Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 39:1     Alignment score: 0.644
In the ninth year and tenth month of Zedekiah king of Judah , Nebuchadnezzar king of Babylon came with all his army against Jerusalem and besieged it .
Tamin ' ny taona fahasivy sy volana fahafolo nanjakan'i
Zedekia mpanjakan'i Joda , dia tonga niaraka tamin ' ny tafiny rehetra i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona hanohitra an'i Jerosalema ka hanao fahirano izany .


JER 39:2     Alignment score: 0.55 → 0.552
In the eleventh year and fourth month of Zedekiah , on the ninth day of the month , the city was broken into .
Tamin ' ny taona fahiraika ambin ' ny folo sy volana fahefatra nanjakan'i
Zedekia , tamin ' ny andro fahasivin ' ny volana , dia voatafika ny tanàna .
JER 39:3     Alignment score: 0.346 → 0.354
Then all the officials of the king of Babylon came and sat in the middle gate : Nergal - Sharezer of Samgar , Nebo - Sarsekim an important official
, and Nebo - Sarsekim a high official , and all the remaining officials of the king of Babylon .
Dia tonga ka nipetraka teo afovoan ' ny vavahady ny manam - pahefan ' ny mpanjakan'i Babylona rehetra : Nergala - Sarezera , Samgarnebo , ary Sarsekima , manam - pahefana lehibe iray . I Nergala - Sarezera dia manam - pahefana ambony ary ireo ambiny rehetra dia manam - pahefan ' ny mpanjakan'i Babylona .
JER 39:4     Alignment score: 0.461 → 0.467
It happened that when Zedekiah , king of Judah , and all his fighting men saw them , they fled . They went out at night from the city by the king 's garden path , through the gate between the two walls . The king went out in the direction of the Arabah .
Ary rehefa nahita azy ireo Zedekia , mpanjakan'i Joda , sy ireo lehilahy mpiadiny rehetra , dia nandositra . Nivoaka ny tanàna avy teo amin ' ny lalan
- kelin ' ny zaridaina izy ireo ny alina , teo amin ' ny vavahady anelanelan'ireo manda roa . Nivoaka nizotra nankany Araba ny mpanjaka .
JER 39:5     Alignment score: 0.532 → 0.546
But the army of Chaldeans pursued them and overtook Zedekiah in the plains of the Jordan River valley near Jericho . Then they captured him and brought him up to Nebuchadnezzar , king of Babylon , at Riblah in the land of Hamath , where Nebuchadnezzar passed sentence on him .
Saingy nanenjika azy ireo ny tafika Kaldeana ary nahatratra an'i Zedekia teo amin ' ny lemaky
ny lohasahan ' ny Reniranon'i Jordana teo akaikin'i Jeriko . Dia nosamborin'izy ireo izy ka nentiny niakatra tany amin'i Nebokadnezara , mpanjakan'i Babylona , tao Ribla tany amin ' ny tanin'i Hamata , izay nanomezan'i Nebokadnezara sazy azy .
JER 39:6     Alignment score: 0.453 → 0.469
The king of Babylon slaughtered Zedekiah 's sons before his own eyes at Riblah . He also slaughtered all the noblemen of Judah .
Novonoin
' ny mpanjakan'i Babylona tany Ribla teo imasony mihitsy ireo zanaka lahin'i Zedekia . Novonoiny ihany koa ireo olona ambonin'i Joda rehetra .
JER 39:7     Alignment score: 0.423 → 0.425
Then he put out Zedekiah 's eyes and bound
him in bronze chains in order to take him to Babylon .
Dia noloarany ny mason'i Zedekia ary nofatorany gadra varahina mba hitondrany azy any Babylona .
JER 39:8     Alignment score: 0.375 → 0.395
Then the Chaldeans burned the king 's house and the people 's houses . They also tore down the walls of Jerusalem .
Dia nodoran'ireo Kaldeana ny tranon
' ny mpanjaka sy ny tranon ' ny vahoaka . Nazeran'izy ireo ihany koa ny mandan'i Jerosalema .
JER 39:9     Alignment score: 0.349 → 0.351
Nebuzaradan , the commander
of the king 's bodyguards , took into exile in Babylon the rest of the people who were left in the city . This included the people who had deserted to the Chaldeans and the rest of the people who were left in the city .
