Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 44:1     Alignment score: 0.548
The word came to Jeremiah concerning all the Jews who lived in the land of Egypt , the ones staying in Migdol , Tahpanhes , Memphis , and in Upper Egypt :
Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia mahakasika ny Jiosy rehetra izay nipetraka tany
amin ' ny tany Egypta , dia ireo olona nitoetra tao Migdola , Tapanesa , Memfisa , ary tao amin ' ny tany Patrosa .


JER 44:2     Alignment score: 0.419 → 0.418
" Yahweh of hosts , God of Israel , says , ' You yourselves have seen all the disasters
that I brought on Jerusalem and all the cities of Judah . See , they are ruins today . There is no one to live in them .
" Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , manao izao : Ianareo mihitsy no efa nahita ireo loza rehetra izay nentiko tamin'i Jerosalema sy ny tanànan ' ny Joda rehetra . Indro , rava izy ireo ankehitriny . Tsy misy olona mipetraka ao amin'izy ireo .
JER 44:3     Alignment score: 0.209 → 0.258
This is because of the wicked things they did to provoke me to anger by going to burn incense and to worship other gods . These
were gods that neither they themselves , nor you , nor your ancestors knew . '
Izany dia nohon'ireo zavatra ratsy nataon'izy ireo mba hanafintohinana Ahy tamin ' ny nandehanany nandoro ditin - kazo manitra sy nanompoany ireo andriamanin - kafa . Ireo dia andriamanitra izay tsy fantatr'izy ireo , na ianareo , na ireo razambenareo .
JER 44:4     Alignment score: 0.26 → 0.267
So I repeatedly sent all of my servants the prophets to them . I sent them to say , ' Stop doing these
abominable things that I hate . '
Ka nirahiko matetika ho any amin'izy ireo mpanompoko mpaminany rehetr . Nirahiko izy ireo mba hiteny hoe : ' Atsaharo ny fanaovana izao zava - betaveta izay halako izao . '
JER 44:5     Alignment score: 0.33
But they did not listen . They refused to pay attention or turn from their wickedness in burning incense to other gods .
Nefa tsy nihaino izy ireo . Nandà tsy hihaino izy ireo na niala tamin ' ny faharatsiany
tamin ' ny fandorana ditin - kazo manitra ho an'ireo andriamanin - kafa .
JER 44:6     Alignment score: 0.336 → 0.345
So my fury and my wrath were poured out and kindled a fire in the cities of Judah and the streets of Jerusalem . So they became
ruins and devastations , as at this present day . '
Koa niraraka ny fahavinirako sy ny fahatezerako ary nandrehitra afo tao amin'ireo tanànan'i Joda sy ireo lalan'i Jerosalema . Koa nanjary faharavana sy fahapotehana , tahaka ny amin'izao andro anio izao ireo . "
JER 44:7     Alignment score: 0.398 → 0.399
So now Yahweh , the God of hosts and the God of Israel , says this , ' Why are you doing great wickedness against yourselves ? Why are you causing yourselves to be cut off from among Judah men and women
, children and babies ? No remnant of you will be left .
" Koa ankehitriny , dia milaza izao Yaveh Andriamanitra Tompon ' ny maro sy Andriamanitr'Israely : " Nahoana no manao faharatsiana lehibe amin ' ny tenanareo ianareo ? Nahoana ianareo no manao izay hahafongotra anareo amin'ireo Joda dia ireo vehivavy sy lehilahy , ireo ankizy sy zaza ? Tsy hisy ho tavela aminareo .
JER 44:8     Alignment score: 0.297 → 0.325
By your wickedness you have provoked me to anger with the deeds of your hands , by burning incense to other gods in the land of Egypt , where you have gone to live
. You have gone there so that you will be destroyed , so that you will be a curse and a taunt among all the nations of the earth .
Tamin ' ny faharatsianareo no nanafintohinanareo Ahy noho ireo asan'nny tananareo , tamin ' ny fandoroana ditin - kazo manitra ho an'ireo andriamanin - kafa tany amin ' ny tany Egypta , izay nandehananareo hitoerana . Nandeha tany ianareo mba ho potehina , mba hanozonana sy hanalana baraka anareo eo amin'ireo firenen ' ny tany rehetra .
