Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 48:1     Alignment score: 0.458 → 0.461
To Moab , Yahweh of hosts , God of Israel , says this , " Woe to Nebo , for it has been devastated . Kiriathaim has been humiliated and captured . Her fortress
has been disgraced and crushed .
Ho an'i Moaba , Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely dia milaza izao : " Loza ho an'i Nebo , fa efa rava izany . Nosamborina i Kiriataima ary nalaim - baraka . Potika sy afa - baraka ny fiarovany mafy .


JER 48:2     Alignment score: 0.382 → 0.4
The honor of Moab is no more . Their enemies in Heshbon plotted disaster against her . They said , ' Come and let us destroy her as a nation . Madmen will also perish a sword will go after you . '
Tsy misy intsony ny voninahitr'i
Moaba . Nitetika hanao loza ho azy ireo fahavalon'izy ireo tao Hesbona . Hoy izy ireo : ' Avia aoka isika hamotika azy tahaka ny firenena . Ho faty ihany koa i Madmena hanenjika anareo avy ao aoriana ny sabatra . '
JER 48:3     Alignment score: 0.344 → 0.4
Listen ! A sound of an outcry is coming from Horonaim , where there is ruin and great destruction .
Henoy ! Tonga avy any Horonaima ny feon ' ny hikiaka , izay misy faharavana sy fahasimbana lehibe any .
JER 48:4     Alignment score: 0.226 → 0.316
Moab has been destroyed . Her children have made their cries heard .
Rava i Moaba . Hampandre ny fitarainany ireo zanany .
JER 48:5     Alignment score: 0.276 → 0.303
They go up the hill of Luhith weeping , for on the way down to Horonaim , screams are heard because of the destruction .
Hiakatra ny havoanan'i Lohita am - pitomaniana izy ireo , fa eny amin ' ny lalam - pidinan'i Horonaima , dia ho re ireo antsoantso noho ny fahasimbana .
JER 48:6     Alignment score: 0.235
Flee ! Save your lives and become
like a juniper bush in the wilderness .
Mandosira ! Vonjeo ny ainareo ary tongava ho toy ny kirihitr'anjavidy any an - tany efitra .
JER 48:7     Alignment score: 0.32
For because of your trust in your practices and your wealth you also will be captured . Then Chemosh will go away into captivity together with his priests and leaders .
Fa noho ny fahatokianao ireo fombanao sy ny harenao
, no hisamborana anao koa . Ary i Kemosy dia handeha ho amin ' ny fahababoana , miaraka amin'ireo mpisorony sy ireo mpitariny .
JER 48:8     Alignment score: 0.389 → 0.389
For the destroyer will come
to every city ; no city will escape . So the valley will perish and the plain will be devastated , as Yahweh has said .
Fa ho avy eny amin ' ny tanàna rehetra ny mpandrava ; tsy misy tanàna ho afa - mandositra . Ka ho levona ny lohasaha ary ho rava ny lemaka , araka ny nolazain'i Yaveh .
JER 48:9     Alignment score: 0.378
Give wings to Moab , for she must certainly fly away . Her cities will become
a wasteland , where there is no one to live in them .
Omeo elatra i Moaba , fa tsy maintsy hanidina tokoa izy . Ho lasa ngazana ireo tanànany , izay tsy misy na iza na iza monina ao amin'ireo .
JER 48:10     Alignment score: 0.344 → 0.35
May anyone who is lazy in doing Yahweh 's work be cursed ! May anyone who keeps his sword back from shedding blood be cursed !
Aoka ho voaozona izay kamo amin ' ny fanaovana ny asan'i
Yaveh ! Aoka ho voaozona izay mitàna ny sabany amin ' ny fandatsahan - drà !
JER 48:11     Alignment score: 0.257 → 0.265
Moab has rested secure since he was young . He is like his wine that has never been poured from pot to pot . He has never gone into captivity . Therefore he tastes as good as ever ; his flavor remains unchanged .
Nahatsiaro ho voaaro i Moaba hatramin ' ny naha - tanora azy . Tahaka ny divainy
izay tsy mbola nararaka isaky ny vilany izy . Tsy mbola nandeha tamin ' ny fahababoana izy . Noho izany dia tsara tsiro lalandava izy ; mijanona tsy miova ny tsirony .
JER 48:12     Alignment score: 0.363 → 0.381
So see , the days are coming this is Yahweh 's declaration when I will send him those
who will tip him over and pour out all his pots and shatter his jars .
Koa indro , ho avy ny andro izany no fanambaran'i Yaveh rehefa handefa aminy ireo izay hanilika azy sy handraraka ireo vilaniny rehetra ary hamaky ireo sininy Aho .
