Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 50:1     Alignment score: 0.558
This is the word that Yahweh declared about Babylon , the land of the Chaldeans , by the hand of Jeremiah the prophet ,
Izao ny teny nambaran'i Yaveh ny mahakasika an'i Babylona , ilay tanin'ireo Kaldeana , tamin ' ny alalan'i
Jeremia mpaminany :


JER 50:2     Alignment score: 0.316 → 0.315
" Report to the nations and cause them to listen . Lift up a signal and cause them to listen . Do not conceal it . Say , ' Babylon is taken . Bel is made ashamed . Marduk is dismayed . Its idols are put to shame ; its images are dismayed . '
" Tantero any amin'ireo firenena ary asaivo mihaino
izy ireo . Asandrato ny famantarana ary asaivo mihaino izy ireo . Aza afenina izany . Lazao hoe : ' Babo i Babylona . Nalaina baraka i Bela . Nivadi - po i Merodaka . Nalaim - baraka ireo sampiny ; nivadi - po ireo sarin - javany . '
JER 50:3     Alignment score: 0.331 → 0.331
A nation from the north will arise
against it , and make her land a desolation . No one will live in it ; both men and animals will flee away .
Hitsangana hamely azy ny firenena avy any avaratra , mba hahatonga ny taniny ho faharavana . Tsy misy , na olona na biby , hiaina ao amin'izany . Handositra izy ireo .
JER 50:4     Alignment score: 0.427 → 0.436
In those
days and at that time this is Yahweh 's declaration the people of Israel and the people of Judah will come together to go with weeping and seek Yahweh their God .
Amin'izany andro izany ary amin'izany fotoana izany izany no fanambaran'i Yaveh _ ny vahoakan'Israely sy ny vahoakan'i Joda dia hiara - tonga mba handeha amim - pitomaniana ary hitady an'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo .
JER 50:5     Alignment score: 0.36 → 0.36
They will ask the way to Zion and will set off toward it , saying , We will go and join ourselves to Yahweh in an everlasting covenant that will not be forgotten . "
Hanontany ny lalana mankany Ziona izy ireo ary hamakivaky izany , manao hoe : Handeha izahay ary hanatona an'i Yaveh amin ' ny fanekena mandrakizay izay tsy ho adinoina . "
JER 50:6     Alignment score: 0.311 → 0.318
My people have been a lost flock . Their shepherds
have led them astray in the mountains ; they have turned them around from hill to hill . They went , they have forgotten their resting place .
Ondry very ny oloko . Nitarika azy ireo any amin ' ny lalan - diso any an - tendrombohitra ireo mpiandry ondrin'izy ireo ; navilin'izy ireo erakin ' ny havoana izy ireo . Nandeha izy ireo , ka nanadino ny toerana izay nonenany .
JER 50:7     Alignment score: 0.423 → 0.448
Everyone who went out to them devoured them . Their adversaries said , ' We are not guilty , because they sinned against Yahweh , their true home Yahweh , the hope of their ancestors . '
Ny olona rehetra izay nivoaka teo amin'izy ireo dia namiravira azy ireo . Hoy ireo fahavalony hoe : " Tsy meloka izahay , satria izy ireo dia nanota tamin'i Yaveh , fonenany marina izy ireo dia i Yaveh , ilay fanantenan'ireo razamben'izy ireo . '
JER 50:8     Alignment score: 0.333
Leave from the midst of Babylon ; go out from the land of the Chaldeans ; be like male goats that leave before the rest of the flock does .
Mialà ao afovoan'i
Babylona ; mivoaha avy ao amin ' ny tanin ' ny Kaldeana , aoka ianareo ho tahaka ireo osy lahy izay miala alohan ' ny andehanan ' ny ondry sisa .
JER 50:9     Alignment score: 0.36 → 0.377
For see , I am about to set in motion and raise up a group of great nations from the north against Babylon . They will arrange themselves against her . Babylon will be captured from there . Their arrows are like a skilled warrior who does not return empty - handed .
Fa indro , efa an - dalam - pametrahana ny hetsika sy hanangana ny vondron'ireo firenena lehibe avy any avaratra hamely an'i Babylona Aho . Hifandamina hanohitra azy izy ireo . Ho samborina avy any i Babylona . Ho tahaka ny mpiady mahay izay tsy miverina
tanam - polo ny zana - tsipìkan'izy ireo .
