Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 38:1     Alignment score: 0.386 → 0.507
Shephatiah son of Mattan
, Gedaliah son of Pashhur , Jehukal son of Shelemiah , and Pashhur son of Malkijah heard the words that Jeremiah was declaring to all the people . He was saying ,
Nandre ny teny izay nambaran'i Jeremia tamin ' ny vahoaka rehetra i Safatia zanak'i Matana , sy Gedalia zanak'i Pasora , sy Jokala zanak'i Semelia , ary i Pasora zanak'i Malkia . Izy dia nilaza hoe :


JER 38:2     Alignment score: 0.407
" Yahweh says this : Anyone staying in this city will be killed by sword , famine , and plague . But anyone who goes out to the Chaldeans will survive . His life will be his loot , but he will survive .
" Yaveh nilaza izao : Izay rehetra mitoetra amin'ity tanàna ity dia ho fatin
' ny sabatra , mosary , ary areti - mandringana . Fa izay rehetra mandeha mankany amin'ireo Kaldeana dia ho velona . Hanavotra ny ainy izy , ary ho velona .
JER 38:3     Alignment score: 0.463 → 0.463
Yahweh says this : This city will be given into the hand of the army of the king of Babylon , and he will capture it . "
Izao no lazain'Yaveh : Ity tanàna ity dia ho atolotra eo an - tanan
' ny tafikin ' ny mpanjakan'i Babylona , ary hisambotra izany izy . "
JER 38:4     Alignment score: 0.316 → 0.324
So the officials said to the king , " Let this man die , for in this way he is weakening the hands of the fighting men who remain in this city , and the hands of all the people . He is proclaiming these words , for this man is not working for safety for this people , but disaster . "
Koa hoy ireo manam - pahefana tamin ' ny mpanjaka : " Aoka ho faty ity lehilahy ity , fa tamin'izany fomba izany no nanalefahany ny tanan'ireo lehilahy mpiady tavela ato amin'ity tanàna ity , ary ny tanan
' ny vahoaka rehetra . Manambara ireto teny ireto izy , fa tsy niasa hiaro ny vahoakany ity lehilahy ity , fa ho an ' ny loza . "
JER 38:5     Alignment score: 0.448
So King Zedekiah said , " Look , he is in your hand since there is no king able to resist you . "
Ka hoy i Zedekia Mpanjaka : " Indro , eo an - tananao
izy satria tsy misy mpanjaka afaka manohitra anao . "
JER 38:6     Alignment score: 0.433 → 0.455
Then they took Jeremiah and threw him into the cistern of Malkijah , son of the king . The cistern was in the courtyard of the guard . They lowered Jeremiah down on ropes . There was no water in the cistern , but it was muddy , and he sank
down into the mud .
Ary nalain'izy ireo i Jeremia ka natsipiny tao amin ' ny famorian - dranon'i Malkia , zanaky lahin ' ny mpanjaka . Tao ankianjan ' ny mpiambina ilay famorian - drano . Nampidinin'izy ireo tamin ' ny tady i Jeremia . Tsy nisy rano tao amin ' ny famorian - drano , fa namotaka izany , ka niletika tao amin ' ny fotaka izy .
JER 38:7     Alignment score: 0.501
Now Ebed - Melek the Cushite was one of the eunuchs in the king 's house . He heard that they had placed Jeremiah in the cistern . Now the king was sitting at the Benjamin Gate .
Ary Ebeda - Meleka Kosita dia iray tamin'ireo tandapa tao amin ' ny tranon
' ny mpanjaka . Henony fa nataon'izy ireo tao anaty famorian - drano i Jeremia . Ary nipetraka teo amin ' ny Vavahadin'i Benjamina ny mpanjaka .
JER 38:8     Alignment score: 0.446 → 0.469
So Ebed - Melek went from the king 's house and spoke with the king . He said ,
Koa nandeha avy tao amin ' ny tranon
' ny mpanjaka i Ebeda - Meleka ary niresaka taminy . Hoy izy :
JER 38:9     Alignment score: 0.427
" My master the king , these men have done evil with the way they have treated Jeremiah the prophet . They threw him into a cistern for him to die in it from hunger , since there is no more food in the city . "
" Ry mpanjaka tompoko , ireto lehilahy ireto dia efa nanao ratsy tamin ' ny fomba nitondrany an'i Jeremia mpaminany . Natsipin'izy ireo tao anaty famorian - drano izy mba ho fatin ' ny hanoanana ao , satria tsy misy sakafo intsony ao amin ' ny tanàna . "
JER 38:10     Alignment score: 0.409 → 0.414
Then the king gave a command to Ebed - Melek the Cushite . He said , " Take command of thirty men from here and take Jeremiah the prophet out of the cistern before he dies . "
Dia nanome baiko an'i Ebeda - Meleka Etiopiana ny mpanjaka . Hoy izy : " Mitondrà lehilahy telopolo avy eto ary avohay avy tao amin ' ny famorian - drano i Jeremia alohan ' ny hahafatesany . "
JER 38:11     Alignment score: 0.291
So Ebed - Melek took command of those
men and went to the king 's house , to a storeroom for clothing under the house . From there he took rags and worn - out clothing and then let them down by ropes to Jeremiah in the cistern .