JER 48:13     Alignment score: 0.433 → 0.442
Then Moab will be ashamed of Chemosh just as the house of Israel was ashamed of Bethel , their object of trust .
Dia ho menatra an'i Kemosy i Moaba tahaka ny nahamenaran ' ny ankohonan ' Israely an'i Betela , ny anton ' ny fahatokian'izy ireo .
JER 48:14     Alignment score: 0.45
How can you say , ' We are soldiers , powerful fighting men ' ?
Ahoana no hilazanareo hoe : ' Izahay dia miaramila , lehilahy mpiady mahery ' ?
JER 48:15     Alignment score: 0.453 → 0.457
Moab will be devastated and its cities attacked . For its finest young men have gone down to the place of slaughter . This is the king 's declaration ! Yahweh of hosts is his name .
Ho rava i Moaba ary hotafihana ireo tanànany
. Fa ireo tovolahiny tsara indrindra dia efa nampidinina any amin ' ny toeran ' ny famonoana . Izany ny fanambaran ' ny mpanjaka ! Yaveh Tompon ' ny maro no anarany .
JER 48:16     Alignment score: 0.363 → 0.363
Moab 's disaster is soon to happen ; calamity is hurrying quickly .
Hitranga tsy ho ela ny faharavan'i
Moaba ; ho avy faingana tsy ho ela ny loza .
JER 48:17     Alignment score: 0.36 → 0.368
All you who are around Moab , wail ; and all you who know its fame , shout this , ' Woe , the strong staff , the honored rod , has been broken . '
Ianareo rehetra manodidina an'i Moaba , mitomania
; ary ianareo rehetra izay mahalala ny lazany , hiakiaho hoe : ' Loza , fa simba , ny tehana mahery , sy ny tsorakazo manam - boninahitra . '
JER 48:18     Alignment score: 0.299 → 0.326
Come
down from your honored place and sit on the dry ground , you daughter living in Dibon . For the destroyer of Moab will come up against you , he will ruin your strongholds .
Midìna eny amin ' ny toeranao be voninahitra ary mipetraha eo amin ' ny tany maina , ianao zanaka vavy monina ao Dibona . Fa ilay handrava an'i Moaba no efa manafika anao , ilay handrava ireo fiarovanao mafy .
JER 48:19     Alignment score: 0.336
Stand on the road and watch , you people who live in Aroer . Ask the ones who are fleeing and escaping . Say , ' What has happened ? '
Mijoroa
eo amin ' ny lalana ka tazano , ianareo vahoaka monina ao Aroera . Anontanio izay efa nandositra sy nitsoaka . Lazao hoe : ' Nisy inona ? '
JER 48:20     Alignment score: 0.382 → 0.385
Moab has been shamed
, for it has been shattered . Howl and lament ; shout for help . Tell it to people by the Arnon River that Moab has been devastated .
Tonga menatra i Moaba , fa notorotoroina izy . Midradradradrà ary mitomania ; mihiakiaha famonjena . Ambarao amin ' ny vahoaka eo amin ' ny Renirano Arnona izany fa rava i Moaba .
JER 48:21     Alignment score: 0.561
Now punishment has come
to the hill country , to Holon , Jahzah , and Mephaath ,
Ankehitriny dia tonga ao amin ' ny tany havoana ny fanasaziana , ho an'i Holona , Jahaza , ary Mefata ,
JER 48:22     Alignment score: 0.883 → 0.885
to Dibon , Nebo , and Beth Diblathaim ,
ho an'i Dibona , Nebo , sy Beti - diblataima ,
JER 48:23     Alignment score: 0.865 → 0.868
to Kiriathaim , Beth Gamul , and Beth Meon ,
ho an'i Kiriataima , Beti - gamola , ary Beti - meona ,
JER 48:24     Alignment score: 0.459 → 0.485
To Kerioth and Bozrah , and to all the cities in the land of Moab the farthest and the closest cities .
ho an'i Keriota
sy Bozra , ary ho an ' ny tanàna rehetra amin ' ny tanin'i Moaba_ireo tanàna lavitra indrindra sy ny akaiky indrindra .
JER 48:25     Alignment score: 0.417 → 0.429
The horn of Moab has been hacked off ; its arm has been broken this is Yahweh 's declaration .
Notapahina ny tandrok'i Moaba ; notapahina ny sandriny izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 48:26     Alignment score: 0.429 → 0.429
Make him drunk , because he acted proudly against Yahweh . Let Moab wallow in his vomit , and let him be an object of ridicule .
