Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 3:1     Alignment score: 0.298
Now the serpent was more shrewd than any other beast of the field which Yahweh God had made . He said to the woman , " Has God really said , ' You must not eat from any tree of the garden ' ? "
Ary ny menarana dia malina kokoa noho ny bibidia rehetra teo amin ' ny saha izay namboarin'i
Yaveh Andriamanitra . Ary hoy izy tamin - dravehivavy hoe : " Tena nilaza tokoa ve Andriamanitra hoe : ' Tsy azonareo hihinanana ny hazo rehetra ao amin ' ny saha ? ' "


GEN 3:2     Alignment score: 0.291
The woman said to the serpent , " We may eat the fruit from the trees of the garden ,
Dia hoy ravehivavy tamin'ilay menarana hoe : " Azonay hihinanana ny voan
' ny hazo ao an - tsaha ,
GEN 3:3     Alignment score: 0.329 → 0.339
but concerning the fruit of the tree which is in the middle of the garden , God said , ' You must not eat it , and you must not touch it , or you will die . ' "
fa mahakasika ny hazo izay eo afovoan ' ny saha kosa , dia hoy Andriamanitra hoe : ' Tsy azonareo atao ny mihinana izany , na mikasika izany , fandrao ho faty ianareo . ' "
GEN 3:4     Alignment score: 0.334
The serpent said to the woman , " You will surely not die .
Hoy ilay menarana tamin - dravehivavy hoe : " Tsy ho faty izany ianareo .
GEN 3:5     Alignment score: 0.291 → 0.313
For God knows that the day you eat it your eyes will be opened , and you will be like God , knowing good and evil . "
Fa fantatr'Andriamanitra fa amin ' ny andro hihinananareo izany dia hahiratra ny masonareo , ary hitovy amin'Andriamanitra ianareo , mahalala ny tsara sy ny ratsy . "
GEN 3:6     Alignment score: 0.34 → 0.366
When the woman saw that the tree was good for food , and that it was a delight to the eyes , and that the tree was desirable to make one wise , she took some of its fruit and ate it . Then she also gave some to her husband who was with her , and he ate it .
Rehefa hitan - dravehivavy fa tsara ho hanina ny hazo , sady nahafinaritra ny maso , ary ilay hazo dia nampitsiriritra fa mampahendry , dia naka ny sasany tamin ' ny voany izy ka nihinana izany . Avy eo dia notolorany ihany koa ny vadiny izay niaraka taminy , ka nihinana izy .
GEN 3:7     Alignment score: 0.126 → 0.151
The eyes of both of them were opened , and they knew
that they were naked . So they sewed fig leaves together and made coverings for their loins .
Nahiratra ny mason'izy ireo , ka dia fantatr'izy ireo fa nitanjaka izy ireo . Nanjaitra ravin'aviavy nakambana izy ireo ary nanamboatra fitafy ho an ' ny tenany .
GEN 3:8     Alignment score: 0.346
They heard the sound of Yahweh God walking in the garden in the cool of the day , so the man and his wife hid themselves from the presence of Yahweh God among the trees of the garden .
Nandre ny feon'i
Yaveh Andiamanitra nandehandeha tao amin ' ny saha izy ireo raha malomaloka iny ny andro , ka dia niery ny fanatrehan'i Yaveh Andriamanitra teo amin'ireo hazon ' ny saha ralehilahy sy ny vadiny .
GEN 3:9     Alignment score: 0.451
Yahweh God called to the man and said to him , " Where are you ? "
Niantso an - dralehilahy Yaveh Andriamanitra ka nanao taminy hoe : " Aiza ianao ? "
GEN 3:10     Alignment score: 0.393 → 0.393
The man said , " I heard you in the garden , and I was afraid , because I was naked . So I hid myself . "
Hoy ralehilahy hoe : " Nandre Anao tao an - tsaha aho , ka natahotra aho , satria nitanjaka . Noho izany dia niafina aho . "
GEN 3:11     Alignment score: 0.303
God said , " Who told you that you were naked ? Have you eaten from the tree that I commanded you not to eat from ? "
Hoy Andriamanitra hoe : " Iza no nilaza taminao fa nitanjaka ianao ? Moa ve ianao nihinana avy tamin'ilay hazo izay nandidiko
anao tsy hihinànana ? "
GEN 3:12     Alignment score: 0.376 → 0.38
The man said , " The woman whom you gave to be with me , she gave me fruit from the tree , and I ate it . "
Hoy ralehilahy hoe : " Ny vehivavy izay nomenao
hiaraka amiko , izy no nanome ahy ny voa avy tamin'ilay hazo , ka nihinana izany aho . "
GEN 3:13     Alignment score: 0.391 → 0.429
Yahweh God said to the woman , " What is this you have done ? " The woman said , " The serpent deceived me , and I ate . "
Ary hoy Yaveh Andriamanitra tamin - dravehivavy hoe : " Inona izao nataonao
izao ? " Ravehivavy nanao hoe : " Nandainga tamiko ny menarana , ka dia nihinana aho . "
GEN 3:14     Alignment score: 0.396 → 0.397
Yahweh God said to the serpent , " Because you have done this , cursed are you alone among all the livestock and all the beasts of the field . It is on your stomach that you will go , and it is dust that you will eat all the days of your life
.
