Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 11:1     Alignment score: 0.566 → 0.564
The word that came to Jeremiah from Yahweh , saying ,
Izao no teny izay tonga tamin'i Jeremia avy amin'i Yaveh , manao hoe :


JER 11:2     Alignment score: 0.554
" Listen to the words of this covenant , and declare them to each man in Judah and to the inhabitants of Jerusalem .
" Henoy ireo tenin'ity fifanekena ity , ary ambarao amin ' ny olona tsirairay ao Joda sy ireo mponin'i
Jerosalema izany .
JER 11:3     Alignment score: 0.359 → 0.408
Say to them , ' Yahweh , God of Israel says this : Cursed is anyone who does not listen to the words of this covenant .
Mitenena amin'izy ireo hoe : ' Yaveh , Andriamanitr'Israely no miteny izao : voaozona izay tsy mihaino
ireo tenin'ity fanekena ity .
JER 11:4     Alignment score: 0.38 → 0.393
This is the covenant that I commanded your ancestors to keep the day I brought them out from the land of Egypt , from the furnace for smelting iron . I said , " Listen to my voice and do all of these
things just as I have commanded you , for you will be my people and I will be your God . "
Ity no fanekena izay nandidiko hotandreman'ireo razambenareo tamin ' ny andro nitondrako azy ireo hivoaka ny tany Egypta , amin ' ny lafaoro lehibe fandrendrehana vy . Dia niteny aho hoe : " Henoy ny feoko ary tanteraho ireo zavatra rehetra arak'izay nandidiako anareo , fa ho oloko ianareo ary Izaho ho Andriamanitrareo . "
JER 11:5     Alignment score: 0.463 → 0.465
Obey me so that I may confirm the oath that I swore to your ancestors , the oath that I would give them the land flowing with milk and honey , where you live today . ' " Then I , Jeremiah , answered and said , " Let it be so , Yahweh ! "
Mankatoava Ahy mba ahafahako manamafy ny fianianana izay nianianako tamin'ireo razambenareo , ny fianianana fa hanome azy ireo tany tondra - dronono sy tantely Aho , izay honenanareo ankehitriny . " Ary izaho , Jeremia , namaly ka niteny hoe : " Eny , ry Yaveh ! "
JER 11:6     Alignment score: 0.382 → 0.422
Yahweh said to me , " Proclaim all these
things in the cities of Judah and in the streets of Jerusalem . Say , ' Listen to the words of this covenant and carry them out .
Dia niteny tamiko Yaveh hoe : " Ambarao any amin'ireo tanin'i Joda sy eny amin ' ny lalan'i Jerosalema ireo zavatra rehetra ireo . Lazao hoe : ' Henoy ireo tenin'izao fanekena izao ary tanteraho ireo .
JER 11:7     Alignment score: 0.309 → 0.309
For I have been giving solemn commands to your ancestors from the day I brought them up from the land of Egypt until this present time , persistently warning them and saying , " Listen to my voice . " '
Fa efa nanome didy manetriketrika ho an'ireo razambenareo aho nanomboka tamin ' ny andro nitondrako azy amin ' ny tany Egypta ka mandraka - ankehitriny , nampitandrina azy ireo amim - pikirizana ka nanao hoe : " Henoy ny feoko . " '
JER 11:8     Alignment score: 0.278 → 0.29
But they did not listen or incline their ear . Each person has been walking in the stubbornness of his wicked heart . So I brought all the curses in the covenant that I commanded them to obey , but the people still did not obey . "
Fa tsy nihaino na nihevitra ahy akory izy ireo . Samy nandeha araka ny hamafisan ' ny fo ratsiny ny olona tsirairay . Ka nitondra ireo voaozona tao amin ' ny fanekena izay nandidiako aho mba ho avy hanohitra azy ireo . Fa mbola tsy nankatò ihany ny vahoaka . "
JER 11:9     Alignment score: 0.431 → 0.435
Next Yahweh said to me , " A conspiracy has been discovered among the men of Judah and the inhabitants of Jerusalem .
Dia niteny tamiko Yaveh hoe : " Nahitana teti - dratsy teo amin'ireo olon'i Joda sy ireo mponin'i
Jerosalema .
JER 11:10     Alignment score: 0.264 → 0.267
They have returned to the iniquities of their earliest ancestors , who refused to listen to my word . They walked after other gods to worship them . The house of Israel and the house of Judah broke my covenant that I established with their ancestors .
Niverina tamin'ireo helok'ireo razany teo aloha izy ireo , izay nandà hihaino ny teniko , fa naleon'izy ireo kosa manaraka ireo andriamanin
- kafa mba hanompo azy ireo . Nivadika tamin ' ny fifanekena izay napetrako niaraka tamin ' ny razan'izy ireo ny taranak'i Joda sy ny taranak'i Jerosalema .
JER 11:12     Alignment score: 0.316 → 0.329
The cities of Judah and the inhabitants of Jerusalem will go and call out to the gods to which they had given offerings
, but they will certainly not be saved by them at the time of their disaster .
Dia hiantso Ahy izy ireo , fa tsy hihaino azy ireo Aho . Handeha sy hiantso ireo andriamanitra izay notoloran'izy ireo fanatitra ny tanànan'i Joda sy ny mponin'i Jerosalema , nefa azo antoka fa tsy hahavonjy azy ireo amin ' ny andron ' ny loza izy ireo .
