Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 43:1     Alignment score: 0.388
The famine was severe in the land .
Nisy mosary nahery vaika teo amin'ilay tany .


GEN 43:2     Alignment score: 0.465 → 0.467
It came
about when they had eaten the grain that they had brought out of Egypt , their father said to them , " Go again ; buy us some food . "
Ary izao no nitranga rehefa lanin'izy ireo ny vary nentin'izy ireo avy tany Egypta , hoy ny rainy tamin'izy ireo hoe : " Mandehana indray ; dia mividiana sakafo ho antsika . "
GEN 43:3     Alignment score: 0.377
Judah told him , " The man solemnly warned us , ' You will not see my face unless your brother is with you . '
Niteny azy Joda hoe : " Nampitandrina mafy anay ralehilahy hoe : ' Tsy hahita ny tavako ianareo raha tsy miaraka amin ' ny rahalahinareo . '
GEN 43:4     Alignment score: 0.339
If you send our brother with us , we will go down and buy you food .
Raha alefanao miaraka aminay ny ralahinay , dia andeha hidina sy hividy sakafo ho anao izahay .
GEN 43:5     Alignment score: 0.28
But if you do not send him , we will not go down . For the man said to us , ' You will not see my face unless your brother is with you . ' "
Nefa raha tsy alefanao miaraka aminay izy , dia tsy handeha hidina izahay . Satria ralehilahy niteny taminay hoe : ' Tsy hahita ny tavako ianareo raha tsy miaraka amin ' ny rahalahinareo . ' "
GEN 43:7     Alignment score: 0.233 → 0.245
They said , " The man asked details about us and our family . He said , ' Is your father still alive
? Do you have another brother ? ' We answered him according to these questions . How could we have known that he would say , ' Bring your brother down ? ' "
Hoy izy hoe : " Mbola velona ve rainareo ? Mbola manana rahalahy hafa ve ianareo ? ' Dia novalianay araka ireo fanontaniany ireo izy . Ahoana no hahafantaranay fa hiteny izy hoe : " Ento midina ny rahalahinareo ? ' "
GEN 43:8     Alignment score: 0.371 → 0.374
Judah said to Israel his father , " Send the boy with me . We will rise
and go that we may live and not die , both we , you , and also our children .
Hoy Joda tamin'i Israely rainy hoe : " Alefaso miaraka amiko ny zazalahy . Hiainga ka handeha izahay mba ho velona fa tsy ho faty isika , dia izahay sy ianao sy ireo zanakay ihany koa .
GEN 43:9     Alignment score: 0.408 → 0.404
I will be a guarantee for him . You will hold
me responsible . If I do not bring him back to you and set him before you , then let me bear the blame forever .
Ho antoka ho azy aho . Hotazominao ho tompon'andraikitra aho . Raha tsy entiko miverina eo anoloanareo izy , dia aoka ho zakaiko mandrakizay ny tsiny .
GEN 43:10     Alignment score: 0.333 → 0.336
For if we had not delayed , surely by now we would have come
back here a second time . "
Fa raha tsy tara izahay , dia tena efa niverina teto fanindroany izahay . "
GEN 43:11     Alignment score: 0.325 → 0.339
Their father Israel said to them , " If it be so , now do this . Take some of the best products of the land in your bags . Carry down to the man a gift some balm and honey , spices and myrrh , pistachio nuts and almonds .
Hoy Israely rainy tamin'izy ireo hoe : " Raha izany , dia ataovy izao . Ataovy ao amin ' ny kitaponao ny sasany amin'ireo vokatry ny tany tsara indrindra . Midina ary mitondrà fanomezana ho an - dralehilahy : balsama sy tantely , zava - manitra sy miora , voanjo sy amandy
.
GEN 43:12     Alignment score: 0.254 → 0.265
Take double money in your hand . The money that was returned in the opening of your sacks , carry again in your hand . Perhaps it was a mistake .
Ataovy avo roa heny ny vola eo an - tananareo . Ny vola izay naverina tao amin ' ny vavan
' ny lasakanareo , dia ento miverina eny an - tananareo indray . Sao mantsy mba hadisoana ihany izany .
GEN 43:13     Alignment score: 0.297
Take also your brother . Rise
and go again to the man .
Ento ihany koa ny rahalahinareo . Mitsangàna ary mandehana indray any amin - dralehilahy .
