Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 8:1     Alignment score: 0.489
" At that time this is Yahweh 's declaration they will bring out from the graves the bones of the kings of Judah and its officials , the bones of the priests and the prophets , and the bones of the inhabitants of Jerusalem .
" Amin'izany fotoana izany izao no fanambaran'Yaveh ho entin'izy ireo hivoaka ireo fasana ny taolan'ireo mpanjakan'i Joda sy ireo manam - pahefany
, ireo taolan'ireo mpisorona sy ireo mpaminany , ary ireo taolan'ireo mponin'i Jerosalema .


JER 8:2     Alignment score: 0.291 → 0.31
Then they will spread them out in the light of the sun and moon and all the stars of the skies ; these
things in the sky that they have followed and served , that they have walked after and sought , and that they have worshiped . The bones will not be gathered or buried again . They will be like dung on the surface of the earth .
Ary ho aparitak'izy ireo eo amin ' ny fahazavan ' ny masoandro sy ny volana ary ireo kintana rehetra eny amin ' ny lanitra ireo ; ireo zavatra eny amin ' ny lanitra izay narahin'izy ireo sy notompoiny , izay notompoiny sy nofotopotorin'izy ireo , ary niankohofan'izy ireo . Tsy hangonina ireo taolana ary tsy halevina intsony . Ho tahaka ny zezika eny amin ' ny velaran - tany izy ireo .
JER 8:3     Alignment score: 0.209 → 0.252
In every place where I have driven them , death will be chosen instead of life
by all who remain from this evil family this is the declaration of Yahweh of hosts .
Eny amin ' ny toerana rehetra sisa tavela izay nitondrako azy ireo , dia hifidy ny fahafatesana izy ireo fa tsy ny miaina , ny rehetra mbola velona amin'ity firenena ratsy ity izany no fanambaran'Yaveh tompon ' ny maro .
JER 8:4     Alignment score: 0.295 → 0.322
So say to them , ' Yahweh says this : Does anyone fall
and not get up ? Does anyone get lost and not try to return ?
Koa lazao izy ireo hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh : Nisy nianjera ve ka tsy niarina ? Nisy olona very ve ka tsy nanandrana ny hiverina ?
JER 8:5     Alignment score: 0.416
Why has this people , Jerusalem , turned away in permanent apostasy ? They hold on to deceit and refuse to repent .
Fa nahoana ity vahoaka ity , ry Jerosalema , no nivily maharitra tamin ' ny tsy fananam - pinoana ? Mifikitra amin ' ny fitaka izy ireo ary mandà ny hibebaka .
JER 8:6     Alignment score: 0.218 → 0.24
I paid attention and listened , but they did not speak right ; no one repented of his wickedness , no one who says , " What have I done ? " All of them go where they wish , like a horse rushing toward battle .
Nitandrina tsara Aho ary nihaino , fa tsy niteny marina izy ireo ; tsy nisy niala tsiny tamin ' ny haratsiany , tsy nisy na iray aza milaza hoe : " Inona no nataoko ? " Nandeha tany
amin'izay niriany avy Izy rehetra , tahaka ny soavaly lahy mihazakazaka amin ' ny ady .
JER 8:7     Alignment score: 0.271 → 0.276
Even the stork in heaven knows the right times ; and the doves , swifts , and cranes . They go on their migrations at the right time , but my people do not know Yahweh 's decrees .
Na ny vano eny amin ' ny lanitra aza mahalala ny fotoana mety ; sy ireo domoina , sidintsidina , ary ny vanobe . Mandeha amin ' ny fifindra - moniny izy ireo amin ' ny fotoana mety , fa ny oloko dia tsy mahalala ny didin'i
Yaveh .
JER 8:8     Alignment score: 0.383 → 0.422
How can you say , " We are wise , for the law of Yahweh is with us " ? Indeed , see ! The deceitful pen of the scribes has created deceit .
Ahoana no hilazanareo hoe : " Hendry isika , fa ny lalàn'Yaveh dia momba antsika " ? Eny tokoa , indro ! Ny penina mpamitakin ' ny mpanora - dalàna dia efa namorona fitaka .
JER 8:9     Alignment score: 0.342 → 0.362
The wise men will be ashamed . They are dismayed and trapped . Behold ! They reject Yahweh 's word , so what use is their wisdom ?
Ny lehilahy hendry dia ho afa - baraka . Raiki - tahotra izy ireo ary voafandrika . Indro ! Nandà ny tenin'i Yaveh izy ireo , koa atao inona ny fahendren'izy ireo ?
JER 8:10     Alignment score: 0.323 → 0.323
So I will give their wives to others , and their fields to those
who will possess them , because from the least to the greatest , all of them are greedy for dishonest gain ! From the prophet to the priest , all of them practice deceit .
Ka hanome ny vadin'izy ireo ho an ' ny hafa Aho , ary ireo tanimbolin'izy ireo ho an'izay manana ireo ho fananana , satria manomboka amin ' ny kely indrindra ka hatramin ' ny lehibe indrindra , izy rehetra dia tia vola azo avy amin ' ny tsy rariny . Hatramin ' ny mpaminany ka hatramin ' ny mpisorona , izy rehetra dia manao fitaka .
JER 8:11     Alignment score: 0.45 → 0.516
They have healed the brokenness of my people lightly , saying , " Peace , Peace , " when there is no peace .
