Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 41:1     Alignment score: 0.525 → 0.527
But it happened that in the seventh month Ishmael son of Nethaniah son of Elishama , from the royal family , and some officers of the king , came ten men were with him to Gedaliah son of Ahikam , at Mizpah . They ate food together there in Mizpah .
Ary tamin ' ny volana fahafito dia tonga tany
amin'i Gedalia zanak'i Ahikama , tany Mizpa i Isimaela zanak'i Netania zanak'i Elisama , avy amin ' ny fianakavian ' ny mpanjaka , sy ny sasany tamin ' ny manam - boninahitry ny mpanjaka olona folo no niaraka taminy . Niara nihinana sakafo tany Mizpa izy ireo .


JER 41:2     Alignment score: 0.583
But Ishmael son of Nethaniah , and the ten men who were with him rose up and attacked Gedaliah son of Ahikam son of Shaphan , with the sword . Ishmael killed Gedaliah , whom the king of Babylon had put in charge of the land .
Fa Isimaela zanak'i Netania , ary ireo olona folo izay niaraka taminy dia nitsangana ary nanafika an'i Gedalia zanak'i Ahikama zanak'i Safana , tamin ' ny sabatra . Novonoin'i
Isimaela i Gedalia , izay napetraky ny mpanjakan'i Babylona hiandraikitra ny tany .
JER 41:3     Alignment score: 0.548
Then Ishmael killed all the Jews who were with Gedaliah in Mizpah and the Chaldean
fighting men found there .
Ary novonoin ' ny Isimaela ireo Jiosy rehetra izay niaraka tamin'i Gedalia tany Mizpa sy ireo Kaldeana mpiady hita tao .
JER 41:4     Alignment score: 0.459
Then it was the second day after the killing of Gedaliah , but no one knew
.
Ary tonga ny andro faharoa taorian ' ny namonoana an'i Gedalia , saingy tsy nisy nahalala .
JER 41:5     Alignment score: 0.408 → 0.424
Some men came from Shechem , from Shiloh , and from Samaria eighty men who had shaved their beard , torn their clothes , and cut themselves with food offerings
and frankincense in their hands to go to the house of Yahweh .
Ny sasany tamin'ireo olona dia tonga avy any Sekema , avy any Silo , ary avy any Samaria olona valopolo izay nanarata ny volombavany , nandriatra ny ankajony , ary nandidy ny tenany niaraka tamin ' ny fanatitra hoanina sy emboka manitra teny an - tanan'izy ireo mba handehanana ao amin ' ny tranon'i Yaveh .
JER 41:6     Alignment score: 0.4 → 0.418
So Ishmael son of Nethaniah went out from Mizpah to meet them as they went , walking and weeping . Then it happened that as he encountered them , he said to them , " Come
to Gedaliah son of Ahikam ! "
Koa niala tao Mizpa i Isimaela zanak'i Natania mba hitsena azy ireo teny am - pandehanana , sady nitomany . Ary raha nihaona tamin'izy ireo iny izy , dia hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Mandehana any amin'i Gedalia zanak'i Ahikama ! "
JER 41:7     Alignment score: 0.42 → 0.432
It came about that when they came
into the city , Ishmael son of Nethaniah slaughtered them and threw them into a pit , he and the men who were with him .
Ary rehefa tonga tany amin ' ny tanàna izy ireo , dia novonoin'i Isimaela zanak'i Netania sady nariany tao an - davaka izy ireo , izy sy ireo olona niaraka taminy .
JER 41:8     Alignment score: 0.369
But there were ten men among them who said to Ishmael , " Do not kill us , for there are provisions of ours in a field : Wheat and barley , oil and honey . " So he did not kill them with their other companions .
Kanefa nisy olona folo tamin'izy ireo nilaza tamin'i Isimaela hoe : " Aza mamono anay , fa misy vatsinay
any an - tsaha : vary hordea , menaka sy tantely . " Koa tsy novonoiny niaraka tamin'ireo namany hafa izy ireo .
JER 41:9     Alignment score: 0.35 → 0.357
The cistern where Ishmael threw all the dead bodies that he had killed , was a large cistern that King Asa dug to make a defense against King Baasha of Israel . Ishmael son of Nethaniah filled it in with the dead .
Ny famorian - drano izay nandatsahan'i Isimaela ny maty rehetra izay novonoiny
, dia famorian - drano lehibe izay nohadian'i Asa Mpanjaka ho fiarovana hanoherana an'i Basa mpanjakan ' ny Israely . Nofenoin'i Isimaela zanak'i Natania an'ireo faty izany .
