Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 36:1     Alignment score: 0.631 → 0.632
It came
about in the fourth year of Jehoiakim son of Josiah king of Judah , that this word came to Jeremiah from Yahweh , and he said ,
Ary tamin ' ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima zanaka lahin'i Josia mpanjakan'i Joda , no nahatongavan'izao teny avy tamin'i Yaveh izao tamin'i Jeremia , ary hoy Izy :


JER 36:2     Alignment score: 0.371 → 0.389
" Take a scroll for yourself and write on it all the words that I have told you concerning Israel and Judah , and every nation . Do this for everything I have told from the days of Josiah until this very day .
" Mangalà horonan - taratasy iray ho anao ary soraty ao amin'izany ny teny rehetra izay efa nolazaiko anao mahakasika an'Israely sy Joda , ary ny firenena rehetra . Ataovy izany ho an ' ny zava - drehetra efa nolazaiko nanomboka tamin ' ny andron'i Josia ka hatramin'ity andro ity .
JER 36:3     Alignment score: 0.366 → 0.367
Perhaps the people of Judah will listen to all the disasters
that I intend to bring on them . Perhaps everyone will turn away from his wicked way , so I can forgive their iniquity and their sin . "
Angamba hihaino ny loza rehetra izay kasaiko entina eo amin'izy ireo ny mponin'i Joda . Angamba hivily amin ' ny lalan - dratsiny ihany ny olona rehetra , ka dia afaka hamela ny helony sy ny fahotan'izy ireo Aho . "
JER 36:4     Alignment score: 0.561 → 0.562
Then Jeremiah called Baruch son of Neriah , and Baruch wrote in a scroll , at Jeremiah 's dictation , all the words of Yahweh spoken to him .
Ary niantso an'i Baroka zanakalahin'i Neria I Jeremia , ary nosoratan'i
Baroka tao anaty horonan - taratsy ny teny rehetra izay nolazain " i Yaveh tamin'i Jeremia .
JER 36:5     Alignment score: 0.417 → 0.418
Next Jeremiah gave a command to Baruch . He said , " I am in prison and can not go to the house of Yahweh .
Avy eo dia nanome baiko an'i Baroka i Jeremia . Hoy izy : " Ato an - tranomaizina aho ary tsy afaka mankany an - tranon'Andriamanitra .
JER 36:6     Alignment score: 0.343 → 0.343
So you must go and read from the scroll that you wrote at my dictation . On the day of the fast , you must read Yahweh 's words in the hearing of the people in his house , and also in the hearing of all of Judah who have come
from their cities . Proclaim these words to them .
Koa tsy maintsy mandeha ianao ary hamaky ny teny izay notononiko ary nosoratanao tao anaty horonan - taratasy . Amin ' ny andron ' ny fifadian - kanina , dia tsy maintsy vakianao eo an - tsofin ' ny vahoaka ao an - tranony ny tenin'i Yaveh , ary eo an - tsofin ' ny Joda rehetra izay avy amin ' ny tanànany ihany koa . Ambarao azy ireo ireo teny ireo .
JER 36:7     Alignment score: 0.363
Perhaps their pleas for mercy will come
before Yahweh . Perhaps each person will turn from his wicked way , since the wrath and fury that Yahweh has proclaimed against this people are severe . "
Angamba ho tonga eo anatrehan'i Yaveh ihany ny fitalahoan'izy ireo famindram - po . Angamba hiala amin ' ny lalan - dratsiny ihany ny olona tsirairay , satria mafy ny fahatezerana sy ny fahavinirana izay efa nambaran'i Yaveh tamin'ireo vahoakany ireo . "
JER 36:8     Alignment score: 0.54 → 0.538
So Baruch son of Neriah did everything that Jeremiah the prophet had commanded him to do . He read aloud
from the scroll the words of Yahweh in the house of Yahweh .
Koa dia nataon'i Baroka zanaka lahin'i Neria izay rehetra nandidian'i Jeremia mpaminany hatao . Novakiany mafy tao an - tranon'i Yaveh ireo tenin'i Yaveh .
