Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 30:1     Alignment score: 0.552 → 0.549
The word that came to Jeremiah from Yahweh , saying ,
Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy amin'i Yaveh dia manao hoe :


JER 30:2     Alignment score: 0.384 → 0.384
" This is what Yahweh , God of Israel , says , ' Write in a scroll all the words that I have spoken to you .
" Izao no lazain'i Yaveh , Andriamanitr'Israely : ' Soraty anaty horonan - taratasy ho anao ny teny rehetra izay nambarako taminao tao amin ' ny horonan - taratasy .
JER 30:3     Alignment score: 0.403 → 0.403
For look , days are coming this is Yahweh 's declaration when I will reverse the captivity of my people , Israel and Judah . I , Yahweh , have said it . For I will bring them back to the land that I gave their ancestors , and they will possess it . ' "
Fa indro , ho avy ny andro izany no fanambaran'i Yaveh izay hamerenako ny haren ' ny oloko , dia Israely sy Joda . Izaho , Yaveh , no nilaza izany . Fa ho entiko miverina any amin ' ny tany izay nomeko ny razany izy ireo , ary ho fananan'izy ireo izany . " '
JER 30:4     Alignment score: 0.499
These
are the words that Yahweh declared concerning Israel and Judah ,
Izao no teny izay nambaran'i Yaveh mahakasika an'Israely sy Joda :
JER 30:5     Alignment score: 0.469
" For Yahweh says this , ' We have heard a trembling voice of dread and not of peace .
" Fa izao no lazain'i Yaveh : ' Nandre feo nangovitry
ny horohoro izahay fa tsy fiadanana .
JER 30:6     Alignment score: 0.325 → 0.328
Ask and see if a man bears a child . Why do I see every young man with his hand on his loins like a woman bearing
a child ? Why have all their faces become pale ?
Manontania ary jereo raha misy lehilahy mitondra vohoka . Nahoana Aho no mahita ny tovolahy rehetra mametraka ny tanany eo am - balahany tahaka ny vehivavy mitondra vohoka ? Nahoana no mihafotsy hatsatra avokoa ny tarehin'izy ireo ?
JER 30:7     Alignment score: 0.402
Woe ! For that day will be great , with none like it . It will be a time of distress for Jacob , but he will be rescued from it .
Loza ! Fa ho lehibe izany andro izany , ary tsy misy toy izany . Ho fotoan
' ny tebiteby ho an'i Jakoba izany , saingy ho avotra amin'izany izy .
JER 30:8     Alignment score: 0.375 → 0.385
For it will be in that day this is the declaration of Yahweh of hosts that I will break the yoke off your neck , and I will shatter your chains , so foreigners
will no longer enslave you .
Fa amin'izany andro izany izao no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro no hanapahako ny zioga hiala amin ' ny vozonareo , ary hanorotoroko ny rojo vy anareo , ka tsy hanandevo anareo intsony ny vahiny .
JER 30:9     Alignment score: 0.465
But they will worship Yahweh their God and serve David their king , whom I will make king over them .
Fa hivavaka amin'i Yaveh Andriamaniny izy ireo ary hanompo an'i Davida mpanjakany
, izay hataoko mpanjaka eo amin'izy ireo .
JER 30:10     Alignment score: 0.379 → 0.385
So you , my servant Jacob , do not fear this is Yahweh 's declaration and do not be dismayed , Israel . For see , I am about to deliver you from the faraway place , and your descendants from the land of captivity . Jacob will return and be at ease ; he will rest secure , and there will be no more terror .
Koa ianao , ry Jakoba mpanompoko , aza matahotra izany no fanambaran'i Yaveh ary aza raiki - tahotra , ry Israely . Fa indro , efa hitondra anao hiverina avy any lavitra Aho , ary ny taranakao
any amin ' ny tanin ' ny fahababoana . Hiverina i Jakoba ary hiadana ; hilamina izy , ary tsy hisy horohoro intsony .
JER 30:11     Alignment score: 0.336 → 0.346
For I am with you this is Yahweh 's declaration to save you . Then I will bring a complete end to all the nations where I have scattered you . But I will certainly not put an end to you , though I discipline you justly and will certainly not leave you unpunished . '
Fa miaraka aminao Aho izany no fanambaran'i Yaveh mba hamonjy anao . Dia ho taperiko tanteraka ny amin'ireo firenena rehetra izay nampielezako anao . Fa tsy hanapitra anao tokoa Aho , na dia manafay anao amin ' ny rariny aza Aho ka tsy hamela anao ho afa - maina . '
JER 30:12     Alignment score: 0.363
For Yahweh says this , ' Your injury is incurable ; your wound is infected .
Fa izao no lazain'i Yaveh : ' Tsy azo sitranina ny ratranao ; voaloto ny ferinao .
JER 30:13     Alignment score: 0.236
There is no one to plead your case
; there is no remedy for your wound to heal you .
