Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 16:1     Alignment score: 0.426
Now Sarai , Abram 's wife , had not borne
any children for him , but she had a female servant , an Egyptian , whose name was Hagar .
Ary Saray , vadin'i Abrama , dia tsy mba niteraka zaza ho azy , saingy nanana mpanompo vavy iray izy , izay Egyptiana , antsoina hoe Hagara .


GEN 16:2     Alignment score: 0.4
So Sarai said to Abram , " See now , Yahweh has kept me from having children . Please go to my servant . It may be that I will have children by her . " Abram listened to the voice of Sarai .
Koa hoy Saray tamin'i Abrama hoe : " Indro , tsy namela ahy hanan - janaka Yaveh . Mandehana mandry miaraka amin ' ny mpanompo vaviko . Izany angamba no mety hahazoako zanaka
avy aminy . " Nihaino ny feon'i Saray i Abrama .
GEN 16:3     Alignment score: 0.548
It was after Abram had lived ten years in the land of Canaan that Sarai , Abram 's wife , gave Hagar , her Egyptian
servant , to her husband as a wife .
Folo taona taorian ' ny nonenan'i Abrama tao an - tany Kanàna no nanomezan'i Saray , vadin'i Abrama , an'i Hagara mpanompo vaviny Egyptiana , ho vadin ' ny vadiny .
GEN 16:4     Alignment score: 0.492
So he went to Hagar , and she conceived . When she saw that she had conceived , she looked with contempt on her mistress .
Koa niray tamin'i Hagara izy , ary nitoe - jaza . Rehefa hitany fa nitoe - jaza izy , dia nijery ny tompo vaviny tamin ' ny fanamavoana .
GEN 16:5     Alignment score: 0.428 → 0.429
Then Sarai said to Abram , " This wrong on me is because of you . I gave my servant woman
into your embrace , and when she saw that she had conceived , I was despised in her eyes . Let Yahweh judge between me and you . "
Ary hoy Saray tamin'i Abrama hoe : " Noho ny aminao ihany izao ratsy mihatra amiko izao . Nomeko ho eo an - tratranao ny mpanompo vaviko , ary rehefa hitany fa nitoe - jaza izy , dia namavoina teo imasony aho . Aoka Yaveh no hitsara ahy sy ianao . "
GEN 16:6     Alignment score: 0.367 → 0.383
But Abram said to Sarai , " See here , your servant woman
is in your power , do to her what you think best . " So Sarai dealt harshly with her , and she fled from her .
Fa hoy Abrama tamin'i Saray hoe : " Indro , eo amin ' ny fahefanao ny mpanompo vavinao , ataovy aminy izay heverinao ho mety indrindra . " Koa dia nanao fitondrana mafy taminy i Saray , ka nandositra azy .
GEN 16:7     Alignment score: 0.318
The angel of Yahweh found her by a spring of water in the wilderness , the spring that is on the way to Shur .
Nahita azy teo akaikin
' ny loharano iray tany an - tany hay ilay anjelin'i Yaveh , ilay loharano teny an - dalana nankany Sora .
GEN 16:8     Alignment score: 0.415 → 0.415
He said , " Hagar , Sarai 's servant , where did you come
from and where are you going ? " Then she said , " I am fleeing from my mistress Sarai . "
Hoy izy hoe : " Ry Hagara , mpanompon'i Saray , avy aiza ianao ary handeha ho aiza ? " Ary hoy izy hoe : " Mandositra an'i Saray tompoko vavy aho . "
GEN 16:9     Alignment score: 0.322
The angel of Yahweh said to her , " Return to your mistress , and submit yourself to her authority . "
Ny anjelin'i Yaveh niteny taminy hoe : " Miverena
any amin ' ny tompo vavinao , ary mihareta amin ' ny fahefany . "
GEN 16:10     Alignment score: 0.324 → 0.324
Then the angel of Yahweh said to her , " I will greatly multiply your descendants , so that they will be too numerous to count . "
Ary hoy ilay anjelin'i Yaveh taminy hoe : " Hampitombo isa ny taranakao
tokoa Aho , hany ka tsy ho tambo isaina izy ireo . "
GEN 16:11     Alignment score: 0.403
The angel of Yahweh also said to her , " Behold , you are pregnant and will bear a son , and you will call his name Ishmael , because Yahweh has heard your affliction .
Hoy ihany koa ilay anjelin'i Yaveh taminy hoe : " Indro , mitoe - jaza ianao , ary hiteraka zaza lahy , ary ny anarany dia hataonao hoe Ismaela
, satria nandre ny fahorianao Yaveh .
GEN 16:12     Alignment score: 0.198 → 0.221
He will be a wild donkey of a man . He will be hostile against every man , and every man will be hostile to him , and he will live apart from all his brothers . "
Ho borikidian ' ny olona izy . Handrafy ny olona rehetra izy , ary ny olona rehetra hirafy aminy , ary honina lavitra ny rahalahiny rehetra izy .
GEN 16:13     Alignment score: 0.381 → 0.381
Then she gave this name to Yahweh who spoke to her , " You are the God who sees me , " for she said , " Do I really continue to see , even after he has seen me ? "
Ary nomeny
an'i Yaveh izay niresaka taminy izao anarana izao : " Ianao no Andriamanitra izay mahita ahy , " fa hoy izy hoe : " Mbola mahita ihany tokoa ve aho , na dia taorian ' ny nahitany ahy aza ? "
GEN 16:14     Alignment score: 0.576 → 0.573
Therefore the well was called Beer
Lahai Roi ; behold , it is between Kadesh and Bered .
Noho izany dia nantsoina hoe Bera - lahai - roy ilay fantsakana ; indro , eo anelanelan'i Kadesa sy Bereda izany .
GEN 16:15     Alignment score: 0.499
Hagar gave birth to Abram 's son , and Abram named his son , whom Hagar bore , Ishmael .
Niteraka ny zanaka lahin'i Abrama i Hagara , ary nomen'i
Abrama anarana hoe Ismaela ny zanany , izay naterak'i Hagara .
GEN 16:16     Alignment score: 0.463 → 0.42
Abram was eighty - six years old when Hagar bore Ishmael to Abram .
Enina amby valopolo taona i Abrama tamin ' ny niterahan'i
Hagara an'Ismaela ho zanany .
GEN 16     Average alignment score: 0.413 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50