Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 17:1     Alignment score: 0.32 → 0.327
" The sin of Judah is written with an iron stylus having a diamond point . It is engraved on the tablet of their heart and on the horns of your altars .
" Voasoratra tamin ' ny penina vy manana tendro diamondra ny fahotan'i
Joda . Voasokitra eo amin ' ny takelaky ny fon'izy ireo sy eo amin ' ny tandrok'ireo alitaranao izany .


JER 17:2     Alignment score: 0.261 → 0.289
Even their children remember their altars and their Asherah poles that were beside the spreading trees and on the high hills .
Na dia ny zanak'izy ireo aza dia mahatsiaro ireo alitarany
sy ireo baon'Aserahany izay teo akaikin ' ny hazo misandrahaka sy tambonin ' ny havoana avo .
JER 17:3     Alignment score: 0.21 → 0.229
My mountain in the open country , and your wealth
and all your treasures I will give away as plunder , together with your high places , because of the sin you committed in all your territories .
Teo an - tendrombohitro tao amin ' ny tanàna malalaka ny baon'Aseraha . Ny harenanareo sy ireo zava - tsarobidinareo rehetra dia homeko toy ny babo , miaraka amin ' ny fitoerana avonareo , noho ireo fahotana nataonareo teo amin ' ny faritaninareo rehetra .
JER 17:4     Alignment score: 0.283 → 0.283
You will , by your own actions , let go of the inheritance that I gave to you . I will enslave you to your enemies in a land that you do not know , for you have ignited a fire in my wrath , which will burn forever . "
Ho very ny lova izay nomeko anareo . Ho ataoko andevon'ireo fahavalonareo ao amin ' ny tany izay tsy fantatrareo ianareo , fa ianareo dia efa nandrehitra afo amin ' ny fahatezerako , izay hirehitra mandrakizay . "
JER 17:5     Alignment score: 0.327 → 0.358
Yahweh says , " The person who trusts in mankind is accursed
; he makes flesh his strength but turns his heart away from Yahweh .
Hoy i Yaveh : " Voaozona ny olona izay mahatoky olombelona ; manao ny nofony ho heriny izy nefa mampivily ny fony amin'i Yaveh .
JER 17:6     Alignment score: 0.261 → 0.262
For he will be like a small bush in the Arabah and will not see anything good coming . He will stay in the stony places in the wilderness , barren land without inhabitants .
Fa ho tahaka ny kirihitra kely ao Araba izy ary tsy hahita zava - tsoa ho avy . Hijanona any amin ' ny toeram - batolampy any an - efitra izy , tany karakaina tsy misy mponina .
JER 17:7     Alignment score: 0.426
But the person who trusts in Yahweh is blessed , for Yahweh is his reason for confidence .
Nefa voatahy ny olona izay mahatoky an'i Yaveh , fa Yaveh no anton
' ny fahatokiany .
JER 17:8     Alignment score: 0.362 → 0.363
For he will be like a tree planted by water , its roots will spread out by the stream . It will not fear the heat when it comes , for its leaves are always green . It is not anxious in a year of drought , and it will not stop producing fruit .
Fa ho tahaka ny hazo nambolena teny
amoron - drano izy , hisandrahaka manamorona ny riaka ireo fakany . Tsy hatahotra ny hafanana izy raha tonga izany , fa ireo raviny dia maitso mandrakariva . Tsy manahy amin ' ny taonan ' ny hain - tany izy , ary tsy hitsahatra hamoa izy .
JER 17:9     Alignment score: 0.288 → 0.291
The heart is more deceitful than anything else . It is sick ; who can understand it ?
Mamitaka mihoatra ny zavatra rehetra ny fo . Marary izany ; iza no afaka ahatakatra
izany ?
JER 17:10     Alignment score: 0.232 → 0.254
I am Yahweh , the one who searches through the mind , who tests the hearts . I give to each person according to his ways , according to the fruit of his deeds .
