Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 37:1     Alignment score: 0.384 → 0.416
Jacob lived in the land where his father had sojourned , in the land of Canaan .
Nonina tany
amin'ilay tany izay nitoeran ' ny rainy i Jakoba , tao amin ' ny tany Kanana .


GEN 37:2     Alignment score: 0.449 → 0.433
This is the account of Jacob . Joseph , who was a young man seventeen years old , was guarding the flock with his brothers . He was with the sons of Bilhah and with the sons of Zilpah , his father 's wives . Joseph brought an unfavorable report about them to their father .
Izao ny tranga mahakasika an'i Jakoba . Josefa , izay tovolahy fito ambin ' ny folo taona , dia niambina ireo ondry aman'osy niaraka tamin'ireo rahalahiny . Izy dia niaraka tamin'ireo zanaka lahin'i Bila sy ireo zanaka lahin'i Zilpa , ireo vadin
' ny rainy . Nanao tatitra ratsy momba azy ireo tamin ' ny rainy i Josefa .
GEN 37:3     Alignment score: 0.305 → 0.331
Now Israel loved Joseph more than all his sons because he was the son of his old age . He made him a beautifully
decorated garment .
Ary dia tian'i Israely mihoatra noho ireo zanany lahy hafa i Josefa noho izy zanakin ' ny fahanterany . Nanjairany akanjo tsara tarehy izy .
GEN 37:4     Alignment score: 0.294 → 0.294
His brothers saw that their father loved him more than all his brothers . They hated him and would not speak peaceably to him .
Hitan'ireo rahalahiny fa tian
' ny rainy mihoatra noho ireo rahalahiny rehetra izy . Nankahala azy izy ireo ary tsy niteny am - pitiavana taminy .
GEN 37:5     Alignment score: 0.382
Joseph dreamed a dream , and he told his brothers about it . They hated him even more .
Nahazo nofy i Josefa , ary notantarainy tamin'ireo rahalahiny izany . Vao maika nankahala azy izy ireo .
GEN 37:6     Alignment score: 0.251
He said to them , " Please listen to this dream which I dreamed .
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Mba henoy anie izao nofiko izay nonofisiko izao .
GEN 37:7     Alignment score: 0.263 → 0.274
Behold , we were tying bundles of grain in the field and behold , my bundle rose
and stood upright , and behold , your bundles came around and bowed down to my bundle . "
Indro , namehy amboaram - bary tany an - tsaha isika ary indro , niarina ny amboarako ka tafajoro tsara , ary indro , nilahatra nanodidina ny ahy kosa ireo amboaranareo ary niankohoka teo anatrehan ' ny amboarako . "
GEN 37:8     Alignment score: 0.308
His brothers said to him , " Will you really reign over us ? Will you actually rule over us ? " They hated him even more for his dreams and for his words .
Hoy ireo rahalahiny taminy hoe : " Dia hanjaka aminay tokoa ve ianao ? Hanapaka anay tokoa ve ianao ? " Vao maika izy ireo nankahala azy noho ireo nofiny sy ireo teniny
.
GEN 37:9     Alignment score: 0.377 → 0.377
He dreamed another dream and told it to his brothers . He said , " Look , I have dreamed another dream : The sun and the moon and eleven stars bowed down to me . "
Dia mbola nanofy hafa indray izy ka nambarany
tamin'ireo rahalahiny . Hoy izy hoe : " Mbola nahazo nofy hafa indray aho : Niankohoka teo anatrehako ny masoandro sy ny volana ary ny kintana iraika ambin ' ny folo . "
GEN 37:10     Alignment score: 0.274 → 0.274
He told it to his father just as to his brothers , and his father rebuked him . He said to him , " What is this dream that you have dreamed ? Will your mother and I and your brothers actually come
to bow down to the ground to you ? "
Notantarainy tamin - drainy izany toy ny nataony tamin'ireo rahalahany , ka notenenin - drainy mafy izy . Hoy izy taminy hoe : " Inona izany azonao nofy izany ? Dia hiankohoka amin ' ny tany eo anatrehanao tokoa ve izaho sy ny reninao ary ireo rahalahinao ? "
GEN 37:11     Alignment score: 0.136 → 0.182
His brothers were jealous of him , but his father kept the matter in mind .
Nialona azy ireo rahalahany
, fa ny rainy kosa nitadidy izany zavatra izany tao an - tsainy .
GEN 37:12     Alignment score: 0.262 → 0.268
His brothers went to tend their father 's flock in Shechem .
Nandeha niandry ireo ondry aman'osin
- drainy tany Sekema ireo rahalahiny .
