Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 41:1     Alignment score: 0.442
It came
about at the end of two full years that Pharaoh had a dream . Behold , he stood by the Nile .
Ary rehefa afaka roa taona naninjitra dia nanana nofy iray Farao . Raha nitsangana teo amin'i Neily izy .


GEN 41:2     Alignment score: 0.496
Behold , seven cows came up out of the Nile , desirable and fat , and they grazed in the reeds .
Dia indro , nisy omby vavy fito nivoaka avy tao amin'i Neily , mampitsiriritra sy matavy , ary niraoka vilona teo amin ' ny sisiny
ireo .
GEN 41:3     Alignment score: 0.414
Behold , seven other cows came up after them out of the Nile , undesirable and thin . They stood by the other cows on the bank of the river .
Indro , nisy omby vavy fito hafa nivoaka avy tao amin'i Neily taorian'ireo , tsy maha
te - ho tia sy mahia . Nankeo akaikin'ireo omby vavy hafa teo amoron ' ny renirano ireo .
GEN 41:4     Alignment score: 0.451
Then the undesirable and thin cows ate the seven desirable and fat cows . Then Pharaoh woke
up .
Avy eo ireo omby vavy marary sy mahia nihinana ireo omby vavy mampitsiriritra sy matavy fito . Avy eo nifoha i Farao .
GEN 41:5     Alignment score: 0.418 → 0.431
Then he slept and dreamed a second time . Behold , seven heads of grain came
up on one stalk , wholesome and good .
Natory indray izy ary nanofy fanindroany . Indro , nisy salohim - bary fito nitsiry avy tamin ' ny taho iray , vokatra be sy tsara .
GEN 41:6     Alignment score: 0.45 → 0.452
Behold , seven heads , thin and scorched by the east wind , sprouted up after them .
Indro , nisy salohim - bary
fito hafa , manify ary main ' ny rivotra antsinanana , nitsimoka taorian'ireo .
GEN 41:7     Alignment score: 0.445 → 0.489
The thin heads swallowed up the seven wholesome and full
heads . Pharaoh woke up , and , behold , it was a dream .
Nitelina ireo salohy fito vokatra be sy tsara ireo salohy manify . Taitra Farao , ary , indro , nofy izany .
GEN 41:8     Alignment score: 0.352
It came about in the morning that his spirit was troubled . He sent and called for all the magicians and wise men of Egypt . Pharaoh told them his dreams , but there was no one who could interpret them to Pharaoh .
Ary tonga ny maraina ka nihorohoro ny fanahiny
. Naniraka ka nampiantso ireo mpahay ody sy olon - kendrin'i Egypta rehetra izy . Nolazain'i Farao tamin'izy ireo ny nofiny , fa tsy nisy iray tamin'izy ireo afaka nanazava izany tamin'i Farao .
GEN 41:9     Alignment score: 0.349 → 0.352
Then the chief cupbearer said to Pharaoh , " I have remembered my sins today .
Ary ny lehiben ' ny mpitondra kapoaka niteny tamin'i Farao hoe : " Izao aho vao miheritreritra ireo fahotako .
GEN 41:10     Alignment score: 0.387 → 0.386
Pharaoh was angry with his servants , and put me in custody in the house of the captain of the guard , the chief baker and me .
Tezitra tamin'ireo mpanompony i Farao , ka nandefa ahy tany
an - tranomaizina tao an - tranon ' ny kapitenin ' ny mpiambina , izaho sy ilay lehiben ' ny mpanao mofo .
GEN 41:11     Alignment score: 0.277 → 0.288
We dreamed a dream the same night , he and I . We dreamed each man according to the interpretation of his dream .
Niara - nanofy izahay tamin'io alina io , izaho sy izy . Samy nanana ny nofiny araka ny dikany avy izahay .
GEN 41:12     Alignment score: 0.314 → 0.339
There was with us there a young Hebrew man , a servant of the captain of the guard . We told him and he interpreted for us our dreams . He interpreted for each of us according to his dream .