JER 36:9     Alignment score: 0.567 → 0.566
It came
about in the fifth year and ninth month of Jehoiakim son of Josiah , king of Judah , that all the people in Jerusalem and the people who came to Jerusalem from the cities of Judah proclaimed a fast before Yahweh .
Ary tamin ' ny volana fahasivin ' ny taona fahadimy nanjakan'i Joiakima zanaka lahin'i Josia , mpanjakan'i Joda , no nanambaran ' ny vahoaka rehetra tao Jerosalema sy ireo olona izay tonga tao Jerosalema avy any amin'ireo tanànan'i Joda ny fifadian - kanina ho voninahitr'i Yaveh .
JER 36:10     Alignment score: 0.489 → 0.506
Baruch read aloud
from the scroll Jeremiah 's words in the house of Yahweh , from the room of Gemariah son of Shaphan the scribe , in the upper courtyard , by the gate of the entrance to the house of Yahweh . He did this in the hearing of all the people .
Novakian'i Baroka mafy tao an - tranon'i Yaveh ny tenin'i Jeremia , avy eo amin ' ny efitranon'i Gemaria zanaka lahin'i Safana mpanora - dalàna , tao ambonin ' ny kianja , akaikin ' ny vavahady fidirana ny tranon'i Yaveh . Nataony teo an - tsofin ' ny vahoaka rehetra izany .
JER 36:11     Alignment score: 0.626 → 0.626
Now Micaiah son of Gemariah son of Shaphan heard all of Yahweh 's words in the scroll .
Ary ren'i Mikaia zanaka lahin'i Gemaria zanaka lahin'i Safana ny tenin'i
Yaveh rehetra tao amin ' ny horonan - taratasy .
JER 36:12     Alignment score: 0.562 → 0.582
He went down to the house of the king , to the secretary 's room . Look , all the officials were sitting there : Elishama the secretary , Delaiah son of Shemaiah , Elnathan son of Akbor , Gemariah son of Shaphan , and Zedekiah son of Hananiah , and all the officials .
Nidina tany an - tranon
' ny mpanjaka izy , tao amin ' ny efitrin ' ny mpitan - tsoratra . Indreo , fa nipetraka teo avokoa ny manam - pahefana rehetra : Elisama mpitan - tsoratra , Delaia zanaka lahin'i Semaia , Elnatana zanaka lahin'i Akbora , Gemaria zanaka lahin'i Safana , sy Zedekia zanaka lahin'i Hanania , ary ny manam - pahefana rehetra .
JER 36:13     Alignment score: 0.465 → 0.462
Then Micaiah reported to them all the words that he had heard that Baruch read aloud
from the scroll in the hearing of the people .
Ary notaterin'i Mikaia tamin'izy ireo ny teny rehetra izay reny izay novakian'i Baroka mafy teo an - tsofin ' ny vahoaka .
JER 36:14     Alignment score: 0.453 → 0.514
So all the officials sent Jehudi son of Nethaniah son of Shelemiah son of Cushi , to Baruch . Jehudi said to Baruch , " Take the scroll in your hand , the scroll from which you were reading in the hearing of the people , and come . " So Baruch son of Neriah took the scroll in his hand and went to the officials .
Ary nalefan'ireo manam - pahefana rehetra ho any amin ' ny Baroka i Jehody zanaka lahin'i Netanaia zanaka
lahin'i Selemia zanaka lahin'i Kosa . Hoy i Jehody tamin'i Baroka hoe : " Raiso eo an - tananao ny horonan - taratasy , dia ilay horonan - taratasy izay novakiana teo an - tsofin ' ny vahoaka , ary avia . " Ary Baroka zanaka lahin'i Neria nandray ny horonan - taratasy teny an - tananany ary nandeha tany amin'ireo manam - pahefana .
JER 36:15     Alignment score: 0.439
Then they said to him , " Sit down and read this in our hearing . " So Baruch read the scroll .
Ary hoy izy ireo taminy : " Mipetraha ary vakio eto an - tsofinay ity . " Ka dia novakian'i
Baroka ny horonan - taratasy .