JER 44:9     Alignment score: 0.372
Have you forgotten the wickedness committed by your ancestors and the wickedness committed by the kings of Judah and their wives ? Have you forgotten the evil committed by yourselves and your wives in the land of Judah and the streets of Jerusalem ?
Moa ve adinonareo ny faharatsiana nataon'ireo razambenareo sy ny faharatsiana nataon'ireo mpanjakan'i Joda sy ireo vadiny ? Moa ve adinonareo ny ratsy nataonareo sy ny vadinareo tany
amin ' ny tanin ' ny Joda sy ireo lalamben'i Jerosalema ?
JER 44:10     Alignment score: 0.292 → 0.292
To this day , they still are not humbled . They do not honor my law or decrees that I placed before them and their ancestors , nor do they walk in them . '
Mandrak'androany , dia tsy mbola nanetry tena izy ireo . Tsy manaja ny lalàko na ireo didiko izay napetrako
teo anoloan'izy ireo sy ny razambeny izy ireo , na mandeha amin'ireny . "
JER 44:11     Alignment score: 0.308 → 0.293
Therefore Yahweh of hosts , God of Israel , says this , ' See , I am about to set my face against you to bring disaster to you and to destroy all of Judah .
Noho izany Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , dia milaza izao : " Indro , efa hanapa - kevitra ny hanandrina ny tavako aminao Ah .
JER 44:12     Alignment score: 0.394
For I will take the remnant of Judah that has set out to go to the land of Egypt to live there . I will do this so that they will all perish in the land of Egypt . They will fall by sword and famine . From the least to the greatest they will die by sword and famine . They will die and will become a curse , an object of horror a curse and an insult .
Fa halaiko ny tavela amin ' ny Joda izay navoaka handeha ho any amin ' ny tany Egypta mba hitoetra any . Hataoko izany mba hahafatesan'izy rehetra any amin ' ny tany Egypta . Ho lavon ' ny sabatra sy mosary izy ireo . Manomboka amin ' ny kely indrindra ka hatramin ' ny lehibe indrindra dia ho fatin
- tsabatra sy mosary . Ho faty izy ireo ary ho tonga zavatra fianianana , fanozonana , fandatsana , ary zavatra mampihorohoro .
JER 44:13     Alignment score: 0.48
For I will punish the people inhabiting the land of Egypt just as I punished Jerusalem with the sword , with famine , and with the plague ,
Fa hanafay ny olona monina ao amin ' ny tany Egypta tahaka ny nanafaizako an'i Jerosalema tamin ' ny tsabatra , mosary , ary aretin
- mandringana Aho .
JER 44:14     Alignment score: 0.317 → 0.34
so that none of the remnant of Judah who have gone to live in the land of Egypt will escape or survive or return to the land of Judah , to which they desire to return and live ; and none of them will return except a few who escaped from there . ' "
Tsy hisy ho tafatsoaka na ho velona ireo sisan ' ny Joda izay andeha mba hitoetra any ao amin ' ny tany Egypta no ho tafaverina ao amin ' ny tanin'i Joda , na dia te hiverina sy hitoetra any aza izy ireo . Tsy misy ho tafaverina izy ireo , afa - tsy izay vitsy handositra hiala eto . "
JER 44:15     Alignment score: 0.427 → 0.444
Then all the men who knew
that their wives were burning incense to other gods , and all the women who were in the great assembly , and all the people who were living in Lower and Upper Egypt , answered Jeremiah .
Ary ny lehilahy rehetra izay nahalala fa nandoro ditin - kazo manitra ho an'ireo andriamanin - kafa ny vadin'izy ireo , sy ny vehivavy rehetra izay tao amin ' ny fiangonana lehibe , ary ny olona rehetra izay nipetraka tany amin ' ny tany Egypta tany Patrosa dia namaly an'i Jeremia .
JER 44:16     Alignment score: 0.375
They said , " About the word that you have told us in Yahweh 's name we will not listen to you .
Hoy izy ireo : " Momba ny teny izay nambaranao taminay tamin ' ny anaran'i
Yaveh dia tsy hihaino anao izahay .