JER 41:10     Alignment score: 0.458 → 0.458
Next Ishmael captured all the people who remained in Mizpah , the king 's daughters
and all the people who were left in Mizpah whom Nebuzaradan the chief guard had assigned to Gedaliah son of Ahikam . So Ishmael son of Nethaniah captured them and went to cross over to the people of Ammon .
Avy eo dia nosamborin'i Isimaela ireo olona rehetra izay tany Mizpa , ireo zanaka vavin ' ny mpanjaka sy ireo olona rehetra izay sisa tavela tany Mizpa izay efa notendren'i Nebozaradana lehiben ' ny mpiambina ho an'i Gedalia zanak'i Ahikama . Koa nisambotra azy ireo i Isimaela zanak'i Natania ary nandeha nanavatsava teo amin ' ny olon'i Amona .
JER 41:11     Alignment score: 0.415 → 0.442
But Johanan son of Kareah and all the army commanders with him heard of all the harm that Ishmael son of Nethaniah had done .
Fa i Johanana zanak'i Karea sy ireo mpifehin
' ny tafika niaraka taminy dia nandre ny loza rehetra izay nataon'i Isimaela zanak'i Natania .
JER 41:12     Alignment score: 0.43
So they took all their men and went to fight against Ishmael son of Nethaniah . They found him at the great pool of Gibeon .
Koa nalain'izy ireo ny olony
rehetra ary nentiny hiady hanohitra an'i Isimaela zanak'i Natania . Hitan'izy ireo tany amin ' ny dobo lehiben'i Gibeona izy .
JER 41:13     Alignment score: 0.408 → 0.438
Then it happened that when all the people who were with Ishmael saw Johanan son of Kareah and all the army commanders who were with him , they were very happy .
Ary rehefa hitan ' ny olona rehetra izay niaraka tamin'i Isimaela i Johanana zanak'i Karea sy ireo mpifehin
' ny tafika rehetra niaraka taminy , dia tena faly izy ireo .
JER 41:14     Alignment score: 0.476 → 0.508
So all the people whom Ishmael had captured at Mizpah turned around and went to Johanan son of Kareah .
Koa nitodika ireo olona rehetra izay nosamborin'Isimaela tao Mizpa ka nandeha tany amin'i Johanana zanak'i Karea .
JER 41:15     Alignment score: 0.587
But Ishmael son of Nethaniah fled with eight men from Johanan . He went to the people of Ammon .
Fa nandositra niaraka tamin ' ny lehilahy valo avy tany
Johanana i Isimaela zanak'i Netania . Nankany amin ' ny vahoakan'i Amona izy .
JER 41:16     Alignment score: 0.455 → 0.467
Johanan son of Kareah and all the army commanders
with him took from Mizpah all the people who had been rescued from Ishmael son of Nethaniah . This was after Ishmael had killed Gedaliah son of Ahikam . Johanan and his companions took the strong men , the fighting men , the women and children , and the eunuchs who had been rescued at Gibeon .
Nalain'i Johanana zanak'i Karea avy any Mizpa ireo olona rehetra izay navotana tamin'i Isimaela zanak'i Netania . Izany dia taorian ' ny namonoan'Isimaela an'i Gedalia zanak'i Ahikama . Naka ireo lehilahy mahery , ireo lehilahy mpiady , ireo zaza amam - behivavy , ary ireo tandapa izay avotra tao Gibeona i Johanana sy ireo namany .
JER 41:17     Alignment score: 0.454
Then they went and stayed for a while in Geruth Kimham , which is near Bethlehem . They were going to go to Egypt
Dia nandeha izy ireo ka nitoetra fotoana fohy tany Gerota Kimama , izay teo akaikin'i
Betlehema . Nandeha tany Egypta izy ireo noho ireo Kaldeana .
JER 41:18     Alignment score: 0.441 → 0.442
because of the Chaldeans . They were afraid of them since Ishmael son of Nethaniah had killed Gedaliah son of Ahikam , whom the king of Babylon had put in charge of the land .
Izy ireo dia natahotra azy ireo satria novonoin'i
Isimaela zanak'i Netania i Gedalia zanak'i Ahikama , izay nampiandraiketan ' ny mpanjaka ilay tany .
JER 41     Average alignment score: 0.46 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52