Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 50:1     Alignment score: 0.439
Then Joseph was so distressed that he collapsed on the face of his father , and he wept over him , and he kissed him .
Ary nalahelo mafy Josefa ka dia nihohoka teo amin ' ny tavan
' ny rainy , sy nitomany teo aminy , ary nanoroka azy izy .


GEN 50:2     Alignment score: 0.372 → 0.373
Joseph commanded his servants the physicians
to embalm his father . So the physicians embalmed Israel .
Nandidy ireo mpitsabo mpanompony i Josefa mba hanositra zava - manitra ny rainy . Ary dia nosoran'ireo mpitsabo zava - manitra i Israely .
GEN 50:3     Alignment score: 0.4 → 0.486
They took forty days , for that was the full
time for embalming . The Egyptians wept for him seventy days .
Naka efapolo andro izy ireo , fa izany no fetr'andron ' ny fanosorana . Nitomany azy nandritry ny fitopolo andro ireo Egyptian .
GEN 50:4     Alignment score: 0.422 → 0.422
When the days of weeping were over , Joseph spoke to the house of Pharaoh , saying , " If now I have found favor in your eyes , please speak to Pharaoh , saying ,
Rehefa tapitra ny andro fisaonana , dia niresaka tamin ' ny tao an - tranon'i Farao i Josefa niteny hoe : " Raha mba efa nahita sitraka teo imasonareo
aho , dia mba lazao re Farao hoe :
GEN 50:5     Alignment score: 0.418
' My father made me swear , saying , " See , I am about to die . Bury me in my tomb that I dug for myself in the land of Canaan . There you will bury me . " Now let me go up and bury my father , and then I will return . ' "
' Efa nampianiana ahy ny raiko , niteny hoe : " Indro , efa ho faty aho . Haleveno
ao amin ' ny fasana izay efa nohadiko ho ahy any amin ' ny tany Kanana aho . Any no handevenanao ahy . " Ankehitriny avelao aho hiakatra ary handevina ny raiko , ary hiverina aho avy eo . ' "
GEN 50:6     Alignment score: 0.409
Pharaoh answered , " Go and bury your father , as he made you swear . "
Farao namaly hoe : " Mandehana ary haleveno
ny rainao , araka ny nampianianany anao . "
GEN 50:7     Alignment score: 0.37
Joseph went up to bury his father . All the servants of Pharaoh went with him the elders of his household , all the senior officials of the land of Egypt ,
Niakatra handevina ny rainy Josefa . Niaraka nandeha taminy ireo mpanapak'i Farao rehetra ireo olona
ambony tao an - dapany , ary ireo lehiben ' ny mpanapaka rehetra tao amin ' ny tany Egypta ,
GEN 50:8     Alignment score: 0.397
with all Joseph 's household and his brothers , and his father 's household . But their children , their flocks , and their herds were left in the land of Goshen .
mbamin'ireo ankohonan'i
Josefa sy ireo rahalahiny rehetra , ary ny ankohonan - drainy . Fa ireo zanany , ireo ondry aman'osy , ary ny ombin'izy ireo kosa no navela tao amin ' ny tany Gosena .
GEN 50:9     Alignment score: 0.216 → 0.322
Chariots and horsemen also went with him . It was a very large group of people .
Niaraka taminy ihany koa ireo kalesy sy ireo mpitaingin - tsoavaly . Dia vahoaka maro be izany .
GEN 50:10     Alignment score: 0.472 → 0.474
When they came to the threshing floor of Atad on the other side of the Jordan , they mourned with very great and grievous sorrow . There Joseph made a seven - day mourning for his father .
Rehefa tonga teo amin ' ny famoloanan'i Goren - atada ampitan'i Jordana izy ireo , dia nisaona mafy sy tamin ' ny fahoriana lehibe izy ireo . Nanao fisaonana fito andro ho an ' ny rainy teo Josefa .
GEN 50:11     Alignment score: 0.445
When the inhabitants of the land , the Canaanites , saw the mourning at the threshing floor of Atad , they said , " This is a very sad occasion for the Egyptians . " That is why the name of the place was called Abel Mizraim , which is beyond the Jordan .
Nony hitan'ireo mponin
' ny tany , Kananita , ny fisaonana teo amin ' ny famoloanan'i Goren - atada , dia hoy izy ireo hoe : " Fotoana tena mampalahelo ho an'ireo Egyptiana izao . " Izany no nahatonga ny toerana nantsoina hoe Abela - Mizraima , izay ao an - dafin'i Jordana .
GEN 50:12     Alignment score: 0.299
So his sons did for Jacob just as he had instructed them .
Ary dia nataon'ireo zanany lahy tamin'i Jakoba araka izay nandidiany
azy ireo .
GEN 50:13     Alignment score: 0.465 → 0.466
His sons carried him to the land of Canaan and buried him in the cave in the field of Machpelah , near Mamre . Abraham had bought the cave with the field for a burial place . He had bought it from Ephron the Hittite .
Nolanjain'ireo zanany lahy nankany amin ' ny tany Kanana izy ary nalevin'izy ireo tao an - dava - bato
tao amin ' ny sahan'i Makpela , akaikin'i Mamre . Novidian'i Abrahama ho toerana fandevenana ny lava - bato mbamin ' ny saha . Novidiany tamin'i Efrona Hetita izany .
