Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 46:1     Alignment score: 0.291 → 0.289
Israel made his journey with all that he had and went to Beersheba . There he offered sacrifices
to the God of his father Isaac .
Niainga niaraka tamin'izay rehetra nananany Israely ary nankany Beri - sheba . Tao no nanolorany fanatitra ho an'i Andriamanitr'Isaka rainy .


GEN 46:2     Alignment score: 0.529
God spoke to Israel in a vision at night , saying , " Jacob , Jacob . " He said , " Here I am . "
Niteny tamin'Israely tao anaty fahitana Andriamanitra ny alina , nanao hoe : " Jakoba , Jakoba . " Hoy izy hoe : " Inty aho . "
GEN 46:3     Alignment score: 0.424 → 0.425
He said , " I am God , the God of your father . Do not fear to go down to Egypt , for there I will make you a great nation .
Hoy Izy hoe : " Izaho no Andriamanitra , Andriamanitry
ny rainao . Aza matahotra ny hidina ho any Egypta , fa hataoko firenena lehibe any ianao .
GEN 46:4     Alignment score: 0.328 → 0.328
I will go down with you into Egypt , and I will surely bring you up again and Joseph will close your eyes with his own hand . "
Hiaraka aminao hidina ho any Egypta Aho , ary Izaho hitondra anao hiverina hiakatra tokoa ary ny tanan'i
Josefa no hanirina ny masonao amin ' ny tanany .
GEN 46:5     Alignment score: 0.364 → 0.363
Jacob rose
up from Beersheba . The sons of Israel transported Jacob their father , their children , and their wives , in the carts that Pharaoh had sent to carry him .
Niarina tao Beri - sheba i Jakoba . Nitondra an'i Jakoba rainy , ireo zanany , sy ireo vadiny , tamin ' ny kalesy izay nalefan'i Farao mba hitondrana azy ireo ny zanak'Israely .
GEN 46:6     Alignment score: 0.436
They took their livestock and their possessions
that they had accumulated in the land of Canaan . They came into Egypt , Jacob and all his descendants with him .
Nentin'izy ireo ny biby fiompiny sy ny fananan'izy ireo izay efa azony tao amin ' ny tany Kanana . Niditra tao Egypta izy ireo , niaraka tamin'i Jakoba sy ireo taranany rehetra .
GEN 46:7     Alignment score: 0.395 → 0.391
He brought with him to Egypt his sons and his sons ' sons , his daughters
and his sons ' daughters , and all his descendants .
Nentiny niaraka taminy tany Egypta ireo zanany lahy sy ireo zafiny lahy , ireo zanany vavy sy ireo zafiny vavy , ary ireo taranany rehetra .
GEN 46:8     Alignment score: 0.539 → 0.539
These are the names of the sons of Israel who came to Egypt : Jacob and his descendants , Reuben , Jacob 's firstborn ;
Ireto no anaran
' ny zanak'Israely izay tonga tany Egypta , Jakoba sy ireo zanany : Robena , lahimatoan'i Jakoba ;
GEN 46:9     Alignment score: 0.803 → 0.817
the sons of Reuben , Hanok , Pallu , Hezron , and Karmi ;
ireo zanaka lahin'i Robena i Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy ;
GEN 46:10     Alignment score: 0.714
the sons of Simeon , Jemuel , Jamin , Ohad , Jakin , Zohar , and Shaul
, the son of a Canaanite woman ;
ireo zanak'i Simeona , dia i Jemoela , Jamina , Ohada , Jakina , Zohara , ary Saoly , ireo zanaka lahin'ilay vehivavy Kananita ;
GEN 46:11     Alignment score: 0.785
and the sons of Levi , Gershon , Kohath , and Merari .
ireo zanaka lahin'i Levy dia i Gersona , Kehata , Merary .
GEN 46:12     Alignment score: 0.746
The sons of Judah were Er , Onan , Shelah
, Perez , and Zerah ( but Er and Onan had died in the land of Canaan ) . The sons of Perez were Hezron and Hamul .