Izaho no Yaveh , ilay mizaha ny ao an - tsaina , ilay mitsapa ireo fo . Manome araky
ny fomban ' ny olona tsirairay Aho , araky ny vokatr'ireo asany .
JER 17:11     Alignment score: 0.235 → 0.255
A partridge hatches an egg that she did not lay . Someone may become rich unjustly , but when half his days are over , those
riches will abandon him , and in the end he will be a fool . "
Mikotrika ny atody izay tsy nalatsany ny tsipohy . Mety ho tonga mpanankarena tsy ara - drariny ny olona , nefa rehefa misasaka ny andro iainany , dia handao azy ireo mpanakarena ireo , ary any am - parany dia ho lasa adala izy . "
JER 17:12     Alignment score: 0.31
" The place of our sanctuary is a glorious throne , elevated from the beginning .
" Ny sezan ' ny tempolinay dia seza fiandrianana be voninahitra , nankarina hatrany am - piandohana .
JER 17:13     Alignment score: 0.271 → 0.279
Yahweh is the hope of Israel . All who abandon you will be put to shame ; those
in the land who turn away from you will be written in the earth , for they have abandoned Yahweh , the fountain of living waters .
Yaveh no fanantenan'Israely . Ho menatra ireo rehetra izay mandao Anao . Ireo ao amin ' ny tany izay niala taminao dia ho soratana amin ' ny vovoka . Satria mandao an'i Yaveh Izy ireo , ilay loharanon ' ny rano velona .
JER 17:14     Alignment score: 0.443
Heal me , Yahweh , and I will be healed ! Rescue me , and I will be rescued For you are my song of praise .
Sitrano aho , ry Yaveh , dia ho sitrana aho ! Vonjeo aho , dia ho voavonjy aho . Fa Ianao no hira fiderako .
JER 17:15     Alignment score: 0.371 → 0.372
See , they are saying to me , ' Where is the word of Yahweh ? Let it come
! '
Indro , hoy izy ireo tamiko : " Aiza ny tenin'Yaveh ? Avelao izany ho avy ! '
JER 17:16     Alignment score: 0.266 → 0.274
As for me , I did not run from being a shepherd following you . I did not long for the day of disaster . You know the proclamations
that came from my lips . They were made in your presence .
Raha ny amiko , tsy niala tamin ' ny maha mpiandry ondry manaraka Anao aho , tsy naniry ny andron ' ny loza aho . Fantatrao ireo fanambarana avy amin ' ny molotro . Natao teo amin ' ny fanatrehahanao ireny .
JER 17:17     Alignment score: 0.203 → 0.244
Do not be a terror to me . You are my refuge on the day of calamity .
Aza mampihorohoro ahy . Ianao no fialofako amin ' ny andron ' ny loza . Aoka ho menatra anie ireo mpanenjika ahy , nefa aza avela
ho menatra aho .
JER 17:18     Alignment score: 0.233 → 0.238
May my pursuers be ashamed , but do not let me be ashamed . May they be dismayed , but do not let me be dismayed . Send the day of disaster against them and shatter them with a double share of destruction . "
Aoka izy ireo hatahotra , fa aza avela hatahotra aho . Alefaso amin'izy ireo ny andron ' ny loza ary torotoroy amin ' ny anjara loza avo roa heny izy ireo . "
JER 17:19     Alignment score: 0.425 → 0.405
Yahweh said this to me : " Go and stand in the gate of the people where the kings of Judah enter and where they exit , then in all the other gates of Jerusalem .
Izao no nolazain'i
Yaveh tamiko : " Mandehana ary mijoroa eo amin ' ny vavahadin ' ny vahoaka izay hidiran'ireo mpanjakan'i Joda sy ivoahan'izy ireo , ary avy eo amin ' ny vavahady hafa an'i Jerosalema rehetra .
JER 17:20     Alignment score: 0.416 → 0.419
Say to them , ' Hear the word of Yahweh , kings of Judah and all you people of Judah , and every resident of Jerusalem who comes in through these
gates .
