Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 48:1     Alignment score: 0.433
It came about after these things , that one said to Joseph , " Look , your father is sick . " So he took with him his two sons , Manasseh and Ephraim .
Ary tao aorian'izany zavatra izany , dia nisy nilaza tamin'i Josefa hoe : " Indro , marary rainao
. " Dia nentiny niaraka taminy ny zanany mirahalahy , Manase sy Efraima .


GEN 48:2     Alignment score: 0.453
When Jacob was told , " Look , your son Joseph has arrived to see you , " Israel gathered strength and sat up in bed .
Rehefa nilazana
Jakoba hoe : " Indro , Josefa zanakao lahy tonga mba hijery anao , " dia nanangona hery Israely ka niarina nipetraka teo am - pandriana .
GEN 48:3     Alignment score: 0.623
Jacob said to Joseph , " God Almighty appeared to me at Luz in the land of Canaan . He blessed me
Hoy Jakoba tamin'i Josefa hoe : " Andriamanitra Tsitoha efa niseho tamiko tany
Lozy tany amin ' ny tany Kanana . Nitso - drano ahy Izy
GEN 48:4     Alignment score: 0.334 → 0.334
and said to me , ' Behold , I will make you fruitful , and multiply you . I will make of you an assembly of nations . I will give this land to your descendants as an everlasting possession . '
ka nanao tamiko hoe : ' Indro , hampamokatra , sy hahamaro
anao Aho . Hahatonga firenena maro avy aminao Aho . Dia homeko ny taranakao ity tany ity ho fananana mandrakizay . '
GEN 48:5     Alignment score: 0.434 → 0.447
Now your two sons , who were born to you in the land of Egypt before I came
to you into Egypt , they are mine . Ephraim and Manasseh will be mine , just as Reuben and Simeon are mine .
Ary ireo zanakao mirahalahy , izay teraka ho anao teto Egypta talohan ' ny nanatonako anao ho eto Egypta , dia ahy . Efraima sy Manase dia ho ahy , tahaka ny maha ahy an'i Robena sy Simeona .
GEN 48:6     Alignment score: 0.265
The offspring who are born after them will be yours ; they will be listed under the names of their brothers in their inheritance .
Ny zaza teraka aorian'izy ireo no ho anao ; ho tanisain'izy ireo ny anaran'ireo rahalahiny araka ny lovan'izy ireo .
GEN 48:7     Alignment score: 0.374
But as for me , when I came
from Paddan , to my sorrow Rachel died in the land of Canaan on the way , while there was still some distance to go to Ephrath . I buried her there on the way to Ephrath " ( that is , Bethlehem ) .
Ary izaho , fony aho avy any Padana - Arama , dia maty teo anatrehako teny an - dalana tany amin ' ny tany Kanana i Rahely , raha kely sisa no tsy nahatongavanay tao Efrata . Naleviko teny an - dalana ho any Efrata izy " ( izay atao hoe , Betlehema ) .
GEN 48:8     Alignment score: 0.441
When Israel saw Joseph 's sons , he said , " Whose are these ? "
Koa rehefa hitan'i Israely ireo zanak'i
Josefa , dia hoy izy hoe : " An'iza moa ireto ? "
GEN 48:9     Alignment score: 0.321
Joseph said to his father , " They are my sons , whom God has given me here . " Israel said , " Bring them to me , that I may bless them . "
Dia hoy Josefa tamin - drainy hoe : " Zanako ireo , izay nomen'Andriamanitra ahy taty . " Dia hoy Israely hoe : " Ento mankaty amiko izy ireo , mba hitsofako rano azy . "
GEN 48:10     Alignment score: 0.363 → 0.39
Now Israel 's eyes were failing because of his age , so he could not see . So Joseph brought them near to him , and he kissed them and embraced them .
Ary efa nanjavona ny mason'i
Israely nohon ' ny fahanterany , ka tsy afaka mahita izy . Dia nampanatonin'i Josefa azy izy ireo noho izany , ka nanoroka sy namihina azy ireo izy .
GEN 48:11     Alignment score: 0.354
Israel said to Joseph , " I never expected to see your face again , but God has even allowed me to see your children . "
Hoy Israely tamin'i Josefa hoe : " Tsy nanantena ny hahita ny tavanao
indray aho , nefa navelan ' Andriamanitra ho hitako na dia ny zanakao aza . "
GEN 48:12     Alignment score: 0.331 → 0.345
Joseph brought them out from between Israel 's knees , and then he bowed with his face to the earth .
Dia nesorin'i
Josefa teo anelanelan ' ny lohalik'i Israely izy ireo , ary niankohoka tamin ' ny tany izy .
