Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 17:1     Alignment score: 0.49 → 0.464
When Abram was ninety - nine years old , Yahweh appeared to Abram and said to him , " I am God Almighty . Walk before me , and be blameless .
Tamin'i Abrama sivy amby sivifolo taona , dia niseho taminy Yaveh ary niteny taminy hoe : " Izaho no Andriamanitra Tsitoha . Mandehana eo anoloako , ary aoka tsy hisy tsiny .


GEN 17:2     Alignment score: 0.282 → 0.283
Then I will confirm my covenant between me and you , and will multiply you exceedingly . "
Dia hanamafy ny fanekeko teo Amiko sy ianao Aho , ary hanamaro anao fatratra . "
GEN 17:3     Alignment score: 0.285 → 0.285
Abram bowed low with his face to the ground and God talked with him , saying ,
Niankohoka tamin ' ny tany Abrama ary niteny taminy Andriamanitra , nanao hoe :
GEN 17:4     Alignment score: 0.352 → 0.358
" As for me , behold , my covenant is with you . You will be the father of a multitude of nations .
" Raha ny Amiko , dia indro , aminao ny fanekeko . Ho rain
' ny firenena maro ianao .
GEN 17:5     Alignment score: 0.428 → 0.432
No longer will your name be Abram , but your name will be Abraham for I appoint you to be the father of a multitude of nations .
Tsy ho Abrama intsony ny anaranao
, fa hatao hoe Abrahama satria manendry anao ho rain ' ny firenena maro Aho .
GEN 17:6     Alignment score: 0.239
I will make you exceedingly fruitful , and I will make nations of you , and kings will descend from you .
Hahamaro
anao fatrara Aho , ary hataoko firenena maro ianao , ary hisy mpanjaka ho avy aminao .
GEN 17:7     Alignment score: 0.28
I will establish my covenant between me and you and your descendants after you , throughout their generations
for an everlasting covenant , to be God to you and to your descendants after you .
Haoriko ny fanekeko eo Amiko sy aminao ary ny taranaka aorianao , amin'ireo taranaka faramandimbin'izy ireo ho fanekena tsy manam - pahataperana , mba ho Andriamanitrao sy ho an'ireo taranaka mandimby anao Aho .
GEN 17:8     Alignment score: 0.295 → 0.295
I will give to you , and to your descendants after you , the land where you have been sojourning , all the land of Canaan , for an everlasting possession , and I will be their God . "
Homeko anao , sy ireo taranaka
mandimby anao , ny tany nipetrahanao , dia ny tany Kanàna rehetra , ho fananana mandrakizay , ary Izaho ho Andriamanitr'izy ireo . "
GEN 17:9     Alignment score: 0.382 → 0.382
Then God said to Abraham , " As for you , you must keep my covenant , you and your descendants after you throughout their generations
.
Avy eo Andriamanitra niteny tamin'i Abrahama hoe : " Raha ny aminao , dia tsy maintsy mitandrina ny fanekeko , ianao sy ny taranakao aorianao hatramin ' ny taranaka faramandimbin'izy ireo .
GEN 17:10     Alignment score: 0.323
This is my covenant , which you must keep , between me and you and your descendants after you : Every male among you must be circumcised .
Izao no fanekeko , izay tsy maintsy tandremanao , eo Amiko sy aminao ary ny taranaka
aorianao : Tsy maintsy foraina ny lehilahy rehetra eo aminareo .
GEN 17:11     Alignment score: 0.377
You must be circumcised in the flesh of your foreskin , and this will be the sign of the covenant between me and you .
Tsy maintsy foraina ny nofon
' ny loha tsitsinareo , ka izany no famantarana ny fanekena eo Amiko sy aminao .
GEN 17:12     Alignment score: 0.326 → 0.324
Every male among you that is eight days old must be circumcised , throughout your people 's generations
. This includes him who is born into your household and him who is bought with money from any foreigner who is not one of your descendants .
Ny zazalahy valo andro rehetra eo aminao , hatramin ' ny taranak'ireo olonao dia tsy maintsy foraina . Anisan'izany izay teraka avy tao amin ' ny ankohonanao sy izay novidiana vola avy tamin ' ny vahiny izay tsy iray amin'ireo taranakao .
GEN 17:13     Alignment score: 0.321 → 0.345
He who is born into your household and he who is bought with your money must be circumcised . Thus
my covenant will be in your flesh for an everlasting covenant .
Tsy maintsy foraina avokoa izay teraka avy tao amin ' ny ankohonanao sy izay novidiana tamin ' ny volanao . Amin'izany ny fanekeko dia ho ao amin ' ny nofonareo mba ho fanekena mandrakizay .
GEN 17:14     Alignment score: 0.222 → 0.259
Any uncircumcised male who is not circumcised in the flesh of his foreskin will be cut off from his people . He has broken my covenant . "
Na iza na iza lehilahy tsy mifora izay tsy noforaina ny nofon
' ny loha tsitsiny dia hesorina amin ' ny vahoakany . Nandika ny fanekeko izy . "
GEN 17:15     Alignment score: 0.505
God said to Abraham , " As for Sarai your wife , do not call her Sarai any more . Instead , her name will be Sarah .
