Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 49:1     Alignment score: 0.286 → 0.291
Then Jacob called for his sons , and said : " Gather yourselves together , that I may tell you what will happen to you in the future .
Avy eo nampiantso ireo zanany lahy Jakoba , ary niteny hoe : " Miangona ianareo , mba hafahako milaza aminareo izay hitranga aminareo amin ' ny ho avy .


GEN 49:2     Alignment score: 0.524
Assemble yourselves and listen , you sons of Jacob . Listen to Israel , your father .
Mivoria ary mihainoa , ianareo ry zanaka lahin'i Jakoba . Mihainoa an'i Israely , rainareo .
GEN 49:3     Alignment score: 0.454
Reuben , you are my firstborn , my might , and the beginning of my strength , outstanding in dignity , and outstanding in power .
Ry Robena , ianao no lahimatoako , ny maheriko , ary ny fiandohan ' ny heriko , miavaka amin ' ny fahamendrehana , ary miavaka amin ' ny fahefana .
GEN 49:4     Alignment score: 0.261
Uncontrollable as rushing water , you will not have the preeminence , because you went up to your father 's bed . Then you defiled it ; you went up to my couch .
Tsy voafehy toy ny rano mandeha mafy , no tsy hahazo ny lohany ianao , satria niakatra teo amin ' ny fandrian ' ny rainao
ianao . Avy eo nandoto izany ianao ; niakatra teo amin ' ny fandriako ianao .
GEN 49:5     Alignment score: 0.666
Simeon and Levi are brothers . Weapons of violence are their swords .
Simeona sy Levy dia mpirahalahy . Ireo fitaovam - piadian
' ny herisetra no sabatr'izy ireo .
GEN 49:6     Alignment score: 0.235
O my soul , do not come
into their council ; O my glory , do not join in their meetings . For in their anger they killed men . It was for pleasure that they hamstrung oxen .
Ry fanahiko , aza miditra ao amin'ireo filan - kevitr'izy ireo ; aza miditra ao amin ' ny fivorian'izy ireo , fa ny foko be voninahitra loatra raha ho an'izany . Fa tao anatin ' ny hatezeran'izy ireo no namonoany olona . Ho fahafinaretana no nitraingoin'izy ireo omby .
GEN 49:7     Alignment score: 0.291 → 0.315
May their anger be cursed , for it was fierce and their fury , for it was severe . I will divide them in Jacob and scatter them in Israel .
Aoka hozonina ny hatezeran'izy ireo , fa nasiaka izany ary ny faharomotan'izy ireo , fa loza be izany . Hizara azy ireo any amin'i Jakoba aho ary hampiely azy ireo any amin'i Israely .
GEN 49:8     Alignment score: 0.35 → 0.347
Judah , your brothers will praise you . Your hand will be on the neck of your enemies . Your father 's sons will bow down before you .
Ry Joda , hidera anao ireo rahalahinao
. Ho eo am - bozon'ireo fahavalonao ny tananao . Hiankohoka eo alohanao ireo zanaka lahin ' ny rainao .
GEN 49:9     Alignment score: 0.309
Judah is a lion 's cub . My son , you have gone up from your victims . He stooped down , he crouched like a lion , like a lioness . Who would dare to awaken him ?
Joda dia zana - diona . Ry zanako lahy , niakatra tamin'ireo fandresenao
ianao . Dia niondrika izy , nitampify toy ny liona , toy ny liona vavy . Iza no hahasahy hamoha azy ?
GEN 49:10     Alignment score: 0.449 → 0.468
The scepter will not depart from Judah , nor the ruler 's staff from between his feet , until Shiloh comes . The nations will obey him .
Ny tehim - panjakana dia tsy hiala eo amin'i Joda , na ireo tehin'ireo mpanapaka eo anelanelan ' ny tongony , mandra - pahatongan'i Silo . Hankatoa
azy ireo firenena .
