Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 14:1     Alignment score: 0.594
This is the word of Yahweh that came to Jeremiah regarding the drought ,
Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Jeremia momba ny hain - tany
,


JER 14:2     Alignment score: 0.392 → 0.408
" Let Judah mourn ; let her gates waste away . They are wailing for the land ; their cries for Jerusalem are going up .
" Aoka hisaona i Joda , aoka hitanondrika ny vavahadiny
. Midradradradra ny amin ' ny tany izy ireo ; miakatra ny fitarainan'izy ireo ho an'i Jerosalema .
JER 14:3     Alignment score: 0.282 → 0.315
Their mighty ones send
out their servants for water . When they go to the trenches , they can not find water . They all return with empty vessels ; they cover their heads ashamed and dishonored .
Ireo lehibeny maniraka ireo mpanompony hitady rano . Rehefa mandeha any amin ' ny famorian - drano izy ireo , dia tsy mahita rano . Miveri - maina avokoa izy ireo ; manarona ny lohan'izy ireo ny henatra sy fahafaham - baraka .
JER 14:4     Alignment score: 0.351
Because of this the ground is cracked , for there is no rain in the land . The plowmen are ashamed and cover their heads .
Noho izany dia nitresaka ny tany , satria tsy misy orana teo amin'ilay tany . Ireo mpiasa tany dia menatra ary manarona ny lohan'izy ireo .
JER 14:5     Alignment score: 0.17 → 0.195
For even the doe leaves her young in the fields and abandons them , for there is no grass .
Fa na dia ny diera vavy aza mamela ny zanany any an - tsaha ary mandao azy ireo , satria tsy misy vilona .
JER 14:6     Alignment score: 0.267
The wild donkeys stand on the bare plains and they pant in the wind like jackals . Their eyes fail to work , for there is no vegetation . "
Ny boriky dia mijanona any amin ' ny tani - hay ary misefosefo amin ' ny rivotra tahaka ny amboadia . Jambena ny mason'izy ireo , satria tsy misy zava - maniry . "
JER 14:7     Alignment score: 0.287 → 0.294
Even though our iniquities testify against us Yahweh , act for the sake of your name . For our acts of apostasy increase ; we have sinned against you .
Ry Yaveh , na dia niampanga anay aza ny helokay
, dia miasà noho ny amin ' ny anaranao . Fa ny asanay tsy am - pinoana dia mitombo ; efa nanota taminao izahay .
JER 14:8     Alignment score: 0.278 → 0.315
You are the Hope of Israel , the one who saves him in the time of distress , why will you be like a stranger in the land , like a foreign wanderer
who stretches out and spends just one night ?
Ry fanantenan ' ny Israely , ilay tokana izay namonjy azy tamin ' ny fotoam - pahoriana , nahoana Ianao no ho tahaka ny vahiny amin ' ny tany , tahaka ny vahiny mpirenireny izay mitsotra ka mandry indray alina monja ?
JER 14:9     Alignment score: 0.298 → 0.298
Why are you like someone who is astounded , or like a warrior who has no power to rescue ? You are in our midst , Yahweh , and your name is called over us . Do not leave us !
Nahoana no tahaka ny olona very hevitra Ianao , ho tahaka ny mpiady izay tsy afaka mamonjy na iza na iza ? Fa Ianao dia eo anivonay , ry Yaveh ! Efa nambara teo aminay ny anaranao
. Aza mandao anay .
JER 14:10     Alignment score: 0.353
Yahweh says this to this people : " Since they love to wander , they have not held
back their feet from doing so . " Yahweh is not pleased with them Now he calls to mind their iniquity and has punished their sins .
Izao no nambaran'i Yaveh amin'ity vahoaka ity : " Satria tia mirenireny izy ireo , dia tsy nihazona ny tongony tamin ' ny fanaovana izany izy ireo . " Tsy faly amin'izy ireo Yaveh . Ankehitriny mahatsiaro ny helok'izy ireo Izy , ary nanafay ny fahotany .
JER 14:11     Alignment score: 0.314
Yahweh said to me , " Do not pray for good on behalf of this people .
Hoy Yaveh tamiko : " Aza mangataka izay ahasoa ity vahoaka ity .
