Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 22:1     Alignment score: 0.501
This is what Yahweh says , " Go down to the house of the king of Judah and proclaim this word there .
Izao no lazain'i Yaveh : " Midìna any an - tranon
' ny mpanjakan'i Joda ary ambarao any izao teny izao .


JER 22:2     Alignment score: 0.428
Say , ' King of Judah , listen to the word of Yahweh you who sit on David 's throne you , and your servants , and your people who come
through these gates .
Lazao hoe : ' Ry mpanjakan'i Joda , henoy ny tenin'i Yaveh ianao izay mitoetra eo amin ' ny seza fiandrianan'i Davida ianao , sy ireo mpanomponao , ary ireo vahoakanao izay mandalo eo amin'ireo vavahady ireo .
JER 22:3     Alignment score: 0.393
Yahweh says this , " Perform justice and righteousness , and anyone who has been robbed rescue him from the hand of the oppressor . Do not mistreat any foreigner in your land , or any orphan or widow . Do not commit violence or pour out innocent blood in this place .
Izao no lazain'i Yaveh : " Manaova ny rariny sy fahamarinana , ary izay voaroba vonjeo eny an - tanan
' ny mpampahory izy . Aza manao fomba ratsy amin'ireo vahiny , na kamboty , na mpitondratena eo amin ' ny taninao . Aza manao herisetra na mandatsaka ny ràn ' ny tsy manan - tsiny amin'ity toerana ity .
JER 22:4     Alignment score: 0.391 → 0.403
For if you truly do these
things , then kings sitting on David 's throne will enter the gates of this house riding in a chariot and on horses he , his servants , and his people !
Fa raha manao ireo zavatra ireo tokoa ianao , dia hiditra eo amin'ireo vavahadin'ity trano ity hitaingina kalesy sy soavaly ireo mpanjaka mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan'i Davida , izy , ireo mpanompony , ary ny vahoakany !
JER 22:5     Alignment score: 0.34 → 0.344
But if you do not listen to these
words , then I have sworn by myself this is Yahweh 's declaration that this royal house will become a ruin . " '
Fa raha tsy mihaino ireo teny avy amiko izay efa nambarako ireo ianao izany no fanambaran'i Yaveh dia ho tonga faharavana ity tranon ' ny mpanjaka ity . ' "
JER 22:6     Alignment score: 0.471
For Yahweh says this concerning the house of the king of Judah , ' You are like Gilead , or like the summit of Lebanon to me . Yet I will turn you into a wilderness , into cities with no inhabitants .
Fa izao no lazain'Yaveh mahakasika ny tranon
' ny mpanjakan'i Joda : ' Ianao dia tahaka an'i Gileada , na tahaka ny tendron'i Libanona amiko . Na izany aza ho avadiko tany efitra ianao , ho tanàna tsy misy mponina .
JER 22:7     Alignment score: 0.366 → 0.366
For I have appointed destroyers
to come against you ! Men with their weapons will cut off the best of your cedars and let them fall into the fire .
Fa efa nanendry ireo mpandrava ho avy hanohitra anao Aho ! Hanapaka ireo sederanao tsara indrindra ireo lehilahy miaraka amin ' ny fitaovam - piadiany ary hamela azy ireo hianjera anaty afo .
JER 22:8     Alignment score: 0.428 → 0.439
Then many nations will pass by this city . Each person will say to the next , " Why has Yahweh acted in this way toward this great city ? "
Ary firenena maro no handalo amin'ity tanàna ity . Hifampilaza amin ' ny eo akaikiny
ny tsirairay hoe : ' Nahoana no nanao izao tamin'ity tanàna lehibe ity Yaveh ? "
JER 22:9     Alignment score: 0.474
Then the other will answer , " Because they abandoned the covenant of Yahweh their God and bowed down to other gods and worshiped them . "
Ary hamaly ny hafa hoe : " Satria nahafoy ny faneken'i
Yaveh Andriamaniny izy ireo , ary niankohoka tamin'ireo andriamanitra hafa sy nanompo azy ireo . "
JER 22:10     Alignment score: 0.293 → 0.315
Do not weep for the one who is dead or mourn for him ; but weep bitterly for him who is about to go away , because he will never return and see the land of his birth again . '
Aza mitomany izay maty , na misaona ho azy ; fa mitomania
ho azy izay handeha alavitra , satria tsy hiverina intsony izy ary tsy hahita ny tanindrazany intsony . '
JER 22:11     Alignment score: 0.445 → 0.444
For Yahweh says this about Shallum son of Josiah king of Judah , who served as king instead of Josiah his father , ' He has gone from this place and will not come
back .
