Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 42:1     Alignment score: 0.51 → 0.592
Then all the army commanders
and Johanan son of Kareah , Jezaniah son of Hoshaiah , and all the people from the least to the greatest approached Jeremiah the prophet .
Dia nanatona an'i Jeremia mpaminany ny mpifehy tafika rehetra sy i Johanana zanaka lahin'i Karea , Jazania zanaka lahin'i Hosaia , sy ny vahoaka rehetra nanomboka tamin ' ny kely indrindra ka hatramin ' ny lehibe indrindra .


JER 42:2     Alignment score: 0.29 → 0.293
They said to him , " Let our plea for favor come
before you . Pray for us to Yahweh your God for these people who remain since we are so few in number , as you see .
Hoy izy ireo taminy hoe : " Aoka ho tonga eo anatrehanao ny talahonay . Mivavaha ho anay amin'i Yaveh Andriamanitrao noho ireo vahoaka sisa ireo satria vitsy anisa loatra izahay , araka izao hitanao izao .
JER 42:3     Alignment score: 0.363
Ask Yahweh your God to tell us the way we should go and what we should do . "
Lazao i Yaveh Andriamanitrao mba hiteny aminay ny lalana tokony halehanay sy izay tokony hataonay . "
JER 42:4     Alignment score: 0.4 → 0.403
So Jeremiah the prophet said to them , " I have heard you . Look , I will pray to Yahweh your God as you have requested . Whatever Yahweh answers , I will tell you . I will keep nothing back from you . "
Koa dia hoy Jeremia mpaminany tamin'izy ireo hoe : " Efa reko ianareo . Indro , hivavaka amin'i Yaveh Andriamanitrareo araka izay efa nangatahinareo aho . Na inona na inona havalin'i Yaveh , dia ho teneniko aminareo . Tsy hihazona na inona na inona aminareo aho . "
JER 42:5     Alignment score: 0.384 → 0.411
They said to Jeremiah , " May Yahweh be a true and faithful witness against us , if we do not do everything that Yahweh your God tells us to do .
Hoy izy ireo tamin'i Jeremia hoe : " Yaveh anie ho vavolombelona marina sy tsy mivadika ho antsika raha tsy manao izay rehetra lazain'i Yaveh Andriamanitrao ho ataonay izahay . "
JER 42:6     Alignment score: 0.404 → 0.41
Whether it is good or if it is bad , we will obey the voice of Yahweh our God , to whom we are sending you , so that it may be well with us when we obey the voice of Yahweh our God . "
Na ho tsara na ho ratsy izany , dia hankatò ny feon'i
Yaveh Andriamanitray izahay , izay hanirahanay anao , mba hahasoa anay rehefa mankatò ny feon'i Yaveh Andriamanitray izahay . "
JER 42:7     Alignment score: 0.532 → 0.536
At the end of ten days , the word of Yahweh came to Jeremiah .
Tamin ' ny fiafaran ' ny andro fahafolo , dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh .
JER 42:8     Alignment score: 0.544 → 0.544
So Jeremiah called to Johanan son of Kareah and all the army commanders
with him , and to all the people from the least to the greatest .
Koa dia niantso an'i Johanana zanaka lahin'i Karea sy ireo mpifehy tafika miaraka aminy rehetra i Jeremia , ary ny vahoaka rehetra nanomboka tamin ' ny kely indrindra ka hatramin ' ny lehibe indrindra .
JER 42:9     Alignment score: 0.216 → 0.232
Then he said to them , " This is what Yahweh , the God of Israel to whom you sent me so I might lay your pleas before him says ,
Dia hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Izao no lazain'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely izay nanirahanareo ahy mba ahafahako mametraka ny talahonareo eo anatrehany
manao hoe :
JER 42:10     Alignment score: 0.241 → 0.245
' If you go back and live in this land , then I will build
you and not tear you down ; I will plant you and not pull you up , for I will relent concerning the disaster that I have brought on you .
" Raha miverina sy mitoetra eto amin'ity tany ity ianareo , dia hanarina anareo Aho fa tsy hamotika anareo ; hamboly anareo Aho fa tsy hanongotra anareo , fa hanala ny loza izay efa nentiko teo aminareo Aho .
JER 42:11     Alignment score: 0.346 → 0.348
Do not fear the king of Babylon , whom you are fearing . Do not fear him this is Yahweh 's declaration since I am with you to save you and rescue you from his hand .
Aza matahotra ny mpanjakan'i Babylona , izay atahoranareo . Aza matahotra azy izany no fanambaran'i Yaveh satria Izaho momba anareo mba hamonjy sy hanavotra anareo eny an - tanany . Fa Izaho hanome anareo famindram - po .
JER 42:12     Alignment score: 0.31 → 0.311
For I will give
you mercy . I will have compassion on you , and I will bring you back to your land .