Ireo zanaka lahin'i Joda : Era , Onana , Sela , Fareza , ary Zera ( fa i Era sy Onana maty tany amin ' ny tany Kanana ) . Ireo zanaka lahin'i Fazera dia i Hezrona sy Hamola .
GEN 46:13     Alignment score: 0.615
The sons of Issachar were Tola , Puah , Jashub , and Shimron .
Ireo zanaka lahin'i Isakara dia i Tola , Pova , Joba , ary Simrona ;
GEN 46:14     Alignment score: 0.855
The sons of Zebulun were Sered , Elon , and Jahleel .
Ireo zanaka lahin'i Zebolona dia Sereda , Elona , ary Jahalela .
GEN 46:15     Alignment score: 0.431 → 0.436
These
were the sons of Leah whom she bore to Jacob in Paddan Aram , along with his daughter Dinah . His sons and his daughters numbered thirty - three .
Ireo ny zanaka lahin'i Lea izay naterany tamin'i Jakoka tany Padana - Arama , mbamin'i Dina zanany vavy . Niisa telo amby telopolo ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy .
GEN 46:16     Alignment score: 0.811
The sons of Gad were Zephon , Haggi , Shuni , Ezbon , Eri , Arodi
, and Areli .
Ireo zanaka lahin'i Gada dia i Zifiona , Hagy , Sony , Ezbona , Ery , Aroda , ary Arely .
GEN 46:17     Alignment score: 0.751
The sons of Asher were Imnah , Ishvah , Ishvi , and Beriah ; and Serah was their sister . The sons of Beriah were Heber
and Malkiel .
Ireo zanaka lahin'i Asera dia Jimna , Jisva , Jisvy , ary Beria ; ary i Sera no anabavin'izy ireo . Ireo zanaka lahin'i Beria dia Hebera sy Malkiela .
GEN 46:18     Alignment score: 0.443 → 0.446
These
were the sons of Zilpah , whom Laban had given to Leah his daughter . These sons she bore to Jacob sixteen in all .
Ireo no zanaka lahin'i Zilpa , izay nomen'i Labana an'i Lea zanaka vaviny . Ireo no zanany lahy naterany tamin'i Jakoba enina ambin ' ny folo no fitambarany .
GEN 46:19     Alignment score: 0.763
The sons of Jacob 's wife Rachel were Joseph and Benjamin .
Ireo zanaka lahin'i Rahely vadin'i
Jakoba dia Josefa sy Benjamina .
GEN 46:20     Alignment score: 0.534 → 0.598
In Egypt Manasseh and Ephraim were born
to Joseph by Asenath , the daughter of Potiphera priest of On .
Niteraka an'i Manase sy Efraima tamin'i Asenata , zanaka vavin'i Potifera mpisorona tao Ona i Josefa tany Egypta .
GEN 46:21     Alignment score: 0.581 → 0.831
The sons of Benjamin were Bela , Beker , Ashbel , Gera , Naaman , Ehi , Rosh , Muppim , Huppim , and Ard .
Ireo zanaka lahin'i Benjamina dia i Bela , Bakera , Gera , Asbela , Gera , Namana , Ehy , Rosy , Mopima , Hopima ary Arda .
GEN 46:22     Alignment score: 0.485 → 0.464
These
were the sons of Rachel who were born to Jacob fourteen in all .
Ireo no zanak'i Rahely naterany tamin'i Jakoba efatra ambin ' ny folo no fitambarany .
GEN 46:23     Alignment score: 0.72
The son of Dan was Hushim .
Ny zanaka lahin'i Dana dia i Hosima .
GEN 46:24     Alignment score: 0.807
The sons of Naphtali were Jahziel
, Guni , Jezer , and Shillem .
Ireo zanaka lahin'i Naftaly dia Jaziela , Gony , Jezera , ary Silema .
