Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 31:1     Alignment score: 0.401 → 0.409
Now Jacob heard the words of Laban 's sons , that they said , " Jacob has taken away all that was our father 's , and it is from our father 's possessions that he has gotten all this wealth . "
Ary Jakoba nandre ireo tenin ' ny zanaka lahin'i Labana , izay nanao hoe : " Nalain'i Jakoba avokoa izay rehetra an ' ny raintsika , ary avy tamin ' ny fananan
' ny raintsika no nahazoany ny hareny rehetra . "


GEN 31:2     Alignment score: 0.366
Jacob saw the look on Laban 's face . He saw that his attitude toward him had changed .
Hitan'i Jakoba teny amin ' ny endriky ny tarehin'i Labana . Hitany fa niova ny fihetsiny taminy .
GEN 31:3     Alignment score: 0.462
Then Yahweh said to Jacob , " Return to the land of your fathers and to your relatives , and I will be with you . "
Avy eo Yaveh niteny tamin'i Jakoba hoe : " Miverena
any amin ' ny tanin'ireo razanao sy ireo havanao , ary homba anao Aho . "
GEN 31:4     Alignment score: 0.606 → 0.609
Jacob sent and called Rachel and Leah to the field to his flock
Ary Jakoba naniraka sy niantso an'i Rahely sy Lea ho any an - tsaha any amin'ireo ondry aman'osiny
GEN 31:5     Alignment score: 0.189 → 0.189
and said to them , " I see your father 's attitude toward me has changed , but the God of my father has been with me .
ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Hitako niova ny fihetsiky ny rainareo tamiko , saingy niaraka tamiko ny Andriamanitry ny raiko .
GEN 31:6     Alignment score: 0.274
You know that it is with all my strength that I have served your father .
Fantatrareo fa tamin ' ny heriko manontolo no nanompoako ny rainareo .
GEN 31:7     Alignment score: 0.372
Your father has deceived me and changed my wages ten times , but God has not permitted him to hurt me .
Efa namitaka ahy ny rainareo ary nanova ny karamako impolo , saingy tsy navelan'Andriamanitra handratra ahy izy .
GEN 31:8     Alignment score: 0.444
If he said , ' The speckled animals will be your wages , ' then all the flock bore speckled young . If he said , ' The striped will be your wages , ' then the whole flock bore striped young .
Raha niteny izy hoe : " Ireo biby sada rehetra no ho karamanao
, " dia niteraka mara ny ondry aman'osy rehetra . Raha nilaza izy hoe : " Ny sadika rehetra no ho karamanao , " dia niteraka sadika avokoa ny ondry aman'osy rehetra .
GEN 31:9     Alignment score: 0.247
In this way God has taken away the livestock of your father and given them to me .
Tamin'izany fomba izany no nangalan'Andriamanitra ny biby fiompin
' ny rainareo ary nanomezany izany ho ahy .
GEN 31:10     Alignment score: 0.322 → 0.339
Once at the time of breeding season , I saw in a dream the male goats that were mating with the flock . The male goats were striped , speckled , and spotted .
Ary tamin ' ny andron
' ny fahatairana ka iraisana , dia hitako tao amin ' ny nofy ireo osy lahy izay miray amin'ireo ondry aman'osy . Ireo osy lahy dia sadika , mara , ary sada .
GEN 31:11     Alignment score: 0.499
The angel of God said to me in the dream , ' Jacob . ' I said , ' Here I am . '
Ny anjelin'Andriamanitra niteny tamiko tao anaty nofy hoe : ' Ry Jakoba . ' Dia hoy aho hoe : ' Inty aho . '
GEN 31:12     Alignment score: 0.365 → 0.375
He said , ' Lift up your eyes and see all the male goats that are breeding with the flock . They are striped , speckled , and spotted , for I have seen everything that Laban is doing to you .
Hoy izy hoe : " Atopazo ny masonao
ary jereo ireo osy lahy rehetra izay miray amin'ireo ondry aman'osy . Sadika , sy mara ary sada ireo , satria hitako ny zavatra rehetra ataon'i Labana aminao .
