Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 18:1     Alignment score: 0.578 → 0.575
The word that came to Jeremiah from Yahweh , saying ,
Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Yaveh , manao hoe :


JER 18:2     Alignment score: 0.204 → 0.204
" Arise
and go out to the potter 's house , for I will have you hear my word there . "
" Mitsangana ary mivoaha tao an - tranon ' ny mpanefy tanimanga , fa any no hampandrenesiko anao ny Teniko . "
JER 18:3     Alignment score: 0.272
So I went out to the potter 's house , and behold ! The potter was working on the potter 's wheel .
Ka nankany an - tranon
' ny mpanefy tanimanga aho , ary indro ! Ny mpanefy tanimanga dia niasa teo amin ' ny kodiarany .
JER 18:4     Alignment score: 0.161 → 0.161
But the pot he was making from the clay was ruined in the potter 's hand , so he returned the clay and formed it into another pot , and he made that pot an object that was pleasing in his eyes .
Fa simba teny
an - tanany ny vilany tanimanga izay novolavolainy , ka niova hevitra izy ary nanao zavatra hafa izay toa tsara teo imasony .
JER 18:5     Alignment score: 0.433 → 0.432
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
JER 18:6     Alignment score: 0.383
" Should I not be able to act like this potter with you , house of Israel ? this is Yahweh 's declaration . Behold ! Like clay in a potter 's hand that is how you are in my hand , house of Israel .
" Tsy afaka manao tahaka ny ataon'io mpanefy io aminareo ve Aho , ry ankohonan'Israely ? izao no fanambaran'i Yaveh . Indro ! Tahaka ny tanimanga eo an - tanan
' ny mpanefy dia toy izany ianareo eo an - tanako , ry ankohonan'Israely .
JER 18:7     Alignment score: 0.287 → 0.304
At one moment , I may proclaim something about a nation or a kingdom , that I will drive
it out , tear it down , or destroy it .
Amin ' ny fotoana iray , dia mety hanonona zavatra ho an ' ny firenena na fanjakana iray Aho , mba hamoahako , handrodanako , na hamotehako izany .
JER 18:8     Alignment score: 0.257 → 0.292
But if the nation about which I have made that proclamation turns from its evil , then I will relent from the disaster that I was planning to bring upon it .
Fa raha miala amin ' ny haratsiany ny firenena izay nanaovako izany fanambarana izany , dia hihazona ny loza izay nomaniko ho entiko eo amin'izany Aho .
JER 18:9     Alignment score: 0.357
At another moment , I may proclaim something about a nation or a kingdom , that I will build it up or plant it .
Amin ' ny fotoana hafa , dia mety hanambara zavatra momba ny firenena na fanjakana iray Aho , fa hanangana na hamboly izany Aho .
JER 18:10     Alignment score: 0.255
But if it does evil in my eyes by not listening to my voice , then I will change my mind about the good that I had said I would do for them .
Fa raha manao ratsy eo imasoko
izy amin ' ny tsy fihainoana ny feoko , dia hajanoko ny soa izay nolaizaiko fa ho ataoko amin'izy ireo .
JER 18:11     Alignment score: 0.44 → 0.44
So now , speak to the men of Judah and the inhabitants of Jerusalem and say , ' Yahweh says this : See , I am about to form disaster against you . I am about to devise a plan against you . Repent , each person from his wicked way , so your ways and your practices will bring good to you . '
Ary ankehitriny , mitenena amin ' ny olon'i Joda sy amin ' ny mponin'i
Jerosalema ka lazao hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh : Indro , hamolavola loza ho anareo Aho . Efa mamorona tetika hanoherana anareo Aho . Mibebaha , amin ' ny fomba ratsiny ny olona tsirairay avy , dia hitondra soa ho anareo ireo fombanareo sy ireo fanaonareo . '
JER 18:12     Alignment score: 0.241 → 0.246
But they will say , ' This is no use . We will act according to our own plans . Each one of us will do what his evil , stubborn heart desires . '
Fa hiteny izy ireo hoe : ' Tsy misy ilàna azy izany . Hanao araka izay fikasanay
manokana izahay . Ny tsirairay avy aminay dia hanao izay fanirian - dratsin ' ny fony . '
JER 18:13     Alignment score: 0.365 → 0.382
Therefore Yahweh says this , ' Ask the nations , who has ever heard of such a thing as this ? The virgin Israel has committed a horrible act .
Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh : ' Anontanio ireo firenena , iza no efa nandre karazan
- javatra tahak'izao ? Efa nanao asa mahatsiravina Israely virijiny .
JER 18:14     Alignment score: 0.297 → 0.321
Does the snow in Lebanon ever leave the rocky
hills on its sides ? Are the mountain streams coming from far away ever destroyed , those cold streams ?