GEN 37:13     Alignment score: 0.462 → 0.464
Israel said to Joseph , " Are not your brothers tending the flock in Shechem ? Come , and I will send
you to them . " Joseph said to him , " I am ready . "
Hoy Israely tamin'i Josefa hoe : " Moa tsy lasa niandry ireo ondry aman'osy any Sekema ve ireo rahalahinao ? Avia , fa hirahiko ho any amin'izy ireo ianao . " Hoy Josefa taminy hoe : " Vonona aho . "
GEN 37:14     Alignment score: 0.356 → 0.363
He said to him , " Go now , see whether it is well with your brothers and well with the flock , and bring me word . " So Jacob sent him out of the Valley of Hebron , and Joseph went to Shechem .
Hoy izy taminy hoe : " Mandehana , ndeha zahao
raha salama ireo rahalahinao sy ireo ondry aman'osy , ary tatero aty amiko . " Ary dia navoakan'i Jakoba nihoatra ny lohasahan'i Hebrona izy , ary Josefa nankany Sekema .
GEN 37:15     Alignment score: 0.455 → 0.473
A certain man found Joseph . Behold , Joseph was wandering in a field . The man asked him , " What do you seek ? "
Ary nisy lehilahy iray nahita an'i Josefa . Indro , i Josefa nirenireny teny
an - tsaha . Nanontany azy ilay lehilahy hoe : " Inona no tadiavinao ? "
GEN 37:16     Alignment score: 0.389 → 0.412
Joseph said , " I am seeking my brothers . Tell me , please , where they are tending the flock . "
Hoy Josefa hoe : " Mitady ireo rahalahiko aho . Miangavy , mba lazao ahy re , aiza izy ireo no miandry ireo ondry aman'osy . "
GEN 37:17     Alignment score: 0.436 → 0.435
The man said , " They left this place , for I heard them say , ' Let us go to Dothan . ' " Joseph went after his brothers and found them at Dothan .
Hoy ilay lehilahy hoe : " Efa nandao ity toerana ity izy ireo , ary reko izy ireo niteny hoe : ' Andeha isika ho any Dotana . " ' Nanaraka ny dian'ireo rahalahany
i Josefa ka nahita azy ireo tany Dotana .
GEN 37:18     Alignment score: 0.211
They saw him from a distance , and before he came
near to them , they plotted against him to kill him .
Tazan'izy ireo avy lavitra izy , ary talohan ' ny nahatongavany teo akaikin'izy ireo , dia nanao tetika hamonoana azy izy ireo .
GEN 37:19     Alignment score: 0.137 → 0.138
His brothers said to one another , " Look , this master of dreams is approaching .
Nifampiresaka ireo rahalahany
hoe : " Jereo , tamy ilay mpanonofy .
GEN 37:20     Alignment score: 0.235
Come now , therefore , let us kill him and cast him into one of the pits . We will say , ' A wild animal has devoured him . ' We will see what will become
of his dreams . "
Avia ankehitriny , andeha ho vonointsika izy ka hatsipintsika ao amin'iray amin'ireo lavaka . Ho lazaintsika hoe : ' Narapakin ' ny bibidia izy . ' Dia ho hitantsika eo izay hiafaran'ireo nofiny . "
GEN 37:21     Alignment score: 0.388
Reuben heard it and rescued him from their hand . He said , " Let us not take his life . "
Nandre izany Robena ka namonjy azy teo am - pelan - tanan'izy ireo . Hoy izy hoe : " Aleo tsy esorintsika ny ainy . "
GEN 37:22     Alignment score: 0.319
Reuben said to them , " Shed no blood . Throw him into this pit that is in the wilderness , but lay no hand upon him " that he might rescue him out of their hand to bring him back to his father .
Hoy Robena tamin'izy ireo hoe : " Aza mandatsa - drà . Atsipazo any amin ' ny lavaka izay an'efitra izy , fa aza mikasi - tanana
azy " mba hafahany manavotra azy eo an - tanan'izy ireo ka hitondra azy miverina any amin - drainy .
GEN 37:23     Alignment score: 0.385 → 0.423
It came about that when Joseph reached his brothers , they stripped him of his beautifully
decorated garment .
Ary rehefa tonga teo amin'ireo rahalahiny Josefa , dia nendahan'izy ireo taminy ilay akanjo tsara tarehy .
GEN 37:24     Alignment score: 0.342
They took him and threw him into the pit . The pit was empty with no water in it .
Noraisin
' izy ireo izy ary natsipiny tao anaty lavaka . Foana ilay lavaka ary tsy nisy rano tao anatiny .