Tsy misy hisolo vava anao ; tsy misy fanafody ho an ' ny ratranao mba hanasitrana anao .
JER 30:14     Alignment score: 0.226 → 0.234
All of your lovers have forgotten you . They will not look for you , for I have wounded you with the wound of an enemy and the discipline of a cruel master because of your many iniquities and your numerous sins .
Nanadino anao ireo olon - tianao rehetra . Tsy hitady anao izy ireo , fa efa nandratra anao tamin ' ny ferin ' ny fahavalo sy tamin ' ny famaizan ' ny tompo lozabe Aho nohon ' ny amin'ireo helokao
sy ireo fahotanao tsy tambo isaina .
JER 30:15     Alignment score: 0.276 → 0.275
Why do you call for help for your injury ? Your pain is incurable . Because of your many iniquities , your numerous sins , I have done these things to you .
Nahoana ianao no miantso vonjy nohon ' ny ratranao ? Tsy mety sitrana ny fanaintainanao
. Nohon ' ny amin'ireo helokao , ireo fahotanao tsy tambo isaina , dia nataoko taminao ireny zavatra ireny .
JER 30:16     Alignment score: 0.179
So everyone who consumes you will be consumed , and all of your adversaries will go into captivity . For the ones who have plundered you will become
plunder , and I will make all of the ones despoiling you a spoil .
Koa izay rehetra mamotika anao dia ho potehina , ary izay mpifanandrina aminao rehetra dia ho lasan - ko babo . Fa ireo izay manbabo anao dia ho baboina , ary horobaiko izay mandroba anao .
JER 30:17     Alignment score: 0.456
For I will bring healing on you ; I will heal you of your wounds this is Yahweh 's declaration I will do this because they called you : Outcast . No one cares for this Zion . ' "
Fa hitondra fanasitranana aminao Aho ; hanasitrana anao amin ' ny ratranao Aho izany no fanambaran'i Yaveh ho ataoko izany satria izy ireo dia niantso anao hoe : Ry voaroaka . Tsy mba misy miraharaha an'ity Ziona ity . " '
JER 30:18     Alignment score: 0.311 → 0.347
Yahweh says this , " See , I am about to bring back the fortunes of Jacob 's tents and have compassion on his homes . Then a city will be built on the heap of ruins , and a stronghold will exist again where it used to be .
Izao no lazain'i Yaveh : " Indro , hamerina ny harenan ' ny lain'i
Jakoba Aho ary hangoraka ireo tranony . Dia hisy tanàna hiorina eo amin ' ny faharavana misavovona , ary hiverina eo amin ' ny toerany nisy azy indray ny fiarovana mafy .
JER 30:19     Alignment score: 0.265
Then a song of praise and a sound of merriment will go out from them , for I will increase them and not diminish them ; I will honor them so they will not be humbled .
Dia hisy hira fiderana sy feo fifaliana hivoaka avy amin'izy ireo , fa hampitombo azy ireo Aho fa tsy hampihena ; homeko voninahitra izy ireo mba tsy hietry .
JER 30:20     Alignment score: 0.215 → 0.299
Then their people will be like before , and their assembly will be established before me when I punish all the ones who are now oppressing them .
Dia ho toy ny teo aloha ny olon'izy ireo , ary ny fiangonan'izy ireo dia hiorina eo anatrehako rehefa manafay ireo rehetra izay mampahory azy ireo amin'izao Aho .
JER 30:21     Alignment score: 0.336 → 0.336
Their ruler will come
from among them . He will emerge from their midst when I draw him near and when he approaches me . If I do not do this , who would dare come close to me ? this is Yahweh 's declaration .
Hivoaka avy ao amin'izy ireo ny mpitarik'izy ireo . Avy eo afovoanin'izy ireo no hipoirany rehefa ampanakaikeziko ary rehefa manatona Ahy izy . Raha tsy manao izany Aho , dia iza no sahy hanakaiky Ahy ? izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 30:22     Alignment score: 0.258
Then you will be my people , and I will be your God .
Dia ho oloko ianareo , ary Izaho ho Andriamanitrareo .
JER 30:23     Alignment score: 0.164 → 0.2
See , the tempest of Yahweh , his fury , has gone out . It is a continual
tempest . It will whirl on the heads of the wicked people .
Indro , ny tafiotran'Yaveh , ny fahatezerany , fa nivoaka . Tafiotra mitohy izany . Hihodikodina eo an - dohan ' ny olona ratsy fanahy izany .
JER 30:24     Alignment score: 0.328 → 0.336
Yahweh 's wrath will not return until it has carried out and brought into being his heart 's purposes . In the final
days , you will understand it . "
Tsy hiverina ny fahatezeran'i Yaveh ambara - pahavitany sy hanatanterahany ny fikasan ' ny fo . Amin ' ny andro farany , dia ho takatrao izany . "
JER 30     Average alignment score: 0.343 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52