JER 36:16     Alignment score: 0.4 → 0.414
It happened that when they heard all these
words , each man turned in fear to the one next to him and said to Baruch , " We must certainly report all of these words to the king . "
Ary rehefa nandre ireo teny rehetra ireo izy ireo , dia nifampijery matahotra tamin'izay teo akaikiny ny olona tsirairay ka nanao tamin'i Baroka hoe : " Tsy maintsy tanterintsika amin ' ny mpanjaka tokoa ireo teny rehetra ireo . "
JER 36:17     Alignment score: 0.365 → 0.412
Then they asked Baruch , " Tell us , how did you come
to write all these words at Jeremiah 's dictation ? "
Avy eo dia nanontanian'izy ireo Baroka hoe : " Lazao anay , tamin ' ny fomba ahoana no nanoratanao ireo teny izay notononin'i Jeremia rehetra ireo ? "
JER 36:18     Alignment score: 0.457 → 0.457
Baruch said to them , " He dictated all these
words to me , and I wrote them in ink on this scroll . "
Baroka nanao tamin'izy ireo hoe : " Notononiny tamiko ireo teny rehetra ireo , ary nosoratako tamin ' ny ranomainty teo amin ' ny horonan - taratasy . "
JER 36:19     Alignment score: 0.408 → 0.408
Then the officials said to Baruch , " Go , hide yourself , and Jeremiah , too . Do not let anyone know
where you are . "
Ary hoy ireo manam - pahefana tamin'i Baroka : " Mandehana , miafena ianao , ary i Jeremia koa . Aoka tsy hisy olona ahafantatra ny misy anareo . "
JER 36:20     Alignment score: 0.393 → 0.402
So they put the scroll in the room of Elishama the secretary , and they went to the king in the courtyard and they reported everything in the hearing of the king .
Koa dia napetrak'izy ireo tao amin ' ny efitr'i
Eliasama mpitan - tsoratra ny horonan - taratasy , ary nandeha tany amin ' ny mpanjaka teo an - kianja izy ireo , ka notanterin'izy ireo teo an - tsofin ' ny mpanjaka ny zavatra rehetra .
JER 36:21     Alignment score: 0.415 → 0.43
Then the king sent Jehudi to get the scroll . Jehudi took it from the room of Elishama the secretary . Then he read it in the hearing of the king and all the officials who were standing beside him .
Ary nirahin
' ny mpanjaka haka ny horonan - taratasy i Jehody . Nalain'i Jehody tao amin ' ny efitr'i Eliasama mpitan - tsoratra izany . Avy eo dia novakiany teo an - tsofin ' ny mpanjaka sy ireo manam - pahefana rehetra izay nitsangana teo anilany izany .
JER 36:22     Alignment score: 0.199 → 0.199
Now the king was staying in the winter house in the ninth month , and a brazier was burning in front of him .
Nipetraka tao amin ' ny tranon
- dririnina ny mpanjaka tamin ' ny volana faha sivy , ary nisy fatana nirehitra teo anoloany .
JER 36:23     Alignment score: 0.412 → 0.418
It happened that as Jehudi read three or four columns , the king would cut it off with a knife and throw it into the fire in the brazier until all of the scroll was destroyed .
Ary rehefa namaky tsanganana telo na efatra i Jehody , dia notapahin ' ny mpanjaka tamin ' ny antsy izany ka natsipiny tao anaty afo tao am - patana mandra - pahalevon ' ny horonan - taratasy rehetra .
JER 36:24     Alignment score: 0.326 → 0.329
But neither the king nor any of his servants who heard all these
words were frightened , nor did they tear their clothes .
Nefa tsy nampitahotra na ny mpanjaka na ireo mpanompony izay nandre ireo teny rehetra ireo , na nandrovitra ny ankanjony izy ireo .
JER 36:25     Alignment score: 0.562
Elnathan , Delaiah , and Gemariah had even urged the king not to burn the scroll , but he did not listen to them .
Nandrara ny mpanjaka mba tsy handoro ny horonan - taratasy i Elnatana , Delaia , ary Gemaria , fa tsy nihaino azy ireo izy .