GEN 49:11     Alignment score: 0.304 → 0.304
Binding his donkey to the vine , and his donkey 's colt to the choice vine , he has washed his garments in wine , and his robe in the blood of grapes .
Namatotra ny ampondrany teo amin ' ny voaloboka , ary ny zana - birikiny
teo amin ' ny voaloboka voasafidy , dia nanasa ireo fitafiany tao anatin ' ny divay izy , ary ny akanjo lavany tao anatin ' ny ràm - boaloboka .
GEN 49:12     Alignment score: 0.52
His eyes will be as dark as wine , and his teeth as white as milk .
Ho mainty toy ny divay ireo masony , ary ho fotsy toy ny ronono ireo nifiny
.
GEN 49:13     Alignment score: 0.432 → 0.434
Zebulun will live by the shore of the sea . He will be a harbor for ships , and his border will extend to Sidon .
Hipetraka eo amoron - dranomasina i Zebolona . Ho seranan'ireo sambo izy , ary hihitatra any Sidona ny fari - taniny
.
GEN 49:14     Alignment score: 0.335
Issachar is a strong donkey , lying down between the sheepfolds .
Isakara dia ampondra matanjaka , mandry anelanelan'ireo valan'ondry
.
GEN 49:15     Alignment score: 0.251
He sees a good resting place and the pleasant land . He will bend his shoulder to the burden and become
a servant for forced labor .
Mahita toerana fialan - tsasatra tsara sy tany mahafinaritra izy . Hanondrika ny sorony ho amin ' ny enta - mavesatra izy ary ho lasa mpanompo ho an ' ny asa .
GEN 49:16     Alignment score: 0.249 → 0.445
Dan will judge his people as one of the tribes of Israel .
Hitsara ny vahoakany
toy ny iray amin'ireo fokon'i Israely i Dana .
GEN 49:17     Alignment score: 0.502
Dan will be a snake beside the road , a poisonous snake in the path that bites the horse 's heels , so that his rider falls backward
.
Ho bibilava akaikin ' ny lalana i Dana , bibilava misy poizina eo amin ' ny lalana izay manaikitra ireo ombelahin - tongotry ny soavaly , ka mianjera ny mpitaingina izany .
GEN 49:18     Alignment score: 0.533
I wait for your salvation , Yahweh .
Miandry ny famonjenao
aho , ry Yaveh .
GEN 49:19     Alignment score: 0.408
Gad raiders will attack him , but he will attack them at their heels .
Gada hanafika azy ny andiany
, fa hanafika azy ireo eo amin ' ny ombelahin - tongon'izy ireo izy .
GEN 49:20     Alignment score: 0.456 → 0.451
Asher 's food will be rich , and he will provide royal delicacies .
Ho tsara ny sakafon'i
Asera , ary hamatsy hanim - py ny mpanjaka izy .
GEN 49:21     Alignment score: 0.317
Naphtali is a doe let loose ; he will have beautiful fawns .
Naftaly dia diera vavy novahana , hanana biby tsara tarehy izy .
GEN 49:22     Alignment score: 0.266
Joseph is a fruitful bough , a fruitful bough near a spring , whose branches climb over the wall .
Josefa dia sampam - bokatra , sampam - bokatra akaiky lohataona , izay ny sampany dia mananika mihoatry ny fefy .
GEN 49:23     Alignment score: 0.305
The archers will attack him bitterly and shoot at him with hostility .
Ireo mpandefa tsipika dia hanafika azy ary hitifitra azy sy hampijaly azy .
GEN 49:24     Alignment score: 0.249 → 0.27
But his bow will remain steady , and his hands will be skillful because of the hands of the Mighty One of Jacob , because of the name of the Shepherd
, the Rock of Israel .
Fa ny tsipikany dia hijanona hateza , ary ireo tanany dia hahay hanao noho ny tanan'ilay Maherin'i Jakoba , noho ny anaran ' ny Mpiandry ondry , ny Vatolampin'i Israely .
