Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 31:1     Alignment score: 0.493
" At that time this is Yahweh 's declaration I will be the God of all the clans of Israel , and they will be my people . "
" Tamin'izany fotoana izany izao no fanambaran'i Yaveh ho Andriamanitrin ' ny fianakavian ' ny Israely rehetra Aho , ary ho vahoakako izy ireo . "


JER 31:2     Alignment score: 0.452 → 0.47
Yahweh says this , " The people who have survived the sword have found favor in the wilderness ; I will go out to give rest to Israel . "
Izao no lazain'i Yaveh : " Ny olona izay tsy matin ' ny sabatra dia nahita sitraka tany
an'efitra ; hivoaka Aho mba hanome fitsaharana ho an ' ny Israely . "
JER 31:3     Alignment score: 0.36
Yahweh appeared to me in the past and said , " I have loved you , Israel , with everlasting love . So I have drawn you toward myself with covenant faithfulness .
Niseho tamiko Yaveh tany aloha ary niteny hoe : " Nitia anao Aho , ry Israely , tamin ' ny fitiavana maharitra mandrakizay . Koa nisarika anao hanatona Ahy tamin ' ny fanekena mahatoky Aho .
JER 31:4     Alignment score: 0.208 → 0.246
I will build you up again so you will be built , virgin Israel . You will again pick up your tambourine
and go out with happy dances .
Hanangana anao indray Aho ka hitsangana ianao , ry Israely virijiny . Handray ny ampongatapakareo ianareo ary hivoaka amin ' ny dihim - pifaliana .
JER 31:5     Alignment score: 0.379
You will plant vineyards
again on the mountains of Samaria ; the farmers will plant and put the fruit to good use .
Hamboly tanim - boaloboka indray eo amin'ireo tendrombohitr'i Samaria ianareo ; ireo mpamboly dia hamboly ary hametraka ny vokatra amin ' ny tokony ampiasana azy .
JER 31:6     Alignment score: 0.422 → 0.47
For a day will come
when the watchmen in the mountains of Ephraim will proclaim , ' Arise , let us go up to Zion to Yahweh our God . '
Fa ho avy ny andro hanambaran'ireo mpiambina eo amin'ireo tendrombohitr'i Efraima hoe : ' Mitsangàna , andeha isika hiakatra any Ziona any amin'i Yaveh Andriamanitsika . '
JER 31:7     Alignment score: 0.436 → 0.437
For Yahweh says this , " Shout for joy over Jacob ! Shout in gladness for the chief people of the nations ! Let praise be heard . Say , ' Yahweh has rescued his people , the remnant of Israel . '
Fa izao no lazain'i Yaveh : " Mihikà
am - pifaliana ho an'i Jakoba ! Mihikà am - piravoravoana ho an'ireo lehiben ' ny vahoakan'ireo firenena ! Aoka ho re ny fiderana . Lazao hoe : ' Efa namonjy ny vahoakany Yaveh , ny ireo sisa tavela tamin ' ny Israely . '
JER 31:8     Alignment score: 0.38 → 0.38
See , I am about to bring them from the northern lands . I will gather them from the farthest parts of the earth . The blind and lame will be among them ; pregnant women
and those who are about to give birth will be with them . A great assembly will return here .
Indro , efa hitondra azy ireo avy ao amin'ireo tany avaratra Aho . Hanangona azy ireo avy amin'ireo faritra lavitry indrindra ny tany Aho . Ho anisan'izy ireo ny jamba sy ny malemy ; hiaraka amin'izy ireo ny vehivavy bevohoka sy ireo izay efa ho teraka . Hisy fiangonana lehibe hiverina eto .
JER 31:9     Alignment score: 0.355
They will come
weeping ; I will lead them as they make their pleas . I will have them journey to streams of water on a straight road . They will not stumble on it , for I will be a Father to Israel , and Ephraim will be my firstborn .
Ho tonga am - pitomaniana izy ireo ; hitarika azy ireo araka izay fangatahany Aho . Hampandehaniko any amin ' ny rian - drano any amin ' ny lalana mahitsy izy ireo . Tsy ho tafintohina eo amin'izany izy ireo , fa ho rain ' ny Israely Aho , ary ho lahimatoako i Efraima . "
JER 31:10     Alignment score: 0.323
" Hear the word of Yahweh , nations . Report along the coasts in the distance . You nations must say , ' The one who scattered Israel is gathering her up and keeping her as a shepherd keeps his sheep . '
" Henoy ny tenin'i Yaveh , ry firenena . Tatero manerana ny faritany lavitra any . Ianareo firenena dia tsy maintsy hilaza hoe : ' Ilay nanamparitaka an'Israely dia nanangona azy ary miandry azy tahaka ny mpiandry ondry mitandrina ny ondriny . '
JER 31:11     Alignment score: 0.368 → 0.373
For Yahweh has ransomed Jacob and has redeemed him from the hand that was too strong for him .
