Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 47:1     Alignment score: 0.637
This is the word of Yahweh that came to Jeremiah the prophet concerning the Philistines . This word came to him before Pharaoh attacked Gaza .
Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Jeremia mpaminany mahakasika an'ireo Filistina . Izao teny izao dia tonga taminy talohan ' ny nanafihan'i
Farao an'i Gaza .


JER 47:2     Alignment score: 0.337 → 0.336
" Yahweh says this : See , floods of water are rising in the north . They will be like an overflowing river ! Then they will overflow the land and everything in it , its cities and its inhabitants ! So everyone will shout for help , and all the inhabitants of the land will howl .
Yaveh dia milaza izao : " Indro , miakatra ny tondra - drano any avaratra . Ho toy ny renirano manafotra izany ! Ary hanafotra ilay tany sy ny zavatra rehetra ao amin'izany izy ireo , ireo tanànany
sy ireo mponiny izany ! Noho izany ny olona rehetra dia hihiaka fanampiana , ary hitomany ireo mponina rehetra ao amin'ilay tany .
JER 47:3     Alignment score: 0.231 → 0.312
At the sound of the stamping of their strong horses ' hooves , at the roar of their chariots and the noise of their wheels , fathers will not help their children because of the weakness of their own hands .
Tamin ' ny feon ' ny fikatrokatrokin ' ny kitron ' ny soavaly matanjak'izy ireo , tamin ' ny fieron'ireo kalesin'izy ireo sy ny tabataban'iny kodian'izy ireo , ireo razambe dia tsy hanampy ireo zanany noho ny fahalemen'izy ireo manokana .
JER 47:4     Alignment score: 0.453 → 0.461
For the day is coming that will devastate all of the Philistines , to cut off from Tyre and Sidon every survivor who wants to help them . For Yahweh is devastating the Philistines , those who remain from the island of Caphtor .
Fa avy ny andro izay handravana an'ireo Filistina rehetra , mba handringanana ao Tyro sy Sidona ny sisa velona rehetra izay te - hanampy an'izy ireo . Fa Yaveh dia mandrava an'ireo Filistina , ireo izay sisa avy amin ' ny nosy Kaftora .
JER 47:5     Alignment score: 0.25 → 0.252
Baldness will come
upon Gaza . Ashkelon has been silenced . You remnant in their valley , how long will you cut yourself ?
Ho avy amin'i Gaza ny fahasolana . Raha ny amin'i Askelona , dia ho hampanginina ny olona izay tavela ao amin ' ny lohasahany . Mandra - pahoviana no handidinareo ny tenanareo amin ' ny fisaonana ?
JER 47:6     Alignment score: 0.272 → 0.277
Woe , sword of Yahweh ! How long will it be until you become
silent ? Go back to your scabbard ! Stop and be silent .
Indrisy , ry sabatr'i Yaveh ! Mandra - pahoviana no hisian'izany mandra - panginanareo ? Miverena ao amin ' ny fitoeranao ! Mitsahara ary aza miteny .
JER 47:7     Alignment score: 0.332 → 0.332
How can it rest when Yahweh has commanded it , when he has appointed it to attack Ashkelon and the coastlands along the sea ? "
Ahoana no ahafahanao mangina , fa Yaveh no efa nandidy anao . Niantso anao hanafika an'i Askelona sy hanohitra ireo sisin
- tany manaraka ny ranomasina Izy . "
JER 47     Average alignment score: 0.372 for 7 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52