Nisy tovolahy Hebreo niaraka taminay tao , mpanompon'ilay kapitenin ' ny mpiambina . Nolazainay azy ary nandika ny hevitr'ireo nofinay taminay izy . Nandika tamin ' ny tsirairay taminay araka ny nofiny avy izy .
GEN 41:13     Alignment score: 0.289
It came
about as he interpreted for us , so it happened . Pharaoh restored me to my post , but the other one he hanged . "
Ary raha nandika ny hevitr'ireo nofinay taminay izy , dia niseho izany . Naverin'i Farao tamin ' ny toerana nisy ahy aho , fa ilay iray hafa nahantony . "
GEN 41:14     Alignment score: 0.415 → 0.425
Then Pharaoh sent and called for Joseph . They quickly took him out of the dungeon . He shaved himself , changed his clothes , and came in to Pharaoh .
Avy eo Farao naniraka ka nampiantso an'i Josefa . Navoakan'izy ireo faingana tao an - tranomaizina izy . Niaratra izy , nisolo akanjo , ary nankany amin'i Farao .
GEN 41:15     Alignment score: 0.453
Pharaoh said to Joseph , " I had a dream , but there is no interpreter for it . But I have heard about you , that when you hear a dream you can interpret it . "
Hoy Farao tamin'i Josefa hoe : " Nanofy aho , fa tsy misy afaka manazava izany . Fa nandre momba anao aho , fa rehefa mahare nofy ianao dia afaka manazava izany .
GEN 41:16     Alignment score: 0.524 → 0.528
Joseph answered Pharaoh , saying , " It is not in me . God will answer Pharaoh with favor . "
Namaly an'i Farao i Josefa , nanao hoe : " Tsy ato amiko izany . Andriamanitra no hamaly an'i Farao araka izay sitrany . "
GEN 41:17     Alignment score: 0.494
Pharaoh spoke to Joseph , " In my dream , behold , I stood on the bank of the Nile .
Hoy Farao tamin'i Josefa hoe : " Tao amin ' ny nofiko , dia indro , nitsangana teo amin ' ny sisin'i
Neily aho .
GEN 41:18     Alignment score: 0.497
Behold , seven cows came up out of the Nile , fat and desirable , and they grazed among the reeds .
Indro , nisy omby vavy fito nivoaka avy tao amin'i Neily , matavy sy mampitsiriritra , ary niraoka bozaka teo amin ' ny sisiny
ireo .
GEN 41:19     Alignment score: 0.3 → 0.3
Behold , seven other cows came up after them , weak , very undesirable , and thin . I never saw in all the land of Egypt such undesirableness like them .
Indro , nisy omby vavy fito hafa nivoaka tao aorian'izy ireo , tsy maha
- te - ho tia , ary mahia . Tsy mbola nahitana faharatsiana tahaka izany mihitsy aho nanerana ny tanin'i Egypta manontolo .
GEN 41:20     Alignment score: 0.437 → 0.483
The thin and undesirable cows ate up the first seven fat cows .
Ireo mahia sy omby vavy ratsy no nihinana ireo omby vavy matavy voalohany .
GEN 41:21     Alignment score: 0.262
When they had eaten them up , it could not be known that they had eaten them , for they were still as undesirable as before . Then I awoke
.
Rehefa lanin'izy ireo izany , dia tsy nisy nahafantatra akory hoe nohanin'izy ireo izany , satria mbola ratsy toy ny teo aloha ihany izy ireo . Avy eo dia nifoha aho .
GEN 41:22     Alignment score: 0.286 → 0.286
I looked in my dream , and , behold , seven heads came
up upon one stalk , full and good .
Niverina nanofy indray aho , ary , indro , nisy salohim - bary fito nitsimoka tamin ' ny taho iray , vokatra be ary tsara .
GEN 41:23     Alignment score: 0.368 → 0.39
Behold , seven more heads withered , thin , and scorched by the east wind sprang up after them .
Indro , nisy salohim - bary fito hafa , malazo , manify sy main ' ny rivotra atsinanana , nitsimoka taorian'ireo .
