Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 8:1     Alignment score: 0.346 → 0.348
God remembered Noah , all the wild animals , and all the livestock that were with him in the ark . God made a wind blow
over the earth , and the waters started going down .
Ary Andriamanitra nahatsiaro an'i Noa , ireo bibi - dia rehetra , ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao anatin'ilay sambo - fiara . Nampitsoka rivotra eran ' ny tany Andriamanitra , ka dia nanomboka nihena ny rano .


GEN 8:2     Alignment score: 0.27
The fountains of the deep and the windows of heaven were closed , and it stopped raining .
Nakatona ny loharanon
' ny lalina sy ny varavarakelin ' ny lanitra , ary nitsahatra ny ranon'orana .
GEN 8:3     Alignment score: 0.193 → 0.224
The flood waters went down slowly from the earth , and after the end of 150 days the waters had gone down .
Nihena tsikelikely ny ranon ' ny safo - drano , ary rehefa afaka dimampolo amby zato andro dia nihena ny rano .
GEN 8:4     Alignment score: 0.2 → 0.218
The ark came to rest in the seventh month , on the seventeenth day of the month , upon the mountains
of Ararat .
Dia niantsona teo amin ' ny tendrombohitr'i Aratata ny sambo - fiara tamin ' ny volana faha - fito , tamin ' ny andro faha - fito ambin ' ny folon ' ny volana .
GEN 8:5     Alignment score: 0.3 → 0.366
The waters continued to go down until the tenth month . On the first day of the month , the tops of the mountains
appeared .
Nihena hatrany ny rano hatramin ' ny volana faha - folo . Tamin ' ny andro voalohan ' ny volana , dia niseho ny tampon ' ny tendrombohitr .
GEN 8:6     Alignment score: 0.318
It came
about after forty days that Noah opened the window of the ark which he had made .
Ary rehefa afaka efapolo andro dia novohain'i Noa ny varavarakelin ' ny sambo - fiara izay namboariny .
GEN 8:7     Alignment score: 0.275 → 0.341
He sent out a raven and it flew back and forth until the waters were dried up from the earth .
Ary nandefa goaika anankiray tany
ivelany izy , ary niverimberina nanidina izany ambara - pahamainan ' ny rano tamin ' ny tany .
GEN 8:8     Alignment score: 0.3 → 0.333
Then he sent out a dove to see if the waters had gone down from the surface of the earth ,
Ary nandefa voromailala izy hizaha raha efa ritra ny rano tambonin ' ny tany ,
GEN 8:9     Alignment score: 0.267 → 0.268
but the dove found no place to rest her foot
, and she returned to him in the ark , for the waters were still covering the whole earth . He reached out with his hand , and took and brought her into the ark with him .
fa tsy nahita toerana nametrahany ny tongony ilay voromailala ka niverina tany aminy tao anatin'ilay sambo fiara satria mbola nandrakotra ny tany manontolo ny rano . Ary naninjitra ny tanany izy , ka nandray ilay voromailala ary nampiditra azy tao anaty sambo - fiara niaraka taminy .
GEN 8:10     Alignment score: 0.448 → 0.459
He waited another seven days and again he sent out the dove from the ark .
Ary mbola niandry hafitoana indray izy ka nandefa ilay voromailala avy tao anaty sambo - fiara .
GEN 8:11     Alignment score: 0.286 → 0.309
The dove returned to him in the evening . Look ! In her mouth was a freshly plucked olive leaf . So Noah knew
that the waters had gone down from the earth .
Niverina teo aminy ilay voromailala nony hariva . Indro ! nisy ravin'oliva maitso vao notangosana teo ambavan'ilay voromailala . Koa dia fantatr'i Noa fa efa nidina ny rano tambonin ' ny tany .
GEN 8:12     Alignment score: 0.329 → 0.333
He waited another seven days , and sent out the dove again . She did not return again to him .
Mbola niandry hafitoana , izy ka namoaka ilay voromailala indray . Tsy niverina teo aminy intsony ilay vorona
.