JER 36:26     Alignment score: 0.648
Then the king commanded Jerahmeel , a relative
, Seraiah son of Azriel , and Shelemiah son of Abdeel to arrest Baruch the scribe and Jeremiah the prophet , but Yahweh had hidden them .
Ary ny mpanjaka nandidy an'i Jeremela havany , Seraia zanaka lahin'i Azriela , ary Selemia zanaka lahin'i Abdela mba hisambotra an'i Baroka mpanora - dalàna , sy i Jeremia mpaminany , nefa nafenin'i Yaveh izy ireo .
JER 36:27     Alignment score: 0.545 → 0.578
Then the word of Yahweh came to Jeremiah after the king had burned the scroll and the words that Baruch had written at Jeremiah 's dictation , saying ,
Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh taorian ' ny nandoran ' ny mpanjaka ny horonan - taratasy sy ireo teny izay nosoratan'i
Baroka tamin ' ny fanononan'i Jeremia , manao hoe :
JER 36:28     Alignment score: 0.453
" Go back , take another scroll for yourself , and write in it all the words that were on the original scroll , the one that Jehoiakim king of Judah burned .
" Miverena
, mangalà horonan - taratasy iray hafa ho anao , ary soraty ao amin'izany ny teny rehetra izay tao amin'ilay horonan - taratasy voalohany , dia ilay efa nodoran'i Joiakima mpanjakan'i Joda .
JER 36:29     Alignment score: 0.379 → 0.39
Then you must say this to Jehoiakim king of Judah : ' You burned that scroll , saying , " Why have you written on it , ' The king of Babylon will certainly come
and destroy this land , for he will cut off both man and animal from it ' ? " ' "
Ary tsy maintsy lazainao amin'i Joiakima mpanjakan'i Joda izao : " Nodoranao ity taratasy ity , izay milaza hoe : ' Nahoana ianao no nanoratra teo amin'izany , ' Ho avy tokoa ny mpanjakan'i Babylona ka handrava ity tany ity , fa haringany na ny olona na ny biby ao amin'izany ' ? ' ""
JER 36:30     Alignment score: 0.44
Therefore Yahweh says this concerning you , Jehoiakim king of Judah : " No descendant
of yours will ever sit on the throne of David . As for you , your corpse will be thrown out into the heat of day and the frost of night .
Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh ny mahakasika anao , ry Joiakima mpanjakan'i Joda : " Tsy hisy intsony amin'ireo taranakao hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan'i Davida . Raha ny aminao , ny fatinao dia hariana eny amin ' ny hain'andro sy eny amin ' ny fanalan ' ny alina .
JER 36:31     Alignment score: 0.351 → 0.361
For I will punish you , your descendants , and your servants for the iniquity of you all . I will bring on you , on all the inhabitants of Jerusalem , and on every person in Judah all the disasters
with which I have threatened you but you paid no attention . "
Fa ho faiziko ianao , ny taranakao , ary ireo mpanomponao nohon ' ny helokareo rehetra . Ho entiko eo aminao , eo amin ' ny mponin'i Jerosalema rehetra , ary eo amin ' ny olon'i Joda rehetra ny loza rehetra izay efa nandrahonako anareo , nefa tsy notandremanareo akory . "
JER 36:32     Alignment score: 0.587 → 0.587
So Jeremiah took another scroll and gave it to Baruch son of Neriah the scribe . Baruch wrote on it at Jeremiah 's dictation all the words that had been in the scroll burned by Jehoiakim king of Judah . Furthermore , many other similar words were added to this scroll .
Ka naka horonan - taratasy hafa i Jeremia ary nomeny
an'i Baroka zanaka lahin'i Neria mpanora - dalàna izany . Nosoratan'i Baroka tamin'izany ny teny rehetra izay tao amin ' ny horonan - taratasy nodoran'i Joiakima mpanjakan'i Joda tamin ' ny fanononan'i Jeremia . Ary mbola nampiana teny maro hafa mitovitovy tamin'ity horonan - taratasy ity .
JER 36     Average alignment score: 0.465 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52