GEN 31:13     Alignment score: 0.33
I am the God of Bethel , where you anointed a pillar , where you made a vow to me . Now rise
up and leave this land and return to the land of your birth . ' "
Izaho no Andriamanitr'i Betela , izay nanosoranao tsangam - bato , sy nanaovanao voady tamiko . Ankehitriny mitsangàna ka mialà amin'ity tany ity ary miverena any amin ' ny tany nahaterahanao . "
GEN 31:14     Alignment score: 0.481
Rachel and Leah answered and said to him , " Is there any portion or inheritance for us in our father 's house ?
Namaly azy i Rahely sy Lea ka nanao taminy hoe : " Mbola misy anjara sy lova ho anay ve ao amin ' ny tranon
' ny rainay ?
GEN 31:15     Alignment score: 0.325
Are we not treated by him as foreigners
? For he has sold us and has also completely devoured our money .
Tsy nataony toy ny fitondrana vahiny ve izahay ? fa namidiny izahay , ary koa noviravirainy tanteraka ny volanay izy .
GEN 31:16     Alignment score: 0.299 → 0.303
For all the riches that God has taken away from our father are now ours and our children 's . Now then , whatever God has said to you , do it . "
Fa ny harena rehetra izay nalain'Andriamanitra tamin ' ny rainay
ankehitriny dia anay sy ny zanakay . Koa ankehitriny , na inona na inona nolazain'Andriamanitra taminao , dia ataovy izany . "
GEN 31:17     Alignment score: 0.377
Then Jacob arose
and placed his sons and his wives upon the camels .
Avy eo dia nitsangana Jakoba ary nametraka ireo zanany lahy sy ny vadiny teo ambony rameva .
GEN 31:18     Alignment score: 0.357 → 0.392
He drove
all his livestock ahead of him , along with all his property , including the livestock he had acquired in Paddan Aram . Then he set out to go to his father Isaac in the land of Canaan .
Nentiny avokoa ny biby fiompiny rehetra , niaraka tamin'ireo fananany rehetra , anisan'izany ny biby fiompy izay azony tany Padana - arama . Avy eo dia niainga mba hankany amin'Isaka rainy any amin ' ny tany Kanana izy .
GEN 31:19     Alignment score: 0.312 → 0.313
When Laban had gone to shear his flock , Rachel stole her father 's household gods .
Raha nandeha mba hanety ny ondriny i Labana , dia nangalarin'i Rahely ny sampin
- drainy .
GEN 31:20     Alignment score: 0.467 → 0.482
Jacob also deceived Laban the Aramean , by not telling him that he was fleeing .
I Jakoba ihany koa dia namitaka an'i Labana ilay Syriana , tamin ' ny tsy fitenenana azy fa handeha izy .
GEN 31:21     Alignment score: 0.344
So he fled with all that he had and quickly passed over the River , and headed toward the hill country of Gilead .
Ka dia nitsoaka niaraka tamin'izay rehetra nananany
izy ary niampita faingana ny ony , ary nizotra nankany amin ' ny tany havoana an'i Gileada .
GEN 31:22     Alignment score: 0.473
On the third day Laban was told that Jacob had fled .
Tamin ' ny andro faha - telo dia nolazaina tamin'i Labana fa nitsoaka i Jakoba .
GEN 31:23     Alignment score: 0.319
So he took his relatives with him and pursued him for a seven days ' journey . He overtook him in the hill country of Gilead .
Noho izany dia nalainy
ireo havany ary nanaraka azy nandritra ny lalana hafitoana . Tratrany teo amin ' ny tanànan'i Gileada izy .
GEN 31:24     Alignment score: 0.381
Now God came to Laban the Aramean in a dream at night and said to him , " Be careful that you speak to Jacob neither good nor bad . "
Ary Andriamanitra tonga tamin ' ny Labana ilay Syriana tamin ' ny nofy nony alina ka nanao taminy hoe : " Tandremo mba tsy hanao teny
tsara na ratsy an'i Jakoba ianao . "
GEN 31:25     Alignment score: 0.448
Laban overtook Jacob . Now Jacob had pitched his tent in the hill country . Laban also camped with his relatives in the hill country of Gilead .
