Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 7:1     Alignment score: 0.572 → 0.563
The word that came to Jeremiah from Yahweh , saying ,
Izao ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Yaveh :


JER 7:2     Alignment score: 0.447
" Stand at the gate of the house of Yahweh and proclaim this word ! Say , ' Hear the word of Yahweh , all you of Judah , you who enter these
gates to worship Yahweh .
" Mijoroa eo am - bavahadin ' ny tranon'i Yaveh ary ambarao ity teny ity ! Lazao hoe : " Henoy ny tenin'i Yaveh , ianareo ry Joda rehetra , ianareo izay miditra ao amin'ireo vavahady ireo mba hanompo an'i Yaveh .
JER 7:3     Alignment score: 0.357 → 0.356
Yahweh of hosts , God of Israel , says this : Make your ways and practices good , and I will let you continue to live in this place .
Yaveh tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , dia nilaza hoe : amboary ny lalanareo ary manaova ny tsara , dia hanohy ny hiaina ao amin'ity toerana ity Aho .
JER 7:4     Alignment score: 0.508
Do not entrust yourself to deceitful words and say , " Temple of Yahweh ! Temple of Yahweh ! Temple of Yahweh ! "
Aza mitoky
amin'ireo teny mamitaka manao hoe : " Tempolin'i Yaveh ! Tempolin'i Yaveh ! Tempolin'i Yaveh ! "
JER 7:5     Alignment score: 0.223 → 0.255
For if you actually make your ways and practices good ; if you completely execute justice between a man and his neighbor
Fa raha manamboatra ny lalanareo tokoa ianareo sady manao ny tsara ; raha tena manatanteraka feno ny rariny eo amin ' ny olona sy ny mpiara - belona aminy tokoa ianareo
JER 7:6     Alignment score: 0.271 → 0.271
if you do not oppress the sojourner , the orphan , or the widow and do not pour out innocent blood in this place , and do not walk after other gods to your own harm
raha tsy manararaotra ilay mijanona eo amin'ilay tany
, ireo kamboty , na ireo mpitondratena ianareo ary aza mandatsa - dràn'olona tsy manan - tsiny eo amin'izany toerana izany , ary aza manaraka ireo andriamanin - kafa ampahory ny tenanareo ihany
JER 7:7     Alignment score: 0.27
then I will let you stay in this place , in the land that I gave to your ancestors from ancient times and forever .
dia hamela anareo hitoetra eo amin'ity toerana ity Aho , any amin ' ny tany izay nomeko an'ireo razanareo tamin ' ny andro fahiny ary ho mandrakizay .
JER 7:8     Alignment score: 0.203
Behold ! You are entrusting yourselves to deceitful words that do not help you .
Indro ! Ianareo dia matoky
ireo teny fitaka izay tsy manampy anareo .
JER 7:9     Alignment score: 0.372 → 0.39
Do you steal , kill , and commit adultery ? Do you swear deceitfully and offer incense to Baal and walk after other gods whom you have not known ?
Moa ve ianareo mangalatra , mamono , sy mijanganjanga ? Mianiana amin ' ny fitaka ve ianareo ary manolotra ditin - kazo manitra ho an'i Bala ary manaraka ireo andriamanin
- kafa izay tsy mbola fantatrareo ?
JER 7:10     Alignment score: 0.245
Then do you come
and stand before me in this house that is called by my name and say , " We are saved , " so you can do all of these abominations ?
Dia tonga hijoro eo anatrehako ato amin'ity trano ity izay nantsoina amin ' ny anarako ve ianareo ary hiteny hoe : " Avotra izahay , " mba ahafahanareo manao ireo fahavetavetana rehetra ireo ?
JER 7:11     Alignment score: 0.363
Is this house , which carries my name , a den of bandits in your eyes ? But behold , I have seen it this is Yahweh 's declaration . '
Moa ve ity trano ity , izay mitondra ny anarako , zohin - jiolahy eo imasonareo
? Kanefa indro , efa hitako izany izany no fanambaran'i Yaveh . '
JER 7:12     Alignment score: 0.312 → 0.316
' So go to my place that was in Shiloh , where I allowed my name to stay there in the beginning , and look at what I did to it because of the wickedness of my people Israel .
Koa mandehana any amin ' ny fitoerako izay any Silo , izay namelako ny anarako hitoetra tany am - piandohana , ary jereo ny nanaovako azy nohon ' ny faharatsian
' ny vahoakan'Israely .
JER 7:13     Alignment score: 0.301 → 0.322
So now , on account of your doing all of these
practices this is Yahweh 's declaration I spoke to you time and time again , but you did not listen . I summoned you , but you did not answer .