GEN 48:13     Alignment score: 0.416 → 0.419
Joseph took them both , Ephraim in his right hand toward Israel 's left hand , and Manasseh in his left hand toward Israel 's right hand , and brought them close to him .
Dia nalain'i Josefa izy mirahalahy , Efraima teo an - tanan
- kavanany ho eo an - tanan - kavian'i Israely , ary Manase teo an - tanan - kaviany manatrika ny an - tanan - kavanan'i Israely , ka nitondra azy ireo mba hanakaiky azy .
GEN 48:14     Alignment score: 0.37 → 0.371
Israel reached out with his right hand and laid it upon Ephraim 's head , who was the younger , and his left hand upon Manasseh 's head . He crossed his hands , for Manasseh was the firstborn .
Dia natsotran'i Israely ny tanany havanana ka napetrany teo ambonin ' ny lohan'i
Efraima , ilay zandriny , ary ny tanany havia teo ambonin ' ny lohan'i Manase . Nampifamadihany ny tanany , satria Manase no lahimatoa .
GEN 48:15     Alignment score: 0.426 → 0.428
Israel blessed Joseph , saying , " The God before whom my fathers Abraham and Isaac walked , the God who has cared for me to this day ,
Dia nitso - drano an'i Josefa i Israely , ka nanao hoe : " Ilay Andriamanitra izay nandeha teo alohan'i Abrahama sy Isaka , ilay Andriamanitra izay niahy ahy mandrak'ankehitriny ,
GEN 48:16     Alignment score: 0.324 → 0.339
the angel who has protected me from all harm , may he bless these boys . May my name be named in them , and the name of my fathers Abraham and Isaac . May they grow
into a multitude on the earth . "
ilay anjely izay niaro ahy tamin ' ny ratsy rehetra anie , hitahy ireto zaza lahy ireto . Ho tononina ao amin'izy ireo anie ny anarako , ary ny anaran'i Abrahama sy Isaka razako . Hihamaro eto an - tany anie izy ireo . "
GEN 48:17     Alignment score: 0.397
When Joseph saw his father place his right hand upon the head of Ephraim , it displeased him . He took his father 's hand to move it from Ephraim 's head to Manasseh 's head .
Koa rehefa hitan'i Josefa fa napetraky ny rainy teo amin ' ny lohan'i
Efraima ny tanany an - kavanana , dia tsy nankasitraka izany izy . Dia nesoriny tsy ho eo amin ' ny lohan'i Efraima ny tanan ' ny rainy ka nafinfrany teo ambonin ' ny lohan'i Manase .
GEN 48:18     Alignment score: 0.412
Joseph said to his father , " Not so , my father ; for this is the firstborn . Put your right hand upon his head . "
Dia hoy Josefa tamin ' ny rainy hoe : " Tsy izao no izy , ry raiko ; fa ity no lahimatoa . Apetraho eo ambonin ' ny lohany ny tananao
an - kavanana . "
GEN 48:19     Alignment score: 0.357
His father refused and said , " I know , my son , I know . He also will become a people , and he also will be great . Yet his younger brother will be greater than he , and his descendants will become a multitude of nations . "
Dia nandà ny rainy ka nanao hoe : " Fantatro , ry zanako , fantatro . Ho tonga firenena , sy ho tonga lehibe ihany koa izy . Ary ny zandriny koa dia ho lehibe noho izy , ary ho tonga firenena maro ny taranany . "
GEN 48:20     Alignment score: 0.344 → 0.37
Israel blessed them that day with these
words , " The people of Israel will pronounce blessings by your names saying , ' May God make you like Ephraim and like Manasseh ' . " In this way , Israel put Ephraim before Manasseh .
Izao teny izao no nitsofan'i Israely rano azy ireo tamin'izany andro izany : " Amin ' ny anaranareo no hanononan ' ny vahoakan'i Israely fitahiana hanao hoe : ' Andriamanitra anie hahatonga anareo tahaka an'i Efraima sy Manase . ' " Izany no fomba , nametrahan'i Israely an'i Efraima ho eo alohan'i Manase .
GEN 48:21     Alignment score: 0.419
Israel said to Joseph , " See , I am about to die , but God will be with you , and will bring you back to the land of your fathers .
Hoy Israely tamin'i Josefa hoe : " Indro , efa ho faty aho , nefa Andriamanitra homba anao , ary hitondra anao hiverina any amin ' ny tanin'ireo razanao .
GEN 48:22     Alignment score: 0.341 → 0.341
To you , as one who is above your brothers , I give to you the mountain
slope that I took from the Amorites with my sword and my bow . "
Ho anao , izay ambony noho ireo rahalahinao , dia omeko anao ny zaratany izay nalaiko tamin ' ny Amorita tamin ' ny sabatro sy ny tsipikako . "
GEN 48     Average alignment score: 0.391 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50