GEN 46:25     Alignment score: 0.543
These
were the sons born to Jacob by Bilhah , whom Laban gave to Rachel his daughter seven in all .
Ireo no zanaka lahy naterak'i Jakoba tamin'i Bila , izay nomen'i Labana an'i Rahely zanany vavy fito ny fitambarany .
GEN 46:26     Alignment score: 0.432
All those who went to Egypt with Jacob , who were his direct descendants , not counting Jacob 's sons ' wives , were sixty - six in all .
Ireo rehetra izay nankany Egypta niaraka tamin'i Jakoba , izay taranany , raha tsy isaina ireo vadin
' ny zanany lahy , dia enina amby enimpolo ny fitambarany .
GEN 46:27     Alignment score: 0.332 → 0.364
With the two sons of Joseph who were born to him in Egypt , the people of the house of Jacob who went to Egypt were seventy in all .
Fitopolo ny fitambaran ' ny fianakanaviany nankany Egypta , niaraka tamin ' ny zanaka lahin'i Josefa anankiroa izay naterany tany
Egypta .
GEN 46:28     Alignment score: 0.538
Jacob sent Judah ahead of him to Joseph to show the way before him to Goshen , and they came to the land of Goshen .
Nalefan'i
Jakoba hialoha lalana azy mankany amin'i Josefa i Joda mba hanoro lalana azy ho any Gosena , ary dia tonga tany amin ' ny tanin'i Gosena izy ireo .
GEN 46:29     Alignment score: 0.433
Joseph prepared his chariot and went up to meet Israel his father in Goshen . He saw him , hugged his neck , and wept on his neck a long time .
Nanomana ny kalesiny Josefa ary lasa niakatra nitsena an'Israely rainy . Nahita azy izy , namihina ny vozony , ary nitomany ela teo amin ' ny vozony .
GEN 46:30     Alignment score: 0.436 → 0.44
Israel said to Joseph , " Now let me die , since I have seen your face , that you are still alive
. "
Hoy Israely tamin'i Josefa hoe : " Aoka ho faty amin'izay aho , satria efa nahita ny tavanao , fa mbola velona ianao . "
GEN 46:31     Alignment score: 0.367 → 0.367
Joseph said to his brothers and to his father 's house , " I will go up and tell Pharaoh , saying , ' My brothers and my father 's house , who were in the land of Canaan , have come to me .
Josefa niteny tamin'ireo rahalahiny sy ireo ankohonan - drainy hoe : " Hiakatra aho ary hilaza amin'i Farao , ka hiteny hoe : ' Efa tonga aty amiko ireo rahalahiko sy ireo fianakavian
- draiko izay tany amin ' ny tany Kanana .
GEN 46:32     Alignment score: 0.44 → 0.441
The men are shepherds
, for they have been keepers of livestock . They have brought their flocks , their herds , and all that they have . '
Mpiandry ondry ireo lehilahy ireo , satria mpikarakara biby fiompy izy ireo . Nentin'izy ireo ny ondry aman'osiny , ireo ombin'izy ireo , ary izay rehetra nananany . '
GEN 46:33     Alignment score: 0.481
It will come
about , when Pharaoh calls you and asks , ' What is your occupation ? '
Ary rehefa miantso anareo Farao ary manontany hoe : ' Inona no asanareo ? '
GEN 46:34     Alignment score: 0.347 → 0.347
that you should say , ' Your servants have been keepers of livestock from our youth until now , both we , and our forefathers . ' Do this so that you may live in the land of Goshen , for every shepherd is an abomination
to the Egyptians . "
dia tokony hiteny ianareo fa : ' Ireo mpanomponao dia efa mpikarakara biby fiompy hatramin ' ny fahazazanay ka hatramin'izao , dia izahay sy ny razanay . ' Ataovy izany mba hafahanareo monina amin ' ny tanin'i Gosena , satria fahavetavetana ho an ' ny Egyptiana ny mpiandry ondry rehetra . "
GEN 46     Average alignment score: 0.523 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50