Koa nitondra ireo lehilahy ireo izy ary nankany amin ' ny tranon ' ny mpanjaka , tany amin ' ny trano fitehirizana akanjo tao ambanin ' ny trano . Tao izy no naka lamba rovitra sy vorodamba ary nampidina azy ireo tamin ' ny tady nankao amin'i Jeremia tao amin ' ny famorian - drano .
JER 38:12     Alignment score: 0.407 → 0.425
Ebed - Melek the Cushite said to Jeremiah , " Put the rags and worn - out clothing under your arms and on top of the ropes . " So Jeremiah did so .
Hoy i Ebeda - Meleka Kosita tamin'i Jeremia : " Ataovy eo ambanin ' ny sandrinao sy eo amin ' ny lohan
' ny tady ny lamba rovitra sy ny vordamba . " Ka nataon'i Jeremia izany .
JER 38:13     Alignment score: 0.401
Then they pulled Jeremiah by the ropes . In this way they brought him up from the cistern . So Jeremiah stayed in the courtyard of the guard .
Dia nosintomin'izy ireo tamin ' ny tady i Jeremia . Izany no fomba namoahan'izy ireo azy tao amin ' ny famorian - drano . Ka nijanona teo teo amin ' ny tokotanin ' ny mpiambina i Jeremia .
JER 38:14     Alignment score: 0.526
Then King Zedekiah sent word and brought Jeremiah the prophet to himself , to the third entrance in the house of Yahweh . The king said to Jeremiah , " I want to ask you something . Do not keep the answer from me . "
Nandefa teny i Zedekia Mpanjaka ary nitondra an'i Jeremia mpaminany nankany aminy , ho any amin ' ny fidirana fahatelo ao amin ' ny tranon'i Yaveh . Hoy ny mpanjaka tamin'i Jeremia : " Te hanontany zavatra anao aho . Aza afenina
ahy ny valiny . "
JER 38:15     Alignment score: 0.48
Jeremiah said to Zedekiah , " If I answer you , will you not certainly kill me ? But if I give you advice , you will not listen to me . "
Hoy i Jeremia tamin'i Zedekia : " Raha mamaly anao aho , dia tsy hamono ahy tokoa ve ianao ? Kanefa raha manome torohevitra anao aho , dia tsy hihaino ahy ianao . "
JER 38:16     Alignment score: 0.388
But King Zedekiah swore to Jeremiah in private and said , " As Yahweh lives , the one who made us , I will not kill you or give you into the hand of those men who are seeking your life . "
Saingy nianiana manokana tamin'i Jeremia ny mpanjaka ary niteny hoe : " Raha mbola velona koa i Yaveh , ilay nahary antsika , dia tsy hamono anao aho na hanolotra anao eo an - tanan'ireo lehilahy izay mifofo ny ainao
ireo . "
JER 38:17     Alignment score: 0.468
So Jeremiah said to Zedekiah , " Yahweh , God of hosts , God of Israel , says this : If you indeed go out to the officials of the king of Babylon then you will live , and this city will not be burned . You and your family will live .
Ka hoy i Jeremia tamin'i Zedekia : " Yaveh , Andriamanitra tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely nilaza izao : " Raha miala amin'ireo manam - pahefan
' ny mpanjakan'i Babylona ianao dia ho velona , ary tsy ho may ity tanàna ity . Ho velona ianao sy ny ankohonanao .
