Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 49:1     Alignment score: 0.392
About the people of Ammon , Yahweh says this , " Does Israel have no children ? Is there no one to inherit anything in Israel ? Why does Molech occupy Gad , and his people live in its cities ?
Raha ny momban ' ny vahoakan'i
Amona , izao no ambaran'i Yaveh : " tsy manan - janaka ve ny Israely ? Moa tsy misy olona iray handova na inona na inona any Israely ve ? Nahoana Malkana no hibodo an'i Gada , ary ny vahoakany honina any amin ' ny tanànany ?


JER 49:2     Alignment score: 0.363 → 0.375
So look , the days are coming this is Yahweh 's declaration when I will cause
a trumpet call for battle against Rabbah to be heard among the people of Ammon , so it will become a deserted heap and its villages will be set on fire . For Israel will possess those who possessed him , " says Yahweh .
Koa indro , ho avy ny andro izao no fanambaran'i Yaveh rehefa hampaneno ny feo famantarana ho an ' ny ady hanohitra an'i Raba eo amin ' ny vahoakan'i Amona Aho , koa ho tonga atontan - paharavana izany ary ny zana - bohitrany dia ho dorana amin ' ny afo . Fa Israely hanana ireo izay tsy nananany , " Hoy Yaveh .
JER 49:3     Alignment score: 0.297 → 0.301
" Howl in lament , Heshbon , for Ai will be devastated ! Shout out , daughters
of Rabbah ! Gird yourselves with sackcloth . Lament and run about in futility , for Molech is going into captivity , together with his priests and leaders .
" Midradradradrà amin ' ny fitarainana , ry Hesbona , fa ho rava i Ay ! Mihikià , ry zanaka vavin'i Raba ! Manaova lamba fisaonana . Manaova fitarainana ary mihazakazaha fahatany , fa i Malkana dia ho lasan - ko babo , miaraka amin'ireo mpisorony sy mpitarikany rehetra .
JER 49:4     Alignment score: 0.253 → 0.252
Why do you brag about your valleys , your valleys that are so fruitful , faithless daughter ? you who trust in your wealth and say , ' Who will come
against me ? '
Nahoana ianao no mirehareha amin'ireo lohasahanao , ireo lohasahanao izay tena mahavokatra be , ry zanaka vavy tsy manam - pinoana ? Ianao izay mitoky amin ' ny harenao ka manao hoe , ' Iza no ho avy hanohitra ahy ? '
JER 49:5     Alignment score: 0.415 → 0.424
See , I am about to bring terror on you this is the declaration of the Lord Yahweh of hosts this terror will come
from all those who surround you . Each one of you will be scattered before it . There will be no one to gather those running away .
Indro , hitondra fampihorohorona aminao Aho izany no fanambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro izany fampihorohorona izany dia ho tonga amin'ireo izay manodidina anao rehetra . Ny tsirairay aminareo dia hiparitaka manoloana izany . Tsy hisy na iray aza hanangona ireo izay mitsoaka .
JER 49:6     Alignment score: 0.453
But after this I will reverse the captivity of the people of Ammon this is Yahweh 's declaration . "
Nefa aorin'izany
dia hamerina ireo harenan ' ny vahoakan'i Amona Aho izany no fanambaran'i Yaveh . "
JER 49:7     Alignment score: 0.418 → 0.428
About Edom , Yahweh of hosts says this , " Is there no longer any wisdom to be found in Teman ? Has good advice disappeared from those who have understanding ? Has their wisdom become
corrupted ?
Ny amin'i Edoma , izao no ambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro : " tsy misy fahendrena intsony ve hita ao Temana ? Nisy toro - hevitra tsara ve avy amin'ireo izay nanana fahazavan - tsaina ? Niha - simba ve ny fahendren'izy ireo ?
JER 49:8     Alignment score: 0.393 → 0.412
Flee ! Turn back ! Stay in holes in the ground , inhabitants of Dedan . For I am bringing the disaster of Esau on him at the time that I punish him .
Mandosira ! miverena
! mitoera any an - davaky ny tany , ry mponin'i Dedana . Fa mitondra ny lozan'i Esao eo aminy Aho amin ' ny fotoana izay hamaizako azy .
JER 49:9     Alignment score: 0.213 → 0.225
If grape harvesters came to you , would they not leave a little bit behind ? If thieves came in the night , would they not spoil only as much as they wanted ?