Fa izao no lazain'i Yaveh momba an'i Jehoaza zanaka lahin'i Josia mpanjakan'i Joda , izay nanompo tahaka ny mpanjaka raha tokony ho Josia rainy : ' Niala teto amin'ity toerana ity izy ary tsy hiverina .
JER 22:12     Alignment score: 0.296
He will die there in the place to where they have exiled him , and he will never again see this land . '
Ho faty any amin'ilay toerana izay nanaovan'izy ireo sesitany azy izy , ary tsy hahita ity tany ity intsony . '
JER 22:13     Alignment score: 0.271 → 0.281
Woe to him who builds his house by unrighteousness , his upper rooms by injustice , who makes his neighbor work for him for nothing , and he does not give him his wages ;
Loza ho an'izay manorina ny tranony
amin ' ny tsy fahamarinana , ny efitranony ambony amin ' ny tsy rariny , izay mampiasa maina ny mpiara - belona aminy , ary tsy manome ny karamany ;
JER 22:14     Alignment score: 0.264 → 0.278
he says , ' I will build for myself a large house with spacious upper rooms . ' So he cuts out large windows for it , and he panels it with cedar , and he paints it red .
hoy izy hoe : ' Hanorina trano lehibe sy efitrano ambony malalaka ho ahy aho . ' Koa manapàha varavarankely lehibe ho izany , ary nasiany valin
- drihana sedera izany , ary nolokoiny mena . '
JER 22:15     Alignment score: 0.276 → 0.276
Is this what makes you a good king , that you wanted to have boards of cedar ? Did not your father also eat and drink
, yet do justice and righteousness ? Then things went well for him .
Mahatonga anao ho mpanjaka tsara ve ny fanirianaono hanana takelaka sedera ? Moa ve tsy nihinana sy nisotro ihany koa ny rainao , fa kosa nanao ny rariny sy fahamarinana ? Ary nandeha tsara ny zava - drehetra ho azy .
JER 22:16     Alignment score: 0.319
He judged in favor of the poor and needy . It was good then . Is this not what it means to know
me ? this is Yahweh 's declaration .
Nanome rariny ny ory sy fadiranovana izy . Ary dia tsara izany . Moa ve izany tsy midika ny fahafantarana Ahy ? izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 22:18     Alignment score: 0.428 → 0.427
Therefore this is what Yahweh says about Jehoiakim son of Josiah , king of Judah : They will not lament for him , saying , ' Woe , my brother ! ' or ' Woe , my sister ! ' They will not lament for him , saying , ' Woe , master ! ' or ' Woe , majesty ! '
Noho izany dia hoy i Yaveh mahakasika an'i Joiakima zanaka lahin'i Josia , mpanjakan'i Joda : Tsy hitomany ho azy izy ireo ka hanao hoe : ' loza , ry rahalahiko ! ' na ' loza , ry rahavaviko ! ' Tsy hitomany ho azy izy ireo ka hanao hoe : ' loza , ry tompo ! ' na ' loza , ry be voninahitra ! '
JER 22:19     Alignment score: 0.284 → 0.329
He will be buried with a donkey 's burial , dragged away and thrown out beyond the gates of Jerusalem .
Ho alevina toy ny fandevenam - boriky izy , ho taritarihina sy hatsipy any ivelan
' ny vavahadin'i Jerosalema izy .
JER 22:20     Alignment score: 0.351 → 0.358
Go up Lebanon 's mountains
and shout . Lift your voice in Bashan . Shout from the Abarim mountains , for all of your friends will be destroyed .
Miakara any an - tendrombohitr'i Libanona ka miantsoa mafy . Asandrato ao Basana ny feonao . Miantsoa mafy avy eny amin'ireo tendrombohitr'i Abarima , fa ho ringana ireo namanao rehetra .