JER 50:10     Alignment score: 0.493 → 0.507
Chaldea will become
plunder . All those who plunder it will be satisfied this is Yahweh 's declaration .
Ho lasa babo i Kaldea . Ho afa - po ireo rehetra izay mambabo azy izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 50:11     Alignment score: 0.214 → 0.235
You rejoice , you celebrate the plundering of my inheritance ; you jump around like a calf stamping in its pasture ; you neigh like a powerful horse .
Mifaly , mankalaza ny fahababoan ' ny lovako ianareo ; mitsambikimbikina tahaka ny zanak'ondry eny amin ' ny fihinanam - bilony ianareo ; maneno tahaka ny soavaly mahery ianareo .
JER 50:12     Alignment score: 0.378
So your mother will be greatly ashamed ; the one who bore you will be embarrassed . See , she will be the least of nations , a wilderness , a dry land , and a desert .
Ka ho afa - baraka tokoa ny reninareo ; izay niteraka anareo dia ho menatra . Indro , ho kely indrindra amin'ireo firenena izy , ho tany efitra , tany maina , ary tany
hay .
JER 50:13     Alignment score: 0.394 → 0.396
Because of Yahweh 's anger , Babylon will not be inhabited , but will be a complete devastation . Everyone who passes
by will be appalled because of Babylon and will hiss because of all of its wounds .
Nohon ' ny fahatezeran'i Yaveh , dia tsy honenana intsony , fa ho faharavana tanteraka i Babylona . Ny olona rehetra izay mandalo dia hangovitra noho i Babylona ary hisiotsioka nohon ' ny feriny rehetra .
JER 50:14     Alignment score: 0.376 → 0.386
Arrange yourselves against Babylon all around her . Everyone who bends a bow must shoot at her . Do not spare any of your arrows , for she has sinned against Yahweh .
Mifandamìna hamely an'i Babylona sy ny manodidina azy rehetra ianareo . Tsy maintsy hitifitra azy ny olona rehetra izay manenjana ny tsipìkany . Aza misy ajanona ny zana - tsìpikanareo , fa efa nanota tamin'i Yaveh izy .
JER 50:15     Alignment score: 0.29 → 0.289
Raise a shout against her all around ! She has surrendered ; her towers have fallen ; her walls are torn down , for this is Yahweh 's vengeance . Take vengeance on her ! Do to her just as she has done !
Asandrato manodidina azy rehetra ny hiakiaka ! Efa voadidina izy ; efa nianjera ireo tilikambony ; voarodana ireo mandany
, fa izany no valifatin'i Yaveh . Manaova valifaty eo aminy ! Dia ataovy tahaka izay efa nataony !
JER 50:16     Alignment score: 0.394 → 0.394
Destroy both the farmer who sows seed and the one who uses a sickle at the time of harvest in Babylon . Let each person turn back to his own people from the oppressor 's sword ; let them flee to their own land .
Aringano ny mpamboly izay mamafy ny voa sy izay mampiasa ny antsy fijinjana amin ' ny fotoam - pijinjana ao Babylona . Aoka hiverina avy any amin ' ny sabatry
ny mpampahory ho any amin ' ny vahoakany ny olona tsirairay ; aoka izy ireo hiverina any amin ' ny taniny .
JER 50:17     Alignment score: 0.398 → 0.469
Israel is a scattered flock driven away by lions . First the king of Assyria devoured him ; then after this , Nebuchadnezzar king of Babylon broke his bones .
Israely dia ondry naparitaka
sy noroahan ' ny liona . Ny mpanjakan'i Asyria no namiravira azy ireo voalohany ; ary taorian'izay , dia notapahin'i Nabokadnezara mpanjakan'i Babylona ireo taolany .
JER 50:18     Alignment score: 0.539 → 0.539
Therefore Yahweh of hosts , the God of Israel , says this : See , I am about to punish the king of Babylon and his land , just as I punished the king of Assyria .
Noho izany izao no lazain'i Yaveh Tompon ' ny maro , ilay Andriamanitr'Israely : " Indro , efa manafay ny mpanjakan'i Babylona sy ny taniny
Aho , tahaka ny namaizako ny mpanjakan'i Asyria .