Ataovy mamo izy , satria niasa am - pireharehana hanohitra an'i Yaveh izy . Aoka hiosinkosina amin ' ny loany i Moaba , ary aoka ho antom
- panesoana izy .
JER 48:27     Alignment score: 0.291 → 0.307
For did not Israel become
an object for laughter to you ? Was he found among thieves , so that you shook your head at him as often as you spoke about him ?
Fa tsy Israely ve no lasa antom - piomehezana ho anao ? Tsy hita teo amin'ireo mpangalatra ve izy , ka nanozongozonanao ny lohanao taminy tahaka ny nitenenanao ny momba azy matetika ?
JER 48:28     Alignment score: 0.288 → 0.312
Abandon the cities and camp on the cliffs , inhabitants of Moab . Become
like a dove that is nesting over the mouth of a hole in the rocks .
Ilaozy ny tanàna ary mitobia eny amin'ireo hantsana , ry mponin'i Moaba . Tongava tahaka ny domohina izay manao ny ankaniny eny amin ' ny vavan ' ny lavaka eny amin'ireo vatolampy .
JER 48:29     Alignment score: 0.218
We have heard of Moab 's pride his arrogance , his haughtiness , his pride , his self - glory and the conceit in his heart .
Rentsika ny fireharehan'i
Moaba ny fiavonavonany , ny fiaingitrainginy , ny avonavony , ny fisehosehoany ary ny fieboeboan ' ny fony .
JER 48:30     Alignment score: 0.303
This is Yahweh 's declaration I myself know his arrogant speech , which amounts to nothing , like his deeds .
Izao no fanambaran'i Yaveh Izaho ihany no mahalala ny teniny manohitra , izay tsy misy sandany , tahaka ireo asany .
JER 48:31     Alignment score: 0.442
So I will howl a lament for Moab , and I will shout in sorrow for all of Moab . I will lament for the people of Kir Hareseth .
Ka hidradradradra fitomaniana ho an'i Moaba aho , ary hihiaka amin ' ny alahelo ho an'i Moaba manontolo aho . Hitomany ho an'i vahoakan'i
Kira - haresa Aho .
JER 48:32     Alignment score: 0.306 → 0.327
I will weep for you more than I did for Jazer , vine of Sibmah ! Your branches passed across the Salt
Sea and reached as far as Jazer . The destroyer has attacked your summer fruit and your grapes .
Hitomany ho anao mihoatra noho izay nataoko ho an'i Jazera Aho , ry voalobok'i Sibma ! Manavatsava ny Ranomasina Masira ny rantsanao ary mahatratra hatrany Jazera . Nanafika ny voan ' ny fahavaratrao sy ny divainao ireo mpandrava .
JER 48:33     Alignment score: 0.272 → 0.272
So celebration and rejoicing have been taken away from the fruit trees and the land of Moab . I have put an end to the wine from their winepresses
. They will not tread with joyful shouts . Any shouts will not be shouts of joy .
Ka dia nesorina lavitry ny hazo fihinam - boa sy ny tanin'i Moaba ny fankalazana sy ny hafaliana . Nanatsahatra ny famoloan - divain'izy ireo Aho . Tsy hanitsaka ny hiakiam - pifaliana izy ireo . Ny hiakiaka rehetra dia tsy ho hiakiam - pifaliana .
JER 48:34     Alignment score: 0.456
From the shouts at Heshbon as far as Elealeh their sound is heard at Jahaz , from Zoar
to Horonaim and Eglath Shelishiyah , since even the waters of Nimrim have become desolate .
Avy any Hesbona ka hatrany Elale ireo hiakiaka , re any Jahaza ny feon'izy ireo , hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Elgata - selisia , fa na hatramin ' ny ranon'i Nimrima aza dia maina .
JER 48:35     Alignment score: 0.399 → 0.408
For I will put an end to anyone in Moab who makes sacrifices
on the high places and burns incense to his gods this is Yahweh 's declaration .
Fa hamarana ireo izay manao sorona eo amin ' ny toerana avo sy mandoro ditin - kazo manitra ho an'ireo andriamaniny ao Moaba Aho_izany ny fanambaran'i Yaveh .
JER 48:36     Alignment score: 0.359 → 0.374
So my heart is lamenting for Moab like a flute . My heart is lamenting like flutes for the people of Kir Hareseth . The riches they gained are gone .
Ka mitomany
an'i Moaba tahaka ny sodina ny foko . Mitomany tahaka ny sodina ho an ' ny olona ao Kira - haresa ny foko . Lasa ireo harena izay azon'izy ireo .
