa hanao zava - dratsy lehibe amin ' ny aintsika ihany ve isika ? "
JER 26:20     Alignment score: 0.551
Meanwhile there was another man who prophesied in the name of Yahweh Uriah son of Shemaiah from Kiriath Jearim he also prophesied against this city and this land , agreeing with all of Jeremiah 's words .
Teo anilan'izany ihany koa dia nisy lehilahy hafa izay naminany tamin ' ny anaran'i
Yaveh Oria zanaka lahin'i Semaia avy amin'i Kiriata Jearima izy koa dia naminany hanohitra ity tanàna sy tany ity , nifanaraka tamin ' ny tenin'i Jeremia rehetra .
JER 26:21     Alignment score: 0.495 → 0.494
But when King Jehoiakim and all his soldiers and officials heard his word , then the king tried to put him to death , but Uriah heard and was afraid , so he ran away and went to Egypt .
Fa rehefa ren'i Joiakima mpanjaka sy ny miaramilany rehetra sy ny manam - pahefany
ny teniny , dia niezaka ny hamono azy ny mpanjaka , saingy nandre izany i Oria ka natahotra , dia nandositra ary lasa nankany Egypta .
JER 26:22     Alignment score: 0.675
Then King Jehoiakim sent out men to go to Egypt Elnathan son of Akbor and men to go into Egypt after Uriah .
Ary nandefa lehilahy ho any Egypta ny mpanjaka Joiakima Elnatana zanaka lahin'i Akbora sy lehilahy handeha ho any Egypta hanaraka an'i Oria .
JER 26:23     Alignment score: 0.493 → 0.501
They took Uriah out from Egypt and brought him to King Jehoiakim . Then Jehoiakim killed him with a sword and sent his corpse out to the graves of the ordinary people .
Nalain'izy ireo hivoaka avy tao Egypta i Oria ary nentina teo amin'i Joiakima mpanjaka izy . Ary dia novonoin'i
Joiakima tamin ' ny sabatra izy ary nalefany tany amin'ireo fasan ' ny olon - tsotra ny fatiny .
JER 26:24     Alignment score: 0.455
But the hand of Ahikam son of Shaphan was with Jeremiah , so he was not given into the hand of the people to be put to death .
Fa ny tanan'i
Ahikama zanaka lahin'i Safana dia niaraka tamin'i Jeremia , ka tsy natolotra teo ampelan - tanan ' ny vahoaka mba ho vonoina izy .
JER 26     Average alignment score: 0.422 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52