GEN 43:14     Alignment score: 0.328
May God Almighty give you mercy before the man , so that he may release to you your other brother and Benjamin . If I am bereaved of my children , I am bereaved . "
Andriamanitra Tsitoha anie hanome famindram - po anareo eo anatrehan
- dralehilahy , mba hanafahany ilay rahalahinareo hafa sy Benjamina ho aminao . Raha misaona ireo zanako aho , dia misaona . "
GEN 43:15     Alignment score: 0.375 → 0.375
The men took this gift , and in their hand they took double the amount of money , along with Benjamin . They got up and went down to Egypt and stood before Joseph .
Nalain'ireo lehilahy niaraka tamin'i Benjamina ilay fanomezana , ary nitondra vola avo roa heny teny
an - tanan'izy ireo . Lasa izy ireo ary niverina nidina tany Egypta ary niseho teo anoloan'i Josefa .
GEN 43:16     Alignment score: 0.299 → 0.321
When Joseph saw Benjamin with them , he said to the steward of his house , " Bring the men into the house , slaughter an animal and prepare it , for the men will eat with me at noon . "
Rehefa nahita an'i Bejamina niaraka tamin'izy ireo i Josefa , dia hoy izy tamin'ilay tompon'andraikitra mpampandroso tao an - tranony
hoe : " Hampandrosoy ao an - trano ireo lehilahy , mamonoa biby iray ary karakarao izany , fa hiaraka hisako amiko izy ireo rehefa mitatao vovonana . "
GEN 43:17     Alignment score: 0.38 → 0.428
The steward did as Joseph said . He brought the men to Joseph 's house .
Nataon'ireo mpanompo izay nolazain'i
Josefa . Noentiny tao an - tranon'i Josefa ireo lehilahy .
GEN 43:18     Alignment score: 0.264 → 0.313
The men were afraid because they were brought to Joseph 's house . They said , " It is because of the money that was returned in our sacks the first time we were brought in , that he may seek an opportunity against us . He might arrest us and take us as slaves , and take our donkeys . "
Natahotra ireo lehilahy satria nentina tao an - tranon'i Josefa izy ireo . Hoy izy ireo hoe : " Noho ilay vola naverina
tao anaty lasakantsika tamin ' ny voalohany nampidirana antsika tato , mba hahafahany manararotra antsika . Mety hisambotra antsika sy hanandevo antsika izy ary haka ireo ampondrantsika . "
GEN 43:19     Alignment score: 0.345
They approached the steward of Joseph 's house , and they spoke to him at the door of the house ,
Nanatona an'ilay mpanompon'i
Josefa izy ireo , ary niresaka taminy teo am - baravarana , nanao hoe :
GEN 43:20     Alignment score: 0.42 → 0.425
saying , " My master , we came down the first time to buy food .
" Tompoko , tonga nidina taty izahay tamin ' ny voalohany mba hividy sakafo .
GEN 43:21     Alignment score: 0.207 → 0.253
It came about , when we reached the lodging place , that we opened our sacks , and , behold , every man 's money was in the opening of his sack , our money in full
weight . We have brought it back in our hands .
Ary nony tonga teo amin ' ny toeram - pitsaharana izahay , ka nanokatra ireo lasakanay , dia indro , samy tao ambavan ' ny lasakan'ireo lehilahy ny volany , tsisy nanimbinana ny volanay . Naverinay ary ety am - pelan - tananay izany .
GEN 43:22     Alignment score: 0.415 → 0.416
Other money we have also brought down in our hand to buy food . We do not know who put our money in our sacks . "
Nitondra vola nidina hafa ihany koa izahay hividianana sakafo . Tsy fantatray
izay namerina ny volanay tao anaty lasakanay . "
GEN 43:23     Alignment score: 0.351 → 0.351
The steward said , " Peace be to you , do not fear . Your God and the God of your father must have put your money in your sacks . I received your money . " The steward then brought Simeon out to them .
Hoy ilay mpanompo hoe : " Fiadanana anie ho anareo , aza matahotra . Ny Andriamanitrareo sy ny Andriamanitry ny rainareo no nametraka ny volanareo tao anaty lasakanareo
. Efa noraisiko ny volanareo . " Dia nentin'ilay mpanompo teo amin'i Simeona izy ireo .