JER 48:37     Alignment score: 0.26 → 0.272
For every head is bald and every beard shaved . Incisions are on every hand , and sackcloth is around their waists .
Fa sola ny loha rehetra ary niharatra ny volom - bava rehetra . Amin ' ny tanana
rehetra ireo ratra , ary manodidina ireo valahan'izy ireo ny lamba fisaonana .
JER 48:38     Alignment score: 0.256 → 0.293
There is mourning everywhere , on every flat roof of Moab and in Moab 's plazas . For I have destroyed Moab like pots that no one wants this is Yahweh 's declaration .
Misy fisaonana na aiza na aiza , dia eny amin ' ny tapela - tafotrano sy eny amin'ireo toerana malalak'i Moaba . Fa nopotehako tahaka ny vilany izay tsy misy mpitia i Moaba izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 48:39     Alignment score: 0.303 → 0.333
How it has been shattered ! How they howl in their lamenting ! Moab turns its back in shame ! So Moab will become an object of derision and a terror to all those who are around him . "
Endrey ny nanorotoroana izany ! Endrey midradradradra amin ' ny tomaniny izy ireo ! Mampiodina ny lamosiny ho amin ' ny henatra i Moaba ! Ka ho tonga antom
- pihomehezana sy fampihorohoroana ho an'ireo rehetra izay manodidina azy i Moaba . "
JER 48:40     Alignment score: 0.442 → 0.463
For Yahweh says this , " See , the enemy will come
flying like an eagle , spreading out his wings over Moab .
Fa hoy Yaveh hoe : " Indro , ho avy hanidina toy ny voromahery ireo fahavalo , mamelatra ireo elany eo ambonin'i Moaba .
JER 48:41     Alignment score: 0.304 → 0.308
Kerioth has been captured , and its strongholds have been seized . For in that day the hearts of Moab 's soldiers will be like the hearts of women
in birth labor .
Voasamboatra i Keriota , ary babo ireo fiarovany mafy . Fa amin'izany fotoana izany dia ho tonga tahaka ny fon ' ny vehivavy mihetsi - jaza ny fon'ireo miaramilan'i Moaba .
JER 48:42     Alignment score: 0.536
So Moab will be destroyed and be no longer a people , because he made himself to be great against Yahweh .
Ka ho rava i Moaba ary tsy hisy vahoaka intsony , satria nanao ny tenany ho lehibe noho i Yaveh izy .
JER 48:43     Alignment score: 0.521
Terror , the pit , and a trap are coming on you , inhabitant
of Moab this is Yahweh 's declaration .
Horohoro sy lavaka , ary fandrika no tonga eo aminareo , ry mponin'i Moaba izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 48:44     Alignment score: 0.377 → 0.381
Anyone who flees because of terror will fall into the pit , and anyone who climbs out of the pit will be caught in the trap for I will bring this on them , the people of Moab , in the year of my vengeance against them this is Yahweh 's declaration .
Izay mandositra noho ny fampihorohoroana
dia hilatsaka ao anaty lavaka , ary ireo izay mihanika ny lavaka dia ho tratran ' ny fandrika , fa hitondra izany eo amin'izy ireo Aho amin ' ny taonan ' ny valifatiko amin'izy ireo izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 48:45     Alignment score: 0.378 → 0.389
The ones who flee will stand in the shadow of Heshbon without any strength , for fire will go out from Heshbon , flame from the middle of Sihon . It will devour the forehead of Moab and the scalps of the boastful people .
Izay mandositra dia hijoro tsy manan
- kery eo amin ' ny alok'i Hesbona , fa hivoaka avy ao Hesbona ny afo , ny lelan'afo avy eo afovoan'i Sihona . Handevona ny handrin'i Moaba sy ny tampon - dohan ' ny olona mpirehareha izany .
JER 48:46     Alignment score: 0.396 → 0.422
Woe to you , Moab ! Chemosh 's people are destroyed , For your sons are taken as captives and your daughters
into captivity .
Loza ho anao , ry Moaba ! Rava ny olon'i Kemosy . Fa alain - ko babo ireo zanakao lahy ary ireo zanakao vavy ho amin ' ny fahababoana .
JER 48:47     Alignment score: 0.43
But I will reverse the captivity of Moab in later days this is Yahweh 's declaration . " The judgment on Moab ends here .
Fa haveriko ireo haren'i Moaba amin ' ny andro farany izany no fanambaran'i Yaveh . " Tapitra eo ny fitsarana an'i Moaba .
JER 48     Average alignment score: 0.379 for 47 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52