Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 46:1     Alignment score: 0.718
This is the word of Yahweh that came to Jeremiah the prophet concerning the nations .
Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Jeremia mpaminany mahakasika ireo firenena .


JER 46:2     Alignment score: 0.587 → 0.608
For Egypt : " This is about the army of Pharaoh Necho , king of Egypt that was at Carchemish by the Euphrates River . This was the army that Nebuchadnezzar king of Babylon defeated in the fourth year of Jehoiakim son of Josiah , king of Judah :
Ho an'i Egypta : " Momban ' ny tafik'i
Farao - neko , mpanjakan'i Egypta izay any Karkemisy amoron ' ny onin'i Eofrata izao . Ity ilay tafika izay resin'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona tamin ' ny fahefa - taona nanjakan'i Joakima zanaka lahin'i Josia , mpanjakan ' ny Joda :
JER 46:3     Alignment score: 0.377
Get the small shields and the large shields ready , and go forward to fight .
Ataovy vonona ireo ampinga kely sy ireo ampinga lehibe , ary mandehana mandroso hiady .
JER 46:4     Alignment score: 0.185 → 0.222
Put the harness on the horses ; mount up on the horses and take your stand with your helmets on ; polish the spears and put on your armor .
Apetraho eo ambonin ' ny soavaly ireo fiadiana ; miakara eo ambonin ' ny soavaly ary raiso ny tsangananao miaraka amin ' ny aro - loha eo amboniny ; ranito ny lefonao
ary apetraho eo amin ' ny akanjo fiarovanao .
JER 46:5     Alignment score: 0.243 → 0.25
What am I seeing here ? They are dismayed and are running away , for their soldiers have been completely destroyed . They are fleeing for refuge and are not looking back . Terror is all around this is Yahweh 's declaration
Fa inona izao hitako izao ? Feno tahotra izy ireo ary mitsoaka , satria resy ny miaramilan'izy ireo . Mitsoaka hitady fiarovana izy ireo ka tsy mijery
izay ao aoriana . Eny amin ' ny manodidina rehetra eny ny horohoro izany no fanambaran'i Yaveh
JER 46:6     Alignment score: 0.407 → 0.405
the swift can not run away , and the soldiers can not escape . They stumble in the north and fall beside the Euphrates River .
tsy afa - mitsoaka ireo haingam - pandeha , ary tsy afa - mitsoaka ireo miaramila . Tafintohina tany avaratra izy ireo ary lavo teo akaikin ' ny Onin'i Eofrata .
JER 46:7     Alignment score: 0.291
Who is this who rises like the Nile , whose waters toss up and down like the rivers ?
Iza ity miakatra tahaka an'i Neily ity , izay misamboaravoara miakatra sy midina tahaka ny renirano ny onjany
?
JER 46:8     Alignment score: 0.359
Egypt rises like the Nile , like rivers of water that rise
and fall . Egypt says , ' I will go up and I will cover the earth . I will destroy cities and their inhabitants .
Miakatra tahaka an'i Neily i Egypta , tahaka ny onja izay miakatra sy midina . Hoy i Egypta hoe : ' Hiakatra aho ary hanarona ny tany . Hanimba ireo tanàna sy ireo mponiny aho .
JER 46:9     Alignment score: 0.354 → 0.378
Go up , horses . Be angry , you chariots . Let the soldiers go out , Cush and Put , men skillful with a shield , and Lydia , men skillful at bending their bows . '
Miakàra , ry soavaly . Aoka ho tezitra , ianareo ry kalesy . Aoka hivoaka ireo miaramila , Kosy sy Pota , ireo lehilahy manam - pahaizana manokana amin ' ny fampiasana ampinga , ary Loda , lehilahy manam - pahaizana amin ' ny fanenjanana ny tsipìkan'izy ireo . '
JER 46:10     Alignment score: 0.471 → 0.477
That day will be the day of vengeance for the Lord Yahweh of hosts , and he will avenge himself on his foes . The sword will devour and be satisfied . It will drink its fill of their blood . For there will be a sacrifice to the Lord Yahweh of hosts in the northern land by the Euphrates River .