Fa efa nandoa ny vidim - panavotanan'i Jakoba Yaveh ary nanavotra azy teny
amin ' ny tanana izay mafy loatra ho azy .
JER 31:12     Alignment score: 0.353 → 0.372
Then they will come
and rejoice on the heights of Zion . Their faces will shine because of Yahweh 's goodness , over the grain and the new wine , over the oil and the offspring of the flocks and herds . For their lives will become like a watered garden , and they will never again feel any more sorrow .
Ary ho avy izy ireo ka hifaly eo an - tampon'i Ziona . Hamiratra noho ny fahatsaran'i Yaveh ny tavan'izy ireo , amin ' ny tandroka sy divay vaovao , amin ' ny menaka sy ny zanakin ' ny ondry aman'osy ary ireo omby . Fa ho tonga tahaka ny zaridaina voatondraka ny fianan'izy ireo , ary tsy hahatsapa alahelo intsony izy ireo .
JER 31:13     Alignment score: 0.277 → 0.303
Then virgins will rejoice with dancing , and young and old men will be together . For I will change their mourning into celebration . I will comfort them and give
them joy for their sorrow .
Dia hifaly amin ' ny dihy ireo virijiny , ary hiaraka ny zatovo sy ny lahy antitra . Fa ho avadiko ho fankalazana ny fisaonan'izy ireo . Hangoraka azy ireo Aho ka hampifaly azy ireo fa tsy ampalahelo .
JER 31:14     Alignment score: 0.399 → 0.411
Then I will saturate the lives of the priests with abundance . My people will fill themselves with my goodness this is Yahweh 's declaration . "
Dia hanototra be tokoa ny fiainan'ireo mpisorona Aho . Hameno ny tenan'izy ireo amin ' ny fahatsarako ny vahoakako izany no fanambaran'i Yaveh . "
JER 31:15     Alignment score: 0.377 → 0.404
Yahweh says this " A voice is heard in Ramah , wailing and bitter weeping . It is Rachel weeping for her children . She refuses to be comforted over them , for they live no longer . "
Izao no lazain'i Yaveh : " Nisy feo re tany Rama , fidradradradrana sy fitomaniana mafy . Rahely mitomany ireo zanany izany . Nandà tsy ampiononina ny amin'izy ireo izy , satria efa tsy miaina intsony izy ireo . "
JER 31:16     Alignment score: 0.376 → 0.381
Yahweh says this , " Hold
your voice back from weeping and your eyes from tears ; there is a reward for your work this is Yahweh 's declaration your children will return from the land of the enemy .
Izao no lazain'i Yaveh : " Atsaharo amin ' ny fitomaniana ny feonao ary amin ' ny ranomaso ny masonao ; satria misy valiny ny fijalianao izany no fanambaran'i Yaveh hiverina avy any amin ' ny tanin ' ny fahavalo ireo zanakao .
JER 31:17     Alignment score: 0.36 → 0.363
There is hope for your future this is Yahweh 's declaration your descendants will return inside their borders .
Misy fanantenana ny amin ' ny ho avinao izany no fanambaran'i Yaveh hiverina ao amin ' ny faritanin'izy ireo ny taranakao
. "
JER 31:18     Alignment score: 0.392 → 0.395
" I have certainly heard Ephraim sorrowing , ' You punished me , and I have been punished like an untrained calf . Bring me back and I will be brought back , for you are Yahweh my God .
Efa reko nalahelo tokoa i Efraima hoe : ' Nanasazy ahy Ianao , ary efa nosaziana tahaka ny zanak'omby tsy nozarina aho . Ento miverina aho dia ho tafaverina , fa Ianao no Yaveh Andriamanitro .
JER 31:19     Alignment score: 0.291 → 0.31
For after I turned back to you , I repented ; after I was trained , I slapped my thigh . I was ashamed and humiliated , for I have borne
the disgrace of my youth . '
Fa tao aorian ' ny niverenako taminao , dia nanenina aho ; tao aorian ' ny nanazarana ahy , dia namelaka ny feko aho . Afa - baraka sy menatra aho , fa efa niteraka ny heloky ny fahatanorako . '
JER 31:20     Alignment score: 0.351 → 0.347
Is not Ephraim my precious child ? Is he not my dear , delightful son ? For whenever I speak against him , I certainly still call him to my loving mind . In this way my heart longs for him . I will certainly have compassion on him this is Yahweh 's declaration . "
Moa tsy menakin ' ny aiko ve i Efraima ? Moa ve tsy malalako izy , zanaka tiako ? Fa na oviana na oviana hiresahako azy , dia mbola hahatsiaro am - pitiavana azy tokoa Aho . Izany no alahelovan ' ny foko azy . Hangoraka azy tokoa Aho izany no fanambaran'i Yaveh . "
JER 31:21     Alignment score: 0.192 → 0.198
Place road signs for yourself . Set up guideposts for yourself . Set your mind on the right path , the way you should take . Come
back , virgin Israel ! Come back to these cities of yours .