JER 22:21     Alignment score: 0.316 → 0.328
I spoke to you when you were safe , but you said , ' I will not listen . ' This was your custom since your youth , for you have not listened to my voice .
Niresaka taminao Aho fony nandry ampilaminana ianao , nefa hoy ianao hoe : ' Tsy hihaino aho . ' Izany no fombanao hatramin ' ny fahatanoranao
satria tsy nihaino ny feoko ianao .
JER 22:22     Alignment score: 0.332
The wind will shepherd away all your shepherds
, and your friends will go into captivity . Then you will certainly be ashamed and humiliated by all of your evil deeds .
Hiandry ireo mpiandry ondrinao rehetra ny rivotra , ary ireo namanao dia ho lasan - ko babo . Ary dia ho menatra sy hangahiahy tokoa ianao nohon ' ny asa ratsinao rehetra .
JER 22:23     Alignment score: 0.336 → 0.355
You who live in ' Lebanon , ' who is nestled in cedar buildings
, how you will be pitied when the labor pains come upon you , pain like that of a woman in labor !
Ianao izay monina any ' Libanona , ' izay manorina akany amin ' ny sedera , endrey ny hamindrana fo aminao rehefa tonga aminao ny fanaintainan ' ny asa , fanaintainana izay tahaka ny an ' ny vehivavy miteraka ! "
JER 22:24     Alignment score: 0.45 → 0.453
" As I live this is Yahweh 's declaration even if you , Jehoiachin son of Jehoiakim , king of Judah , were the signet on my right hand , I would tear you off .
" Raha velona koa Aho izao no fanambaran'i Yaveh na dia peratra tombokasen ' ny tanako ankavanana aza ianao ry Jekonia , zanaka lahin'i Joiakima , mpanjakan'i Joda , dia ho viraviraiko ianao .
JER 22:25     Alignment score: 0.413 → 0.392
For I have given you to the hand of the ones seeking your life and to the hand of those before whom you are afraid , even to the hand of Nebuchadnezzar king of Babylon and the Chaldeans .
Fa efa nomeko ho eo an - tanan'ireo izay mifofo ny ainao
ianao ary ho eo an - tanan'ireo izay atahoranao , na ho eny an - tanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ireo Kaldeana koa aza .
JER 22:26     Alignment score: 0.234 → 0.273
I will throw you and your mother who bore you into another land , a country where you were not born
, and there you will die .
Hanary anao sy ny reninanao niteraka anao any amin ' ny tany hafa Aho , tanàna izay tsy nahaterahanao , ary ao ianao no ho faty .
JER 22:27     Alignment score: 0.186 → 0.205
About this land to which they will want to return , they will not come back here .
Raha ny momba ity tany izay hirian'izy ireo hiveranana ity , dia tsy hiverina aty izy ireo .
JER 22:28     Alignment score: 0.29 → 0.3
Is this a despised and shattered vessel ? Is this man Jehoiachin a pot that pleases no one ? Why have they thrown him and his descendants out , and have poured them out into a land that they did not know ?
Moa ve tsy fanaka notsinontsinoavina sy notorotoroina
izany ? Moa ve tsy vilany izay tsy nahafaly an'iza na iza izany lehilahy Jekonia izany ? Nahoana izy sy ny taranany no narian'izy ireo , ka natsipiny tany amin ' ny tany izay tsy fantatr'izy ireo ?
JER 22:29     Alignment score: 0.441
Land , Land , Land ! Hear the word of Yahweh !
Ry tany , ry tany , ry tany ! Henoy ny tenin'i Yaveh !
JER 22:30     Alignment score: 0.408 → 0.411
Yahweh says this , ' Write
about this man Jehoiachin : He will be childless . He will not prosper during his days , and no one among his descendants will achieve success or ever again sit on David 's throne and rule over Judah . ' "
Izao no lazain'i Yaveh : ' Manorata mahakasika ity lehilahy Jekonia ity : tsy hanan - taranaka izy . Tsy ho ambinina mandritra ny androm - piainany izy , ary tsy hisy na iray amin'ireo taranany ahita fahombiazana na hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan'i Davida indray ka hanapaka an'i Joda . ' "
JER 22     Average alignment score: 0.371 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52