Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52 


JER 15:1     Alignment score: 0.335 → 0.374
Then Yahweh said to me , " Even if Moses or Samuel were standing in front of me , I would still not be in favor of this people . Send
them out from before me , for them to go away .
Dia hoy Yaveh tamiko hoe : " Na dia Mosesy na Samoela aza no nijoro teo anoloako , dia tsy mbola hankasitraka ity vahoaka ity Aho . Roahy hiala eo anoloako izy ireo , mba handehanan'izy ireo .


JER 15:2     Alignment score: 0.316 → 0.324
It will happen that they will say to you , ' Where should we go ? ' Then you must say to them , ' Yahweh says this : Those
who are for death should go to death ; those who are for the sword should go to the sword . Those who are for famine should go to famine ; and those who are for captivity should go to captivity . '
Ary dia hilaza aminao izy ireo hoe : ' Aiza no tokony ho alehanay ? ' Dia tsy maintsy hiteny amin'izy ireo ianao hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh : Ireo voalahatra ho faty dia ho faty ; ireo voalahatra ho an ' ny sabatra dia ho faty amin - tsabatra . Ireo voalahatra ho an ' ny mosary dia ho fatin ' ny mosary ; ary ireo voalahatra ho amin ' ny fahababoana dia ho babo . '
JER 15:3     Alignment score: 0.49
For I will assign them to four groups this is Yahweh 's declaration the sword to slaughter some , the dogs to drag some away , the birds of the skies and the wild animals of the earth to consume and destroy some .
Fa ho tendreko ho antoko efatra izy ireo izany no fanambaran'i Yaveh ny sabatra dia hamono ny sasany , ireo amboa hitaritarika ny sasany , ireo voron
' ny lanitra sy ireo bibidian ' ny tany handevona ary hamotika ny sasany .
JER 15:4     Alignment score: 0.465
I will make of them a horrifying thing to all the kingdoms of the earth , because of what Manasseh son of Hezekiah , king of Judah , did in Jerusalem .
Ho ataoko zavatra mampivarahontsana an'ireo fanjakan
' ny tany rehetra izy ireo , noho izay zavatra nataon'i Manase zanak'i Hezekia , mpanjakan ' ny Joda , tany Jerosalema .
JER 15:5     Alignment score: 0.245 → 0.259
For who will have compassion for you , Jerusalem ? Who will grieve for you ?
Fa iza no hangoraka anao , ry Jerosalema ? Iza no alahelo anao ? Iza no hiverina hanontany momba ny toe - tena anao ?
JER 15:6     Alignment score: 0.32
You have abandoned me this is Yahweh 's declaration you have gone back from me . So I will strike you with my hand and destroy you . I am tired of relenting .
Nahafoy Ahy ianao izany no fanambaran'i Yaveh efa niala tamiko ianao . Koa hamely anao amin ' ny tanako Aho ary hamotika anao . Reraky ny mamindra fo aminao Aho .
JER 15:7     Alignment score: 0.25
So I will winnow them with a pitchfork at the gates of the land . I will bereave them . I will destroy my people since they will not turn from their ways .
Ka dia ho kororohiko amin ' ny fikororohana eo amin'ireo vavahadin ' ny tany izy ireo . Hampahory azy ireo Aho . Hamotika ny vahoakako Aho satria tsy hiala amin ' ny lalany
izy ireo .
JER 15:8     Alignment score: 0.22 → 0.266
I will make their widows more numerous than the sands of the seashore . Against the mothers of young men I will send the destroyer at noonday . I will make horror and dismay suddenly fall
on them .
Ho ataoko maro noho ny fasika eny amoron - dranomasina ny mpitondratenan'izy ireo . Handefa ny mpandrava amin ' ny atoandro amin'ireo renin - jatovolahy Aho . Handatsaka horohoro sy tahotra tampoka amin'izy ireo Aho .
JER 15:9     Alignment score: 0.34 → 0.343
The mother who has borne
seven children will waste away . She will gasp . Her sun will set while it is still day . She will be ashamed and embarrassed , for I will give those who remain to the sword in the presence of their enemies this is Yahweh 's declaration . "
Ny reny izay niteraka zaza fito dia hihaosa . Hiala aina izy . Ny masoandrony dia hilentika raha mbola andro iny . Ho afa - baraka sy menatra izy , fa homeko eo anatrehan'ireo fahavalony ireo izay sisa velona tamin ' ny sabatra izany no fanambaran'i Yaveh . "
JER 15:10     Alignment score: 0.299 → 0.306
Woe to me , my mother ! For you have borne
me , I who am a man of strife and argument through all the land . I have not lent , nor has anyone lent to me , but they all curse me .
Loza ho ahy , ry reniko ! Fa niteraka ahy ianao , izaho izay lehilahin ' ny adihevitra sy fandresen - dahatra manerana ny tany rehetra . Tsy manana ho ampindramina aho , ary tsy nisy olona nampindrana ahy , nefa manozona ahy izy rehetra .
