Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 9:1     Alignment score: 0.343 → 0.346
Then God blessed Noah and his sons , and said to them , " Be fruitful , multiply , and fill the earth .
Avy eo Andriamanitra nitso - drano an'i Noa sy ireo zanany lahy , ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Maroa fara , mihabetsaha , ary mamenoa
ny tany .


GEN 9:2     Alignment score: 0.194 → 0.204
The fear of you and the dread of you will be upon every living thing on the earth , upon every bird of the sky , upon everything that moves on the ground , and upon all the fish of the sea . They are given into your hand .
Ny tahotra sy ny horohoro anao dia ho eo amin'ireo biby izay miaina ambonin ' ny tany , ny voron
' ny habakabaka , eo amin ' ny zava - drehetra izay mandeha any ambanin ' ny tany , ary amin ' ny hazan - dranomasina rehetra . Atolotra eo an - tananao ireo .
GEN 9:3     Alignment score: 0.262
Every moving thing that lives will be food for you . Just as I gave you the green plants , I now give
you everything .
Ny zava - drehetra izay miaina dia ho ataonareo sakafo . Ankehitriny Aho dia manolotra anareo ny zava - drehetra tahaka ny nanomezako anareo ireo zava - maniry maitso .
GEN 9:4     Alignment score: 0.314 → 0.314
But you must not eat meat with its life
that is its blood in it .
Saingy ianareo dia tsy tokony hihinana hena miaraka amin ' ny ainy_izany dia ny ràny _ ao anatiny .
GEN 9:5     Alignment score: 0.212 → 0.216
But for your blood , the life that is in your blood , I will require payment . From the hand of every animal I will require it . From the hand of any man , that is , from the hand of one who has murdered his brother , I will require an accounting for the life
of that man .
Fa ho an ' ny rànareo , ny aina izay ao anatin ' ny rànareo , dia hitaky ny vidiny Aho . Avy amin ' ny tanan'ireo biby no hitakiko izany . Avy amin ' ny tanan ' ny olona izay namono ny rahalahiny no hitakiko ny saran ' ny fiainan'izany olona izany .
GEN 9:6     Alignment score: 0.137
Whoever sheds man 's blood , by man will his blood be shed , for it was in the image of God that he made man .
Na iza na iza mandatsaka ain ' ny olona iray , dia olona
no andatsaka ny ainy , fa tamin ' ny endrik'Andriamanitra no nanamboarany ny olona .
GEN 9:7     Alignment score: 0.247 → 0.261
As for you , be fruitful and multiply , spread throughout the earth and multiply on it . "
Raha ny aminareo , dia maroa fara ary mitomboa , miparitaha manerana ny tany ary mitomboa eo amin'izany . "
GEN 9:8     Alignment score: 0.431 → 0.431
Then God spoke to Noah and to his sons with him , saying ,
Avy eo Andriamanitra niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy niaraka taminy , nanao hoe :
GEN 9:9     Alignment score: 0.312
" As for me , listen ! I am going to confirm my covenant with you and with your descendants after you ,
" Raha ny Amiko , dia henoy ! Hanamafy ny fanekena nataoko taminareo sy ny taranakareo ao aorianareo Aho ,
GEN 9:10     Alignment score: 0.366 → 0.367
and with every living creature
that is with you , with the birds , the livestock , and every creature of the earth with you , from all that came out of the ark , to every living creature on the earth .
sy ireo biby manan'aina izay miaraka aminareo , ireo vorona , biby fiompy , ary ireo zava - manan'aina rehetra ambonin ' ny tany miaraka aminareo , hatramin'ireo rehetra izay avy tao amin ' ny sambo - fiara , hatramin ' ny zava - manan'aina rehetra ambonin ' ny tany .
GEN 9:11     Alignment score: 0.306 → 0.339
I hereby confirm my covenant with you , that never again will all flesh be destroyed by the waters of a flood . Never again will there be a flood to destroy the earth . "
Izao Aho dia hanamafy ny fanekeko nataoko taminareo , fa tsy hisy safo - drano hamotika ny nofo rehetra intsony . Ary tsy hisy safo - drano handrava ny tany intsony . "
GEN 9:12     Alignment score: 0.276 → 0.274
God said , " This is the sign of the covenant which I am making between me and you and every living creature
that is with you , for all future generations :
Hoy Andriamanitra hoe : " Izao no famantarana an'ilay fanekena izay ataoko eo Amiko sy eo aminareo ary ireo zava - manan'aina miaraka aminareo , ho an'ireo taranaka ho avy :
GEN 9:13     Alignment score: 0.499
I have set my rainbow in the cloud , and it will be the sign of the covenant between me and the earth .
efa nametraka avana teny
amin ' ny rahona Aho , ary izany no ho famantarana ny fanekena eo Amiko sy ny tany .
