Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 9:1     Alignment score: 0.288 → 0.288
If only someone would give me a place for travelers
in the wilderness to stay , where I could go to abandon my people . If only I could leave them , since all of them are adulterers , a company of traitors !
Raha mba misy olona afaka manome ny toerana ho an'ireo mpivahiny ho ahy honenana any an'efitra mantsy , izay ahafahako mandao ny oloko . Raha mba afaka mandao azy ireo mantsy ah , satria izy rehetra dia mpijangajanga sy andiana mpamadika !


JER 9:2     Alignment score: 0.159 → 0.242
" They bend their tongues like their bows for lies , and it is not because of any faithfulness of theirs that they grow
strong on the earth . For they go from one wicked act to another . They do not know me . " This is Yahweh 's declaration .
Yaveh dia nanambara hoe : " Manenjana ny tsipìkan - daingany amin ' ny lelany izy ireo , nefa tsy nohon ' ny fahatokian'izy ireo no mampatanjaka azy amin ' ny tany . Niala tamin ' ny asa ratsy iray izy ireo dia miditra amin ' ny iray hafa . Tsy mahafantatra Ahy izy ireo . "
JER 9:3     Alignment score: 0.252 → 0.253
Each of you , be on guard against your neighbor and do not trust in any brother . For every brother is certainly a deceiver , and every neighbor walks in slander .
Ianareo tsirairay avy , mitandrema amin ' ny namanareo ary aza mahatoky ireo rahalahy . Fa ny rahalahy rehetra dia mpamitaka tokoa , ary ny namana
rehetra dia mandeha amin ' ny fanedrikendrehana .
JER 9:4     Alignment score: 0.259
Each man mocks his neighbor and does not speak the truth . Their tongues teach deceitful things . They are exhausted from committing iniquity .
Ny olona tsirairay dia maniratsira ny namany ary tsy milaza ny marina . Ny lelan'izy ireo dia mampianatra zavatra fitaka . Reraka amin ' ny fanaovan
- dratsy izy ireo .
JER 9:5     Alignment score: 0.235 → 0.287
Your dwelling is in the midst of deception ; in their deceit they refuse to acknowledge me this is Yahweh 's declaration . "
Ny fonenanareo dia eo afovoan ' ny fitaka ; tao anatin
' ny famitahan'izy ireo dia mandà ny hanaiky Ahy izy ireo izany no fanambaran'Yaveh . "
JER 9:6     Alignment score: 0.334 → 0.334
Yahweh of hosts says this , " See , I am about to refine them and test them , for what else can I do , because of what my people have done ?
Yaveh Tompon ' ny maro milaza hoe : " Indro , Izaho efa hizaha toetra sy hitsapa azy ireo , fa inona ihany koa no afaka ataoko , nohon ' ny amin'izay nataon
' ny oloko ?
JER 9:7     Alignment score: 0.2 → 0.257
Their tongues are deadly arrows ; they speak deceit . With their mouths they proclaim peace with their neighbors , but with their hearts they lie in wait for them .
Ny lelan'izy ireo dia zana - tsipika maranitra ; miresaka zavatra tsy mahatoky izy ireo . Amin ' ny vavany no hanambarany fiadanana amin'ireo namany
, fa amin ' ny fony no hanaovany otrika ho azy ireo .
JER 9:8     Alignment score: 0.521 → 0.525
Should I not punish them because of these
things this is Yahweh 's declaration and should I not avenge myself on a nation that is like this ?
Tsy tokony hanasazy azy ireo ve Aho noho ny amin'ireo zavatra ireo fanambaran'i Yaveh izany ary tsy tokony hamaly faty amin ' ny firenena tahaka izao ve ny tenako ?
JER 9:9     Alignment score: 0.321 → 0.33
I will sing a song of mourning and wailing for the mountains
, and a dirge will be sung for the meadows in the wilderness . For they have been made desolate and no one can pass through them , and the lowing of the cattle is not heard . The birds of the skies and the animals have all fled away .