JER 50:19     Alignment score: 0.497
I will restore Israel to his homeland ; he will graze on Carmel and Bashan . Then he will be satisfied in the hill country of Ephraim and Gilead .
Hamerina an'Israely any amin ' ny tanindrazany
Aho , hihinana Karmela sy Basana izy . Ary ho afa - po ao amin ' ny tany havoan'i Efraima sy Gileada izy .
JER 50:20     Alignment score: 0.293 → 0.305
In those
days and at that time , says Yahweh , iniquity will be looked for in Israel , but none will be found . I will inquire about the sins of Judah , but none will be found , for I will forgive the remnant that I spare .
Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany , hoy i Yaveh , ho tadiavina ao Israely ny heloka , nefa tsy hahita . Hanontany ny momban ' ny fahotan'i Joda Aho , nefa tsy hahita , fa hamela heloka ny sisa tavela izay namindrako fo Aho . "
JER 50:21     Alignment score: 0.374 → 0.398
" Arise against the land of Merathaim , against it and the ones inhabiting Pekod . Put them to the sword and completely destroy them this is Yahweh 's declaration do everything that I am commanding you .
" Mitsangàna hamely ny tanin'i Merataima , hamely izany sy ireo izay mponina
Pekoda . Apetraho eo amin ' ny sabatra izy ireo ary atokany ho an ' ny faharavana izany no fanambaran'i Yaveh ataovy izay rehetra andidiako anareo .
JER 50:22     Alignment score: 0.16 → 0.204
The sounds of battle and enormous destruction are in the land .
Ao amin ' ny tany
ny feon ' ny ady sy ny faharavana lehibe .
JER 50:23     Alignment score: 0.292 → 0.343
How the hammer of all the lands has been cut apart and destroyed . How Babylon has become an object of horror among the nations .
Endrey ny nanapahana sy namotehana ny tantanan
' ny tany rehetra . Indrisy fa tonga horohoro eo amin'ireo firenena i Babylona .
JER 50:24     Alignment score: 0.365
I have set a trap for you and you were taken , Babylon , and you did not know
it ! You were found and captured , because you opposed Yahweh .
Nametrahako fandrika ianao ka tratra , ry Babylona , ary tsy nahafantatra izany ianao ! Tratra sy voasambotra ianao , satria nanohitra an'i Yaveh .
JER 50:25     Alignment score: 0.383 → 0.384
Yahweh has opened his armory and is bringing out the weapons for carrying out his anger . There is work for the Lord Yahweh of host in the land of the Chaldeans .
Efa nanokatra ny fitoeran ' ny fitaovam - piadiany
i Yaveh ary nentiny mivoaka ireo fitaovam - piadiana ho fanehoany ny fahatezerany . Misy asa ho an'i Yaveh Tompon ' ny maro ao amin ' ny tanin ' ny Kaldeana .
JER 50:26     Alignment score: 0.243 → 0.251
Attack her from far away . Open her granaries and pile her up like heaps of grain . Set her apart for destruction . Leave no remnant of her .
Tafio avy lavitra izy . Sokafy ny fitoeram - bokany ary akorotano tahaka ny antontam - bary
izy . Atokano ho an ' ny faharavana izy . Aza avela hisy tavela ny aminy .
JER 50:27     Alignment score: 0.35 → 0.393
Kill all her bulls . Send
them down to the place of slaughter . Woe to them , for their day has come the time for their punishment .
Vonoy ny ombilahiny rehetra . Ampidino any amin ' ny toerana famonoana ireo . Loza ho azy ireo , fa efa tonga ny androny dia ny fotoana famaizana azy ireo .
JER 50:28     Alignment score: 0.438 → 0.442
There is the sound of those
fleeing , of those who are survivors , from the land of Babylon . These will report the vengeance of Yahweh our God for Zion , and vengeance for his temple .
Injany ny feon ' ny fandosiran'izy ireo , dia ireo sisa tsy maty , avy tany amin ' ny tany Babylona . Izy ireo no hitatitra ny valifatin'i Yaveh Andriamanitsika ho an'i Ziona , sy valifaty ho an ' ny tempoliny . "
JER 50:29     Alignment score: 0.235 → 0.239
" Summon the archers against Babylon all those who bend their bows . Camp against her , and let no one escape . Repay her for what she has done . Do to her by the measure she has used . For she had acted arrogantly against Yahweh against the Holy One of Israel .