GEN 9:14     Alignment score: 0.394 → 0.422
It will come
about when I bring a cloud over the earth and the rainbow is seen in the cloud ,
Izany dia hitranga rehefa handrakotra ny tany amin ' ny rahona Aho ary ho tazana eny amin ' ny rahona ny avana ,
GEN 9:15     Alignment score: 0.33 → 0.347
then I will call to mind my covenant , which is between me and you and every living creature
of all flesh . The waters will never again become a flood to destroy all flesh .
avy eo dia ho tsaroako ny fanekeko , izay nisy tamiko sy taminareo ary ireo zava - manan'ainan ' ny nofo rehetra . Tsy ho tonga safo - drano hanimba ny nofo rehetra intsony ireo rano .
GEN 9:16     Alignment score: 0.318 → 0.328
The rainbow will be in the clouds and I will see it , in order to remember the everlasting covenant between God and every living creature
of all flesh that is on the earth . "
Ny avana dia ho eny amin'ireo rahona ary hahita izany Aho , mba hahatsiarovana ny fanekena teo amin'Andriamanitra sy ireo zava - manan'ain ' ny nofo rehetra izay eny ambonin ' ny tany . "
GEN 9:17     Alignment score: 0.418 → 0.419
Then God said to Noah , " This is the sign of the covenant that I have confirmed between me and all flesh that is on the earth . "
Avy eo Andriamanitra niteny tamin'i Noa hoe : " Io no famantarana an'ilay fanekena nataoko tamin ' ny nofo rehetra izay ambonin ' ny tany . "
GEN 9:18     Alignment score: 0.637
The sons of Noah that came out of the ark were Shem , Ham , and Japheth . Ham was the father of Canaan .
Ireo zanak'i
Noa izay nivoaka tao amin'ilay sambo - fiara dia i Sema , Hama ary Jafeta . Hama dia rain'i Kanana .
GEN 9:19     Alignment score: 0.345 → 0.345
These
three were the sons of Noah , and from these the whole earth was populated .
Ireo telo ireo no zanak'i Noa , ary avy amin'izy ireo no nahafeno olona ny tany .
GEN 9:20     Alignment score: 0.448
Noah began to be a man of the soil , and he planted a vineyard .
Nanomboka namboly i Noa , ary namboly voaloboka izy .
GEN 9:21     Alignment score: 0.39
He drank
some of the wine and became drunk . He was lying uncovered in his tent .
Nisotro ny sasany tamin'ireo divay izy ka mamo . Natory tsy nirakotra tao amin ' ny lainy izy .
GEN 9:22     Alignment score: 0.414 → 0.439
Then Ham , the father of Canaan , saw the nakedness of his father and told his two brothers outside .
Avy eo Hama , rain'i
Kanana , nahita ny rainy nitanjaka ka niteny tamin'ireo rahalahiny tany ivelany .
GEN 9:23     Alignment score: 0.272 → 0.291
So Shem and Japheth took a robe and laid it upon both their shoulders , and walked backwards
and covered the nakedness of their father . Their faces were turned the other way , so they did not see their father 's nakedness .
Ka naka akanjo lava i Sema sy Jafeta ary nametraka izany teo amin ' ny sorok'izy ireo roa , ary nankao aorina nampitafy ny rain'izy ireo nitanjaka . Nitodi - doha izy ireo , ka tsy nahita ny fitanjahan ' ny rain'izy ireo .
GEN 9:24     Alignment score: 0.301 → 0.368
When Noah awoke
from his wine , he learned what his youngest son had done to him .
Rehefa taitra avy tamin ' ny fahamamoany i Noa , dia nahafantatra ny nataon'ilay zanany faralahy taminy .
GEN 9:25     Alignment score: 0.346 → 0.377
So he said , " Cursed be Canaan . May he be a servant to his brothers ' servants . "
Ka hoy izy hoe : " Ho voahozona
anie Kanana . Ho isan'ireo mpanompon'ireo rahalahiny anie izy . "
GEN 9:26     Alignment score: 0.428
He also said , " May Yahweh , the God of Shem , be blessed , and may Canaan be his servant .
Niteny koa izy hoe : " Hoderaina anie i Yaveh , Andriamanitr'i
Sema , ary ho mpanompony anie i Kanàna .
GEN 9:27     Alignment score: 0.401
May God extend the territory of Japheth , and let him make his home in the tents of Shem . May Canaan be his servant . "
Hanitatra ny fari - tanin'i
Jafeta anie Andriamanitra , ary hamela azy hanorina ny tranony eo amin'ireo lain'i Sema . Ho mpanompony anie i Kanana . "
GEN 9:28     Alignment score: 0.581
After the flood , Noah lived three hundred fifty years .
Taorian ' ny safo - drano , dia niaina dimampolo amby telonjato taona i Noa . "
GEN 9:29     Alignment score: 0.312 → 0.322
All the days of Noah were nine hundred fifty years , and then he died
.
Ny fotoana niainan'i Noa dia dimanpolo amby sivinjato taona , ary nodimandry izy avy eo .
GEN 9     Average alignment score: 0.346 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50