GEN 41:24     Alignment score: 0.203 → 0.224
The thin heads swallowed up the seven good heads . I told these
dreams to the magicians , but there was none that could explain it to me . "
Nitelina ireo salohim - bary fito tsara ireo salohim - bary manify . Nolazaiko tamin'ireo mpahay ody izany , fa tsy nisy tamin'izy ireo afaka nanazava izany tamiko . "
GEN 41:25     Alignment score: 0.519 → 0.526
Joseph said to Pharaoh , " The dreams of Pharaoh are the same . What God is about to do , he has declared to Pharaoh .
Hoy Josefa tamin'i Farao hoe : " Mitovy ireo nofin'i Farao ireo . Izay ho ataon'Andriamanitra , dia nambarany
tamin'i Farao .
GEN 41:26     Alignment score: 0.516
The seven good cows are seven years , and the seven good heads are seven years . The dreams are the same .
Ireo omby vavy fito tsara dia ny fito taona , ary ny salohim - bary fito dia ny fito taona . Mitovy ireo nofy ireo .
GEN 41:27     Alignment score: 0.493 → 0.513
The seven thin and undesirable cows that came up after them are seven years , and also the seven thin heads scorched by the east wind will be seven years of famine .
Ireo omby vavy fito mahia sy tsy maha
- te - hotia izay tonga taorian'izy ireo dia taona fito , ary ireo salohim - bary manify fito main ' ny rivotra atsinanana ihany koa dia taona fiton ' ny mosary .
GEN 41:28     Alignment score: 0.386
That is the thing which I spoke to Pharaoh . What God is about to do he has revealed to Pharaoh .
Izany no zavatra izay nolazaiko tamin'i Farao . Izay ho ataon'Andriamanitra dia nambarany
tamin'i Farao .
GEN 41:29     Alignment score: 0.431
Look , seven years of great abundance will come
throughout all the land of Egypt .
Indro , fito taonan ' ny fitobahana no ho tonga manerana ny tanin'i Egypta rehetra .
GEN 41:30     Alignment score: 0.503
Seven years of famine will come
after them , and all the abundance will be forgotten in the land of Egypt , and the famine will devastate the land .
Fito taonan ' ny mosary no ho avy manaraka izany , ary ny fitobahana rehetra dia ho adino ao amin ' ny tany Egypta , ary handringana ny tany ny mosary .
GEN 41:31     Alignment score: 0.212 → 0.229
The abundance will not be remembered in the land because of the famine that will follow , for it will be very severe .
Ho adino ao amin'ilay faritra
ny fitobahana nohon ' ny mosary izay manaraka izany , dia hasiaka tokoa .
GEN 41:32     Alignment score: 0.328
That the dream was repeated to Pharaoh is because the matter has been established by God , and God will soon do it .
Naverimberina tamin'i Farao izany nofy izany satria izany tranga izany dia efa novolavolain'Andriamanitra , ary hanao izany tsy ho ela Andriamanitra .
GEN 41:33     Alignment score: 0.454 → 0.453
Now let Pharaoh look for a man discerning and wise , and put him over the land of Egypt .
Ary aoka Farao hitady olona manan
- tsaina sy hendry , ka hametraka azy amin ' ny tany Egypta .
GEN 41:34     Alignment score: 0.426
Let Pharaoh appoint officials over the land , and let them take a fifth of the crops of Egypt in the seven abundant years .
Aoka Farao hanao izao : aoka izy hanendry mpiandraikitra ny tany . Aoka izy ireo haka ny ampahadimin ' ny vokatr'i
Egypta amin ' ny taona fiton ' ny fitobahana .
GEN 41:35     Alignment score: 0.381 → 0.4
Let them gather all the food of these
good years that are coming and store up grain under the authority of Pharaoh , for food to be used in the cities . They should preserve it .
Aoka izy ireo hanangona ny sakafo rehetra amin'io taona tsara izay ho avy io ka hitahiry ny vokatra eo ambany fahefan'i Farao , mba ho sakafo ho an'ireo mponina . Tokony arovan'izy ireo izany .
