Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 20:1     Alignment score: 0.482 → 0.495
Pashhur son of Immer the priest he was a leading officer heard Jeremiah prophesying these
words before the house of Yahweh .
Pasora zanak'i Imera mpisorona manamboninahitra mpitarika izy dia nandre an'i Jeremia naminany ireo teny ireo teo anoloan ' ny tranon'i Yaveh .


JER 20:2     Alignment score: 0.487
So Pashhur beat Jeremiah the prophet and then placed him in the stocks that were at the Upper Gate of Benjamin in the house of Yahweh .
Koa novelesin'i Pasora i Jeremia mpaminany ary avy eo napetrany tao amin'ireo hazo fanagadrana izay teo amin ' ny Vavahady Ambonin'i Benjamina tao amin ' ny tranon'i Yaveh .
JER 20:3     Alignment score: 0.561
It happened on the next day that Pashhur brought Jeremiah out of the stocks . Then Jeremiah said to him , " Yahweh has not called your name Pashhur , but you are Magor Missabib .
Ary navoakan'i Pasora tao amin ' ny hazo fanagadrana i Jeremia ny andro manaraka . Dia hoy Jeremia taminy : " Tsy niantso ny anaranao
hoe Pasora i Yaveh , fa Magora - misabiba ianao .
JER 20:4     Alignment score: 0.385 → 0.408
For Yahweh says this , ' Look , I will make you an object of horror , you and all of your loved ones , for they will fall by the sword of their enemies and your eyes will see it . I will give
all of Judah into the hand of the king of Babylon . He will make them captives in Babylon or attack them with the sword .
Fa izao no lazain'i Yaveh : ' Indro , ho ataoko zavatra mampatahotra ianao , dia ianao sy ireo olon - tianao rehetra , fa ho lavon ' ny sabatr'ireo fahavalony izy ireo ary hahita izany ny masonao . Ho atolotro eo an - tanan ' ny mpanjakan'i Babylona ny Joda rehetra . Ho ataony babo any Babylona izy ireo na ho tafihany amin ' ny tsabatra .
JER 20:5     Alignment score: 0.283 → 0.337
I will give him all the wealth
of this city and all the products of its labor , all of its precious items , and all the treasures of the kings of Judah . I will place these things in the hand of your enemies , and they will plunder them . They will seize them and bring them to Babylon .
Homeko azy ny haren'ity tanàna ity rehetra sy ny fananany rehetra , ny zava - tsarobidin'izany rehetra sy ny haren ' ny mpanjakan ' ny Joda rehetra . Ho apetrako eny an - tanan'ireo fahavalonao ireo zavatra ireo , ka ho lasan'izy ireo izany . Haka ireny izy ireo ka hitondra ireo any Babylona .
JER 20:6     Alignment score: 0.354
But you , Pashhur , and all the inhabitants of your house will go into captivity . You will go to Babylon and die there . You and all of your loved ones to whom you prophesied deceitful things will be buried there . ' "
Nefa ianao , ry Pasora , sy ireo mipetraka ao an - tranonao
rehetra dia ho lasan - ko babo . Handeha any Babylona ianao ka ho faty any . Ianao sy ireo olon - tianao rehetra izay naminanianao zavatra fitaka dia ho alevina any . ' "
JER 20:7     Alignment score: 0.325 → 0.339
" Yahweh , you deceived me , and I was deceived . You are stronger than I , and you overpowered me . I have become
a laughingstock all day long ; everyone mocks me .
" Namitaka ahy Ianao , ry Yaveh , ary voafitaka aho . Matanjaka noho izaho Ianao , ary mandresy ahy Ianao . Lasa fihomehezana mandritry ny tontolo andro aho , maneso ahy ny olon - drehetra .
JER 20:8     Alignment score: 0.366
For whenever I have spoken , I have called out and proclaimed , ' Violence and destruction . ' So the word of Yahweh has brought me insult and mocking all the day .
Fa isaky ny niteny aho , dia niantso mafy aho ary nanambara hoe : ' Herisetra sy fandravana ' . Ary lasa latsa sy fanesoana ho ahy isan'andro ny tenin'i Yaveh .
JER 20:9     Alignment score: 0.346
If I say , ' I will not think about Yahweh anymore . I will not speak any longer in his name . ' Then it is like a burning fire in my heart , held within my bones . So I struggle to contain it but I can not .
