Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 34:1     Alignment score: 0.409 → 0.446
Now Dinah , Leah 's daughter whom she bore to Jacob , went out to meet the young women
of the land .
Ary Dina , zanaka vavin'i Lea tamin'i Jakoba , nandeha mba hihaona amin'ireo zazavavin'ilay faritra .


GEN 34:2     Alignment score: 0.388 → 0.42
Shechem son of Hamor the Hivite , the prince of the land , saw her . He took her and lay with her , and he humiliated her .
Sekema zanaka lahin'i Hamora Hivita , ilay andriandahin ' ny tany , nahita azy dia naka an - keriny azy , sy nanery azy ary niara - nandry taminy .
GEN 34:3     Alignment score: 0.332 → 0.341
He was drawn to Dinah , the daughter of Jacob . He loved the young woman
and spoke tenderly to her .
Nahasarika azy tokoa i Dina , ilay zanaka vavin'i Jakoba . Tia an'ilay zazavavy izy ary niresaka tam - pitiavana taminy .
GEN 34:4     Alignment score: 0.283 → 0.393
Shechem spoke to his father Hamor , saying , " Get this young woman for me as a wife . "
Niresaka tamin'i Hamora rainy i Sekema , nanao hoe : " Alaivo mba ho vadiko io tovovavy io . "
GEN 34:5     Alignment score: 0.438 → 0.438
Now Jacob heard that he had defiled Dinah his daughter
. His sons were with his livestock in the field , so Jacob held his peace until they came .
Ary Jakoba nandre fa efa nandoto an'i Dina ilay zanany vavy izy . Tany an - tsaha niaraka tamin'ireo biby fiompy ireo zanany lahy , noho izany dia nitazona ny fahanginany mandra - pahatongan'izy ireo i Jakoba .
GEN 34:6     Alignment score: 0.44 → 0.565
Hamor the father of Shechem went out to Jacob to speak with him .
Nankany amin'i Jakoba mba hiresaka aminy i Hamora rain'i
Sekema .
GEN 34:7     Alignment score: 0.366 → 0.366
The sons of Jacob came in from the field when they heard of the matter . The men were offended . They were very angry because he had disgraced Israel by lying with Jacob 's daughter , for such a thing should not have been done .
Tonga avy any an - tsaha ireo zanaka lahin'i Jakoba raha nandre ny olana . Tohina tokoa ireo lehilahy ireo . Tezitra mafy izy ireo satria nanala baraka an'Israely izy tamin ' ny fanaovany an - keriny ny zanaka vavin'i Jakoba , fa izany karazan
- javatra izany dia tsy tokony natao .
GEN 34:8     Alignment score: 0.443 → 0.446
Hamor spoke with them , saying , " My son Shechem loves your daughter
. Please give her to him as a wife .
Niresaka tamin'izy ireo i Hamora , nanao hoe : " Sekema zanako lahy dia tia ny zanakao vavy . Ka mba omeo ho vadiny re izy .
GEN 34:9     Alignment score: 0.273
Intermarry with us , give your daughters
to us , and take our daughters for yourselves .
Mifanambadia aminay , omeo anay ny zanakao vavy , ary alaivo ho anareo ny zanakay vavy .
GEN 34:10     Alignment score: 0.249
You will live with us , and the land will be open to you to live
and trade in , and to acquire property . "
Hiara - honina aminay ianareo , ary ny tany hisokatra ho anareo mba hitoerana sy hanaovana varotra , ary ho lasa fananana . "
GEN 34:11     Alignment score: 0.425
Shechem said to her father and to her brothers , " Let me find favor in your eyes , and whatever you tell me I will give .
Hoy Sekema tamin ' ny rainy sy ireo rahalahiny hoe : " Aoka hahita sitraka eo imasonareo
aho , ary na inona na inona lazainareo ahy dia homeko .
