Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 43:1     Alignment score: 0.326 → 0.338
It happened that Jeremiah finished proclaiming to all the people all the words of Yahweh their God that Yahweh their God had told him to say .
Ary nifarana ny fanambaran'i
Jeremia ny teny rehetra an'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo izay nolazainy taminy mba ho teneniny amin ' ny vahoaka rehetra .


JER 43:2     Alignment score: 0.547 → 0.55
Azariah son of Hoshaiah , Johanan son of Kareah , and all the arrogant men said to Jeremiah , " You are telling lies . Yahweh our God has not sent you to say , ' Do not go to Egypt to live there . '
Azaria zanaka lahin'i Hosaia , Johanana zanaka lahin'i Karea , ary ny olona miavonavona rehetra dia niteny tamin'i Jeremia hoe : " Milaza lainga ianao . Yaveh Andriamanitray dia tsy naniraka anao hilaza hoe : ' Aza mandeha mitoetra any Egypta . '
JER 43:3     Alignment score: 0.392 → 0.437
For Baruch son of Neriah is inciting you against us to deliver us into the hand of the Chaldeans , for you to cause our death and to make us captives in Babylon . "
Fa i Baroka zanaka lahin'i Neria dia niantsy
anao hanohitra anay mba hanafaka anay eo an - tanan'ireo Kaldeana , satria ianao no mahatonga ny fahafatesanay ary manao anay ho babo any Babylona . "
JER 43:4     Alignment score: 0.566
So Johanan son of Kareah , all the princes of the army , and all the people refused to listen to Yahweh 's voice to live in the land of Judah .
Koa nandà ny hihaino ny feon'i
Yaveh mba hitoetra any amin ' ny tanin'i Joda i Johanana zanaka lahin'i Karea , ireo andrian ' ny tafika rehetra , ary ireo vahoaka rehetra .
JER 43:5     Alignment score: 0.487
Johanan son of Kareah and all the army commanders took away all the remnant of Judah who had returned from all the nations where they had been scattered to live in the land of Judah .
Johanana zanaka lahin'i Karea sy ireo lehiben ' ny tafika rehetra dia nitondra izay tavela rehetra tamin'i Joda izay niverina avy any amin ' ny firenena rehetra tany
amin'izay nanaparitahana azy ireo mba hitoetra any amin ' ny tanin ' ny Joda .
JER 43:6     Alignment score: 0.533 → 0.548
They took the men and women
, the children and the king 's daughters , and every person whom Nebuzaradan , the commander of the king 's bodyguards , had let remain with Gedaliah son of Ahikam son of Shaphan . They also took Jeremiah the prophet and Baruch son of Neriah .
Nalain'izy ireo ny lehilahy sy ny vehivavy , ny ankizy sy ireo zanaka vavin ' ny mpanjaka , ary ny olona rehetra izay navelan'i Nebozaradana , mpifehy ireo mpiambin ' ny mpanjaka tamin'i Gedalia zanaka lahin'i Ahikama zanaka lahin'i Safana . Nalain'izy ireo ihany koa i Jeremia mpaminany sy i Baroka zanaka lahin'i Neria .
JER 43:7     Alignment score: 0.582
They went to the land of Egypt , to Tahpanhes , because they did not listen to Yahweh 's voice .
Nankany amin ' ny tany Egypta izy ireo , any Tapanesa , satria izy ireo dia tsy nihaino ny feon'i
Yaveh .
JER 43:8     Alignment score: 0.665 → 0.67
So the word of Yahweh came
to Jeremiah in Tahpanhes , saying ,
Ka tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh tany Tapanesa , nanao hoe :
JER 43:9     Alignment score: 0.378 → 0.383
" Take some large stones in your hand , and , in the sight of some Jewish men , hide them in the mortar in the pavement at the entrance to Pharaoh 's house in Tahpanhes . "
' Mandraisa vato lehibe maromaro amin ' ny tananao
, ary , afeno eo imason ' ny vahoakan'i Joda ao amin ' ny fetan ' ny rarivato eo amin ' ny fidirana mankany amin ' ny tranon'i Farao any Tapanesa ireo . "
JER 43:10     Alignment score: 0.474 → 0.494
Then say to them , " Yahweh of hosts , God of Israel , says this , ' See , I am about to send messengers to bring Nebuchadnezzar king of Babylon , my servant . I will place his throne over these
stones that you , Jeremiah , have buried . Nebuchadnezzar will place his pavilion over them .
Ary lazao izy ireo hoe : ' Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , milaza izao : ' Indro , handefa iraka haka an'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona toy ny mpanompoko Aho . Ho apetrako eo amin'ireo vato ireo ny seza fiandrianany izay nalevinao , ry Jeremia . Hametraka ny lainy eo amin'izy ireo i Nebokadnezara .
JER 43:11     Alignment score: 0.359
For he will come
and attack the land of Egypt . Anyone who is assigned to death will be given to death . Anyone who is assigned to captivity will be taken captive . Anyone who is assigned to the sword will be given to the sword .
Fa ho avy izy ary hanafika ny tanin'i Egypta . Izay voatendry ho faty dia ho atolotra ho vonoina . Izay voatendry ho babo dia hotratra babo . Izay voatendry ho amin ' ny sabatra dia homena ny sabatra .
JER 43:12     Alignment score: 0.42 → 0.425
Then I will light a fire in the temples of Egypt 's gods . Nebuchadnezzar will burn them or capture them . He will clean out the land of Egypt just as shepherds
clean vermin off their clothes . He will go out from that place in victory .
Dia handrehitra afo eo amin ' ny tempolin'ireo andriamanitr'i Egypta aho . Nebokadnezara dia handoro azy ireo na hisambotra azy ireo . Hanadio ny tanin'i Egypta tahaka ireo mpiandry ondry manadio ny bibikely amin ' ny akanjon'izy ireo izy . Dia hivoaka amin'izany toerana izany amin ' ny fandresena izy .
JER 43:13     Alignment score: 0.414 → 0.413
He will break the stone pillars at Heliopolis in the land of Egypt . He will burn the temples of Egypt 's gods . ' "
Hamotika ny tsangam - bato
any Neopolisa any amin ' ny tanin'i Egypta izy . Handoro ny tempolin'ireo andriamanitr'i Egypta izy . ' "
JER 43     Average alignment score: 0.472 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52