Tratran'i
Labana i Jakoba . Ary Jakoba nanorina ny lainy teo amin'ilay tany havoana . Dia nanorina lay teo amin'ilay tany havoana an'i Gileada ihany koa i Labana niaraka tamin'ireo havany .
GEN 31:26     Alignment score: 0.413 → 0.428
Laban said to Jacob , " What have you done , that you deceived me and carried away my daughters
like captives of the sword ?
Hoy Labana tamin'i Jakoba hoe : " Inona no nataonao , no dia namitaka ahy ianao ka nitondra ireo zanako vavy toy ny babo an'ady ?
GEN 31:27     Alignment score: 0.261 → 0.275
Why did you flee secretly and trick me and did not tell me ? I would have sent you away with celebration and with songs , with tambourine
and with harps .
Nahoana ianao no nitsoaka mangina sy namitaka ahy fa tsy niteny tamiko ? Afaka nandefa anao tamin ' ny fankalazana sy hira aho , niaraka tamin ' ny aponga tapaka sy lokanga .
GEN 31:28     Alignment score: 0.176 → 0.189
You did not allow me to kiss my grandsons and my daughters
good bye . Now you have acted foolishly .
Tsy navelanao hanoroka hanao veloma ireo zafiko sy ireo zanako vavy aho . Ary adalana izao nataonao izao .
GEN 31:29     Alignment score: 0.236 → 0.255
It is in my power to do you harm , but the God of your father spoke to me last night and said , ' Be careful that you speak to Jacob neither good nor bad . '
Manana
hery handratrana anareo aho , saingy ny Andriamanitry ny rainareo niteny tamiko tamin ' ny alina hoe : ' Tandremo mba tsy hasianao teny akory Jakoba na tsara na ratsy . '
GEN 31:30     Alignment score: 0.357
Now you have gone away because you longed to return to your father 's house . But why did you steal my gods ? "
Ankehitriny lasa ianao satria manina ny hiverina any an - tranon
' ny rainareo . Saingy nahoana no nangalarinao ireo andriamanitro ? "
GEN 31:31     Alignment score: 0.437 → 0.471
Jacob answered and said to Laban , " I fled secretly because I was afraid and thought that you would take your daughters
from me by force .
Namaly Jakoba ka nanao tamin'i Labana hoe : " Satria natahotra aho ary nieritreritra fa ho halainao amiko amin - kery ireo zanakao vavy no nahatonga ahy handositra mangingina .
GEN 31:32     Alignment score: 0.27
Whoever has stolen your gods will not continue to live
. In the presence of our relatives , identify whatever with me is yours and take it . " For Jacob did not know that Rachel had stolen them .
Na iza na iza nangalatra ny andriamanitrao dia ho faty izy . Eo anatrehan'ireo havantsika , dia fantaro izay rehetra ety amiko ka anareo dia alaivo izany . " Satria tsy fantatr'i Jakoba fa Rahely no nangalatra izany .
GEN 31:33     Alignment score: 0.468 → 0.478
Laban went into Jacob 's tent , into Leah 's tent , and into the tent of the two female servants , but he did not find
them . He went out of Leah 's tent and entered into Rachel 's tent .
Ary Labana nandeha nankany amin ' ny lain'i Jakoba , tany amin ' ny lain'i Lea , ary tany amin ' ny lain'ireo mpanompo vavy roa , saingy tsy nahita azy ireo izy . Nivoaka tao amin ' ny lain'i Lea izy ary niditra tao amin ' ny lain'i Rahely .
GEN 31:34     Alignment score: 0.29 → 0.298
Now Rachel had taken the household gods , put them in a camel 's saddle , and sat upon them . Laban searched the whole tent , but did not find
them .
Ary efa nalain'i Rahely ireo sampy ka nataony tao anatin ' ny laselin ' ny rameva , ka nipetraka teo ambonin'izany izy . Nikaroka nanerana ny lay i Labana saingy tsy nahita ireo .