Koa ankehitriny , nohon ' ny fanaovanareo ireo fanaonareo rehetra ireo izao no fanambaran'i Yaveh nilaza taminareo ombieny ombieny Aho , nefa tsy nihaino ianareo . Nampiantso anareo Aho , nefa tsy namaly ianareo .
JER 7:14     Alignment score: 0.272
Therefore , what I did to Shiloh , I will also do to this house that is called by my name , the house in which you have trusted , this place that I gave to you and your ancestors .
Noho izany , izay nataoko tamin'i Silo , dia ho ataoko amin'ity trano izay nantsoina amin ' ny anarako ity , ilay trano izay nitokianareo , ity toerana izay nomeko anareo sy ny razanareo ity .
JER 7:15     Alignment score: 0.326 → 0.338
For I will send you out from before me just as I had sent out all your brothers , all the descendants of Ephraim . '
Fa handroaka anareo tsy ho eto anatrehako Aho tahaka ny efa nandroahako ireo rahalahinareo rehetra , ireo taranak'i Efraima rehetra . '
JER 7:16     Alignment score: 0.311 → 0.311
As for you , Jeremiah , do not pray for this people , and do not lift up a cry of distress or say a prayer on their behalf , and do not petition me , for I will not listen to you .
Raha ny aminao , ry Jeremia , aza mivavaka ho an'ity vahoaka ity , ary aza manandratra ny fidradradradrana fitomaniana na manonona vavaka amin ' ny anaran'izy ireo , aza mangataka amiko , fa tsy hihaino anao Aho .
JER 7:17     Alignment score: 0.404
Do you not see what they are doing in the cities of Judah and in the streets of Jerusalem ?
Moa ve tsy hitanao ny ataon'izy ireo ao amin'ireo tanànan'i Joda sy eny amin'ireo lalan'i Jerosalema ?
JER 7:18     Alignment score: 0.291 → 0.302
The children are gathering wood and the fathers kindling the fire ! The women
are kneading dough to make cakes for the queen of the heavens and pour out drink offerings for other gods so that they will provoke me .
Manangona hazo ireo ankizy ary ireo ray mandrehatra afo ! Ireo vehivavy mitoto koba hanaovana mofo mamy ho an ' ny mpanjaka vavin ' ny lanitra sy mandraraka fanatitra sotroina ho an'ireo andriamanin - kafa mba hiantsian'izy ireo Ahy .
JER 7:19     Alignment score: 0.354
Are they truly provoking me ? this is Yahweh 's declaration is it not themselves whom they are provoking , so that shame is on them ?
Tena mihantsy Ahy tokoa ve izy ireo ? izao ny fanambaran'i Yaveh moa ve tsy ny tenan'izy ireo ihany no hihantsian'izy ireo , koa ao amin'izy ireo ihany izany fahamenarana izany ?
JER 7:20     Alignment score: 0.348 → 0.347
Therefore the Lord Yahweh says this , ' See , my anger and wrath will gush out onto this place , on both man and animals , on the tree in the fields and the fruit on the ground . It will burn and never be extinguished . '
Noho izany dia izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : ' Indro , ny fahatezerako sy ny fahavinirako dia ho avy amin'ity toerana ity , amin ' ny olona sy ny bibidia , amin ' ny hazo eny amin'ireo saha sy ny voa eo amin ' ny tany . Hirehitra izany ary tsy ho faty mihitsy . '
JER 7:21     Alignment score: 0.422 → 0.422
Yahweh of hosts , God of Israel says this : ' Add your burnt offerings
to your sacrifices and eat the meat .
Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely : ' Hatovano amin'ireo soronareo sy ny hena avy aminy ireo fanatitra doranareo .
JER 7:22     Alignment score: 0.396 → 0.418
For when I brought your ancestors out from the land of Egypt , I did not require anything from them . I gave them no command about matters of burnt offerings
and sacrifices .
Fa rehefa nitondra ny razanareo hiala avy tao amin ' ny tany Egypta Aho , dia tsy nitaky na inona na inona tamin'izy ireo . Tsy nanome didy azy ireo momba ny raharahan ' ny fanatitra dorana sy ny sorona Aho .
JER 7:23     Alignment score: 0.24
I only gave them this command , " Listen to my voice , and I will be your God and you will be my people . So walk in all the ways that I am commanding you , so that it may go well with you . "
Izao didy izao ihany no nomeko azy ireo : " Henoy ny feoko , dia ho Andriamanitrareo Aho ary ianareo ho oloko . Koa mandehana amin ' ny lalana
rehetra izay nandidiako anareo , mba hahitanareo soa . "
JER 7:24     Alignment score: 0.24 → 0.238
But they did not listen or incline their ear . They lived by their own stubborn plans of their wicked hearts , so they went backwards
, not forward .
Kanefa tsy nihaino izy ireo ary tsy nitandrina . Niaina tamin ' ny fikasan - dratsin ' ny fon'izy ireo ihany izy ireo , ka nihemotra , fa tsy nandroso .