Ary Andriamanitra niteny tamin'i Abrahama hoe : " Raha ny amin'i Saray vadinao
, dia aza antsoina hoe Saray intsony izy . Fa kosa , Saraha no ho anarany .
GEN 17:16     Alignment score: 0.366
I will bless her , and I will give you a son by her . I will bless her , and she will become
the mother of nations . Kings of peoples will come from her . "
Hitahy azy Aho , ary homeko zanaka lahy avy aminy ianao . Hitahy azy Aho , ary ho renin ' ny firenena maro izy . Avy aminy ireo mpanjakan ' ny olona . "
GEN 17:17     Alignment score: 0.409 → 0.411
Then Abraham bowed low with his face to the ground , and laughed , and said in his heart , " Can a child be born to a man who is a hundred years old ? How can Sarah , who is ninety years old , bear a son ? "
Avy eo niankohoka tamin ' ny tany Abrahama , ary nihomehy , ka niteny tao am - pony hoe : " Moa mbola hisy zaza afaka hateraka ho an ' ny lehilahy izay efa zato taona ve ? Ahoana no hahafahan'i Saraha , izay efa sivifolo taona , hitondra vohoka
? "
GEN 17:18     Alignment score: 0.4 → 0.398
Abraham said to God , " Oh that Ishmael might live before you ! "
Hoy Abrahama tamin'Andriamanitra hoe : " Enga anie Ismaela
mba ho velona eo anatrehanao ! "
GEN 17:19     Alignment score: 0.352 → 0.363
God said , " No , but Sarah your wife will bear you a son , and you must name him Isaac . I will establish my covenant with him as an everlasting covenant with his descendants after him .
Hoy Andriamanitra hoe : " Tsia , fa Saraha vadinao
dia hanome zanaka lahy ho anao , ary tsy maintsy ataonao hoe Isaka ny anarany . Haoriko aminy ho fanekena mandrakizay miaraka amin'ireo taranaka faramandimbiny ny fanekeko .
GEN 17:20     Alignment score: 0.324 → 0.325
As for Ishmael , I have heard you . Behold , I have blessed him and will make him fruitful and will multiply him abundantly . He will be the father of twelve princes , and I will make him become a great nation .
Raha ny amin'Ismaela , dia efa reko ianao . Indro , mitso - drano azy Aho , ary hampamokatra azy , sy hampitombo azy fatratra . Ho rain'ireo mpitarika ny foko roa ambin ' ny folo izy , ary hataoko tonga firenena lehibe .
GEN 17:21     Alignment score: 0.42 → 0.426
But my covenant I will establish with Isaac , whom Sarah will bear to you at this time in the next year . "
Fa ny fanekeko dia haoriko amin'Isaka , izay haterak'i Saraha ho anao amin ' ny fotoana toy izao amin ' ny taona manaraka . "
GEN 17:22     Alignment score: 0.369
When he had finished talking with him , God went up from Abraham .
Rehefa avy niresaka taminy Izy , dia niakatra niala avy teo amin'i Abrahama Andriamanitr .
GEN 17:23     Alignment score: 0.406 → 0.413
Then Abraham took Ishmael his son , and all those
who were born into his household , and all those who were bought with his money , every male among the men of Abraham 's household , and circumcised the flesh of their foreskin in that same day , as God had said to him .
Avy eo Abrahama naka an'Ismaela zanany lahy , sy ireo rehetra tao amin ' ny ankohonany , ary ireo rehetra novidiany vola , ny lehilahy rehetra tao amin ' ny tokantranon'i Abrahama , ka namora ny nofon'izy ireo tamin'io andro io , araka ny nolazain'Andriamanitra taminy .
GEN 17:24     Alignment score: 0.468 → 0.475
Abraham was ninety - nine years old when he was circumcised in the flesh of his foreskin .
Sivy amby sivifolo taona Abrahama tamin'izy noforaina ny lohantsitsiny .
GEN 17:25     Alignment score: 0.368 → 0.345
Ishmael his son was thirteen years old when he was circumcised in the flesh of his foreskin .
Telo ambin ' ny folo taona Ismaela
tamin'izy noforaina tamin ' ny nofo .
GEN 17:26     Alignment score: 0.397 → 0.403
On the very same day Abraham and Ishmael his son were both circumcised .
Tamin'io andro io dia samy voafora Abrahama sy Ismaela
zanany .
GEN 17:27     Alignment score: 0.443
All the men of his household were circumcised with him , including those
born into the household and those bought with money from a foreigner .
Noforaina niaraka taminy ireo lehilahy rehetra tao an - tokantranony , anisan'izany ireo teraka avy tao amin ' ny tokantranony sy ireo novidiana vola avy tamin ' ny vahiny .
GEN 17     Average alignment score: 0.369 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50