" Antsoy ireo mpandefa zana - tsipìka hamely an'i Babylona ireo rehetra izay manenjana ny tsipìkany . Mitobia
hamely azy , ary aza avela hisy afa - mandositra . Valio amin'izay efa nataony izy . Ataovy aminy araka ny izay efa fataony . Fa efa niantsy an'i Yaveh izy , dia ilay Masin'Israely .
JER 50:30     Alignment score: 0.386 → 0.397
So her young men will fall in the city squares , and all her fighting men will be destroyed on that day this is Yahweh 's declaration . "
Ka dia ho lavo eny amin ' ny zoron
- tanàna ireo tovolahiny , ary ho ringana ireo lehilahy mpiadiny rehetra amin'izany andro izany izany no fanambaran'i Yaveh . "
JER 50:31     Alignment score: 0.427 → 0.439
" See , I am against you , proud one this is the declaration of the Lord Yahweh of hosts for your day has come
, proud one , the time when I will punish you .
" Indro , mamely anao Aho , ry mpirehareha izany no fanambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro fa efa tonga ny andronao , ry mpirehareha , dia ny fotoana izay hamaizako anao .
JER 50:32     Alignment score: 0.388
So the proud ones will stumble and fall . No one will raise them up . I will set fire to their cities ; it will devour everything around him .
Ka ho tafintohina sy ho lavo ireo mpirehareha . Tsy hisy hanangana azy ireo . Handrehitra afo eo amin'ireo tanànan'izy ireo Aho ; handevona ny zava - drehetra manodidina azy izany .
JER 50:33     Alignment score: 0.344 → 0.366
Yahweh of hosts says this : The people of Israel are oppressed , together with the people of Judah . All the ones who captured them still hold
them ; they refuse to let them go .
Izao no lazain'i Yaveh Tompon ' ny maro : Nampahoriana ireo vahoakan'Israely , miaraka amin'ireo vahoakan'i Joda . Mbola notanan'ireo rehetra nisambotra azy izy ireo ; nandà ny hamela azy ireo andeha izy ireo .
JER 50:34     Alignment score: 0.363 → 0.394
The one who rescues them is strong . Yahweh of hosts is his name . He will truly plead their case
, in order to bring rest to the land , and to bring strife to the ones inhabiting Babylon .
Mahery Ilay mpamonjy azy ireo . Yaveh Tompon ' ny maro no Anarany . Handahatra ny amin'izy ireo marina Izy , mba hitondra fitsaharana ao amin ' ny tany , ary mba hitondra fifandirana ho an'ireo mponin'i Babylona .
JER 50:35     Alignment score: 0.506
A sword is against the Chaldeans this is Yahweh 's declaration and against the inhabitants of Babylon , her leaders , and her wise men .
Ny sabatra dia hamely an'ireo Kaldeana izany no fanambaran'i Yaveh ary hamely ny mponin'i
Babylona , ireo mpitariny , ary ireo lehilahy hendriny .
JER 50:36     Alignment score: 0.286 → 0.286
A sword against those
who say empty words ! They will become fools ! A sword against her soldiers ! They will be filled with terror .
Tonga hamely ireo izay manao tenin - tsikidy ny sabatra , mba hitonon - tena ho toy ny adala izy ireo . Tonga hamely ireo miaramilany ny sabatra , ka dia ho feno tahotra izy ireo .
JER 50:37     Alignment score: 0.386 → 0.403
A sword is coming against their horse their chariots and all of the people who are in the midst of Babylon , so they will become like women
. A sword is coming against her storerooms , and they will be plundered .
Tonga hamely ireo soavaliny , ireo kalesiny ary ireo olona rehetra izay ao afovoan'i Babylona ny sabatra ka dia ho tonga tahaka ny vehivavy izy ireo . Tonga hamely ireo trano fitehirizany ny sabatra , ka ho voaroba izy ireo .
JER 50:38     Alignment score: 0.318
A drought is coming on her waters , so they will become
dry . For she is a land of worthless idols , and they act like people made insane by their dreadful idols .
