Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 37:1     Alignment score: 0.635 → 0.635
Now Zedekiah son of Josiah reigned as king in place of Jehoiachin son of Jehoiakim . Nebuchadnezzar king of Babylon had made Zedekiah king over the land of Judah .
Ary i Zedekia zanaka lahin'i Josia dia nanjaka tamin ' ny toeran'i
Jekonia zanak'i Joiakima . Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona no nanao an'i Zedekia ho mpanjaka teo amin ' ny tanin'i Joda .


JER 37:2     Alignment score: 0.47
But Zedekiah , his servants , and the people of the land did not listen to the words of Yahweh that he proclaimed by the hand of Jeremiah the prophet .
Fa i Zedekia , ireo mpanompony , sy ny vahoakan
' ny tany dia tsy nihaino ireo tenin'i Yaveh izay nambarany tamin ' ny alalan ' ny tanan'i Jeremia mpaminany .
JER 37:3     Alignment score: 0.624
So King Zedekiah , Jehukal son of Shelemiah , and Zephaniah son of Maaseiah the priest sent a message to Jeremiah the prophet . They said , " Pray on our behalf to Yahweh our God . "
Ary Zedekia mpanjaka , Jehokala zanak'i Selemia , ary Zefania zanak'i Mahaseia mpisorona dia nandefa hafatra ho an'i Jeremia mpaminany . Hoy izy ireo : " Mivavaha amin'i Yaveh Andriamanitsika ho antsika . "
JER 37:4     Alignment score: 0.275 → 0.276
Now Jeremiah was coming and going among the people , for he had not yet been put in prison .
Ary tonga i Jeremia ary nankeo amin ' ny vahoaka , satria mbola tsy natao an - tranomaizina izy .
JER 37:5     Alignment score: 0.623
Pharaoh 's army came out from Egypt , and the Chaldeans who were besieging Jerusalem heard the news about them and left Jerusalem .
Tonga avy tany
Egypta ny tafik'i Farao , ary ny Kaldeana izay nanao fahirano an'i Jerosalema dia nahare ny vaovao momba azy ireo ka niala tao Jerosalema .
JER 37:6     Alignment score: 0.482 → 0.532
Then the word of Yahweh came
to Jeremiah the prophet , saying ,
Dia tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny Tenin'i Yaveh , manao hoe :
JER 37:7     Alignment score: 0.394 → 0.438
" Yahweh , God of Israel , says this : This is what you will say to the king of Judah , because he has sent you to seek advice from me , ' See , Pharaoh 's army , which came to help you , is about to go back to Egypt , its own land .
" Yaveh , Andriamanitr'Israely , milaza izao : Izao no ho lazainareo amin ' ny mpanjakan'i Joda , satria nandefa anareo haka hevitra Amiko Izy , ' Indro , fa efa an - dalana hiverina ho any Egypt , izay taniny ny tafik'i
Farao , izay tonga hanampy anao .
JER 37:8     Alignment score: 0.504
The Chaldeans will return . They will fight against this city , capture it , and burn it . '
Ary hiverina ny Kaldeana . Hiady hanohitra ity tanàna ity izy ireo , hisambotra , sy handoro izany .
JER 37:9     Alignment score: 0.385 → 0.384
Yahweh says this : Do not deceive yourselves by saying , ' Surely the Chaldeans are leaving us , ' for they will not leave .
Hoy Yaveh hoe : " Aza mamitaka ny tenanareo amin ' ny filazana hoe : ' Efa nandao anay tokoa ireo Kaldeana , ' fa tsy handao izy ireo .
JER 37:10     Alignment score: 0.272
Even if you had defeated the entire Chaldean
army that is fighting you so that only badly wounded men were left in their tents , they would get up and burn this city . "
Na dia efa naharesy ireo tafiky ny Kaldeana manontolo izay niady taminareo aza ianareo mba ho ireo lehilahiny maratra ihany no havela ao amin'ireo lainy , fa hiarina izy ireo ary handoro ity tanàna ity . "
JER 37:11     Alignment score: 0.419 → 0.509
So it was when the Chaldean
army had left Jerusalem as Pharaoh 's army was coming ,
Ka tamin ' ny nandaozan ' ny tafikin ' ny Kaldeana an'i Jerosalema no nahatongavan ' ny tafik'i Farao ,
JER 37:12     Alignment score: 0.391
then Jeremiah went out from Jerusalem to go to the land of Benjamin . He wanted to take possession
of a tract of land there among his people .
dia nivoaka tao Jerosalema i Jeremia mba ho any amin ' ny tanin'i Benjamina . Fa nikasa ny haka ny ampahany amin'ilay tany teo amin ' ny vahoakany tao izy .