GEN 34:12     Alignment score: 0.209 → 0.209
Ask me for as great a bride price and gift as you will , and I will give whatever you say to me , but give me the young woman
as a wife . "
Angataho amiko na dia lafo aza ny sandan ' ny vady sy ny fanomezana araka izay sitrakareo , ary homeko anareo na inona na inona teneninareo amiko , fa omeo ho vadiko ilay tovovavy .
GEN 34:13     Alignment score: 0.626
The sons of Jacob answered Shechem and Hamor his father with deceit , because Shechem had defiled Dinah their sister .
Namaly am - pitaka an'i Sekema sy Hamora rainy ireo zanaka lahin'i Jakoba , satria nandoto an'i Dina anabavin'izy ireo i Sekema .
GEN 34:14     Alignment score: 0.363 → 0.363
They said to them , " We can not do this thing , to give our sister to anyone who is uncircumcised ; for that would be a disgrace to us .
Hoy ireo tamin'izy ireo hoe : " Tsy afaka manao izany zavatra izany izahay , hanome ny anabavinay
ho an ' ny olona izay tsy voafora ; fa ho fahafaham - baraka ho anay izany .
GEN 34:15     Alignment score: 0.173
Only on this condition will we agree with you : If you will become
circumcised as we are , if every male among you is circumcised .
Amin'izao fepetra izao ihany no hanekenay anareo : raha mifora toa anay ianao , ary raha mifora avokoa ny lehilahy rehetra eo aminao .
GEN 34:16     Alignment score: 0.233 → 0.261
Then will we give
our daughters to you , and we will take your daughters to ourselves , and we will live with you and become one people .
Dia homenay anareo ireo zanakay vavy , ary ho alainay ho anay ireo zanakareo vavy , dia hiara - honina isika ka ho tonga vahoaka iray .
GEN 34:17     Alignment score: 0.311
But if you do not listen to us and become
circumcised , then we will take our sister and we will leave . "
Fa raha tsy mihaino anay ianareo ka tsy mifora , dia ho entinay ny anabavinay ary handeha izahay . "
GEN 34:18     Alignment score: 0.33 → 0.515
Their words pleased Hamor and his son Shechem .
Nahafaly an'i Hamora sy i Sekema zanany ny tenin'izy ireo .
GEN 34:19     Alignment score: 0.36 → 0.361
The young man did not delay to do what they said , because he delighted in Jacob 's daughter , and because he was the most honored person in all his father 's household .
Fa ilay tovolahy dia tsy nitaredretra nanao izay nolazain'izy ireo , satria finaritra tamin ' ny zanaka vavin'i Jakoba izy , ary satria izy no olona homem
- boninahitra indrindra ao amin ' ny ankohonan ' ny rainy rehetra .
GEN 34:20     Alignment score: 0.352 → 0.438
Hamor and Shechem his son went to the gate of their city and spoke with the men of their city , saying ,
Nankany amin ' ny vavahadin ' ny tanànan'izy ireo i Hamora sy Sekema ary niresaka tamin'ireo olon
' ny tanàna , nanao hoe :
GEN 34:21     Alignment score: 0.313
" These
men are at peace with us , so let them live in the land and trade in it for , really , the land is large enough for them . Let us take their daughters as wives , and let us give them our daughters .
" Mihavana amintsika ireo olona ireo , koa avelao izy ireo honina amin ' ny tany sy hanao varotra eo amin'izany , satria tokoa , tena , midadasika ampy ho azy ireo ny tany . Haka ny zanaka vavin'izy ireo ho vady isika , ary hanome azy ireo ny zanantsika vavy .
GEN 34:22     Alignment score: 0.189 → 0.194
Only on this condition will the men agree to live with us and become one people : If every male among us is circumcised , as they are circumcised .
Amin'ity fepetra tokana ity ihany no haneken'ireo olona hiara - honina amintsika sy ho tonga vahoaka iray : raha mifora avokoa ny lehilahy rehetra eo amintsika , toy ny maha
- voafora azy ireo .