JER 14:12     Alignment score: 0.384 → 0.396
For if they fast , I will not listen to their outcry , and if they offer up burnt offerings
and grain offerings , I will not take pleasure in them . For I will put an end to them by sword , famine , and plague . "
Fa raha mifady hanina izy ireo , dia tsy hihaino ny fitarainany Aho , ary raha manao fanatitra dorana sy fanatitra ho hanina izy ireo , dia tsy hankasitraka ireo Aho . Fa handringana azy ireo amin ' ny sabatra , mosary , ary areti - mandringana Aho . "
JER 14:13     Alignment score: 0.422
Then I said , " Oh , Lord Yahweh ! Behold ! The prophets are saying to the people , ' You will not see the sword ; there will be no famine for you , for I will give you true peace in this place . ' "
Dia hoy aho hoe : " Indrisy , ry Yaveh Tompo ! Indro ! Ireo mpaminany manao amin ' ny olona hoe : ' Tsy hahita sabatra ianareo ; tsy hisy mosary ho anareo , satria hanome fandriam - pahalemana marina ho anareo amin'ity toerana ity aho . ' "
JER 14:14     Alignment score: 0.244 → 0.243
Yahweh said to me , " The prophets prophesy deceit in my name . I did not send
them out , nor did I give them any command or speak to them . But deceitful visions and worthless divination and the deceitfulness of their hearts that is what they are prophesying to you . "
Dia hoy Yaveh tamiko : " Ireo mpaminany dia maminany amim - pitaka amin ' ny anarako . Tsy naniraka azy ireo , na nanome baiko azy ireo na niresaka tamin'izy ireo Aho . Fa fahitana lainga sy zava - poana , faminaniana tsy marina avy amin ' ny saim - pantatr'izy ireo no haminaniany aminareo . "
JER 14:15     Alignment score: 0.419 → 0.432
Therefore Yahweh says this , " About the prophets prophesying in my name but whom I did not send
out those who say there will be no sword or famine in this land : These prophets will perish by sword and famine .
Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh : " Mahakasika ny mpaminany maminany amin ' ny anarako nefa tsy nirahiko ireo izay miteny fa tsy hisy sabatra na mosary amin'ity tany ity : Ireo mpaminany ireo dia haringana amin ' ny sabatra sy mosary .
JER 14:16     Alignment score: 0.401 → 0.402
Then the people to whom they prophesied will be thrown out in the streets of Jerusalem because of famine and sword , for there will be no one to bury them them , their wives , their sons , or their daughters
for I will pour out their wickedness on them .
Ary ireo olona izay naminaniany dia hatsipy eny amin'ireo lalan'i Jerosalema nohon ' ny mosary sy sabatra , fa tsy hisy na iray aza handevina azy ireo izy ireo , ireo vadiny , ireo zanany lahy , na ireo zanany vavy fa handraraka ny faharatsian'izy ireo eo amin'izy ireo Aho .
JER 14:17     Alignment score: 0.328 → 0.329
Say this word to them : ' Let my eyes flow with tears night and day . Do not let them stop , for there will be a great collapse of the virgin daughter of my people a great and incurable wound .
Lazao amin'izy ireo izao teny izao : ' Aoka ny ranomasoko handifotra ny masoko andro aman'alina . Aza avela hijanona izy ireo , fa hisy faharinganana lehibe ho an ' ny zanaka vavy virjinin
' ny oloko ratra lehibe ary tsy azo sitranina .
JER 14:18     Alignment score: 0.398 → 0.399
If I go out to the field , there are the ones who were killed by the sword ! If I come
to the city , there are the diseases that are caused by famine . Both the prophet and the priest wander about the land , and they do not know . ' "
Raha mivoaka ho any an - tsaha Aho , dia indreo ireo izay matin ' ny sabatra ! Raha tonga ao amina tanàna Aho , dia indreo ny aretina izay vokatry ny mosary . Na ny mpaminany na ny mpisorona dia hirenireny eo amin ' ny tany avokoa , ary tsy hahalala izy ireo . ' "
JER 14:19     Alignment score: 0.468
Have you completely rejected Judah ? Do you hate Zion ? Why will you afflict us when there is no healing for us ? We hoped for peace , but there was nothing good and for a time of healing , but see , there is only terror .
Efa nandà tanteraka an'i Joda ve Ianao ? Halanao ve i Ziona ? Nahoana Ianao no hampahory anay rehefa tsy misy fanasitranana ho anay , nanantena fiadanana izahay , fa tsy nisy zava - banona ary ho an ' ny fotoana fanasitranana , nefa indro , horohoro ihany no misy .
JER 14:20     Alignment score: 0.344
We admit , Yahweh , our offenses , the iniquity of our ancestors , for we have sinned against you .
Manaiky izahay , ry Yaveh , ireo fandikànay lalàna , ny helok'ireo razambenay , satria efa nanota taminao izahay .
JER 14:21     Alignment score: 0.308
Do not reject us ! For the sake of your name , do not make your glorious throne a disgrace . Remember and do not break your covenant with us .
Aza lavina izahay ! Fa noho ny amin ' ny anaranao
, dia aza manala baraka ny seza fiandriananao be voninahitra . Tsarovy ary aza manafoana ny fanekenao taminay .
JER 14:22     Alignment score: 0.218 → 0.22
Do any of the worthless idols of the nations bring rain ? Or can the skies themselves send
down showers ? Are you not the one , Yahweh our God ? We wait for you , for you are the one who does all these things .
Moa ve misy amin'ireo sampin ' ny firenena no mahavita mampandatsaka ranon'orana ny lanitra ? Ry Yaveh Andriamanitray , moa ve tsy Ianao ilay tokana , no manao izao ? Manantena anao izahay , satria Ianao no efa nanao izao rehetra izao .
JER 14     Average alignment score: 0.346 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52