Raha tonga aminao ny mpioty voaloboka , moa tsy hanajanona kely amin'izany ve izy ireo ? Raha tonga amin ' ny alina ny mpangalatra , tsy hangalatra mihoatra noho izay ilainy
ve izy ireo ?
JER 49:10     Alignment score: 0.281 → 0.284
But I have stripped Esau bare . I have revealed his hiding places . So he will not be able to hide himself . His children , his brothers , and his neighbors are destroyed , and he is gone .
Fa efa nampitanjaka an'i Esao Aho . Nampiseho ireo toerany
miafina Aho . Ary tsy ho afaka hanafina ny tenany izy . Ny zanany , ireo rahalahiny , ary ireo mpiara - monina aminy dia noravana , dia lasa izy .
JER 49:11     Alignment score: 0.208
Leave your orphans behind . I will take care of their lives , and your widows can trust in me . "
Ilaozy aoriana ireo kambotinao . Hiahy ny fiainan'izy ireo Aho , ary ny mpitondratenanao dia afaka mitoky
amiko . "
JER 49:12     Alignment score: 0.375 → 0.376
For Yahweh says this , " See , those
who did not deserve it must certainly drink some of the cup . Do you yourself think you will go unpunished ? You will not go unpunished , for you will certainly drink .
Fa izao no fanambaran'i Yaveh : " Indro , ireo izay tsy mendrika izany dia tokony hisotro amin ' ny kapoaka tokoa . Mieritreritra ve ny tenanao fa handeha tsy ho saziana ianao ? tsia , satria hisotro tokoa ianao .
JER 49:13     Alignment score: 0.429
For I have sworn by myself this is Yahweh 's declaration that Bozrah will become
a horror , a disgrace , a devastation , and an object for cursing . All of its cities will become ruins forever .
Fa efa nianiana tamin ' ny tenako Aho izany no fanambaran'i Yaveh fa i Bozra dia ho lasa horohoro , ho fahafaham - baraka , hampalahelo be , ary ho zavatra fanozonana . Ny tanàna rehetra ho tonga faharavana mandrakizay .
JER 49:14     Alignment score: 0.401
I have heard news from Yahweh , and a messenger
has been sent out to the nations , ' Gather together and attack her . Get ready for battle . '
Nandre vaovao tamin'i Yaveh Aho , ary nisy iraka nalefa tany amin'ireo firenena , ' Mivondrona ary tafio izy . Mivonòna amin ' ny ady . '
JER 49:15     Alignment score: 0.353 → 0.403
" For see , I have made you small compared to the other nations , despised by people .
" Fa indro , nataoko kely ianao raha ampitahaina amin'ireo firenena hafa , ary tsinotsiniavin ' ny amin ' ny olona .
JER 49:16     Alignment score: 0.317 → 0.321
As for your fearsomeness , your heart 's pride has deceived you , inhabitants of places on the cliff , you who have occupied the highest hills so that you may make your nest high like an eagle . I will bring you down from there this is Yahweh 's declaration .
Raha ny fahatahorana anao , dia namitaka anao ny avonavon ' ny fonao
, ry mponina eny amin ' ny toeran ' ny hantsana , ianao izay nibahana ny havoana ambony indrindra mba hanaovanao ny akaninao ho ambony toy ny an ' ny voromahery . Ho ampidiniko avy eny ianao izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 49:17     Alignment score: 0.306
Edom will become
a horror to everyone passing by it . Every such person will be appalled and hiss because of all of its disasters .
Ho horohoro ho an'izay mandalo eny amin'izany i Edoma . Ny olona rehetra toy izany dia hangovitra ary hisiotsioka noho ny amin'ireo loza rehetra ireo .
JER 49:18     Alignment score: 0.391 → 0.391
Like the overthrow of Sodom and Gomorrah and their neighbors , says Yahweh , and no one will live there ; no person will stay there .
Toy ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora ary ireo mpiara - belona aminy , " hoy Yaveh , " tsy hisy olona honina any ; tsy misy vahoaka hijanona any .
JER 49:19     Alignment score: 0.309 → 0.316
See , he will go up like a lion from the majesty of the Jordan to the green pasturelands . For I will quickly make Edom run from it , and I will put someone who will be chosen in charge of it . For who is like me , and who will summon me ? What shepherd
is able to resist me ?