Ho tonga eo amin'ireo ranony ny hain - tany , ka dia ho maina ireo . Fa tanin'ireo sampy tsy misy ilàna azy izy , ary miasa tahaka ny olona noverezin - tsain'ireo sampiny mahatsiravina izy ireo .
JER 50:39     Alignment score: 0.296
So desert beasts with the jackals will inhabit there , and the young of ostriches will live in her . For all time , she will no longer be inhabited . From generation
to generation , she will not be lived in .
Ka ireo bibin ' ny tany efitra miaraka amin'ireo ambodia no honina any , ary ny aostrisy tanora no hitoetra ao aminy . Fa amin ' ny fotoana rehetra , dia tsy honenana intsony izy . Hatramin ' ny taranaka fara mandimby , dia tsy honenana ao aminy .
JER 50:40     Alignment score: 0.391 → 0.399
Just as God overthrew Sodom and Gomorrah and their neighbors this is Yahweh 's declaration no one will live there ; no person will stay in her .
Dia tahaka ny nandravan'Andriamanitra an'i Sodoma sy Gomora ary ireo manodidina azy izany no fanambaran'i Yaveh tsy hisy honina ao ; tsy hisy olona hijanona ao aminy . "
JER 50:41     Alignment score: 0.335
" See , a people is coming from the north ; a great nation and many kings are being stirred up from the farthest parts of the earth .
" Indro , tonga ny vahoaka avy any avaratra , ho an ' ny firenena lehibe sy ireo mpanjaka maro efa nisandratra avy any an - tany lavitra .
JER 50:42     Alignment score: 0.317 → 0.348
They will pick up bows and spears . They are cruel and have no compassion . Their sound is like the sea roar , and they are riding on horses , set out in order as men for battle , against you , daughter of Babylon .
Haka tsipìka sy lefona izy ireo . Lozabe Izy ireo ary tsy manana fangoraham - po . Tahaka ny firohondrohon ' ny ranomasina ny feon'izy ireo , ary mitaingin - tsoavaly mitan - dahatra tahaka ny lehilahy mpiady , hamely anareo izy ireo , ry zanaka vavin'i Babylona .
JER 50:43     Alignment score: 0.303 → 0.31
The king of Babylon heard the reports about them and his hands fell
limp in distress . Anguish seized him like a woman giving birth .
Nandre ny tatitr'izy ireo ny mpanjakan'i Babylona , ary nalemy nohon ' ny horohoro ny tanany . Namely azy tahaka ny vehivavy miteraka ny fahoriana .
JER 50:44     Alignment score: 0.298 → 0.304
Behold ! He goes up like a lion from the majesty of the Jordan to the enduring grazing place For I will quickly cause
them to run from it , and I will put someone who will be chosen in charge of it . For who is like me , and who will summon me ? What shepherd is able to resist me ?
Indro ! Miakatra tahaka ny liona avy any ambonin ' ny Jordana ho any amin ' ny fitoeram - bilona maharitra izy . Fa ho ataoko mandositra faingana ao amin'izany izy ireo , ary hametraka olona voafidy hiandraikitra izany Aho . Fa iza no tahaka Ahy , ary iza no hiantso Ahy ? Mpiandry ondry tahaka ny ahoana no ahatohitra Ahy ?
JER 50:45     Alignment score: 0.324 → 0.324
So listen to the plans that Yahweh has decided against Babylon , the plans that he has planned against the land of the Chaldeans . They will certainly be dragged away , even the smallest flock . Their pasturelands will be turned into ruined places .
Koa henoy ary ireo fikasana izay nataon'i
Yaveh hamelezana an'i Babylona , ireo fikasana izay efa nalaminy hamelezana ny tanin'ireo Kaldeana . Ho viraviraina tokoa izy ireo , eny fa na dia ny ondry kely indrindra aza . Ho lasa toerana rava ny tany fihinanam - bilon'izy ireo .
JER 50:46     Alignment score: 0.347 → 0.382
At the sound of conquered Babylon the earth shakes , and their shout of distress is heard among the nations . "
Amin ' ny feon ' ny faharesen'i Babylona dia mihorohoro ny tany , ary re amin'ireo firenena ny hiakam - pahorian'izy ireo . "
JER 50     Average alignment score: 0.365 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52