GEN 49:25     Alignment score: 0.394 → 0.404
The God of your father will help you and the Almighty God will bless you with blessings of the sky above , blessings of the deep that lies beneath , and blessings of the breasts and womb .
Ny Andriamanitry ny rainao
dia hanampy anao ary ny Andriamanitra Tsitoha hitahy anao amin'ireo fitahian ' ny lanitra ambony , ireo fitahian ' ny lalina izay nandry ambany , ary ireo fitahian ' ny tratra sy kibo .
GEN 49:26     Alignment score: 0.301 → 0.318
The blessings
of your father are greater than the blessings of the ancient mountains or the desirable things of the ancient hills . May they be on the head of Joseph , even upon the crown of the head of the prince of his brothers .
Ireo tso - dranon ' ny rainao dia lehibe noho ireo fitahian'ireo tendrombohitra taloha na ireo zavatra irian'ireo havoana taloha . Ho eo an - dohan'i Josefa anie ireo , dia eo amin ' ny satro - boninahitry ny lohan ' ny printsin'ireo rahalahiny mihintsy .
GEN 49:27     Alignment score: 0.571 → 0.572
Benjamin is a hungry wolf . In the morning he will devour the prey , and in the evening he will divide the plunder . "
Benjamina dia amboadia noana . Amin ' ny maraina dia handrapaka ny haza izy , ary amin ' ny hariva dia hizara ny voaroba izy . "
GEN 49:28     Alignment score: 0.274
These
are the twelve tribes of Israel . This is what their father said to them when he blessed them . Each one he blessed with an appropriate blessing .
Ireo no foko roa ambin ' ny folon'i Israely . Izany no nolazain ' ny rainy tamin'izy ireo rehefa nitso - drano azy ireo izy . Ny tsirairay avy dia notsofina rano tamin ' ny fitsofan - drano mifanaraka avy .
GEN 49:29     Alignment score: 0.301 → 0.306
Then he instructed them and said to them , " I am about to go to my people . Bury me with my forefathers in the cave that is in the field of Ephron the Hittite ,
Dia nandidy azy ireo izy ary nanao tamin'izy ireo hoe : " Efa andeha any amin ' ny vahoakako aho . Aleveno miaraka amin'ireo razam - beko ao am - pasana izay ao amin ' ny sahan'i
Efrona Hetita aho ,
GEN 49:30     Alignment score: 0.534
in the cave that is in the field of Machpelah , which is near Mamre in the land of Canaan , the field that Abraham bought for a burial place from Ephron the Hittite .
ao amin ' ny fasana izay ao amin ' ny sahan'i
Makpela , izay akaikin'i Mamre ao amin ' ny tany Kanàna , ny saha izay novidian'i Abrahama ho toerana fandevenana tany amin'i Efrona Hetita .
GEN 49:31     Alignment score: 0.61
There they buried Abraham and Sarah his wife ; there they buried Isaac and Rebekah his wife ; and there I buried Leah .
Tao no nandevenan'izy ireo an'i Abrahama sy Saraha vadiny ; tao no nandevenan'izy ireo an'Isaka sy Rebeka vadiny ; ary tao no nandevenako an'i Lea .
GEN 49:32     Alignment score: 0.286
The field and the cave that is in it were purchased from the people of Heth . "
Ny saha sy ny fasana izay tao anatin'izany dia novidiana
tamin'ireo vahoakan'i Heta .
GEN 49:33     Alignment score: 0.292
When Jacob finished these
instructions to his sons , he pulled his feet into the bed , breathed his last , and went to his people .
Rehefa vitan'i Jakoba tamin'ireo zanany izany didy izany , dia namonkina ny tongony ho eny am - pandriana izy , dia niala aina , ary nandeha nankany amin ' ny olony .
GEN 49     Average alignment score: 0.372 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50