Indro , hiakatra toy ny liona avy any amin ' ny alan'i Jordana izy ho any amin'ireo tanin'ahi - maitso . Fa ho ampandosiriko haingana amin'izany i Edoma , ary hametraka olona izay handray an - tanana izany aho . Fa iza no toa ahy , ary iza no hiantso ahy ? Mpiandry ondry iza no afaka hanohitra ahy ? "
JER 49:20     Alignment score: 0.343 → 0.345
So listen to the plans that Yahweh has decided against Edom , the plans that he has formed against the inhabitants of Teman . They will certainly be dragged away , even the smallest flock . Their pasturelands will be turned into ruined places .
" Koa henoy ny hevitra izay notapahin'i Yaveh hanoherana an'i Edoma , ny fikasana izay efa nataony hanoherana ireo mponin'i
Temana . Ho taritarisiny eny rehetra eny tokoa izy ireo , na dia ny kely indrindra amin ' ny ondry aza . Ireo tanin'ahiny ho tonga toerana noravaina .
JER 49:21     Alignment score: 0.271
At the sound of their falling the earth shakes . The sound of cries of distress is heard at the Sea of Reeds .
Nihozongozona ny tany tamin ' ny feon ' ny fianjeran'izy ireo . Ny feon ' ny fitarainana dia re hatrany amin ' ny Ranomasina Mena .
JER 49:22     Alignment score: 0.482
See , someone will attack like an eagle , and swoop down and spread his wings over Bozrah . Then on that day , the hearts of Edom 's soldiers will become like the heart of a woman in birth labor . "
Indro , misy olona hanafika toy ny voromahery , ka hidina ary hamelatra ny elany eo amin'i Bozra . Ary amin'izany andro izany , ny fon'ireo
miaramilan'i Edoma dia ho tonga toy ny fon ' ny vehivavy mihetsi - jaza . "
JER 49:23     Alignment score: 0.421 → 0.444
About Damascus : " Hamath and Arpad will be ashamed , for they have heard news of disaster . They melt away ! Anxiety is in the sea . It can not stay calm .
Ny amin'i Damaskosy : " Ho menatra i Hamata sy Arpada , fa nahare ny vaovao momba ny loza izy ireo . Ketraka izy ireo ! hangovitra noho ny ranomasina izy ireo , izay tsy mety tony .
JER 49:24     Alignment score: 0.28 → 0.286
Damascus has become
very weak . It turns away to flee ; terror seizes it . Distress and pain seize it , like the pain of a woman giving birth .
Mihaosa tokoa Damaskosy . Mivily handositra izany ; azon ' ny horohoro izany . Azon ' ny fahoriana sy fanaintainana izany , toy ny fanaintainan ' ny vehivavy miteraka .
JER 49:25     Alignment score: 0.322
How has the city of praise not been abandoned , the town of my joy ?
Nahoana no tsy nafoy ny tanàna fiderana , ny tanàn
- dehiben ' ny fifaliako ?
JER 49:26     Alignment score: 0.451 → 0.451
Therefore its young men will fall in its plazas , and all the fighting men will perish on that day this is the declaration of Yahweh of hosts . "
Noho izany dia ho lavo eo amin ' ny toerany
ireo tovolahy , ary ireo lehilahy mpiady rehetra dia ho faty amin'izany andro izany izany no fanambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro . "
JER 49:27     Alignment score: 0.47 → 0.525
" For I will light a fire on the wall of Damascus , and it will devour the strongholds
of Ben - Hadad . "
" Fa handrehitra afo eo amin ' ny rindrin'i Damaskosy Aho , ary handevona ireo fiarovana mafy ho an'i Beni - hadada izany . "
JER 49:28     Alignment score: 0.553 → 0.566
About Kedar and the kingdoms of Hazor , Yahweh says this to Nebuchadnezzar ( now Nebuchadnezzar king of Babylon was going to attack these
places ) : " Arise and attack Kedar and destroy those people of the east .
Ny amin ' ny Kedara sy ny fanjakan'i Hazora , izao no nambaran'i Yaveh tamin'i Nebokadnezara ( ary Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona dia hanafika ireo toerana ireo ) : " Mitsangana ka tafio Kedara ary aringano ireo vahoakan ' ny atsinanana .
JER 49:29     Alignment score: 0.272
Their tents and their flocks will be taken , along with their tent curtains and all of their equipment ; their camels will be led away from them , and men will shout to them , " Terror is on every side ! "
Ho alaina ireo lainy sy ireo ondry aman'osiny , miaraka amin'ireo lainy lamba ary ireo fitaovany
rehetra ; ho alaina amin'izy ireo ireo ramevany , ary hanao hiaka fifaliana amin'izy ireo ny olona , " Horohoro no eo amin ' ny manodidina rehetra ! "
JER 49:30     Alignment score: 0.445 → 0.453
Flee ! Wander far away ! Stay in holes in the ground , inhabitants of Hazor this is Yahweh 's declaration for Nebuchadnezzar king of Babylon has devised a plan against you . Flee ! Turn back !