Hanana fangoraham - po aminareo Aho , ary Izaho hitondra anareo hiverina amin ' ny taninareo .
JER 42:13     Alignment score: 0.359
But suppose that you say , " We will not stay in this land " if you do not listen to my voice , the voice of Yahweh your God .
Nefa raha hoy ianareo hoe : " Tsy hitoetra eto amin'ity tany ity izahay " raha tsy mihaino
ny feoko , izay feon'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo .
JER 42:14     Alignment score: 0.334 → 0.352
Suppose that you say , " No ! We will go to the land of Egypt , where we will not see any war , where we will not hear the sound of the ram 's horn , and we will not go hungry for food . We will live there . "
Raha hoy ianareo hoe : " Tsia ! Handeha ho any amin ' ny tany Egypta izahay , izay tsy hahitanay ady , izay tsy handrenesanay ny feon ' ny trompetra , ary tsy ho noana hanina izahay . Hitoetra any izahay . "
JER 42:15     Alignment score: 0.51 → 0.509
Now listen to this word of Yahweh , you remnant of Judah . Yahweh of hosts , God of Israel , says this , ' If you actually set out to go to Egypt , to go and live there ,
Ankehitriny mihainoa izao tenin'i Yaveh izao , ianareo izay sisan'i Joda . Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , dia milaza hoe : " Raha hiainga handeha ho any Egypta tokoa ianareo , handeha sy hitoetra any ,
JER 42:16     Alignment score: 0.405 → 0.411
then the sword that you fear will overtake you there in the land of Egypt . The famine that you are anxious about will pursue you to Egypt , and you will die there .
dia hanenjika anareo any amin ' ny tany Egypta ny sabatra izay atahoranareo . Hanaraka anareo any ny mosary izay ahianareo , ka ho faty any ianareo .
JER 42:17     Alignment score: 0.391
So it will happen that all the men who set out to go to Egypt to live there will die by sword , famine , or plague . There will be no survivor of them , no one to escape the disaster that I will bring on them .
Ary ny lehilahy rehetra izay niainga ho any Egypta mba hitoetra any dia ho fatin ' ny sabatra , mosary , na areti - mandringana . Tsy hisy sisa velona izy ireo , tsy hisy ho afa - mandositra ny fahavoazana izay entiko izy ireo .
JER 42:18     Alignment score: 0.301 → 0.315
For Yahweh of hosts , God of Israel , says this : Just as my wrath and my fury were poured out on the inhabitants of Jerusalem , in the same way my fury will be poured out on you if you go to Egypt . You will become an object of cursing and a horror , an object for speaking curses , and something dishonorable , and you will not see this place again . ' "
Fa milaza izao Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , hoe : " Toy ny firotsaky ny fahatezerako sy ny fahavinirako teo amin ' ny mponin'i
Jerosalema , dia tahaka izany koa ny fomba hirotsahan ' ny fahatezerako aminareo raha mandeha any Egypta ianareo . Ho tonga zava - panozonana sy horohoro ianareo , zavatra hitenenana ozona , ary zavatra tsy mendrika , ka tsy ho hitanareo intsony izao toerana izao . ' "
JER 42:19     Alignment score: 0.503 → 0.504
Then Jeremiah said , " Yahweh has spoken concerning you the remnant of Judah . Do not go to Egypt ! You certainly know that I have been a witness
against you today .
Dia hoy i Jeremia hoe : " Yaveh dia efa niteny mahakasika anareo ianareo izay sisan'i Joda . Aza mandeha any Egypta ! Fantatrareo tokoa fa efa vavolombelonareo Aho androany .
JER 42:20     Alignment score: 0.405 → 0.41
For you fatally deceived yourselves when you sent me to Yahweh your God and said , ' Pray to Yahweh our God for us . Everything that Yahweh our God says , tell us , and we will carry it out . '
Fa namitaka mafy ny tenanareo ianareo rehefa nandefa ahy ho any amin'i Yaveh Andriamanitrareo ka niteny hoe : ' Mivavaha amin'i Yaveh Andriamanitsika ho anay . Izay rehetra lazain'Andriamanitra , dia ambarao anay , ary dia ho tanterahinay izany . '
JER 42:21     Alignment score: 0.391
For I have reported to you today , but you have not listened to the voice of Yahweh your God or to anything about which he sent me to you .
Fa efa notateriko taminareo androany , nefa ianareo tsy mba nihaino ny feon'i
Yaveh Andriamanitrareo na tamin ' ny zavatra momba izay nanirahany ahy ho aminareo .
JER 42:22     Alignment score: 0.45 → 0.473
So now , you should certainly know that you will die by sword , famine , and plague in the place where you desired to go to live
. "
Koa ankehitriny , tokony ho fantatrareo tokoa fa ho fatin ' ny sabatra , mosary , ary areti - mandringana ianareo any amin ' ny tany izay irianareo hitoerana . "
JER 42     Average alignment score: 0.395 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52