JER 7:25     Alignment score: 0.261
Ever since the day when your ancestors went out from the land of Egypt until this day , I have sent every one of my servants , my prophets , to you . I persisted in sending them .
Hatramin'ilay andro nivoahan ' ny razanareo avy tao amin ' ny tany Egytpa ka hatramin'izao andro izao , dia efa nandefa ny tsirairay tamin'ireo mpanompoko , ireo mpaminaniko , tany
aminareo Aho . Nikiry tamin ' ny fandefasana azy ireo Aho .
JER 7:26     Alignment score: 0.3
But they did not listen to me or incline their ear . Instead , they stiffened their necks . They were more wicked than their ancestors . '
Nefa tsy nihaino Ahy izy ireo . Tsy niraharaha izy ireo . Fa kosa , nanamafy hatoka izy ireo . Ratsy fanahy mihoatra noho ny razambeny izy ireo . '
JER 7:27     Alignment score: 0.268 → 0.271
So proclaim all these
words to them , but they will not listen to you . Proclaim these things to them , but they will not answer you .
Koa ambarao amin'izy ireo ireo teny rehetra ire , fa tsy hihiaino anao izy ireo . Ambarao amin'izy ireo izany zavatra rehetra izany , fa tsy hamaly anao izy ireo .
JER 7:28     Alignment score: 0.312 → 0.332
Say to them : This is a nation that does not listen to the voice of Yahweh its God and does not receive discipline . Truth is destroyed and cut off from their mouths .
Lazao izy ireo fa ity no firenena tsy mihaino
ny feon'i Yaveh Andriamaniny ary tsy mandray fananarana . Rava ny fahamarinana ary niala tamin ' ny vavan'izy ireo .
JER 7:29     Alignment score: 0.308 → 0.311
Cut off your hair and shave yourself , and throw away your hair . Sing a dirge over the open places . For Yahweh has rejected and abandoned this generation in his rage .
Tapaho ny volonao
dia arato ny tenanao , ary ario ny volonao . Mihirà hira fisaonana eny ankalamanjana . Fa Yaveh dia efa nandà sy nahafoy ity taranaka ity tamin ' ny fahatezerany .
JER 7:30     Alignment score: 0.313 → 0.337
For the sons of Judah have done evil in my eye this is Yahweh 's declaration they have set their detestable things in the house that is called by my name , in order to defile it .
Fa nanao ratsy teo imasoko
ny zanak'i Joda izany no fanamabaran'i Yaveh nandefa ny zava - maharikorikon'izy ireo tao amin ' ny trano izay antsoina amin ' ny anarako izy ireo , mba handoto izany .
JER 7:31     Alignment score: 0.399 → 0.4
Then they built the high place of Topheth that is in the Valley of Ben Hinnom . They did this to burn their sons and daughters in fire something that I did not command , nor did it enter my mind .
Avy eo dia nanorina ny toerana avon ' ny Tofeta izay any amin ' ny lohasahan'i
Ben - Hinema izy ireo . Nanao izany izy ireo handorana ireo zanaka lahy sy zanaka vavin'izy ireo amin ' ny afo zavatra izay tsy nandidiko , na niditra tao amin ' ny saiko akory .
JER 7:32     Alignment score: 0.463 → 0.488
So see , days are coming this is Yahweh 's declaration when it will no longer be called Topheth or Valley of Ben Hinnom . It will be the Valley of Slaughter ; they will bury bodies in Topheth until there is no room left .
Koa indro , ho avy ireo andro izany no fanambaran'i Yaveh rehefa tsy ho antsoina ho Tofeta na lohasahan'i
Ben - Hinema intsony izany . Ho lohasahan ' ny famonoana izany ; handevina ny faty ao Tofeta izy ireo mandra - paha tsy misy toerana intsony .
JER 7:33     Alignment score: 0.223 → 0.226
The corpses of this people will be food for the birds of the skies and the wild animals of the earth , and there will be no one to frighten them away .
Ny fatin'ity vahoaka ity dia ho sakafon
' ny voron ' ny lanitra sy ho an'ireo bibin ' ny tany , ary tsy misy na iza na iza hampatahotra azy ireo intsony .
JER 7:34     Alignment score: 0.409
I will put an end to the cities of Judah and the streets of Jerusalem , the sound of joy and the sound of gladness , the sound of the groom and the sound of the bride , for the land will become
a desolation . "
Ho faranako ireo tanànan'i Joda sy ireo lalan'i Jerosalema , ny feon ' ny fifaliana sy ny feo ny firavoravoana , ny feon ' ny mpampakatra sy ny feon ' ny ampakarina , fa ho lao ny tany . "
JER 7     Average alignment score: 0.337 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52