Mandosira ! mandehana alavitra ! Mijanona eo amin ' ny ireo lavakin ' ny tany , ry mponin'i
Hazora izany no fanambaran'i Yaveh fa i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona dia efa nanao tetika hanoherana anao . Mandosira ! miverena !
JER 49:31     Alignment score: 0.206 → 0.213
Arise
! Attack the nation at ease , that lives in safety , " says Yahweh . " They have no gates or bars in them , and its people live by themselves .
Mitsangana ! tafio ny firenena ao am - pitoniana , izay miaina amin ' ny fiarovana , " Hoy Yaveh . " Tsy manana vavahady na fanidiana any aminy izy ireo , ary ireo olony dia miaina amin'izy ireo .
JER 49:32     Alignment score: 0.309 → 0.312
For their camels will become
plunder , and the abundance of their property will become war plunder . Then I will scatter to every wind those who cut the hair on the sides of their heads very short , and I will bring disaster on them from every side this is Yahweh 's declaration .
Ho robaina ireo ramevany , ary horobaina amin ' ny ady ireo fananany maro be . Ary haeliko eny amin ' ny rivotra rehetra eny ireo izay nanety ny sisim - bolony , ary hitondra loza amin'zy ireo eo amin ' ny lafiny rehetra Aho izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 49:33     Alignment score: 0.346 → 0.346
Hazor will become a lair of jackals , a permanent wasteland . No one will live there ; no human being will stay there . "
Ho tonga fonenan ' ny ambodia
i Hazora , ho tany ngazana maharitra . Tsy misy honina any , tsy misy olona hijanona any . "
JER 49:34     Alignment score: 0.635
This is the word of Yahweh that came to Jeremiah the prophet about Elam . This happened at the beginning of the reign of Zedekiah king of Judah , and he said ,
Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny amin'i Elama . Izao no nitranga tamin ' ny fiandohan ' ny fanjakan'i Zedekia mpanjakan
' ny Joda , ary hoy izy :
JER 49:35     Alignment score: 0.301 → 0.31
" Yahweh of hosts says this : See , I am about to break the bowmen of Elam , the main part of their power .
" Izao no nambaran'i
Yaveh Tompon ' ny maro : Indro , hanapaka ireo mpandefa tsipìka an'i Elama Aho , ain - dehibe ny herin'izy ireo .
JER 49:36     Alignment score: 0.444 → 0.445
For I will bring the four winds from the four corners of the heavens , and I will scatter the people of Elam to all of those
winds . There is no nation to which those scattered from Elam will not go .
Fa hitondra ireo rivotra efatra avy any amin ' ny zoron ' ny lanitra efatra Aho , ary hampiely ny vahoakan'i Elama amin'izany rivotra rehetra izany aho . Tsy misy firenena izay tsy ho alehan'ireo izay nahely tao Elama ireo .
JER 49:37     Alignment score: 0.374 → 0.39
So I will shatter Elam before their enemies and before those who seek their lives . for I will bring disaster against them , the fury of my wrath this is Yahweh 's declaration and I will send the sword after them until I have consumed them .
Ary hanorotoro an'i Elama eo anoloan'ireo fahavalony Aho ary eo anoloan'ireo izay mitady ny ainy . Fa hitondra loza hanoherana azy ireo Aho , ny fahatezerana amin ' ny fahavinirako izany no fanambaran'i Yaveh ary handefa ny sabatra amin'izy ireo aho mandra - pahalany tamingana azy ireo .
JER 49:38     Alignment score: 0.498
Then I will put my throne in Elam and will destroy its king and leaders from there this is Yahweh 's declaration
Dia hametraka ny seza fiandrianako eo amin'i Elama Aho ary handringana ny mpanjakany
sy ireo mpitarika avy ao izany no fanambaran'i Yaveh
JER 49:39     Alignment score: 0.305 → 0.311
and it will happen in later days that I will reverse the captivity of Elam this is Yahweh 's declaration . "
ary hitsangana izany amin ' ny andro farany izay hitondrako hiverina ireo harenan'i Elama izany no fanambaran'i Yaveh . "
JER 49     Average alignment score: 0.373 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52