Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 13:1     Alignment score: 0.394 → 0.393
Yahweh said this to me , " Go and buy a linen undergarment and put it on around your waist , but do not put it in water first . "
Nilaza izao tamiko Yaveh hoe : " Mandehana ary mividiana atin'akanjo rongony fotsy ka afatory eo amin ' ny andilanao
izany , saingy aza atao anaty eo rano aloha izany . "


JER 13:2     Alignment score: 0.296 → 0.309
So I bought an undergarment as Yahweh directed , and I put in on around my waist .
Koa dia nividy atin'akanjo araka izay nitarihan'i Yaveh ahy aho , ary nafatotro teo amin ' ny andilako izany .
JER 13:3     Alignment score: 0.452 → 0.448
Then the word of Yahweh came to me a second time , saying ,
Dia tonga tamiko fanindroany ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
JER 13:4     Alignment score: 0.284
" Take the undergarment that you purchased that is around your waist , get up and go now to Perath . Hide it there in a rock
crevice . "
" Raiso ilay atin'akanjo izay avy novidianao izay eo amin ' ny andilanao , mitsangana ka mandehana any amin'ireo Eofrata . Afeno ao anaty haram - bato izany . "
JER 13:5     Alignment score: 0.51
So I went and hid it in Perath , just as Yahweh had commanded me .
Koa nandeha aho ary nanafina izany tany amin'ireo Eofrata araka izay nandidian'i Yaveh ahy .
JER 13:6     Alignment score: 0.329
After many days , Yahweh said to me , " Get up and go back to Perath . Take from there the undergarment that I commanded you to hide . "
Afaka andro maromaro , dia niteny tamiko i Yaveh hoe : " Mitsangana ka mandehana miverina any amin'ireo Eofrata . Alaivo any ilay atin'akanjo izay nolazaiko hafeninao . "
JER 13:7     Alignment score: 0.243 → 0.249
So I went back to Perath and dug out the undergarment where I had hid it , and behold , it was destroyed and completely useless .
Koa niverina tany amin'ireo Eofrata aho ary nangady tao ilay nanafenako ilay atin'akanjo . Kanefa indro ! Simba ilay atin'akanjo ; tsy mba tsara intsony ilay izy .
JER 13:8     Alignment score: 0.432 → 0.435
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Avy eo dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
JER 13:9     Alignment score: 0.419 → 0.424
" Yahweh says this : In the same way I will destroy the pride of Judah and the great majesty of Jerusalem .
" Hoy Yaveh hoe : Mitovy amin'izany ny fomba hamotehako ny fiavonavonana lehiben ' ny Joda sy Jerosalema .
JER 13:10     Alignment score: 0.294 → 0.299
This wicked people who refuses to listen to my word , who walk in the hardness of their heart , who go after other gods to worship them and bow down to them they will be like this undergarment that is good for nothing .
Io vahoaka ratsy izay mandà ny hihaino ny teniko io , izay mandeha amin ' ny fahamafisan ' ny fon'izy ireo , izay manaraka andriamanin
- kafa mba hanompo ireny sy hiankohoka amin'ireny ho tahaka izany atin'akanjo izany izy ireo izay tsara fa tsy misy dikany .
JER 13:11     Alignment score: 0.339 → 0.358
For just as an undergarment clings to someone 's hips , so I have made all the house of Israel and all the house of Judah cling to me this is Yahweh 's declaration to be my people , to bring me fame , praise , and honor . But they would not listen to me .
Fa tahaka ny atin'akanjo iray mifikitra amin ' ny taolan
- tehezan'olona , dia toy izany koa no efa nanaovako ny taranak'Israely sy ny taranak'i Joda hifikitra Amiko izany no fanambaran'i Yaveh mba ho vahoakako , mba hitondra laza , dera , ary voninahitra ho Ahy . Saingy tsy nihaino ahy izy ireo .
JER 13:12     Alignment score: 0.379
So you must speak this word to them , ' Yahweh , the God of Israel , says this : Every jar will be filled with wine . ' They will say to you , ' Do we not indeed know that every jar will be filled with wine ? '
Koa tokony hiteny izao teny izao ho azy ireo ianao hoe : ' Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely dia milaza izao : Ny tavoara rehetra dia ho feno divay . ' Hiteny aminao izy ireo hoe : ' Moa tsy fantatray
tokoa ve fa ho feno divay ny tavoara rehetra ? '
JER 13:13     Alignment score: 0.5 → 0.501
So say to them , ' Yahweh says this : See , I am about to fill with drunkenness every inhabitant
of this land , the kings who sit on David 's throne , the priests , prophets , and all the inhabitants of Jerusalem .
Ka dia lazao izy ireo hoe : ' Hoy Yaveh hoe : Indro , ho fenoiko fahamamoana ny mponina rehetra an'ity tany ity , ireo mpanjaka izay mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan'i Davida , ireo mpisorona , mpaminany , ary ireo mponin'i Jerosalema rehetra .
JER 13:14     Alignment score: 0.268 → 0.27
Then I will smash each man against the other , fathers and children together this is Yahweh 's declaration I will not pity them or have compassion , and I will not spare them from destruction . ' "
Ary dia ho ampifamotehiko izy ireo , ireo ray sy ireo zanaka
miaraka izany no fanambaran'i Yaveh Tsy hamindra fo amin'izy ireo Aho na hanana fangoraham - po , ary tsy hanavotra azy ireo amin ' ny fahapotehina Aho .