Mametraha famantaran - dalana ho anareo . Mametraha takela - by tari - dalana ho an ' ny tenanareo . Saino ny lala - marina , dia ny lalana izay tokony alehanao . Miverena , ry Israely virijiny ! Miverena any amin'ireo tanànanao ireo .
JER 31:22     Alignment score: 0.302 → 0.331
How long will you waver , faithless daughter
? For Yahweh has created something new on earth a woman surrounds a strong man .
Mandra - pahoviana no hihozongozona ianao , ry zanakavavy tsy manam - pinoana ? Fa efa namorona zava - baovao ho an ' ny tany Yaveh dia vehivavy manodidina lehilahy matanjaka .
JER 31:23     Alignment score: 0.417 → 0.417
Yahweh of hosts , the God of Israel , says this , " When I reverse their captivity , they will say this in the land of Judah and its cities , ' May Yahweh bless you , you righteous place where he lives , you holy mountain
. '
Yaveh Tompon ' ny maro , ilay Andriamanitr'i Israely , dia milaza hoe : " Rehefa mitondra ny vahoaka miverina amin ' ny tanin'izy ireo Aho , dia hilaza izany any amin ' ny tanin ' ny Joda sy ireo tanàn - dehibeny izy ireo hoe : ' Hitahy anao anie Yaveh , ianao ry toerana marina izay itoerany , ianao ry tendrombohitra masina . '
JER 31:24     Alignment score: 0.336 → 0.338
For Judah and all its cities will live together there , as will farmers and those
who set out with flocks .
Fa hiara - hipetraka any i Joda sy ireo tanànany rehetra , tahaka ireo mpamboly sy ireo mpiandry ondry miaraka amin'ireo ondry aman'osy .
JER 31:25     Alignment score: 0.194
For I will cause
those who are weary to drink their fill , and I fill up those who are faint . "
Fa hanome rano ho sotroin'ireo olona reraka Aho , ary hampisotro ireo izay matin ' ny hetaheta Aho . "
JER 31:26     Alignment score: 0.21 → 0.26
After this I awoke
, and I realized that my sleep had been refreshing .
Tao aorian'izany dia nifoha Aho , ary nahatsapa fa nahavelombelona ny torimasoko .
JER 31:27     Alignment score: 0.363
" Look , the days are coming this is Yahweh 's declaration when I will sow the houses of Israel and Judah with the seed of man and the seed of animals .
" Indro , tonga ny andro izany no fanambaran'i Yaveh izay hamafazako ireo ankohonan'Israely sy Joda mbamin'ireo taranak'olombelona sy bibidia .
JER 31:28     Alignment score: 0.28 → 0.284
In the past , I kept them under surveillance in order to uproot them and to tear them down , to overthrow , destroy , and bring them harm . But in the coming days , I will watch over them , in order to build them up and to plant them this is Yahweh 's declaration .
Tany aloha , dia narahako maso izy ireo mba hanongotana azy ireo sy hanimbana azy ireo , mba handravana , hamotehana , ary hanasiana ratsy azy ireo . Fa amin ' ny andro ho avy , dia hiambina azy ireo Aho , mba hanangana azy ireo sy hamboly azy ireo izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 31:29     Alignment score: 0.285 → 0.301
In those days no one will say any longer , ' Fathers have eaten sour grapes , but the children 's teeth are dulled . '
Amin'ireo andro ireo dia tsy hisy na iza na iza hiteny intsony hoe : " Nihinana voaloboka marikivy ireo ray aman - dreny , kanefa ny nifin'ireo zaza no nadilo . '
JER 31:30     Alignment score: 0.367
For each man will die in his own iniquity ; everyone who eats sour grapes , his teeth will be dulled .
Fa ny olona tsirairay dia ho fatin ' ny helony ihany ; ny olon
- drehetra izay mihinana voaloboka marikivy , dia hadilo ny nifiny .
JER 31:31     Alignment score: 0.444 → 0.452
Look , the days are coming this is Yahweh 's declaration when I will establish a new covenant with the house of Israel and the house of Judah .
Indro , tonga ny andro izany no fanambaran'i Yaveh izay hanorenako fanekena vaovao amin ' ny ankohonan'i Israely sy ny ankohonan'i Joda .
JER 31:32     Alignment score: 0.317
It will not be like the covenant that I established with their fathers in the days when I took them by their hand to bring them out from the land of Egypt , because they broke my covenant , although I was a husband for them this is Yahweh 's declaration .