Dia hoy Yaveh Andriamanitra tamin'ilay menarana hoe : " Satria nanao izao ianao , dia ianao irery no voaozona amin ' ny biby fiompy sy ny bibi - dian ' ny saha rehetra . Amin ' ny kibonao no handehananao , ary vovoka no ho fihinanao amin ' ny andro rehetra hiainanao .
GEN 3:15     Alignment score: 0.19 → 0.191
I will put hostility between you and the woman , and between your seed and her seed . He will bruise your head , and you will bruise his heel . "
Hasiako fifandrafiana eo aminao sy ny vehivavy , ary eo amin ' ny taranakao
sy ny taranany . Hanorotoro ny lohanao izy , ary ianao kosa hanorotoro ny ombelahin - tongony . "
GEN 3:16     Alignment score: 0.276 → 0.289
To the woman he said , " I will greatly multiply your pain in childbirth ; it is in pain that you will give
birth to children . Your desire will be for your husband , but he will rule over you . "
Dia hoy Izy tamin - dravehivavy hoe : " Hampitomboiko ny fanaintainanao raha miteraka ; amin ' ny fanaintainana no hiterahanao ireo zanakao . Ny fanirianao dia ho an ' ny vadinao , fa izy kosa hanapaka eo aminao . "
GEN 3:17     Alignment score: 0.325 → 0.346
To Adam he said , " Because you have listened to the voice of your wife , and have eaten from the tree , concerning which I commanded you , saying , ' You may not eat from it , ' Cursed is the ground because of you ; through painful work you will eat from it all the days of your life
.
Dia hoy Izy tamin'i Adama hoe : " Satria nihaino ny feon ' ny vadinao ianao , ary nihinana tamin ' ny hazo , momba izay nandidiko anao , manao hoe : ' Tsy azonareo hihinanana izany , ' dia voaozona ny tany noho ny aminao ; amin ' ny alalan ' ny asa feno fanaintainana no hihinananao avy amin'izany amin ' ny andro rehetra hiainanao .
GEN 3:18     Alignment score: 0.429
It will produce thorns and thistles for you , and you will eat the plants of the field .
Hamokatra tsilo sy songosongo ho anao izany , ary hihinana ireo zava - manirin ' ny saha ianao .
GEN 3:19     Alignment score: 0.399 → 0.4
By the sweat of your face you will eat bread , until you return to the ground , for out of it you were taken . For dust you are , and to dust you will return . "
Amin ' ny hatsembohan ' ny tavanao
no hihinananao mofo , mandram - piverinao amin ' ny tany , fa avy amin'izany no nakana anao . Fa vovoka ianao , ary mbola hody vovoka indray . "
GEN 3:20     Alignment score: 0.414
The man called his wife 's name Eve because she was the mother of all the living .
Eva no nataon
- dralehilahy anaram - badiny satria izy no renin ' ny manan'aina rehetra .
GEN 3:21     Alignment score: 0.442
Yahweh God made for Adam and for his wife garments of skins and clothed them .
Dia nanamboaran'i Yaveh Andriamanitra akanjo hoditra i Adama sy ny vadiny ka nampitafy azy ireo .
GEN 3:22     Alignment score: 0.403
Yahweh God said , " Now the man has become like one of us , knowing good and evil . So now he must not be allowed to reach out with his hand , take from the tree of life , eat it , and live forever . "
Dia hoy Yaveh Andriamanitra hoe : " Ankehitriny dia efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ralehilahy , mahalala ny tsara sy ny ratsy . Koa ankehitriny dia tsy azony atao ny mampitsotra ny tanany , maka avy eo amin ' ny hazon'aina , hihinana izany , ka ho velona mandrakizay .
GEN 3:23     Alignment score: 0.353 → 0.353
Therefore Yahweh God sent him out from the garden of Eden , to cultivate the ground from which he had been taken .
Ka noho izany dia noroahin'i Yaveh Andriamanitra hiala tao amin ' ny saha Edena izy , mba hiasa ny tany izay nakana azy .
GEN 3:24     Alignment score: 0.328 → 0.341
So God drove
the man out of the garden , and he placed cherubim at the east of the garden of Eden , and a flaming sword that turned every way , in order to guard the way to the tree of life .
izany dia noroasin'Andriamanitra hiala ny saha ralehilahy , ary nametraka kerobima teo atsinanan ' ny saha Edena Izy , ary sabatra mirehitr'afo izay mihodikodina , mba hiambina ny lalana mankany amin ' ny hazon'aina .
GEN 3     Average alignment score: 0.346 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50