Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 19:1     Alignment score: 0.396 → 0.403
Yahweh said this , " Go and purchase a potter 's clay flask while you are with the elders of the people and the priests .
Izao no nolazain'i
Yaveh : " Mandehana ary mividiana tavoara tanimangan ' ny mpanefy tanimanga raha miaraka amin ' ny ireo loholon'ireo vahoaka sy ireo mpisorona ianao .


JER 19:2     Alignment score: 0.326 → 0.356
Then go out to the Valley of Ben Hinnom at the entry of the Broken Pottery Gate , and there proclaim the words that I will tell you .
Dia mivoaha any amin ' ny lohasahan'i
Ben - Hinoma any amin ' ny fidiran ' ny Vavahadin ' ny Vilany Vaky , ary ambarao ao ny teny izay ho lazaiko aminao .
JER 19:3     Alignment score: 0.482 → 0.482
Say , ' Hear the word of Yahweh , kings of Judah and inhabitants of Jerusalem ! Yahweh of hosts , God of Israel , says this , " See , I am about to bring disaster on this place , and the ears of everyone who hears of it will tingle .
Lazao hoe : ' Henoy ny tenin'i Yaveh , ry mpanjakan'i Joda sy mponin'i
Jerosalema ! Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitrin ' ny Israely , milaza izao : " Indro , ary izaho dia hitondra loza amin'ity toerana ity , ary ny sofin'ireo rehetra izay maheno izao dia hangotsokotsoka .
JER 19:4     Alignment score: 0.319 → 0.334
I will do this because they have abandoned me and profaned this place . In this place they offer sacrifices
to other gods that they did not know . They , their ancestors , and the kings of Judah have also filled this place with innocent blood .
Hanao izany aho satria nafoin'izy ireo Aho ary nozimbazimbainy ity toerana ity . Eto amin'ity toerana ity no anoloran'izy ireo sorona ho an'ireo andriamanin - kafa izay tsy fantany . Izy ireo , ireo razambeny , ary ny mpanjakan ' ny Joda ihany koa dia efa nameno ràn ' ny tsy manan - tsiny teo amin'ity toerana ity .
JER 19:5     Alignment score: 0.362 → 0.369
They built the high places of Baal to burn their sons in the fire as burnt offerings
to him something that I did not command or mention , nor did it enter my mind .
Nanorina ireo toerana avon'i Bala izy ireo handorana amin ' ny afo ny zanakalahin'izy ireo ho fanatitra dorana ho azy izy zavatra izay tsy nodidiako na notononiko , na koa niditra tao an - tsaiko .
JER 19:6     Alignment score: 0.53 → 0.531
Therefore , see , the days are coming this is Yahweh 's declaration when this place will no longer be called Topheth , the Valley of Ben Hinnom , for it will be the Valley of Slaughter .
Koa , indro , ho avy ny andro izao no fanambaran'i Yaveh rehefa tsy ho antsoina intsony hoe Tofeta ity toerana ity , ilay Lohasahan'i
Ben - Hinoma , fa ho lasa Lohasahan ' ny Famonoana izany .
JER 19:7     Alignment score: 0.346
In this place I will make the plans of Judah and Jerusalem useless . I will make them to fall by the sword before their enemies and by the hand of the ones seeking their lives . Then I will give their corpses as food to the birds of the heavens and the wild animals of the earth .
Eto amin'ity toerana ity no hanaovako ireo fikasan'i
Joda sy Jerosalema ho tsy misy ilàna azy . Ho ataoko ho lavon ' ny sabatra eo anoloan'ireo fahavalony izy ireo ary ny tanan'ireo izay mifofo ny ainy izy ireo . Dia homeko ho sakafon ' ny vorona eny amin ' ny lanitra sy ny biby eny amin ' ny tany ny fatin'izy ireo .
JER 19:8     Alignment score: 0.227 → 0.227
Then I will make this city a ruin and the object of hissing , for everyone passing by it will be astonished and hiss regarding all of its plagues .
Dia hataoko ho faharavana sy zavatra fihisitrisitr'ity tanàna ity , ka izay rehetra mandalo eo amin'izany dia hangovitra sy hisioka momban ' ny areti - mandringana rehetra .
JER 19:9     Alignment score: 0.289
I will make them eat the flesh of their sons and daughters
; each man will consume the flesh of his neighbor in the siege and in the distress with which their enemies and the ones seeking their lives distress them . " '
Hampihinanako ny nofon'ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy izy ireo ; ny olona tsirairay dia hihinana ny nofon ' ny mpiara - belona aminy eo amin ' ny fahirano ary amin ' ny fangirifiriana no hitondrana azy ireo amin ' ny fahavalony sy ireo mitady ny ainy . ' "
JER 19:10     Alignment score: 0.345
Then you will break the clay flask in the sight of the men who went with you .
Dia ho vakianao eo imason'ireo lehilahy izay niaraka taminao ny tavoara tanimanga .
JER 19:11     Alignment score: 0.418 → 0.443
You will say to them , ' Yahweh of hosts says this : I will do this same thing to this people and this city this is Yahweh 's declaration just as Jeremiah shattered the clay flask so that it could not be repaired again . People will bury the dead in Topheth until there is no place left for any more dead .
Hilaza amin'izy ireo ianao hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh Tompon ' ny maro : " Hanao zavatra mitovy toy izany amin'ity vahoaka ity sy ity tanàna ity Aho izany no fanambaran'i Yaveh toy ny nanorotoron'i Jeremia ny tavoara tanimanga no tsy nahafahana nanamboarana izany indray . Handevina ny maty any Tofeta ny olona mandra - paha tsy misy toerana hafa handevenana
ireo maty intsony .
JER 19:12     Alignment score: 0.455
This is what I will do to this place and its inhabitants when I make this city like Topheth this is Yahweh 's declaration
Toy izany no hanaovako ity toerana ity sy ireo mponiny
raha hanao ity toerana ity tahaka an'i Tofeta Aho izany no fanambaran'i Yaveh
JER 19:13     Alignment score: 0.401 → 0.413
so the houses of Jerusalem and of the kings of Judah will become like Topheth all the houses on whose rooftops the unclean people worship all the stars of the heavens and pour out drink offerings
to other gods . ' "
ka ny tranon'i Jerosalema sy ireo mpanjakan'i Joda dia ho tonga tahaka an'i Tofeta ireo trano rehetra izay misy tampon - trano hideran ' ny olona maloto ny kintana rehetra eny amin ' ny lanitra ary andrarahany fanatitra sotroina ho an'ireo andriamanin - kafa . " '
JER 19:14     Alignment score: 0.568 → 0.571
Then Jeremiah went from Topheth , where Yahweh had sent him to prophesy . He stood in the courtyard of the house of Yahweh and he said to all the people ,
Dia tonga avy any Tofeta i Jeremia , izay nanirahan'i Yaveh azy mba haminany . Nitsangana teo amin ' ny kianjan ' ny tranon'i Yaveh izy ary niteny tamin ' ny olona rehetra hoe :
JER 19:15     Alignment score: 0.406 → 0.408
" Yahweh of hosts , God of Israel , says this , ' See , I am about to bring to this city and to all of its towns all the disaster that I have proclaimed against it , since they stiffened their neck and refused to listen to my words . ' "
" Izao no lazain
' ny Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely hoe : ' indro , hitondra amin'ity tanàna ity sy ny renivohiny rehetra ny loza rehetra izay efa nambarako tamin'izany Aho , satria nanamafy ny hatony izy ireo ary nandà tsy hihaino ny teniko . "
JER 19     Average alignment score: 0.4 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52