Nebozaradana , mpifehin'ireo mpiambina manokan ' ny mpanjaka , nanao an - tsesintany ny vahoaka sisa izay tavela tao an - tanàna . Tao anatin'izany ireo olona izay vaky nankany amin'ireo Kaldeana sy ny vahoaka sisa izay tavela tao an - tanàna .
JER 39:10     Alignment score: 0.4 → 0.401
But Nebuzaradan the commander of the king 's bodyguards allowed the poorest people who had nothing for themselves to remain in the land of Judah . He gave them vineyards
and fields on that same day .
Fa navelan'i Nebozaradana mpifehin'ireo mpiambina manokan ' ny mpanjaka hijanona ao amin ' ny tanin'i Joda kosa ireo olona mahantra indrindra tsy nanana na inona na inona ho azy ireo . Nomeny tanim - boaloboka sy saha tamin'io andro io ihany izy ireo .
JER 39:11     Alignment score: 0.5 → 0.512
Nebuchadnezzar the king of Babylon had given an order about Jeremiah to Nebuzaradan the commander
of the king 's bodyguards . He had said ,
Nanome baiko momba an'i Jeremia tamin'i Nebozaradana mpifehin'ireo mpiambina manokan ' ny mpanjaka i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona . Hoy izy hoe :
JER 39:12     Alignment score: 0.207
" Take him and care for him . Do not harm him . Do for him anything he tells you . "
" Ento izy ary karakarao . Aza manisy ratsy azy . Ataovy aminy izay rehetra lazainy aminao . "
JER 39:13     Alignment score: 0.329 → 0.386
So Nebuzaradan the commander
of the king 's bodyguards , Nebushazban the high eunuch , Nergal - Sharezer the high official , and all the most important officials of the king of Babylon sent men out .
Koa nandefa olona i Nebozaradana mpifehin'ireo mpiambina manokan ' ny mpanjaka , Nebosazbana ionoka ambony , Negarala - Sarezera manam - pahefana ambony , ary ireo manam - pahefan ' ny mpanjakan ' ny Babylona ambony indrindra .
JER 39:14     Alignment score: 0.461
Their men took Jeremiah from the courtyard of the guard and entrusted him to Gedaliah son of Ahikam son of Shaphan , to take him home , so Jeremiah stayed among the people .
Nentin'ireo lehilahiny niala avy teo amin ' ny tokotanin ' ny mpiambina i Jeremia ary nankinin'izy ireo tamin'i Gedalia zanak'i Ahikama zanak'i Safana , mba hitondra azy hody , koa dia nitoetra teo amin ' ny vahoaka i Jeremia .
JER 39:15     Alignment score: 0.377 → 0.378
Now the word of Yahweh came to Jeremiah while he was under arrest in the courtyard of the guard , saying ,
Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh teo am - pisamborana azy teo an - tokotanin ' ny mpiambina , nanao hoe :
JER 39:16     Alignment score: 0.463
" Speak to Ebed - Melek the Cushite and say , ' Yahweh of hosts , God of Israel , says this : See , I am about to carry out my words against this city for disaster and not for good . For they will all come
true before you on that day .
" Miresaha amin'i Ebeda - Meleka Kosita ary ataovy hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely : Indro , efa hanatanteraka ny teniko nanohitra ity tanàna ity ho amin ' ny loza fa tsy ho amin ' ny soa Aho . Fa ho tanteraka eo anoloanareo avokoa ireo amin'izany andro izany .
JER 39:17     Alignment score: 0.429 → 0.446
But I will rescue you on that day this is Yahweh 's declaration and you will not be given into the hand of the men whom you fear .
Fa hamonjy anao Aho amin'izany andro izany izany no fanambaran'i Yaveh ary tsy ho atolotra eo an - tanan
' ny olona izay atahoranao ianao .
JER 39:18     Alignment score: 0.427
For I will certainly rescue you . You will not fall by the sword . Your life will be your loot since you trust in me this was Yahweh 's declaration . ' "
Fa hanavotra anao tokoa Aho . Tsy ho lavon - tsabatra ianao . Hanavotra ny ainao
ianao , satria matoky Ahy izany no fanambaran'i Yaveh . " '
JER 39     Average alignment score: 0.444 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52