JER 38:18     Alignment score: 0.419
But if you do not go out to the officials of the king of Babylon , then this city will be given into the hand of the Chaldeans . They will burn it , and you will not escape from their hand . "
Fa raha tsy miala amin'ireo manam - pahefan
' ny mpanjakan'i Babylona ianao , dia ho atolotra eo an - tanan'ireo Kaldeana ity tanàna ity . Ho doran'izy ireo izany , ary tsy ho afa - mandositra eo an - tanan'izy ireo ianao . "
JER 38:19     Alignment score: 0.378
King Zedekiah said to Jeremiah , " But I am afraid of the Jews who have deserted to the Chaldeans , because I might be given over into their hand , for them to treat me badly . "
Hoy i Zedekia Mpanjaka tamin'i Jeremia : " Kanefa matahotra ny vahoakan'i
Joda izay nitsoaka nankany amin'ireo Kaldeana aho , satria mety ho atolotra eo an - tanan'izy ireo aho mba ho viravirain'izy ireo . "
JER 38:20     Alignment score: 0.354
Jeremiah said , " They will not give you over to them . Obey the message from Yahweh that I am telling you , so that things will go well for you , and so that you will live .
Hoy i Jeremia : " Izy ireo dia tsy hanolotra anao eo amin'izy ireo . Ankatoavy ny hafatr'i
Yaveh izay lazaiko anao , mba handeha tsara ny zava - drehetra ho anao , ary mba ho velona ianao .
JER 38:21     Alignment score: 0.402
But if you refuse to go out , this is what Yahweh has shown me .
Fa raha mandà ny hiala ianao , dia izao no efa nasehon'i Yaveh tamiko .
JER 38:22     Alignment score: 0.306 → 0.314
Look ! All the women
who are left in your house , king of Judah , will be brought out to the officials of the king of Babylon . These women will say to you , ' You have been deceived by your men of peace ; they have ruined you . Your feet are now sunk into the mud , and your friends will turn away from you . '
Indro ! Ny vehivavy rehetra izay tavela ao an - tranonao , ry mpanjakan'i Joda , dia ho entina hiala amin'ireo manam - pahefan ' ny mpanjakan'i Babylona . Hiteny aminao ireo vehivavy ireo hoe : ' Voafitak'ireo namanao ianao ; efa nanimba anao izy ireo . Ankehitriny dia milentika anaty fotaka ny tongotrao , ary ireo namanao dia hitsoak . '
JER 38:23     Alignment score: 0.347 → 0.358
For all of your wives and children will be brought out to the Chaldeans , and you yourself will not escape from their hand . You will be captured by the hand of the king of Babylon , and this city will be burned . "
Fa ho entina hiala eo amin'ireo Kaldeana ny vady aman - janakao rehetra , ary ny tenanao dia tsy ho afaka hitsoaka eny an - tanan'izy ireo . Ho voasambotry ny tanan
' ny mpanjakan'i Babylona ianao , ary ity tanàna ity dia ho may . "
JER 38:24     Alignment score: 0.429
Then Zedekiah said to Jeremiah , " Do not inform anyone about these
words , so that you do not die .
Dia hoy i Zedekia tamin'i Jeremia : " Aza ampahafantarina an'iza na iza ny mahakasika ireo teny ireo , mba tsy ho faty ianao . "
JER 38:25     Alignment score: 0.302 → 0.312
If the officials hear that I have talked with you , and if they come
and say to you , ' Tell us what you said to the king and do not hide it from us , or we will kill you , '
Raha henon ' ny manam - pahefana fa niresaka taminao aho , ary raha tonga izy ireo ka milaza aminao hoe : ' Lazao aminay izay nolazainao tamin ' ny mpanjaka , ary aza afenina anay izany , raha tsy izany dia ho vonoinay ianao ' ,
JER 38:26     Alignment score: 0.376
then you must say to them , ' I made a humble plea before the king that he would not return me to the house of Jonathan to die there . ' "
dia tsy maintsy hiteny azy ireo ianao hoe : ' Nanao fangatahana teo anatrehan
' ny mpanjaka aho mba tsy hamerenany ahy any an - tranon'i Jonatana ka ho faty any . " '
JER 38:27     Alignment score: 0.459 → 0.462
Then all the officials came to Jeremiah and questioned him , so he answered them as the king had commanded him . So they stopped talking with him , because they had not heard the conversation between Jeremiah and the king .
Dia tonga teo amin'i Jeremia ireo manam - pahefana rehetra ary nanontany azy , ka namaly azy ireo araka izay natoron
' ny mpanjaka azy izy . Ka nijanona niresaka taminy izy ireo , satria tsy nahare ny resak'i Jeremia sy ny mpanjaka .
JER 38:28     Alignment score: 0.505
So Jeremiah remained in the courtyard of the guard until the day Jerusalem was captured .
Noho izany dia nijanona teo ankianjan ' ny mpiambina i Jeremia nandra - pahatongan ' ny andro nisamborana an'i Jerosalema .
JER 38     Average alignment score: 0.412 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52