GEN 43:24     Alignment score: 0.368
The steward took the men into Joseph 's house . He gave them water , and they washed their feet . He gave feed
to their donkeys .
Nampandroson'ilay mpanompo tao an - tranon'i Josefa ireo lehilahy . Nomeny rano izy ireo , ka nanasa ny tongony izy ireo . Ary nomeny sakafo ny ampondran'izy ireo .
GEN 43:25     Alignment score: 0.422
They prepared the gifts for Joseph 's coming at noon , for they had heard that they would eat there .
Dia nanomana ireo fanomezana amin ' ny fiavian'i
Josefa amin ' ny mitatao vovonana izy ireo , satria ren'izy ireo fa hisakafo ao iz .
GEN 43:26     Alignment score: 0.3 → 0.3
When Joseph came home , they brought the gifts which were in their hand into the house , and bowed down before him to the ground .
Nohon ' ny tonga tao an - tranony i Josefa , dia nentin
' izy ireo tao an - trano ny fanomezana teny an - tanan'izy ireo , ary niankohoka tamin ' ny tany teo anoloany izy ireo .
GEN 43:27     Alignment score: 0.326 → 0.327
He asked them about their welfare and said , " Is your father well , the old man of whom you spoke ? Is he still alive
? "
Nanontany azy ireo momban ' ny fahasalamany izy ireo izy , ka nanao hoe : " Salama ve ny rainareo , ilay lehilahy antitra noresahinareo iny ? Mbola velona ve izy ? "
GEN 43:28     Alignment score: 0.261 → 0.286
They said , " Your servant our father is well . He is still alive
. " And they bowed down and gave him honor .
Hoy izy ireo hoe : " Salama ny mpanomponao izay rainay . Mbola velona izy . Niondrika sy nihankohoka izy ireo .
GEN 43:29     Alignment score: 0.298 → 0.321
When he lifted up his eyes he saw Benjamin his brother , his mother 's son , and he said , " Is this your youngest brother of whom you spoke to me ? " Then he said , " May God be gracious to you , my son . "
Raha nanopy ny masony izy dia naita an'i Bejamina rahalahiny , izay zanaky
ny reniny , ary hoy izy hoe : " Inty ve ilay faralahinareo izay noresahinareo tamiko ? " Dia hoy izy hoe : " Andriamanitra anie hitahy anao , ry zanako . "
GEN 43:30     Alignment score: 0.28 → 0.323
Joseph hurried to go out of the room , for he was deeply moved about his brother . He sought somewhere to weep . He went to his room and wept there .
Nivoaka haingana tao an'efitra i Josefa , satria nientanentana mafy noho ireo rahalahiny izy . Nitady toerana hitomaniana izy . Niditra tao an'efitrany izy ary nitomany tao .
GEN 43:31     Alignment score: 0.218
He washed his face and came
out . He controlled himself , saying , " Serve the food . "
Nosasany ny tavany dia nivoka izy . Nanindry fo izy , niteny hoe : " Arosoy ny sakafo . "
GEN 43:32     Alignment score: 0.411
The servants served Joseph by himself and the brothers by themselves . The Egyptians there ate with him by themselves because the Egyptians could not eat bread with the Hebrews , for that is detestable to the Egyptians .
Nomen'ireo mpanompo an'i Josefa ny anjarany
sy ny anjaran'ireo rahalahiny . Niara - nihinana taminy ireo Egyptiana tao satria ny Egyptiana tsy mahazo mihinana mofo miaraka amin ' ny Hebreo , satria zavatra maharikoriko eo amin'ireo Egyptiana izany .
GEN 43:33     Alignment score: 0.392
The brothers sat before him , the firstborn according to his birthright , and the youngest according to his youth . The men were astonished together .
Nipetraka teo anoloany
ireo rahalahy , ny lahimatoa araka ny fizokiany , ary ny zandriny indrindra araka ny hatanorany . Talanjona izy ireo lehilahy .
GEN 43:34     Alignment score: 0.301
Joseph sent portions to them from the food in front of him . But Benjamin 's portion was five times as much as any of his brothers . They drank
freely and were merry with him .
Nomen'i Josefa anjara tamin ' ny sakafo teo anoloany izy ireo . Nefa ny anjaran'i Benjamina dia indimy mihoatra noho ny an'ireo rahalahiny . Nisotro izy ireo ary faly niaraka taminy .
GEN 43     Average alignment score: 0.339 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50