GEN 41:36     Alignment score: 0.448
The food will be a supply for the land for the seven years of famine which will be in the land of Egypt . In this way the land will not be devastated by the famine . "
Ny sakafo dia ho famatsiana
ho an ' ny tany amin ' ny fito taonan ' ny mosary izay ho ao amin ' ny tany Egypta . Amin'izany fomba izany ny tany dia tsy ho ringan ' ny mosary .
GEN 41:37     Alignment score: 0.397
This advice was good in the eyes of Pharaoh and in the eyes of all his servants .
Tsara teo imason'i
Farao sy teo imason'ireo mpanompony rehetra izany hevitra izany .
GEN 41:38     Alignment score: 0.364 → 0.35
Pharaoh said to his servants , " Can we find such a man as this , in whom is the Spirit of God ? "
Hoy Farao tamin'ireo mpanompony rehetra hoe : " Afaka mahita olona tahaka izany ve isika , izay ao aminy ny Fanahin'Andriamanitra ? "
GEN 41:39     Alignment score: 0.407 → 0.427
So Pharaoh said to Joseph , " Since God has shown you all this , there is none so discerning and wise as you .
Ka hoy Farao tamin'i Josefa hoe : " Satria Andriamanitra nampiseho anao izany rehetra izany , dia tsy misy hafa misaina lalina
sy hendry tahaka anao .
GEN 41:40     Alignment score: 0.285 → 0.295
You will be over my house , and according to your word will all my people be ruled . Only in the throne will I be greater than you . "
Hitantana ny tranoko ianao , ary araka ny teninao
no hanapahana ny vahoakako rehetra . Eo amin ' ny seza fiandrianana ihany aho no ho ambony noho ianao .
GEN 41:41     Alignment score: 0.623
Pharaoh said to Joseph , " See , I have put you over all the land of Egypt . "
Hoy Farao tamin'i Josefa hoe : " Indro , apetrako aminao ny tanin'i Egypta rehetra . "
GEN 41:42     Alignment score: 0.343 → 0.367
Pharaoh took off his signet ring from his hand and put it upon Joseph 's hand . He clothed him with clothes of fine linen , and put a gold chain on his neck .
Nalan'i Farao tamin ' ny tanany ny peratra misy ny tombo - kaseny ary natsofony tamin ' ny tanan'i
Josefa . Nampiankanjoany lamba rongony manify izy , ary nasiany rojo volamena ny vozony .
GEN 41:43     Alignment score: 0.341 → 0.345
He had him ride in the second chariot which he possessed . Men shouted before him , " Bend the knee . " Pharaoh put him over all the land of Egypt .
Nampitaingenana teo amin ' ny kalesy faharoa izay azy izy . Nihiakiaka nanoloana azy ny olona
hoe : " Mandohaliha . " Nataon'i Farao nanapaka teo amin ' ny tanin'i Egypta rehetra izy .
GEN 41:44     Alignment score: 0.5
Pharaoh said to Joseph , " I am Pharaoh , and apart from you , no man will lift his hand or his foot
in all the land of Egypt . "
Hoy Farao tamin'i Josefa hoe : " Izaho no Farao , ary ankoatra anao , dia tsy misy olona hanandratra ny tanany na ny tongony amin ' ny tanin'i Egypta rehetra .
GEN 41:45     Alignment score: 0.624
Pharaoh called Joseph 's name " Zaphenath - Paneah . " He gave him Asenath , the daughter of Potiphera priest of On , as a wife . Joseph went out over the land of Egypt .
Niantso ny anaran'i
Josefa hoe : " Zafenata Panea " i Farao . Nomeny ho vadiny i Asenata , ilay zanaka vavin'i Potifera mpisoron'i Ona . Namakivaky ny tanin'i Egypta rehetra i Josefa .
GEN 41:46     Alignment score: 0.559 → 0.593
Joseph was thirty years old when he stood before Pharaoh , king of Egypt . Joseph went out from the presence of Pharaoh , and went throughout all the land of Egypt .
Telopolo taona Josefa raha nitsangana teo anatrehan'i Farao izy , ilay mpanjakan'i Egypta . Niala teo amin ' ny fanatrehan'i
Farao izy , ary namakivaky ny tanin'i Egypta rehetra .