GEN 37:25     Alignment score: 0.463 → 0.472
They sat down to eat bread . They lifted up their eyes and looked , and , behold , a caravan of Ishmaelites
was coming from Gilead , with their camels bearing spices and balm and myrrh . They were traveling to carry them down to Egypt .
Nipetraka izy ireo mba hihinana mofo . Nanandratra ny masony izy ireo ka nijery , indreny , nisy Ismaelita niara - dia avy tany Gileada , niaraka tamin ' ny ramevan'izy ireo izay nitondra hanitra , sy balsama ary miora . Nandeha izy ireo mba hitondra izany hidina ho any Egypta .
GEN 37:26     Alignment score: 0.326
Judah said to his brothers , " What profit is it if we kill our brother and cover up his blood ?
Hoy Joda tamin'ireo rahalahiny hoe : " Inona no tombotsoa ho azontsika raha mamono ny rahalahintsika sy manafina ny ràny isika ?
GEN 37:27     Alignment score: 0.348 → 0.349
Come
, and let us sell him to the Ishmaelites and not lay our hands upon him . For he is our brother , our flesh . " His brothers listened to him .
Ndeha , ary aoka hamidintsika amin'ireo Ismaelita izy ary aoka tsy hisy hikasi - tanana azy isika . Satria rahalahintsika izy , nofontsika izy . " Nihaino azy ireo rahalahiny .
GEN 37:28     Alignment score: 0.406 → 0.416
The Midianite
merchants passed by . His brothers drew Joseph up and lifted him up out of the pit . They sold Joseph to the Ishmaelites for twenty pieces of silver . The Ishmaelites carried Joseph into Egypt .
Nandalo ireo Midianita mpivaro - mandeha . Nosintomin'ireo rahalahiny ary nankariny avy tao an - davaka i Josefa . Namidin'izy ireo farantsa volafotsy roapolo tamin'ireo Ismaelita i Josefa . Dia nentin'ireo Ismaelita tany Egypta i Josefa .
GEN 37:29     Alignment score: 0.544
Reuben returned to the pit , and , behold , Joseph was not in the pit . He tore his clothes .
Niverina teo amin'ilay lavaka Robena , ary , indro , tsy tao anaty lavaka i Josefa . Norovitiny ny fitafiany .
GEN 37:30     Alignment score: 0.331 → 0.381
He returned to his brothers and said , " The boy is not there ! And I , where can I go ? "
Niverina tany amin'ireo rahalahiny izy ary niteny hoe : " Tsy ao ilay zazalahy ! Aiza no tany
halehako ? "
GEN 37:31     Alignment score: 0.411
They slaughtered a goat and then took Joseph 's garment and dipped it into the blood .
Namono osy iray izy ireo ary naka ny akanjon'i
Josefa ka nanatsoboka izany tao amin'ilay .
GEN 37:32     Alignment score: 0.187 → 0.204
Then they brought the beautifully
decorated garment to their father and said , " We found this . Please see whether it is your son 's garment or not . "
Ary dia nentin'izy ireo tany amin ' ny rainy izany ary hoy izy ireo hoe : " Hitanay ity . Mba jereo raha akanjon ' ny zanakao ity na tsia . "
GEN 37:33     Alignment score: 0.31 → 0.346
Jacob recognized it and said , " It is my son 's clothing . A wild animal has devoured him . Joseph has certainly been torn to pieces . "
Fantatr'i
Jakoba izany ary hoy izy hoe : " Akanjon ' ny zanako ity . Narapaky ny bibidia izy . Tena rotidrotika tokoa Josefa . "
GEN 37:34     Alignment score: 0.363
Jacob tore his garments and put sackcloth upon his loins . He mourned for his son many days .
Nandrovitra ny fitafiany Jakoba ary nisikina lamba fisaonana teo am - balahany
. Nisaona ny zanany nandritry ny andro maro izy .
GEN 37:35     Alignment score: 0.352 → 0.369
All his sons and daughters
rose up to comfort him , but he refused to be comforted . He said , " Indeed I will go down to Sheol mourning for my son . " His father wept for him .
Nitsangana nampionona azy avokoa ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra , fa tsy nety nampiononina izy . Hoy izy hoe : " Hidina ho any amin ' ny fiainan - tsi - hita tokoa aho hisaona ny zanako lahy . " Nitomany azy ny rainy .
GEN 37:36     Alignment score: 0.505
The Midianites sold him in Egypt to Potiphar , an officer of Pharaoh , the captain of the bodyguard .
Namidin'ireo Midianita tany Egypta tamin'i Potifara izy , tandapan'i Farao , ilay lehiben ' ny mpiambina .
GEN 37     Average alignment score: 0.361 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50