GEN 34:23     Alignment score: 0.378
Will not their livestock and their property all their animals be ours ? So let us agree with them , and they will live among us . "
Tsy ho lasantsika avokoa ve ny biby fiompy sy ny fananan'izy ireo ary ny biby rehetra ? Koa aoka hanaiky azy ireo isika , dia honina eo amintsika izy ireo . "
GEN 34:24     Alignment score: 0.371 → 0.359
All who went out to the gates of his city listened to Hamor and Shechem , his son . All males were circumcised , all who went out to the gates of his city .
Nihaino an'i Hamora sy Sekema , ilay zanany lahy avokoa ny olona
rehetra tao an - tanàna . Noforaina avokoa ny lehilahy rehetra .
GEN 34:25     Alignment score: 0.481 → 0.497
On the third day , when they were still in pain , two of the sons of Jacob ( Simeon and Levi , Dinah 's brothers ) , each took his sword and they attacked the city that was certain of its security , and they killed all the males .
Tamin ' ny andro fahatelo , raha mbola tao anatin
' ny fanaitainana izy ireo , ny roa tamin ' ny zanaka lahin'i Jakoba ( Simeona sy Levy , anadahin'i Dina ) , dia samy nandray ny sabatrany ary nanafika ny tanàna izay azo antoka ny fiarovana azy , izy ireo , ka namono ny lehilahy rehetra .
GEN 34:26     Alignment score: 0.489 → 0.528
They killed Hamor and his son Shechem with the edge of the sword . They took Dinah from Shechem 's house and went away .
Novonoin'izy ireo tamin ' ny lelan - tsabatr'izy ireo i Hamora sy Sekema zanany . Nalain'izy ireo tao an - tranon'i Sekema i Dina ary lasa izy ireo .
GEN 34:27     Alignment score: 0.398 → 0.419
The other sons of Jacob came to the dead bodies and plundered the city , because the people had defiled their sister .
Nankeo amin'ireo faty ireo zanaka lahy hafan'i Jakoba ary nandroba ny tanàna , satria efa nandoto ny anabavin'izy ireo ny olona .
GEN 34:28     Alignment score: 0.402
They took their flocks , their herds , their donkeys , and everything in the city and in the surrounding fields .
Nalain'izy ireo ny ondry aman'osin'izy ireo , ny ombin'izy ireo , ny borikin'izy ireo , ary ny zavatra rehetra tao amin ' ny tanàna sy izay nanodidina ny saha
GEN 34:29     Alignment score: 0.216
They captured all their wealth , all their children , and their wives . They even plundered everything that was in the houses .
niaraka tamin ' ny haren'izy ireo rehetra . Ny zanaka
sy ny vadin'izy ireo rehetra , dia nosamborin'izy ireo . Nalain'izy ireo hatramin ' ny zavatra rehetra izay tao an - trano .
GEN 34:30     Alignment score: 0.428 → 0.43
Jacob said to Simeon and Levi , " You have brought trouble on me , to make me stink to the inhabitants of the land , the Canaanites and the Perizzites . I am few in number . If they gather themselves together against me and attack me , then I will be destroyed , I and my household . "
Hoy Jakoba tamin'i Simeona sy Levy hoe : " Nitondra olana ho ahy ianareo , nahamaimbo ahy teo amin'ireo mponin
' ny tany , ireo Kananita sy ireo Perizita . Vitsy an'isa aho . Raha miara - mihoko hanohitra ahy sy hamely ahy izy ireo , dia ho resy aho , izaho sy ny ankohonako . "
GEN 34:31     Alignment score: 0.398 → 0.531
But Simeon and Levi said , " Should Shechem have dealt with our sister as with a prostitute ? "
Fa Simeona sy Levy nanao hoe : " Tokony hitondra ny anabavinay
tahaka ny vehivavy janga ve i sekema ? "
GEN 34     Average alignment score: 0.38 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50