Tsy ho tahaka ny fanekena izay naoriko tamin'ireo rain'izy ireo tamin ' ny andro izay nitantanako azy ireo mba hamoahana azy ireo tao amin ' ny tany Egypta . Ireo no andro izay nandravan'izy ireo ny fanekeko , na dia vady tamin'izy ireo aza Aho izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 31:33     Alignment score: 0.375 → 0.376
This is the covenant that I will establish with the house of Israel after these
days this is Yahweh 's declaration . I will place my law within them and will write it on their heart , for I will be their God , and they will be my people .
Fa izao no fanekena izay haoriko miaraka amin ' ny ankohonan ' ny Israely aorian'ireo andro ireo izany no fanambaran'i Yaveh : Hametraka ny lalàko ao anatin'izy ireo Aho ary hanoratra izany ao am - pon'izy ireo , fa ho Andriamaniny Aho , ary ho vahoakako izy ireo .
JER 31:34     Alignment score: 0.398 → 0.398
Then each man will no longer teach his neighbor , or a man teach his brother and say , ' Know Yahweh ! ' For all of them will know me , from the smallest of them to the greatest this is Yahweh 's declaration for I will forgive their iniquity and will no longer call their sins to mind . "
Dia tsy hampianatra ny mpiara - monina aminy intsony ny lehilahy tsirairay , na hampianatra ny rahalahiny ny lehilahy iray ka hiteny hoe : ' Fantaro Yaveh ! ' Fa izy rehetra , manomboka amin ' ny kely indrindra amin'izy ireo ka hatramin ' ny lehibe indrindra , dia hahafantatra Ahy izany no fanambaran'i Yaveh fa hamela ny helok'izy ireo Aho ary tsy hahatsiaro ny fahotan'izy ireo intsony . "
JER 31:35     Alignment score: 0.426 → 0.426
Yahweh says this , it is he who gives the sun for light by day and the ordinance of the moon and stars for light by night . He is the one who sets the sea in motion so that its waves roar Yahweh of hosts is his name .
Izao no lazain'i Yaveh Yaveh , no Ilay mampibaliaka ny masoandro amin ' ny andro ary mandamina ny volana sy ireo kintana hamiratra ny alina . Izy Ilay mampihetsika ny ranomasina mba hierona ny onjan'izany . Yaveh Tompon ' ny maro no anarany . Izao no lazainy
:
JER 31:36     Alignment score: 0.35 → 0.363
" Only if these permanent things vanish from my sight this is Yahweh 's declaration will Israel 's descendants ever stop from forever being a nation before me . "
" Raha mba manjavona eto imasoko ireo zavatra maharitra ireo izany no fanambaran'i Yaveh dia hitsahatra mandrakizay tsy ho firenena eo anatrehako ny taranak'Israely . "
JER 31:37     Alignment score: 0.365 → 0.371
Yahweh says this , " Only if the highest heavens can be measured , and only if the earth 's foundation below can be discovered , will I reject all of Israel 's descendants because of all that they have done this is Yahweh 's declaration .
Izao no lazain'i Yaveh : " Raha mba azo refesina ny lanitra avo indrindra , ary raha mba hita ny fanambanin ' ny tany , dia hanary ireo taranak'Israely rehetra noho izay rehetra nataony Aho izany no fanambaran'i Yaveh . "
JER 31:38     Alignment score: 0.441 → 0.443
" Look , the days are coming this is Yahweh 's declaration when the city will be rebuilt
for me , from the Tower of Hananel to the Corner Gate .
" Indro , ho avy ny andro izany no fanambaran'i Yaveh izay hanamboarana indray ny tanàna ho Ahy , manomboka ao amin ' ny Tilikambon'i Hananela ka hatrany amin ' ny Vavahady An - jorony .
JER 31:39     Alignment score: 0.519
Then the measuring line will go out again farther , to the hill of Gareb and around Goah .
Dia hivoaka hatrany lavitra indray ny tsipika fandrefesana , hatrany amin ' ny havoan'i
Gareba sy manodidina an'i Goa .
JER 31:40     Alignment score: 0.404 → 0.427
The whole valley of the dead bodies and the ashes , and all the terraced fields going out to the Kidron Valley as far as the corner of the Horse Gate on the east , will be set apart for Yahweh . The city will not be pulled up or overthrown again , forever . "
Ny lohasahan'ireo faty sy lavenona manontolo , ary ny faritry
ny saha rehetra mivoaka mankany amin ' ny Lohasahan'i Kidrona ka hatrany lavitra any amin'ireo zoron ' ny Vavahadin - tsoavaly any atsinanana , dia ho atokana ho an'i Yaveh . Tsy hongotana ny tanàna na ho ravàna indray , mandrakizay . "
JER 31     Average alignment score: 0.369 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52