Tamin'io andro io no andron ' ny valifatIn ' ny Tompo Yaveh tompon ' ny maro , ary hamaly faty ireo fahavalony
ho an ' ny tenany izy . Handrapaka ny sabatra ka ho afa - po . Hisotro ny miboboka an'izy ireo izany . Fa hisy sorona ho an ' ny Tompo Yaveh tompon ' ny maro any amin ' ny tany avaratra amoron ' ny Onin'i Eofrata
JER 46:11     Alignment score: 0.357
Go up to Gilead and obtain medicine , virgin daughter
of Egypt . It is useless that you put much medicine on yourself . There is no cure for you .
Miakàra any Gileada ary mangalà fanafody , ry zanaka vavy virijinin'i Egypta . Tsy misy dikany ny nametahanao fanafody maro tamin ' ny tenanao . Tsy misy fanafana ho anao .
JER 46:12     Alignment score: 0.301 → 0.304
The nations have heard of your disgrace . The earth is filled with your cry of distress , for soldier stumbles against soldier ; both of them fall together . "
Nandre ny fahafaham - barakanao ireo firenena . Feno ny fitomanianao ny tany , fa nifandona tamin ' ny miaramila iray ny miaramila iray ; niara - lavo izy roa ireo . "
JER 46:13     Alignment score: 0.716 → 0.717
This is the word that Yahweh told Jeremiah the prophet when Nebuchadnezzar king of Babylon came and attacked the land of Egypt :
Izao no tenin'i Yaveh nolazaina tamin'i Jeremia mpaminany rehefa tonga sy nanafika ny tany Egypta i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona :
JER 46:14     Alignment score: 0.582
" Announce in Egypt , and proclaim it in Migdol , Memphis , and Tahpanhes . ' Take your station and prepare yourself , for the sword will devour those
around you . '
" Ambarao ao Egypta , ary ambarao ao Migdola , Memfisa , ary Tapanesa izany . ' Raiso ny toeranao ary homano ny tenanao , fa handrapaka ireo manodidina anao ny sabatra . '
JER 46:15     Alignment score: 0.399
Why are your mighty ones facedown on the ground ? They will not stand , because Yahweh has pushed them to the ground .
Nahoana ireo maherinao no lavo amin ' ny tany ? Tsy hitsangana izy ireo , satria Izaho , Yaveh , no nanosika azy ireo ho amin ' ny tany .
JER 46:16     Alignment score: 0.214 → 0.247
He increases the numbers of those
who stumble . Each soldier falls against the next one . They are saying , ' Get up . Let us go home . Let us go back to our own people , to the land of our birth , and away from the sword of the oppressor . '
Mampitombo ny isan'ireo tafintohina Izy . Ny miaramila tsirairay dia mifandimby lavon ' ny hafa . Hoy izy ireo hoe : ' Mitsangàna . Andeha isika hody . Andeha isika hiverina any amin'ireo olontsika , any amin ' ny tany nahaterahantsika . Andeha isika hamela ity sabatra izay mamely antsika ity . '
JER 46:17     Alignment score: 0.261
They proclaimed there , ' Pharaoh the king of Egypt is only a noise , one who has let his opportunity slip away . '
Nanambara tany izy ireo hoe : ' Farao mpanjakan
' ny Joda dia tabataba fotsiny ihany , ilay iray izay namela ny irikany ho lasa fotsiny . '
JER 46:18     Alignment score: 0.485 → 0.485
As I live declares the King , whose name is Yahweh of hosts someone will come
like Mount Tabor and Mount Carmel by the sea .
Raha mbola velona koa Aho nanambara ny Mpanjaka , izay ny anarany dia i Yaveh tompon ' ny maro dia hisy olona iray izay ho tonga tahaka ny Tendrombohitra Tabara sy Tendrombohitra Karmela amoron ' ny ranomasina .
JER 46:19     Alignment score: 0.304 → 0.308
Pack for yourselves baggage to carry into exile , you who live in Egypt . For Memphis will become
a waste ; it will be burned , and no one will live there .
Omano ny entana ho entinareo any an - tsesitany , ianareo izay mipetraka any Egypta . Fa ho foana i Memfisa , handry amin ' ny faharavana izy ary tsy hisy na iza na iza hipetraka any .
JER 46:20     Alignment score: 0.314 → 0.319
Egypt is a very beautiful young cow , but a stinging insect is coming from the north It is coming .