GEN 31:35     Alignment score: 0.289 → 0.289
She said to her father , " Do not be angry , my master , that I can not stand up before you , for I am having my period . " So he searched but did not find
his household gods .
Hoy Rahely tamin ' ny rainy hoe : " Aza tezitra , tompoko , fa tsy afaka mijoro eo anoloanao aho , satria tonga fadim - bolana aho . " Ka dia nitady izy fa tsy nahita ireo sampiny .
GEN 31:36     Alignment score: 0.415 → 0.414
Jacob was angry and argued with Laban . He said to him , " What is my offense ? What is my sin , that you have hotly pursued me ?
Tezitra Jakoba ka nifamaly tamin'i Labana . Hoy izy taminy hoe : " Inona no fandikan - dalàna nataoko ? Inona no fahotako , no nanenjika ahy tamin - kafanam - po ianao ?
GEN 31:37     Alignment score: 0.214 → 0.217
For you have searched all my possessions . What have you found of all your household goods ? Set them here before our relatives , so that they may judge between the two of us .
Fa nosavainao avokoa ny fananako rehetra . Ary inona tamin'ireo rehetra zavatsoan ' ny ankohonanao
no hitanao ? Apetraho eto anoloan'ireo havantsika izany , mba hahafahan'izy ireo mitsara eo amintsika roa tonta .
GEN 31:38     Alignment score: 0.271 → 0.281
For twenty years I have been with you . Your ewes and your female goats have not miscarried , nor have I eaten any rams from your flocks .
Fa niaraka taminao foana aho nandritry
ny roapolo taona . Ireo ondry vavinao sy osy vavinao tsy mba namotsotra , ary tsy mba nihinana ny ondry lahy avy tamin'ireo ondrinao aho .
GEN 31:39     Alignment score: 0.207 → 0.214
What was torn by beasts I did not bring to you . I bore the loss
of it . You demanded payment from my hand , whether stolen by day or stolen by night .
Tsy mba nentiko teo aminao izay voaviraviran'ireo bibidia . Fa kosa , izaho no nizaka ny fahaverezan'izany . Ataonao mandoa ny biby very rehetra foana aho , na ny nangalarina atoandro na ny nangalarina alina .
GEN 31:40     Alignment score: 0.353
There I was ; in the day the heat consumed me , and the frost by night ; and I went without sleep .
Tany aho ; ny atoandro dia namely ahy ny hafanana , ary ny alina dia namely ahy ny fanala ; ary tsy mba natory .
GEN 31:41     Alignment score: 0.376 → 0.392
These
twenty years I have been in your household . I worked for you fourteen years for your two daughters , and six years for your flock . You have changed my wages ten times .
Nitoetra tao an - tranonao aho nandritr'izay roapolo taona izay . Niasa ho anao nandritry ny efatra ambin ' ny folo taona aho mba hahazoako ireo zanakao roa vavy ary enin - taona ho an'ireo ondry aman'osinao . Novainao impolo ny karamako .
GEN 31:42     Alignment score: 0.298 → 0.323
Unless the God of my father , the God of Abraham , and the one Isaac fears , had been with me , surely now you would have sent me away empty - handed . God has seen my affliction and my toil , and he rebuked you last night . "
Raha tsy niaraka tamiko ny Andriamanitry ny raiko , ilay Andriamanitr'i
Abrahama , ary ilay hatahoran'Isaka , dia ho nalefanao nandeha tanam - polo tokoa aho . Hitan'Andriamanitra ny fahoriako sy ny fiasako mafy , ka niteny mafy anao Izy tamin ' ny alina . "
GEN 31:43     Alignment score: 0.323 → 0.327
Laban answered and said to Jacob , " The daughters
are my daughters , the grandchildren are my grandchildren , and the flocks are my flocks . All that you see is mine . But what can I do today to these my daughters , or to their children whom they have borne ?
Namaly Labana ka niteny tamin'i Jakoba hoe : " Ireo zazavavy ireo dia zanako vavy , zafikeliko ireo zafikely , ary ondry aman'osiko ireo ondry aman'osy . Izay hitanao rehetra dia ahy avokoa . Ankehitriny kosa inona no afaka ataoko ho an'ireo zanako vavy , na ho an'ireo zaza naterany ?