Hihira hira fisaonana sy fidradradradrana ho an'ireo tendrombohitra Aho , ary ny hiram - pandevenana dia hiraina eo amin'ireo tanin'ahitra . Fa nodorana izy ireo ka tsy misy afaka mandalo amin'izany . Tsy handre feon ' ny biby fiompy intsony izy ireo . Ireo voron ' ny lanitra sy ireo biby dia nandositra avokoa .
JER 9:10     Alignment score: 0.331 → 0.357
So I will turn Jerusalem into piles of ruins , a hideout for jackals . I will make Judah 's cities ruined places without inhabitants . "
Koa dia hataoko ho antonta - paharavana i Jerosalema , sy fieren'ireo ambodia
. Ireo tanàn'i Joda dia hataoko toerana rava tsy misy mponina . "
JER 9:11     Alignment score: 0.249 → 0.262
What man is wise enough to understand this ? To whom has the mouth of Yahweh spoken , and he will declare it ? Why has the land perished and been made desolate like the wilderness that no one can pass through ?
Iza no olon
- kendry mahatakatra an'izany ? Ho an'iza no niresahan ' ny vavan'i Yaveh , ka hanambara izany izy ? Fa inona no nahasimba ilay tany sy nandravana azy tahaka ny efitra izay tsy ahafahan'iza n'iza mandalo ?
JER 9:12     Alignment score: 0.353
Yahweh says , " It is because they have abandoned my law that I set before them , because they do not listen to my voice or walk by it .
Hoy Yaveh hoe : " Satria izy ireo nahafoy ny lalàko izay napetrako
teo anoloany , satria tsy nihaino ny feoko na nandeha tamin'izany izy ireo .
JER 9:13     Alignment score: 0.27 → 0.285
It is because they have walked by their stubborn hearts and have followed the Baals as their fathers taught them to do .
Satria izy ireo dia nandeha tamin ' ny ditran ' ny fony sy nanaraka ireo Bala toy izay nampianarin'ireo razambeny
azy ireo hatao .
JER 9:14     Alignment score: 0.363 → 0.369
Therefore Yahweh of hosts , the God of Israel , says this , ' See , I am about to make this people eat wormwood and drink poisonous water .
Noho izany Yaveh Tompon ' ny maro , ilay Andriamanitrin ' ny Israely , milaza hoe : ' Indro , hampihinaniko hazo mangidy sy hampisotroiko rano misy poizina ity vahoaka ity .
JER 9:15     Alignment score: 0.389 → 0.389
Then I will scatter them among the nations that they have not known , neither they nor their ancestors . I will send out a sword after them until I have completely destroyed them . ' "
Ary haeliko manerana ireo firenena izay tsy mbola fantatr'izy ireo , na izy ireo na ny razamben'izy ireo . Handefa sabatra hamely azy ireo Aho mandra - paharava azy ireo tanteraka . " '
JER 9:16     Alignment score: 0.294 → 0.321
Yahweh of hosts says this , " Think about this : Summon funeral singers ; let them come
. Send out for women skilled at lamenting ; let them come .
Yaveh Tompon ' ny maro nilaza hoe : " Hevero izao : Miantsò mpihiram - pandevenana ; aoka izy ireo ho avy . Mampiantsoa vehivavy manam - pahaizana amin ' ny fitomaniana ; aoka izy ireo ho avy .
JER 9:17     Alignment score: 0.266 → 0.29
Let them hurry and sing a mournful song over us , so our eyes may run with tears and our eyelids flow with water .
Aoka izy ireo ho avy faingana ka hihira hira fisaonana eto amintsika , ka ho feno ranomaso anie ny masontsika ary ho tobakin ' ny rano ny hodi - masontsika .