JER 44:17     Alignment score: 0.375 → 0.372
For we will certainly do all the things that we said we would do burn incense to the queen of heaven and pour out drink offerings
to her just as we , our ancestors , our kings , and our leaders did in the cities of Judah and the streets of Jerusalem . Then we will be filled with food and will prosper , without experiencing any disaster .
Fa ho ataonay avokoa ny zavatra rehetra izay nolazainay fa ho ataonay dia handoro ditin - kazo manitra ho an ' ny Mpanjakavavin ' ny Lanitra ary handraraka fanatitra sotroina ho azy tahaka ny nataonay , ireo razambenay , ireo mpanjakanay , ary ireo mpitarikay tao amin'ireo tanànan'i Joda sy ireo lalan'i Jerosalema . Dia ho voky sakafo izahay ka ho ambinina , no sady tsy hiharan - doza .
JER 44:18     Alignment score: 0.354 → 0.374
When we refrained from doing these
things , not offering incense to the queen of heaven and not pouring out drink offerings to her , we were all suffering poverty and were dying by sword and famine . "
Raha nitsahatra tsy manao ireo zavatra ireo izahay , tsy nanolotra ditin - kazo manitra ho an ' ny Mpanjakavavin ' ny Lanitra ary tsy nandraraka fanatitra sotroina ho azy , dia nijaly tamin ' ny fahantrana izahay ary ho fatin - tsabatra sy mosary . "
JER 44:19     Alignment score: 0.35 → 0.35
The women
said , " When we were making incense offerings before the queen of heaven and pouring out drink offerings to her , was it against our husbands that we did these things , making cakes in her image and pouring out drink offerings to her ? "
Hoy ireo vehivavy : " Rehefa manao fanatitra ditin - kazo manitra eo anoloan ' ny Mpanjakavavin ' ny Lanitra izahay ary mandraraka fanatitra sotroina ho azy , moa ve hanohitra ny vadinay no nanaovanay ireo zavatra ireo , manao mofomamy amin ' ny endriny ary mandraraka fanatitra sotroina ho azy ? "
JER 44:20     Alignment score: 0.526
Then Jeremiah said to all the people to the men and women
, and all the people who answered him he proclaimed and said ,
Dia hoy Jeremia tamin ' ny vahoaka rehetra tamin ' ny lehilahy sy ny vehivavy , ary tamin ' ny vahoaka rehetra izay namaly azy nanambara izy ka nanao hoe :
JER 44:21     Alignment score: 0.402 → 0.419
" Did not Yahweh remember the incense that you burned in the cities of Judah and the streets of Jerusalem you and your ancestors , your kings and leaders , and the people of the land ? For Yahweh calls this to mind ; it comes to his thoughts .
" Moa ve tsy tsaroan'i
Yaveh ny ditin - kazo manitra izay nodoranareo tao amin'ireo tanànan'i Joda sy ireo lalan'i Jerosalema ianareo sy ireo razambenareo , ireo mpanjakanareo sy ireo mpitarika , ary ny mponin ' ny tany rehetra ? Fa efa nahatsiaro izany Yaveh ; tonga tao an'eritreriny izany .
JER 44:22     Alignment score: 0.306 → 0.304
Then he was no longer able to bear it because of the wickedness of your practices , because of the abominations that you did . Then your land became
a desolation , a horror , and a curse so there was no longer an inhabitant as at this present day .
Koa tsy zakany intsony izany nohon ' ny fanaovan - dratsinareo , nohon ' ny fahavetavetana izay nataonareo . Dia hanjary ho lao , ho horohoro , ary ho ozona ny taninareo mba tsy hisian ' ny mponina tahaka izao andro anio izao intsony .
JER 44:23     Alignment score: 0.447
Because you burned incense and sinned against Yahweh , and because you would not listen to his voice , his law , his statutes , or his covenant decrees , this disaster against you has happened as at this present day . "
Satria nandoro ditin - kazo manitra ary nanota tamin'i Yaveh ianareo , ary satria tsy nihaino ny feony , ny lalàny , ny fitsipiny , na ireo lalàn ' ny fanekeny
ianareo , dia nitranga taminareo izao loza izao tahaka izao andro anio izao . "
JER 44:24     Alignment score: 0.605
Then Jeremiah said to all the people and all the women
, " Hear the word of Yahweh , all of Judah who are in the land of Egypt .