GEN 31:44     Alignment score: 0.38
So now , let us make a covenant , you and I , and let it be for a witness between you and me . "
Koa ankehitriny , andeha isika hanao fanekena , dia izaho sy ianao , ary aoka izany ho vavolombelona amiko sy aminao . "
GEN 31:45     Alignment score: 0.431
So Jacob took a stone and set it up as a pillar .
Noho izany dia naka vato Jakoba ary nanangana izany ho tsangam - bato
.
GEN 31:46     Alignment score: 0.482
Jacob said to his relatives , " Gather stones . " So they took stones and made a pile . Then they ate there by the pile .
Hoy Jakoba tamin'ireo havany hoe : " Manangona vato . " Ka dia naka ny vato izy ireo ary nanao antontany . Avy eo izy ireo nihinana teo amin'ilay antontam - bato izy ireo .
GEN 31:47     Alignment score: 0.801
Laban called it Jegar Sahadutha , but Jacob called it Galeed .
Nantsoin'i
Labana hoe Jegara - sahadota izany , fa Jakoba niantso izany hoe Galeda .
GEN 31:48     Alignment score: 0.454
Laban said , " This pile is a witness between me and you today . " Therefore its name was called Galeed .
Hoy Labana hoe : " Ity antontam - bato
ity no vavolombelona amintsika anio . " Noho izany ny anarany dia nantsoina hoe Galeda .
GEN 31:49     Alignment score: 0.447 → 0.454
It is also called Mizpah , because Laban said , " May Yahweh watch between you and me , when we are out of sight one from another .
Antsoina
ihany koa hoe Mizpa izany , satria hoy Labana hoe : " Yaveh anie hitsinjo ahy sy ianao , rehefa tsy mifankahita isika .
GEN 31:50     Alignment score: 0.213 → 0.244
If you mistreat my daughters
, or if you take any wives besides my daughters , although no one else is with us , see , God is witness between you and me . "
Raha ampijalianao ireo zanako vavy , na manambady hafa ankoatr'ireo zanako vavy ianao , na dia tsy misy olona hafa aza eto amintsika , dia indro Andriamanitra no vavolombelona eo amiko sy aminao . "
GEN 31:51     Alignment score: 0.365 → 0.403
Laban said to Jacob , " Look at this pile , and look at the pillar , which I have set between you and me .
Hoy Labana tamin'i Jakoba hoe : " Jereo ity antontam - bato ity , ary jereo ny tsangam - bato
, izay naoriko eto anelanelantsika .
GEN 31:52     Alignment score: 0.203 → 0.202
This pile is a witness
, and the pillar is a witness , that I will not pass beyond this pile to you , and that you will not pass beyond this pile and this pillar to me , to do harm .
Vavolombelona ity antontam - bato ity , ary vavolombelona ilay tsangam - bato , mba tsy hihoarako ity antontam - bato ity mankany aminao , sy tsy hihoaranao ity antontam - bato sy tsangam - bato ity mankaty amiko , hanao ratsy .
GEN 31:53     Alignment score: 0.438 → 0.454
May the God of Abraham , and the god of Nahor , the gods of their father , judge between us . " Jacob swore by the Fear of his father Isaac .
Ilay Andriamanitr'i
Abrahama , sy ilay andriamanitr'i Nahora , ary ireo andriamanitry ny rain'izy ireo anie hitsara antsika . " Nianiana tamin'Ilay Tahotry Isaka rainy i Jakoba .
GEN 31:54     Alignment score: 0.496
Jacob offered a sacrifice on the mountain
and called his relatives to eat a meal . They ate and spent the entire night on the mountain .
Nanolotra sorona tany an - tendrombohitra i Jakoba ary niantso ireo havany mba hihinana . Nihinana izy ireo ary nijanona teny an - tendrombohitra ny alina tontolo .
GEN 31     Average alignment score: 0.364 for 54 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50