Moa ve ny oram - panala any Libanona efa nandao ny havoanam - bato eo anilany ? Moa ve ny rian - tendrombohitra avy lavitra efa rava , ireo riana mamanala ?
JER 18:15     Alignment score: 0.307
Yet my people have forgotten me . They have made offerings
to useless idols and been made to stumble in their paths ; they have left the ancient paths to walk lesser paths .
Efa nanadino ahy ny vahoakako . Nanao fanatitra ho an ' ny sampy tsy misy dikany izy ireo ary natao ho tafintohina teny amin'ireo lalany izy ireo ; nandao ireo lalany fahiny izy ireo ho amin'ireo lalana vitsivitsy kokoa .
JER 18:16     Alignment score: 0.16 → 0.171
Their land will become a horror , an object of everlasting hissing . Everyone who passes
by her will be astonished and shake his head .
Ho tonga horohoro ny tanin'izy ireo , ho anton ' ny siotsioka mandrakizay . Izay rehetra mandalo eo aminy dia hangovitra sy hanifikifi - doha . Hanaparitaka azy ireo eo anoloan ' ny fahavalony tahaka ny rivotra atsinana Aho .
JER 18:17     Alignment score: 0.229 → 0.249
I will scatter them before their enemies like an eastern wind . I will show them my back , and not my face , on the day of their disaster . ' "
Hampiseho ny lamosiko azy ireo Aho , fa tsy ny tavako , amin ' ny andron ' ny lozan'izy ireo . ' "
JER 18:18     Alignment score: 0.332 → 0.343
So the people said , " Come , let us make plots against Jeremiah , since the law will never perish from the priests , or advice from the wise men , or words from the prophets . Come , let us attack him with our words and no longer pay attention to anything he proclaims . "
Ka hoy ny vahoaka tamin'i Jeremia : " Manatona , aoka isika hanao tetika hanoherana an'i Jeremia , fa tsy ho levona ny lalàna avy amin'ireo mpisorona , na ny toro - hevitra avy amin'ireo olon
- kendry , na ireo teny avy amin'ireo mpaminany . Manatona , aoka isika hanafika azy amin'ireo tenintsika ary tsy hitandrina izay ambarany intsony . "
JER 18:19     Alignment score: 0.409
Pay attention to me , Yahweh , and listen to the voice of my enemies .
Mihainoa
ahy , ry Yaveh , ary henoy ny feon'ireo fahavaloko .
JER 18:20     Alignment score: 0.24 → 0.262
Will disaster from them really be my reward for being good to them ? For they have dug a pit for me . Remember how I stood before you to speak for their welfare , to cause
your fury to turn away from them .
Moa ve ny loza avy amin'izy ireo tokoa no valisoako tamin ' ny hatsaram - panahiko tamin'izy ireo ? Fa nihady lavaka ho ahy izy ireo . Tsarovy ny nitsanganako teo anoloanao mba hiresaka ny fifanampian'izy ireo , mba hampiala ny fahatezeranao amin'izy ireo .
JER 18:21     Alignment score: 0.364 → 0.364
Therefore give
their children over to famine , and give them to the hands of those who use the sword . So let their women become bereaved and widows , and their men be killed , and their young men killed by the sword in battle .
Noho izany dia ataovy tonga amin'ireo zanany ny mosary , ary atolory eo an - tanan'ireo izay mampiasa sabatra izy ireo . Koa avelao ny vehivavin'izy ireo hidonam - pahoriana sy ho mpitondratena , ary ny lehilahiny ho voavono , ary ireo tovolahiny ho fatin ' ny sabatra sabatra any an'ady .
JER 18:22     Alignment score: 0.335 → 0.349
Let a distressed shout be heard from their houses , as you suddenly bring raiders against them . For they have dug a pit to capture me and have hidden traps for my feet .
Aoka ho re avy ao amin ' ny tranon'izy ireo ny hiakiam
- pahoriana , tahaka ny hitondranao mpanafika hanohitra azy ireo tampoka . Fa efa nihady lavaka hisamborana ahy izy ireo ary nanafina fandrika ho an ' ny tongotro .
JER 18:23     Alignment score: 0.241 → 0.249
But you , Yahweh you know all of their plans against me to kill me . Do not forgive their iniquities . Do not wipe their sins away from you . Let them be overthrown before you . Act against them in the time of your wrath .
Fa Ianao , ry Yaveh , Ianao mahalala ny drafitra rehetran'izy ireo amiko mba hamonoany ahy . Aza mamela ireo heloka sy fahotan'izy ireo . Aza mamafa ny fahotan'izy ireo hiala Aminao . Fa kosa , aoka izy ireo ho rava eo anatrehanao
. Mihetseha hanohitra azy ireo amin ' ny fotoanan ' ny fahatezeranao .
JER 18     Average alignment score: 0.314 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52