JER 13:15     Alignment score: 0.361
Listen and pay attention . Do not be arrogant , for Yahweh had spoken .
Mihainoa ka mandrenesa . Aza miavonavona , fa Yaveh no efa niteny .
JER 13:16     Alignment score: 0.305 → 0.343
Give honor to Yahweh your God before he brings darkness , and before he causes your feet to stumble on the mountains
at twilight . For you are hoping for light , but he will turn it to deep darkness and change it to deep gloom .
Manomeza voninahitra ho an'i Yaveh Andriamanitrareo mialohan ' ny hitondrany aizina , ary mialohan ' ny hanafintohinany ny tongotrareo ao an - tendrombohitra amin ' ny maizimaizina . Fa manantena hazavana ianao , saingy hamadika ny toerana ho aizina lalina Izy , ho rahona mainty .
JER 13:17     Alignment score: 0.317 → 0.356
So if you will not listen , I will weep alone because of your pride . My eyes will certainly weep and flow with tears , for Yahweh 's flock has been taken captive .
Noho izany raha tsy hihaino ianao , dia hitomany irery aho noho ny fiavonavonanao . Hanganohano sy hikoriana ranomaso tokoa ny masoko , satria nobaboina ireo ondrin'i Yaveh .
JER 13:18     Alignment score: 0.322 → 0.322
" Say to the king and to the queen mother , ' Humble yourselves ! Sit ! For your splendid crowns have fallen from your heads . '
Lazao ny mpanjaka sy ny mpanjakavavy reniny hoe : ' Manetre
tena ianareo ka mipetraha , fa ireo satro - boninahitra eo amin ' ny lohanareo , ny fireharehana sy voninahitrareo , dia efa nianjera . '
JER 13:19     Alignment score: 0.284 → 0.294
The cities in the Negev will be shut up , with no one to open them . All Judah will be taken captive , completely taken captive .
Hikatona avokoa ireo tanànan'i Negeva , tsy misy iray hamoha ireo . Ho baboina i Joda , ho atao sesitany ny aminy rehetra .
JER 13:20     Alignment score: 0.356
Lift up your eyes and look at the ones coming from the north . Where is the flock he gave to you , the flock that was so beautiful to you ?
Asandrato ny masonao
ka jereo ireo tonga avy any avaratra . Aiza ny andian'ondry izay nomeny anao , ny andian'ondry izay tena tsara tarehy taminao ?
JER 13:21     Alignment score: 0.192 → 0.193
What will you say when God sets over you those
whom you yourself had trained to be your special allies ? Are these not the beginnings of the labor pains that will seize you just like a woman in childbirth ?
Inona no ho lazainao rehefa apetrak'Andriamanitra eo aminao ireo izay efa nampianarinao mba ho sakaizanao ? Tsy ireo ve ny fiantombohan'ireo fanaintainana izay hahazo anao tahaka ny vehivavy miteraka ?
JER 13:22     Alignment score: 0.225 → 0.231
Then you might say in your heart , ' Why are these
things happening to me ? ' It will be for the multitude of your iniquities that your skirts are raised up and you have been violated .
Dia mety hiteny anakampo ianao hoe : " Nahoana no miseho amiko ireo zavatra ireo ? " Dia ho amin ' ny fahamaroan'ireo fahotanao no nampiainga ireo ziponao ary nanolanana anao .
JER 13:23     Alignment score: 0.362
Can the people of Cush change their skin color , or a leopard change its spots ? If so , then you yourself , although accustomed to wickedness , would be able to do good .
Moa afaka ny hanova ny volon
- kodiny ve ny Kosy , na ny leoparda hanova ny pentiny ? Raha izany , dia ianao tenanao , na dia zatra ny faharatsiana aza , dia afaka manao ny tsara .
JER 13:24     Alignment score: 0.384
So I will scatter them like chaff that perishes in the desert wind .
Noho izany dia hampiely azy ireny tahaka ny akofa izay levon
' ny rivotry ny efitra Aho .
JER 13:25     Alignment score: 0.385
This is what I have given to you , the portion I have decreed for you this is Yahweh 's declaration because you have forgotten me and trusted in deceit .
Izany no nomeko anao , ny anjara izay efa nodidiko ho anao izany no fanambaran'i Yaveh satria efa nanadino Ahy ianao ary nitoky
tamim - pitaka .
JER 13:26     Alignment score: 0.19 → 0.197
So also I myself will strip your skirts off you , and your nakedness will be seen .
Noho izany ihany koa dia Izaho mihitsy no hanala ny ziponao aminao , ary hiseho
ireo faritra saro - padinao .
JER 13:27     Alignment score: 0.387
I have seen your adultery and neighing , the wickedness of your prostitution on the hills and in the fields , and I have seen these detestable things ! Woe to you , Jerusalem ! How long until you are made clean again ? "
Efa nahita ny fanitsakitsaham - bady sy ny fihikanao Aho , ny faharatsian
' ny fivarotan - tenanao teny amin'ireo havoana sy teny amin'ireo saha , ary efa nahita ireny zavatra maharikoriko ireny Aho ! Loza ho anao , ry Jerosalema ! Hafiriana izany vao ho madio indray ianao ? "
JER 13     Average alignment score: 0.342 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52