GEN 50:14     Alignment score: 0.416 → 0.438
After he had buried his father , Joseph returned into Egypt , he , along with his brothers , and all who had accompanied him to bury his father .
Rehefa voaleviny ny rainy , dia niverina tany Egypta i Josefa , izy , sy ireo rahalahiny , ary ireo rehetra izay niaraka taminy mba handevina ny rainy .
GEN 50:15     Alignment score: 0.351 → 0.357
When Joseph 's brothers saw that their father was dead , they said , " What if Joseph continues to be angry against us and wants to repay us in full
for all the evil we did to him ? "
Rehefa hitan'ireo rahalahin'i Josefa fa maty ny rain'izy ireo , dia hoy izy ireo hoe : " Ahoana raha mbola mitàna hatezerana amintsika Josefa ary te - hamaly antsika ny amin'izay ratsy rehetra nataontsika taminy ? "
GEN 50:16     Alignment score: 0.32 → 0.317
So they commanded the presence of Joseph , saying , " Your father gave instructions before he died , saying ,
Koa dia nandidy ny fanatrehan'i
Josefa izy ireo , niteny hoe : " Efa nanome baiko ny rainao talohan ' ny nahafatesany , niteny hoe :
GEN 50:17     Alignment score: 0.375 → 0.417
' Tell Joseph this , " Please forgive the transgression
of your brothers and their sin when they did evil to you . " ' Now please forgive the servants of the God of your father . " Joseph wept when they spoke to him .
' Lazao amin'i Josefa izao : " Mamelà re ny fandikanan - dalàna sy ny fahotan'ireo rahahalahinao tamin'izay ratsy nataon'izy ireo taminao . ' " Ankehitriny dia mamelà re ireo mpanompon'Andriamanitry ny rainao . " Nitomany i Josefa rehefa niresaka taminy izy ireo .
GEN 50:18     Alignment score: 0.28 → 0.284
His brothers also went and lay facedown before him . They said , " See , we are your servants . "
Nandeha ihany koa ireo rahalahiny ary nanohoka ny tavany teo anatrehany
. Hoy izy ireo hoe : " Indreto , izahay mpanomponao . "
GEN 50:19     Alignment score: 0.499
But Joseph answered them , " Do not be afraid . Am I in the place of God ?
Fa Josefa namaly azy ireo hoe : " Aza matahotra . Moa eo amin ' ny toeran
' Andriamanitra ve aho ?
GEN 50:20     Alignment score: 0.244
As for you , you meant to harm me , but God meant it for good , to preserve the lives of many people , as you see today .
Fa ianareo , dia nihevitra ny hanao ratsy ahy , nefa Andriamanitra dia nihevitra izany ho amin ' ny tsara , mba hiarovana ny ain ' ny vahoaka maro , araka ny itanareo anio .
GEN 50:21     Alignment score: 0.36 → 0.362
So now do not be afraid . I will provide for you and your little children . " He comforted them in this way and spoke kindly to their hearts .
Koa ankehitriny aza matahotra . Hamatsy anareo sy ny zaza madinikareo aho . " Nampionona azy ireo toy izany izy ary niresaka tam - pitiavana tamin ' ny fon'izy ireo .
GEN 50:22     Alignment score: 0.449
Joseph lived in Egypt , together with his father 's family . He lived one hundred ten years .
Nipetraka tany Egypta i Josefa , niaraka tamin ' ny ankohonan
- drainy . Niaina folo amby zato taona izy .
GEN 50:23     Alignment score: 0.541
Joseph saw Ephraim 's children to the third generation . He also saw the children of Makir son of Manasseh , who were placed on the knees of Joseph .
Nahita ireo zanak'i
Efraima hatramin ' ny taranaka fahatelo i Josefa . Nahita ireo zanak'i Makira zanaka lahin'i Manase ihany koa izy , izay natsangan'i Josefa .
GEN 50:24     Alignment score: 0.449 → 0.451
Joseph said to his brothers , " I am about to die ; but God will surely come
to you and lead you up out of this land to the land which he swore to give to Abraham , to Isaac , and to Jacob . "
Hoy Josefa tamin'ireo rahalahiny hoe : " Efa ho faty aho ; fa ho tonga aminareo tokoa Andriamanitra ary hitarika anareo hiala eto amin'ity tany ity ho any amin ' ny tany izay nianianany homena an'i Abrahama , Isaka , ary Jakoba . "
GEN 50:25     Alignment score: 0.432 → 0.43
Then Joseph made the sons of Israel swear an oath . He said , " God will surely come
to you . At that time you must carry up my bones from here . "
Ary Josefa nampianiana fianianana ny vahoakan'Israely . Hoy izy hoe : " Ho tonga aminareo tokoa Andriamanitra . Amin'izay fotoana izay dia tsy maintsy entinareo miala eto ny taolako . "
GEN 50:26     Alignment score: 0.41 → 0.414
So Joseph died
, 110 years old . They embalmed him and he was placed in a coffin in Egypt .
Ary dia maty Josefa , rehefa 110 taona . Nosoran'izy ireo zava - manitra ary napetraka tao anaty vata - paty tany Egypta izy .
GEN 50     Average alignment score: 0.413 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50