Nanasitrana ny ratran'ireo vahoakako mora fotsiny izy ireo , niteny hoe : " Fiadanana , fiadanana , " tamin ' ny tsy nisy fiadanana tao . Menatra ve izy ireo rehefa nanao ireo fahavetavetana ?
JER 8:12     Alignment score: 0.308 → 0.307
Were they ashamed when they practiced abominations
? They were not ashamed ; they did not know how to blush ! So they will fall among the fallen ; they will be brought down when they are punished , says Yahweh .
Tsy menatra izy ireo ; tsy fantatr'izy ireo izay hoe mivoara - mena ! Ka hianjera eo amin'ireo lavo izy ireo ; ho entina midina izy ireo rehefa voasazy , hoy Yaveh .
JER 8:13     Alignment score: 0.377
I will remove them completely this is Yahweh 's declaration there will be no grapes on the vine , nor will there be figs on the fig trees . For the leaf will wither , and what I have given to them will pass away .
Hanala azy ireo tanteraka Aho izany no fanambaran'i Yaveh tsy hisy voaloboka amin ' ny hazom - boaloboka , na amin ' ny hazon'aviavy aza dia tsy hisy aviavy . Ary halazo ny ravina , ary izay nomeko azy ireo dia ho levona .
JER 8:14     Alignment score: 0.33
Why are we sitting here ? Come
together ; let us go to the fortified cities , and we will become silent there in death . For Yahweh our God will silence us . He will make us drink poison , since we have sinned against him .
Nahoana isika no mipetraka eto ? Andeha hiaraka ; handeha isika ho any amin'ireo tanàna voaaro mafy , ary hanjary hangina amin ' ny fahafatesana any isika . Fa hampangina antsika i Yaveh Andriamanitsika . Hampisotro rano misy poizina antsika Izy , satria efa nanota Taminy isika .
JER 8:15     Alignment score: 0.296
We are hoping for peace , but there will be nothing good . We are hoping for a time of healing , but see , there will be terror .
Manantena fiadanana isika , nefa tsy hisy zavatra tsara . Manantena fotoam - panasitranana isika , nefa indro , hisy horohoro .
JER 8:16     Alignment score: 0.309 → 0.313
The snorting of his stallions is heard from Dan . The whole earth shakes at the sound of the neighing of his strong horses . For they will come
and consume the land and its wealth , the city and the ones living in it .
Re avy any Dana ny feonfiefon'ireo soavaly lahiny . Mihozongozona ny tany manontolo noho ny feon ' ny fieron'ireo soavaly matanjaka . Fa ho avy izy ireo ary hamotika ny tany sy ny hareny , ny tanàna sy ireo izay mipetraka ao .
JER 8:17     Alignment score: 0.369 → 0.371
For see , I am sending out snakes among you , adders that you can not charm . They will bite you this is Yahweh 's declaration . ' "
Fa indro , handefa bibilava aminareo Aho , dia vipera izay tsy ho azonareo tambatambazana . Hanaikitra anareo ireo izany no fanambaran'i Yaveh . ' "
JER 8:18     Alignment score: 0.244 → 0.24
My sorrow has no end and my heart is sick .
Tsy manam - pahataperana ny alaheloko , ary marary ny foko .
JER 8:19     Alignment score: 0.342
Behold ! The cry for help of the daughter of my people from a land far away ! Is Yahweh not in Zion ? Is her king no longer there ? Why then do they provoke me to anger with their carved figures and their worthless foreign idols ?
Indro ! Ny feo mihiakan ' ny zanakavavin ' ny vahoakako avy any an - tany lavitra ! Tsy ao Ziona ve Yaveh ? Na tsy ao ve ny mpanjakany
? Nahoana izany izy ireo no manafintohina ahy amin'ireo endrik'asa voasokiny sy ireo sampy vahiny tsy misy dikany ?
JER 8:20     Alignment score: 0.386 → 0.402
The harvest has passed on , summer is over . But we have not been saved .
Efa nandalo ny fotoam - pijinjana , tapitra ny fahavaratra . Nefa tsy voavonjy isika .
JER 8:21     Alignment score: 0.237
I am hurt because of the hurt of the daughter of my people . I mourn at the horrible things that have happened to her ; I am dismayed .
Naratra aho nohon ' ny ratran ' ny zanaka
vavin ' ny vahoakako . Malahelo ny amin'ireo zavatra mahatsiravina izay nahazo azy aho ; raiki - tahotra aho .
JER 8:22     Alignment score: 0.586
Is there no medicine in Gilead ? Is there no healer there ? Why will the healing of the daughter
of my people not happen ?
Tsy misy fanafody ve ao Gileada ? Tsy misy mpanasitrana ve ao ? Nahoana no tsy hitranga ny fanasitranana ny vahoakako ?
JER 8:23     Alignment score: 0.385
If only my head could produce water , and my eyes be a fountain of tears ! For I wish to weep day and night for those among the daughter of my people who have been killed .
Raha mba afaka mamokatra rano mantsy ny lohako , ary ny masoko ho loharanon
- dranomaso ! Fa maniry ny hitomany andro aman'alina aho ho an'ireo zanaka vavin ' ny oloko izay novonoina .
JER 8     Average alignment score: 0.346 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52