Dia hoy Jeremia tamin ' ny vahoaka rehetra sy ny vehivavy rehetra : " Mandrenesa ny tenin'i Yaveh , ry Joda rehetra izay ao amin ' ny tany Egypta .
JER 44:25     Alignment score: 0.343 → 0.347
Yahweh of hosts , God of Israel , says this , ' You and your wives both have said with your mouths and carried out with your hands what you said , " We will certainly carry out the vows that we made to worship the queen of heaven , to pour out drink offerings
to her . " Now fulfill your vows ; carry them out . '
Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , manao hoe : ' Ianareo sy ny vadinareo dia efa samy nilaza tamin ' ny vavanareo ary nanatanteraka tamin ' ny tananareo izay nolazainareo hoe : " Hotanterahinay tokoa ireo voady izay nataonay hanompoana ny Mpanjakavavin ' ny Lanitra , mba handraraka fanatitra sotroina ho azy . " Ankehitriny efao ny voadinareo ; tanteraho ireo . '
JER 44:26     Alignment score: 0.509 → 0.508
So then , hear the word of Yahweh , all of Judah who are staying in the land of Egypt , ' See , I have sworn by my great name says Yahweh . My name will no longer be called upon by the mouths of any of the men of Judah in all the land of Egypt , you who now say , " As the Lord Yahweh lives . "
Koa dia , mandrenesa ny tenin'i Yaveh , ry Joda rehetra izay mitoetra ao amin ' ny tany Egypta , ' Indro , efa nianiana tamin ' ny anarako lehibe Aho hoy Yaveh . Tsy ho antsoina amin ' ny vavan'ireo olon'i Joda ao amin ' ny tany Egypta rehetra intsony ny anarako , dia ianareo izay miteny ankehitriny hoe : " Raha velona koa ny Tompo Yaveh . "
JER 44:27     Alignment score: 0.432 → 0.432
See , I am watching over them for disaster and not for good . Every person of Judah in the land of Egypt will perish by sword and famine until they are all finished .
Indro , miambina azy ireo ho amin ' ny loza fa tsy ho amin ' ny soa Aho . Ny olon'i
Joda rehetra ao amin ' ny tany Egypta dia ho fatin - tsabatra sy mosary mandra - pahatapitra azy rehetra .
JER 44:28     Alignment score: 0.373 → 0.393
Then the survivors of the sword will return from the land of Egypt to the land of Judah , only a small number of them . So all the remnant of Judah who went to the land of Egypt to live there will know whose word will stand mine or theirs .
Ary ireo tsy matin - tsabatra dia hiverina avy ao amin ' ny tany Egypta ho any amin ' ny tanin ' ny Joda , ny vitsy an'isa amin'izy ireo ihany . Koa ny tavela tamin ' ny Joda rehetra izay nandeha tany
amin ' ny tany Egypta mba honina any dia hahafantatra hoe ny tenin'iza no ho tanteraka : ny ahy sa ny azy ireo .
JER 44:29     Alignment score: 0.415 → 0.414
This will be the sign for you this is Yahweh 's declaration that I am setting against you in this place , so that you will know
that my words will certainly attack you with disaster . '
Izao no ho famantarana ho anareo izany no fanambaran'i Yaveh fa hanohitra anareo ao amin'izany toerana izany Aho , mba ahafantaranareo fa hamely anareo amin ' ny loza tokoa ny teniko . '
JER 44:30     Alignment score: 0.471 → 0.47
Yahweh says this , ' Look , I am about to give Pharaoh Hophra king of Egypt into the hand of his enemies and into the hand of those who seek to kill him . It will be the same as when I gave Zedekiah king of Judah into the hand of Nebuchadnezzar king of Babylon , his enemy who sought his life . ' "
Izao no lazain'i Yaveh : ' Indro , efa hanolotra an'i Farao - Hofra mpanjakan'i Egypta eo an - tanan'ireo fahavalony sy eo an - tanan'ireo izay mifofo ny ainy Aho . Izany dia ho tahaka izay nanolorako an'i Zedekia mpanjakan
' ny Joda teo an - tanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona , ilay fahavalony izay nifofo ny ainy . "
JER 44     Average alignment score: 0.392 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52