JER 37:13     Alignment score: 0.503 → 0.522
As he was in the Benjamin Gate , a chief guard was there . His name was Irijah son of Shelemiah son of Hananiah . He grabbed hold of Jeremiah the prophet and said , " You are deserting to the Chaldeans . "
Raha teo amin ' ny Vavahadin'i
Benjamina izy , dia teo ny lehiben ' ny mpiambina . Jiria zanak'i Selemia zanak'i Hanania no anarany . Nihazona an'i Jeremia mpaminany izy ka nanao hoe : " Mandositra ireo Kaldeana ianao . "
JER 37:14     Alignment score: 0.529
But Jeremiah said , " That is not true . I am not deserting to the Chaldeans . " But Irijah did not listen to him . He took Jeremiah and brought him to the officials .
Nefa hoy Jeremia : " Tsy marina izany . Tsy mandositra ireo Kaldeana aho . " Fa tsy nihaino azy i Jiria . Nalainy
i Jeremia ary nentiny teo amin'ireo manam - pahefana .
JER 37:15     Alignment score: 0.445 → 0.446
The officials were angry with Jeremiah . They beat him and put him in prison , which had been the house of Jonathan the scribe , for they had turned it into a prison .
Tezitra tamin'i Jeremia ireo manam - pahefana . Novelesin'izy ireo izy ary nampidiriny tao an - tranomaizina , izay tranon'i Jonatana mpanora - dalàna , satria navadik'izy ireo ho tranomaizina izany .
JER 37:16     Alignment score: 0.292 → 0.291
So Jeremiah was put into a dungeon , where he stayed for many days .
Ka natao tao amin'efitra ambanin ' ny tany
i Jeremia , izay nijanonany andro maromaro .
JER 37:17     Alignment score: 0.416 → 0.418
Then King Zedekiah sent someone who brought him to the palace . In his house , the king asked him privately , " Is there any word from Yahweh ? " Jeremiah answered , " There is a word : You will be given into the hand of the king of Babylon . "
Ary nandefa olona hitondra azy ao an - dapa i Zedekia mpanjaka . Nanontany azy mangingina ny mpanjaka tao an - tranony
hoe : " Misy teny avy amin'i Yaveh ve ? " Namaly i Jeremia hoe : " Misy teny : ho atolotra eo an - tanan ' ny mpanjakan ' ny Babilona ianao . "
JER 37:18     Alignment score: 0.45 → 0.451
Then Jeremiah said to King Zedekiah , " How have I sinned against you , your servants , or this people so that you have placed me in prison ?
Dia hoy i Jeremia tamin'i Zedekia Mpanjaka : " Ahoana no nanotako taminao , ireo mpanomponao , na ity vahoaka ity ka dia nametrahanao ahy tany an - tranomaizina ?
JER 37:19     Alignment score: 0.327
Where are your prophets , the ones who prophesied for you and said the king of Babylon will not come
against you or against this land ?
Aiza ireo mpaminaninareo , ireo izay naminany ho anao sy nilaza fa tsy ho avy hanohitra anao na ity tany ity ny mpanjakan'i Babilona ?
JER 37:20     Alignment score: 0.448 → 0.448
But now listen , my master the king ! Let my plea for favor come
before you . Do not return me to the house of Jonathan the scribe , or I will die there . "
Fa ankehitriny mihainoa , ry mpanjaka tompoko ! Aoka ho tonga eo anatrehanao ny fitalahoako . Aza averina any an - tranon'i Jonatana mpanora - dalàna aho , fa ho faty any aho . "
JER 37:21     Alignment score: 0.464 → 0.464
So King Zedekiah gave an order . His servants confined Jeremiah in the courtyard of the guard . A loaf of bread was given him every day from the street of the bakers , until all the bread in the city was gone . So Jeremiah stayed in the courtyard of the guard .
Ka nanome baiko i Zedekia Mpanjaka . Notanan'ireo mpanompony teo amin ' ny kianjan ' ny mpiambina i Jeremia . Nomena mofo isan'andro avy eo amin ' ny lalan'ireo mpanao mofo izy , mandra - pahalanin ' ny mofo rehetra teo an - tanàna . Ka dia nitoetra teo an - kianjan ' ny mpiambina i Jeremia .
JER 37     Average alignment score: 0.46 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52