JER 9:18     Alignment score: 0.32
For the sound of wailing is heard in Zion , ' How we are devastated . We are greatly ashamed , for we have abandoned the land since they tore down our houses . '
Fa ny feon ' ny fidradradradrana dia heno any Ziona , ' Endrey ny faharavantsika . Menatra tanteraka isika , satria nandao ny tany isika hatramin ' ny nandravany ny tranontsika . '
JER 9:19     Alignment score: 0.383 → 0.385
So you women
, hear Yahweh 's word ; pay attention to the messages that come from his mouth . Then teach your daughters a mourning song , and each neighbor woman a dirge .
Koa ianareo ry vehivavy , henoy ny tenin'i Yaveh ; tandremo ireo hafany izay avy amin ' ny vavany . Koa ampianaro hira fisaonana ny zanakareo vavy , ary hira fandevenana ny vehivavy namanareo tsirairay avy .
JER 9:20     Alignment score: 0.274 → 0.281
For death has come
through our windows ; it goes into our palaces . It destroys children from outside , and young men in the city squares .
Fa ny fahafatesana dia tonga avy eo amin ' ny varavarankelintsika ; niditra ao amin'ireo lapantsika izany . Mandringana ireo ankizy avy any ivelany izany , sy ireo tovolahy eny an - kianjan ' ny tanàna .
JER 9:21     Alignment score: 0.325 → 0.33
Declare this , ' This is Yahweh 's declaration the corpses of men will fall like dung in the fields , and like grain stalks after the reapers , and there will be no one to gather them . ' "
Ambarao izao , " Izany no fanambaran
' i Yaveh ny fatin'ireo lehilahy dia hiraraka toy ny zezika eny an - tsaha , ary ho toy ny amboaram - bary ao aorian'ireo mpinjinja , ary tsy hisy olona hanangona an'izany . " '
JER 9:22     Alignment score: 0.323 → 0.333
Yahweh says this , " Do not let the wise man take pride in his wisdom , or the warrior in his might . Do not let the wealthy
man take pride in his riches .
Izao no lazain'Yaveh : " Aoka ny hendry tsy hirehareha amin ' ny fahendreny , na ny lehilahy mpiady amin ' ny heriny . Aoka ny mpanankarena tsy hirehareha amin ' ny harenany .
JER 9:23     Alignment score: 0.314 → 0.324
For if a man takes pride in anything , let it be in this , that he has insight and knows me . For I am Yahweh , who acts with covenant loyalty , justice and righteousness on earth . For it is in these
that I take pleasure this is Yahweh 's declaration . "
Fa raha misy olona mirehareha amin - javatra , dia avelao amin'izao izany , fa manfatatra Ahy sy ny ao anatiko izy . Fa Izaho no Yaveh , izay miasa amin ' ny fanekena tsy mivadika , ny rariny sy ny hitsiny eo an - tany . Fa amin'izany no ahazoako fafinaretana izany no fanambaran'i Yaveh . "
JER 9:24     Alignment score: 0.435 → 0.436
" See , days are coming this is Yahweh 's declaration when I will punish all the circumcised who are such only in their body .
" Indro , tonga ireo andro izany fanambaran'i no Yaveh rehefa hanasazy ireo rehetra voafora amin ' ny nofony
ihany Aho .
JER 9:25     Alignment score: 0.507 → 0.509
I will punish Egypt and Judah , Edom , the people of Ammon , Moab , and all the desert people who cut the hair on the sides of their heads very short . For all these
nations are uncircumcised , and all the house of Israel has an uncircumcised heart . "
Hanafay an ' i Egypta sy Joda , Edoma , ny vahoakan ' ny Amona , Moaba , ary ny olona rehetra izay manapaka ny volon - dohany ho tena fohy Aho . Fa ireo firenena rehetra ireo dia tsy voafora , ary ny ankohonan'Israely rehetra dia manana fo tsy voafora . "
JER 9     Average alignment score: 0.334 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52