GEN 41:47     Alignment score: 0.389
In the seven bountiful years the land produced abundantly .
Nandritry
ny fito taona zina dia namokatra be ny tany .
GEN 41:48     Alignment score: 0.404 → 0.423
He gathered up all the food of the seven years that was in the land of Egypt and put the food in the cities . He put into each city the food from the fields that surrounded it .
Nangoniny
avokoa ny sakafo rehetra nandritry ny fito taona izay tao amin ' ny tany Egypta ary napetrany tany amin'ireo tanàn - dehibe . Napetrany isaky ny tanàna ny sakafo izay avy amin ' ny saha manodidina izany .
GEN 41:49     Alignment score: 0.329 → 0.329
Joseph stored up grain like the sand of the sea , so much that he stopped counting , because it was beyond counting .
Nangonin'i
Josefa tahaka ny fasiky ny ranomasina ny voa , betsaka loatra ka nitsahatra nanisa izy , satria tsy hita isa izany .
GEN 41:50     Alignment score: 0.518 → 0.519
Joseph had two sons before the years of famine came
, whom Asenath , the daughter of Potiphera priest of On , bore to him .
Tao alohan ' ny nahatongavan ' ny taonan ' ny mosary , dia nanana zanaka roa lahy , tamin'i Asenata , zanaka vavin'i Potifera mpisorona tao Ona , i Josefa .
GEN 41:51     Alignment score: 0.432 → 0.451
Joseph called the name of his firstborn Manasseh , for he said , " God has made me forget all my trouble and all my father 's household . "
Nantsoin'i
Josefa hoe Manase ny lahimatoany , satria hoy izy hoe : " Andriamanitra nampanadino ahy ny olana rehetra sy ny ankohonan ' ny raiko rehetra . "
GEN 41:52     Alignment score: 0.425
He called the name of the second son Ephraim , for he said , " God has made me fruitful in the land of my affliction . "
Nantsoiny hoe Efraima ny zanaka lahiny faharoa , satria hoy izy hoe : " Andriamanitra nahamaro ahy teo amin ' ny tanin ' ny fahoriako . "
GEN 41:53     Alignment score: 0.32 → 0.353
The seven years of abundance that was in the land of Egypt came
to an end .
Andalam - pifaranana ireo fito taonan ' ny fahabetsahana tao amin ' ny tany Egypta .
GEN 41:54     Alignment score: 0.577
The seven years of famine began , as Joseph had said . There was famine in all lands , but in all the land of Egypt there was food .
Nanomboka ny fito taonan ' ny mosary , araka ny nolazain'i
Josefa . Nisy mosary teo amin ' ny tany rehetra , kanefa nisy sakafo kosa teo amin ' ny tanin'i Egypta rehetra .
GEN 41:55     Alignment score: 0.493 → 0.531
When all the land of Egypt was famished , the people loudly called on Pharaoh for food . Pharaoh said to all the Egyptians , " Go to Joseph and do what he says . "
Rehefa tao anatin
' ny mosary ny tany rehetra tao Egypta , dia niantsoantso sakafo tamin'i Farao ny vahoaka . Hoy Farao tamin'ireo Egyptiana rehetra hoe : " Mankanesa any amin'i Josefa ary ataovy izay lazainy anareo . "
GEN 41:56     Alignment score: 0.481 → 0.482
The famine was over all the face of the whole land . Joseph opened all the storehouses and sold to the Egyptians . The famine was severe in the land of Egypt .
Nanerana ny faritriny ny tany iray manontolo ny mosary . Nanokatra ny trano fitehirizana rehetra Josefa ary nivarotra tamin'ireo Egyptiana . Mafy tokoa ny mosary tao amin ' ny tanin'i Egypta .
GEN 41:57     Alignment score: 0.488
All the earth was coming to Egypt to buy grain from Joseph , because the famine was severe in all the earth .
Tonga tao Egypta avokoa ireo firenena rehetra mba hividy vary amin'i Josefa , satria efa mafy ny mosary tany
amin ' ny tany rehetra .
GEN 41     Average alignment score: 0.426 for 57 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50