Lazao izy ireo hoe : ' Henoy ny tenin'i Yaveh , ry mpanjakan'i Joda sy ianareo vahoakan'i Joda rehetra , ary ny mponin'i Jerosalema izay mandalo amin'ireo vavahady ireo .
JER 17:21     Alignment score: 0.319 → 0.319
Yahweh says this : " Be careful for the sake of your lives and do not carry a burden on the Sabbath day to bring it to the gates of Jerusalem .
Izao no lazain'i Yaveh : " Tandremo ny ainareo aza milanja enta
- mavesatra amin ' ny Andro Sabata ka hitondra izany mankeo amin'ireo vavahadin'i Jerosalema . Aza mitondra entana mivoaka ny tranonareo amin ' ny Andro Sabata .
JER 17:22     Alignment score: 0.284
Do not bring a load out from your house on the Sabbath day . Do not do any work , but set apart the Sabbath day , just as I commanded your ancestors to do . " '
Aza manao asa na inona na inona , fa atokano
ny Andro Sabata , izay tahaka ny nandidiako ireo razanao hatao . ' "
JER 17:23     Alignment score: 0.236 → 0.238
They did not listen or pay attention , but stiffened their neck so they would not hear me nor accept discipline .
Tsy nihaino na nitandrina izy ireo , fa nanamafy ny hatony mba tsy handrenesany ahy na hanaiky famaizana .
JER 17:24     Alignment score: 0.392
It will happen that if you truly listen to me this is Yahweh 's declaration and do not bring a load to the gates of this city on the Sabbath day but instead set apart the Sabbath day and not do any work on it ,
Hiseho izao raha mihaino
ahy tokoa ianareo izao no fanambaran'i Yaveh ary aza mitondra entana mankeo amin'ireo vavahadin ' ny tanàna amin ' ny Andro Sabata fa kosa atokano ho an'i Yaveh ny Andro Sabata ary aza manao asa na inona na inona amin'izany ,
JER 17:25     Alignment score: 0.524 → 0.525
then kings , princes , and those
who sit on David 's throne will come to the gates of this city in chariots and with horses , they and their leaders , men of Judah and inhabitants of Jerusalem , and this city will be inhabited forever .
ary ireo mpanjaka , andriana , sy ireo izay mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan'i Davida dia hankeo amin'ireo vavahadin'ity tanàna ity amin ' ny kalesy miaraka amin ' ny soavaly , izy ireo sy ireo mpitarika azy ireo , ny lehilahin'i Joda sy ny mponin'i Jerosalema , ary ity tanàna ity dia honenana mandrakizay .
JER 17:26     Alignment score: 0.488 → 0.489
They will come
from the cities of Judah and from all around Jerusalem , from the land of Benjamin and the lowlands , from the mountains , and from the Negev , bringing burnt offerings and sacrifices , grain offerings and frankincense , thank offerings to the house of Yahweh .
Izy ireo dia ho avy any amin ' ny tanànan'i Joda sy avy amin ' ny manodidina an'i Jerosalema , avy amin ' ny tanin'i Benjamina sy ireo faritra iva , avy any amin'ireo tendrombohitra , ary avy any Negeva , hitondra ireo fanatitra dorana sy ireo sorona , fanatitra voa sy ditin - kazo manitra , fanati - pisaorana ao an - tranon'i Yaveh .
JER 17:27     Alignment score: 0.384 → 0.409
But if you do not listen to me to set apart the Sabbath day and to not carry heavy loads and to not enter the gates of Jerusalem on the Sabbath day then I will light a fire in its gates , and it will consume the fortresses
of Jerusalem , and it can not be put out . "
Nefa raha tsy mihaino Ahy ianareo ny amin ' ny fanokanana ny Andro Sabata sy ny tsy fitondrana enta - mavesatra ary ny tsy fidirana amin'ireo vavahadin'i Jerosalema amin ' ny Andro Sabata dia handrehetako afo eo amin'ireo vavahadiny , ka handevona ny mandan'i Jerosalema izany , ary tsy ho vonoina izany . "
JER 17     Average alignment score: 0.34 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52