GEN 8:13     Alignment score: 0.393 → 0.395
It came
about in the six hundred and first year , in the first month , on the first day of the month , that the waters were dried up from off the earth . Noah removed the covering of the ark , looked out , and saw that , behold , the surface of the ground was dry .
Tamin ' ny faha - iraika amby eninjato taona , tamin ' ny volana voalohany , tamin ' ny andro voalohan ' ny volana , no ritra ny rano teo ambonin ' ny tany . Nesorin'i Noa ny tafon'ilay sambo - fiara , nijery tany ivelany , ary nahita fa , indro , maina ny tany .
GEN 8:14     Alignment score: 0.594
In the second month , on the twenty - seventh day of the month , the earth was dry .
Ary tamin ' ny andro fahafito amby roampolo , tamin ' ny volana faharoa , dia maina ny tany .
GEN 8:15     Alignment score: 0.644
God said to Noah ,
Hoy Andriamanitra tamin'i Noa hoe :
GEN 8:16     Alignment score: 0.214 → 0.226
" Go out of the ark , you , your wife , your sons , and your sons ' wives with you .
" Mivoaha ao anaty sambo - fiara , ianao , ny vadinao
, ireo zanakao lahy , ary ireo vinantonao vavy miaraka aminao .
GEN 8:17     Alignment score: 0.308 → 0.307
Take out with you every living creature
of all flesh that is with you the birds , the animals , and every creeping thing that creeps upon the earth so that they may increase greatly on the earth , that they may be fruitful and multiply upon the earth . "
Ento mivoaka miaraka aminao ireo zava - manan'aina rehetra izay miaraka aminao izay avy tamin ' ny nofo rehetra dia ireo vorona , ireo biby , ary ireo zavatra mikisaka rehetra amin ' ny tany mba hitombo isa fatratra ho zava - manan'aina manerana ny tany ireo , Miteraha maro ary mihamaroa . "
GEN 8:18     Alignment score: 0.285 → 0.287
So Noah went out with his sons , his wife , and his sons ' wives with him .
Dia nivoaka Noa sy ny vady aman - janany , mbamin ' ny vinantovaviny niaraka taminy .
GEN 8:19     Alignment score: 0.332
Every living creature
, every creeping thing , and every bird , everything that moves on the earth , according to their families , left the ark .
Ny zava - manan'aina rehetra , ny zavatra mikisaka rehetra , ary ny vorona rehetra , mbamin'izay rehetra mihetsiketsika eto ambonin ' ny tany , araka ny karazany avy , dia nandao ny sambo - fiara .
GEN 8:20     Alignment score: 0.606
Noah built an altar to Yahweh . He took some of the clean animals and some of the clean birds , and offered burnt offerings
on the altar .
Nanamboatra alitara ho an'i Yaveh i Noa . Naka sasany tamin'ireo biby madio sy vorona madio izy , ary nanolotra fanatitra dorana teo amin ' ny alitara .
GEN 8:21     Alignment score: 0.306 → 0.306
Yahweh smelled the pleasing aroma and said in his heart , " I will not again curse the ground because of mankind , even though the intention of mankind 's heart is evil from childhood . Nor will I again destroy everything living , as I have done .
Ary ren'i Yaveh ny hanitra ankasitrahana ka niteny tao am - pony hoe : " Tsy hanozona ny tany noho ny olombelona intsony Aho , na dia ratsy hatramin ' ny fahazazany aza ny fisainan
' ny fon ' ny olona . Ary tsy handringana ny zava - manan'aina intsony Aho , tahaka izay nataoko .
GEN 8:22     Alignment score: 0.337 → 0.345
While the earth remains , seed time and harvest , cold and heat , summer and winter , and day and night will not cease . "
Raha mbola maharitra koa ny tany , dia tsy hanam - pitsaharana ny taom - pamafazana sy ny taom - pijinjana , ny hatsiaka sy ny hafanana , ny ririnina sy ny fahavaratra , ary ny andro sy ny alina . "
GEN 8     Average alignment score: 0.343 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50