Raha miteny aho hoe : " Tsy hieritreritra momba an'i Yaveh intsony aho . Tsy hiteny amin ' ny anarany intsony aho . ' Ary tahaka ny afo ao am - poko izany , voatazona ao anatin ' ny taolako . Koa mitolona mba hitana izany aho saingy tsy nahavita .
JER 20:10     Alignment score: 0.205 → 0.218
I have heard rumors of terror from many people all around . ' Report ! We must report it ! ' Every one of my men of peace watches to see if I will fall . ' Perhaps he can be tricked . If so , we can overpower him and take our revenge on him . '
Nandre ny tsahon'ireo mpampihorohoro avy amin ' ny olona rehetra manodidina aho.'Tatero ! Tsy maintsy taterintsika izany ! ' Ireo izay akaiky ahy dia mitazana mba hijery raha mianjera aho . ' Mety ho azo fitahana
izy . Raha izany , dia afaka mandresy azy isika ary hanao ny valifatintsika aminy . '
JER 20:11     Alignment score: 0.354 → 0.364
But Yahweh is with me like a terrifying warrior , so the ones pursuing me will stagger . They will not defeat me . They will be greatly ashamed , because they will not succeed . They will have unending shame , it will never be forgotten .
Fa momba ahy tahaka ny mpiady mahery Yaveh , ka hivembena ireo olona
izay manenjika ahy . Tsy handresy ahy izy ireo . Ho afa - baraka tanteraka tokoa izy ireo , satria tsy hahomby . Ho menatra tsy hanam - piafarana izy ireo , tsy ho adino mandrakizay izany .
JER 20:12     Alignment score: 0.257 → 0.256
But Yahweh of hosts , you examine the righteous and see the mind and the heart . Let me see your vengeance on them for I have committed my cause
to you .
Nefa ianao , ry Yaveh Tompon ' ny maro , Ianao izay mandinika ny fahamarinana sy izay mahita ny saina sy ny fo . Avelao aho hahita ny valifatinao amin'izy ireo satria efa naneho ny trangako taminao aho .
JER 20:13     Alignment score: 0.497 → 0.497
Sing to Yahweh ! Praise Yahweh ! For he has rescued the lives of those who are oppressed from the hand of evildoers .
Mihirà ho an'i Yaveh ! Miderà an'i Yaveh ! Fa efa namonjy ny ain'ireo izay nampahoriana teny
an - tanan'ireo mpanao ratsy Izy .
JER 20:14     Alignment score: 0.378 → 0.397
Let the day when I was born be cursed . Do not let the day that my mother bore me be blessed .
Aoka ho ozonina ny andro nahaterahako . Aoka tsy ho tahiana ny andro izay nitondran ' ny reniko ahy .
JER 20:15     Alignment score: 0.268 → 0.277
Let the man who brought the joyful
news to my father be cursed , the one who said , ' A male child has been born to you , ' causing great joy .
Aoka ho ozonina ilay lehilahy izay nampahafantatra ny raiko , ilay niteny hoe : ' Misy zazalahy nateraka ho anao ' , hiteraka fifaliana lehibe .
JER 20:16     Alignment score: 0.373
Let that man be like the cities that Yahweh overthrew and he did not have compassion on them . Let him hear a cry for help in the dawn , a battle cry at noontime ,
Aoka izany lehilahy izany ho tahaka ireo tanàna izay noravain'i Yaveh ka tsy nananany
antra . Aoka izy handre ny antso vonjy amin ' ny mangiran - dratsy , sy ny tomanin ' ny ady amin ' ny atoandro ,
JER 20:17     Alignment score: 0.344 → 0.354
because he did not kill me in the womb , making my mother to be my tomb , a womb that was pregnant forever .
satria tsy namono ahy tao am - bohoka izy , nanao ny reniko ho fasako , dia kibo izay nitoe - jaza mandrakizay .
JER 20:18     Alignment score: 0.37
Why is it that I came out from the womb to see troubles and agony , so that my days are filled with shame ? "
Nahoana izany no nivoaka tao am - bohoka aho mba hijery fahoriana sy alahelo , mba ho feno henatra ireo androko ? "
JER 20     Average alignment score: 0.369 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52