JER 15:11     Alignment score: 0.439
Yahweh said : " Will I not rescue you for good ? I will certainly make your enemies beg for help in the time of calamity and distress .
Hoy Yaveh : " Tsy hamonjy anao amin ' ny tsara ve Aho ? Ho ataoko mitalaho vonjy amin ' ny fotoan
' ny loza sy fahoriana tokoa ireo fahavalonao .
JER 15:12     Alignment score: 0.521
Can one smash iron ? Especially iron from the north that is mixed with bronze ?
Mahapotika vy ve ny olona ? Indrindra fa ny vy avy any avaratra izay miharo varahina ?
JER 15:13     Alignment score: 0.229 → 0.235
I will give to your enemies your wealth and treasures
as free plunder . I will do this because of all your sins committed within all your borders .
Homeko ireo fahavalonao ho babo maimaim - poana ny harena sy zava - tsarobidinao . Ho ataoko izany nohon ' ny fahotana rehetra nataonao tao anatin ' ny faritaninao rehetra .
JER 15:14     Alignment score: 0.286 → 0.286
Then I will make you serve your enemies in a land that you do not know , for a fire will ignite , kindled in my wrath against you . "
Dia ho ataoko manompo ireo fahavalonao
any amin ' ny tany izay tsy fantatrao ianao , fa hirehitra ny afo , handrehitra ny fahatezerako aminao . "
JER 15:15     Alignment score: 0.244 → 0.263
Yahweh , you know Remember me and help me Bring vengeance for me against those who persecute me . You are patient , but do not allow them to take me away ; know that I have suffered insult for your sake .
Ry Yaveh , Ianao mahalala ! Tsarovy aho ka vonjeo
. Manaova valifaty ho ahy amin'ireo izay manenjika ahy . Mahari - pery Ianao , nefa aza avela haka ahy izy ireo ; fantaro fa mijaly amin ' ny fanalam - baraka noho Ianao aho .
JER 15:16     Alignment score: 0.34 → 0.339
Your words have been found , and I consumed them Your words became
to me a joy and the delight of my heart , for I bear your name , Yahweh God of hosts .
Efa hita ireo teninao , ary notsakotsakoko ireo . Ireo teninao dia tonga hafaliana ho ahy ary fahafinaretan ' ny foko , fa mitondra ny anaranao aho , ry Yaveh , Andriamanitra Tompon ' ny maro .
JER 15:17     Alignment score: 0.301 → 0.307
I did not sit in the circle of those who celebrated or rejoiced . I sat alone because of your powerful hand , for you filled me with indignation .
Tsy nipetraka teo amin ' ny faribolan'ireo izay nankalaza na nifaly aho . Nipetraka irery aho nohon ' ny tananao
mahery , satria nofenoinao fahatezerana aho .
JER 15:18     Alignment score: 0.338 → 0.342
Why is my pain constant and my wound incurable , refusing to be healed ? Will you be like deceitful waters to me , waters that dry up ?
Nahoana no mitohy ny fanaintainako ary tsy misy fanafany ny ratrako , mandà ny ho sitranina ? Ho tahaka ny rano mamitaka amiko ve Ianao , rano izay ritra ?
JER 15:19     Alignment score: 0.362 → 0.362
Therefore Yahweh said this , " If you repent , Jeremiah , then I will restore you , and you will stand before me and serve me . For if you separate the foolish things from the precious things , you will be like my mouth . The people will come
back to you , but you yourself must not go back to them .
Koa izao no lazain'i Yaveh : " Raha mibebaka ianao , ry Jeremia , dia ho averiko indray , ary hijoro eo anoloako ianao ka hanompo Ahy . Fa raha manasaraka ny zavatra adaladala amin'ireo zavatra sarobidy ianao , dia ho tahaka ny vavako ianao . Hiverina aminao ny vahoaka , nefa ianao dia tsy hiverina amin'izy ireo .
JER 15:20     Alignment score: 0.352
I will make you like an impenetrable bronze wall to this people , and they will wage war against you . But they will not defeat you , for I am with you to save and rescue you this is Yahweh 's declaration
Ho ataoko toy ny manda varahina tsy azo idirana ho an'ity vahoaka ity ianao , ary hanangana ady aminao izy ireo . Nefa tsy handresy anao izy ireo , satria momba anao Aho mba hamonjy sy hanavotra anao izany no fanambaran'i Yaveh
JER 15:21     Alignment score: 0.262 → 0.266
for I will rescue you from the hand of the wicked and redeem you from the hand of the ruthless . "
fa hamonjy anao amin ' ny tanan
' ny ratsy fanahy Aho ary hanavotra anao amin ' ny tanan ' ny mpanao jadona . "
JER 15     Average alignment score: 0.339 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JER:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52