Egypta dia ombivavy tanora tsara tarehy tokoa , kanefa hisy bibikely manindrona ho tonga avy any avaratra . Ho avy izany .
JER 46:21     Alignment score: 0.358 → 0.358
The hired soldiers in her midst are like a fattened bull , but they will also turn away and run away . They will not stand together , for the day of their disaster is coming against them , the time of their punishment .
Ireo miaramila nokaramaina eo anelanelany dia tahaka ny ombilahy matavy , fa izy ireo ihany koa anefa dia hihodina ary hitsoaka . Tsy hiara - hitsangana izy ireo , satria tonga ny andron ' ny loza hamely azy ireo , ny fotoan
' ny sazin'izy ireo .
JER 46:22     Alignment score: 0.331 → 0.353
Egypt hisses like a snake and crawls away , for her enemies are marching against her . They are going toward her like woodcutters with axes .
Misioka tahaka ny bibilava i Egypta , ary mandady , fa ireo fahavalony kosa dia mizotra hanohitra azy ireo . Mankeny amin'izy ireo tahaka ny mpanapaka hazo miaraka amin ' ny famaky izy ireo .
JER 46:23     Alignment score: 0.295
They will cut down the forests this is Yahweh 's declaration although it is very dense . For the enemies will be more numerous than locusts , unable to be counted .
Hanapaka ny ala izy ireo izany no fanambaran'i Yaveh na dia mikitroka tokoa aza izany . Fa ho maro noho ireo valala ireo fahavalo , tsy tambo isaina .
JER 46:24     Alignment score: 0.401
The daughter of Egypt will be made ashamed . She will be given into the hand of people from the north . "
Ho afa - baraka ny zanaka vavin'i Egypta . Ho atolotra eo an - tanan
' ny vahoaka avy any avaratra izy . "
JER 46:25     Alignment score: 0.447 → 0.501
Yahweh of hosts , the God of Israel , says , " See , I am about to punish Amon
of Thebes , Pharaoh , Egypt and her gods , her kings the Pharaohs , and those who trust in them .
Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , dia milaza hoe : " Indro , eo andalam - pamaizana an'i Amona avy any Teba , Farao , Egypta sy ireo andriamaniny , ireo Farao mpanjakany , ary ireo izay matoky azy ireo Aho .
JER 46:26     Alignment score: 0.409 → 0.428
I am giving them into the hand of the ones seeking their lives , and into the hand of Nebuchadnezzar king of Babylon and his servants . Then after this Egypt will be inhabited as in previous days this is Yahweh 's declaration .
Ho atolotra
eo an - tanan'ireo izay mifofo ny ainy izy ireo , ary eo an - tanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ireo mpanompony . Aorian'izany dia tsy ho azo hipetrahana tahaka ny tamin ' ny andro taloha i Egypta izany no fanambaran'i Yaveh .
JER 46:27     Alignment score: 0.284 → 0.284
But you , my servant Jacob , do not fear . Do not be dismayed , Israel , for see , I am about to deliver you from the faraway place , and your descendants from the land of their captivity . Jacob will return and be at ease ; he will rest secure , and there will be no more terror .
Fa ianao , ry Jakoba mpanompoko , dia aza matahotra . Aza raiki - tahotra , ry Israely , fa indro , hamerina anao avy lavitra Aho , ary ny zanakao avy any amin ' ny tany naha - babo azy ireo . Dia hiverina i Jakoba avy eo , hahita fiadanana , ary ho voaaro , ka tsy hisy na iza na iza hampihorohoro azy .
JER 46:28     Alignment score: 0.344 → 0.356
You , my servant Jacob , do not fear this is Yahweh 's declaration for I am with you , so I will bring complete destruction against all the nations where I scattered you . But I will not destroy you completely . Yet I will discipline you justly and will certainly not leave you unpunished . "
Ianao , ry Jakoba mpanompoko , aza matahotra izany no fanambaran'i Yaveh fa miaraka aminao Aho , ka hitondra faharavana tanteraka amin'ireo firenena rehetra izay hampielezako anao Aho . Fa tsy hanimba anao tanteraka Aho . Hibedy anao araka ny rariny Aho ary tsy hamela anao ho afa - tsazy . "
JER 46     Average alignment score: 0.388 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52