JER 11:13     Alignment score: 0.359 → 0.366
For you Judah , the number of your gods has increased to equal the number of your cities . You have made the number of shameful altars in Jerusalem , incense altars for Baal , equal to the number of her streets .
Ho anao ry Joda , dia nitombo ho tahaka ny isan'ireo tanànanao
ny isan'ireo andriamanitrao . Ianao no nanao ny isan'ireo alitara mahamenatra tao Jerosalema , alitaran ' ny ditin - kazo manitra ho an'i Bala , hitovy isa amin'ireo lalany .
JER 11:14     Alignment score: 0.336
So you yourself , Jeremiah , must not pray for this people . You must not cry for help or pray on their behalf . For I will not be listening when they call on me in their disaster .
Ka ianao , ry Jeremia , aza mivavaka ho an'ity vahoaka ity . Aza midradradradra na mivavaka amin ' ny anaran'izy ireo . Ary tsy hihaino azy ireo aho rehefa miantso ahy anatin
' ny lozany izy ireo .
JER 11:15     Alignment score: 0.34 → 0.355
Why is my beloved one the one who has had so many wicked intentions , in my house ? The meat of your sacrifices
can not help you . You rejoice because of your evil actions .
Nahoana ny malalako , ilay iray izay nanana fikasana ratsy maro be , no ao an - tranoko ? Tsy afaka manampy anao ny henan'ireo fanatitrao . Mifaly ianao noho ireo asa ratsinao .
JER 11:16     Alignment score: 0.284 → 0.287
In the past Yahweh called you a leafy olive tree , beautiful with lovely fruit . But he will light a fire on it that will sound like the roar of a storm ; its branches will be broken .
Hazo oliva miravina no niantsoan'i
Yaveh anao taloha , tsara tarehy miaraka amin ' ny voany maha - te hizaha . Fa handrehitra afo eo amin'izany izy izay ahoraka tahaka ny fiheron ' ny kotroka ; ho tapaka ireo rantsany .
JER 11:17     Alignment score: 0.406 → 0.406
For Yahweh of hosts , the one who planted you , has decreed disaster against you because of the wicked acts that the house of Israel and the house of Judah have committed they have angered me by giving offerings
to Baal . ' "
Fa Yaveh Tompon ' ny maro , izay namboly anao , nandidy loza taminao noho ireo asa ratsy izay nataon ' ny taranak'Israely sy ny taranak'i Joda Nahatezitra ahy izy ireo tamin ' ny nanomezana ireo fanatitra ho an'i Bala . " '
JER 11:18     Alignment score: 0.36 → 0.365
Yahweh made me know
these things , so I know them . You , Yahweh , made me see their deeds .
Nampahafantarin'i Yaveh ahy izany zavatra izany , ka fantatro ireo . Ianao , ry Yaveh , nampahita ahy ireo asan'izy ireo . Dia tahaka ny zanak'ondry malemy fanahy
JER 11:19     Alignment score: 0.224 → 0.231
I was like a gentle lamb being led to the slaughter . I did not know
that they had formed plans against me , " Let us destroy the tree with its fruit ! Let us cut him off from the land of the living so his name will be no longer remembered . "
izay nentina eny amin ' ny mpivaro - kena aho . Tsy nahafantatra aho fa namorona fikasana ratsy hanohitra ahy izy ireo hoe : " Andeha haringantsika ny hazo sy ny voany ! Andeha ho tapahitsika hiala amin ' ny tany amin ' ny fitoerany izy ka tsy ho tsaroina intsony ny anarany . "
JER 11:20     Alignment score: 0.291 → 0.328
Yet Yahweh of hosts is the righteous judge who examines the heart and the mind . I will witness
your vengeance against them , for I have presented my case to you .
Fa Yaveh Tompon ' ny maro no mpitsara marina izay mandinika ny fo sy saina . Ho vavolombelon ' ny famalianao hanohitra azy ireo aho , fa nampiseho ny momba ahy taminao aho .
JER 11:21     Alignment score: 0.442
Therefore Yahweh says this concerning the people of Anathoth who are seeking your life , " They say , ' You must not prophesy in the name of Yahweh , or you will die by our hand . '
Noho izany Yaveh dia niteny izao mahakasika ny vahoakan'i
Anatota izay mifofo ny ainao : " Hoy izy ireo : ' Aza maminany amin ' ny anaran'i Yaveh ianao , fandrao ho faty amin ' ny alalan ' ny tananay .
JER 11:22     Alignment score: 0.458 → 0.457
Therefore Yahweh of hosts says this , ' See , I am about to punish them . Their vigorous young men will die by the sword . Their sons and their daughters will die by famine .
' Dia hoy Yaveh Tompon ' ny maro : ' Indro , efa hanafay azy ireo aho . Ireo tovolahy maherin'izy ireo dia ho fatin ' ny sabatra . Ireo zanaka lahy sy zanaka vavin'izy ireo dia ho fatin ' ny mosary .
JER 11:23     Alignment score: 0.364
No remnant will be left for them , because I am bringing disaster against the people of Anathoth , a year of their punishment . ' "
Tsy hisy na iray aza ho tavela amin'izy ireo , satria hitondra loza hanohitra ny vahoakan'i
Anatota aho , taona iray ho an ' ny famaizana azy ireo .
JER 11     Average alignment score: 0.363 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52