Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 32:1     Alignment score: 0.382 → 0.391
Early in the morning Laban got up , kissed his grandsons and his daughters
and blessed them . Then Laban left and returned home .
Vao mangiran - dratsy dia nifoha i Labana , nanoroka ireo zafikeliny sy ireo zanany vavy ary nitso - drano azy ireo . Avy eo dia niala teo ary niverina nankany an - tranony Labana .


GEN 32:2     Alignment score: 0.431
Jacob also went on his way , and the angels of God met him .
Nandeha tamin ' ny lalany ihany koa Jakoba , ary nihaona taminy ny anjelin'Andriamanitra .
GEN 32:3     Alignment score: 0.585
When Jacob saw them , he said , " This is God 's camp , " so he called the name of that place Mahanaim .
Rehefa nahita azy ireo Jakoba , dia hoy izy hoe : " Ity no tobin
' Andriamanitra , " ka Mahanaima no niantsoany izany toerana izany .
GEN 32:4     Alignment score: 0.604
Jacob sent messengers on ahead of him to his brother Esau in the land of Seir , in the region of Edom .
Nandefa mpitondra hafatra nialoha azy Jakoba mba ho any amin'i Esao rahalahiny any amin ' ny tanin ' ny Seira , any amin ' ny faritr'i
Edoma .
GEN 32:5     Alignment score: 0.368
He commanded them , saying , " This is what you will say to my master Esau : This is what your servant Jacob says : ' I have been staying with Laban , and have delayed my return until now .
Nibaiko azy ireo izy , niteny hoe : " Izao no ho lazainareo amin'i Esao tompoko : Izao no vaolazan'i Jakoba mpanomponao hoe : ' Efa nonina niaraka tamin'i Labana aho , ary nanemotra ny fodiako hatramin'izao .
GEN 32:6     Alignment score: 0.367 → 0.369
I have cattle and donkeys , and flocks , male servants , and female servants . I have sent this message to my master , so that I may find
favor in your eyes . ' "
Manana omby , boriky , ondry aman'osy , ary mpanompo lahy sy mpanompo vavy aho . Nandefa ity hafatra ity tany amin ' ny tompoko aho , mba hahazoako sitraka eo imasonao . ' "
GEN 32:7     Alignment score: 0.507
The messengers returned to Jacob and said , " We went to your brother Esau . He is coming to meet you , and four hundred men are with him . "
Niverina tany amin'i Jakoba ireo mpitondra hafatra ary niteny hoe : " Nandeha tany amin'i Esao rahalahinao
izahay . Ho avy hihaona aminao izy , ary efajato lahy no hiaraka aminy . "
GEN 32:8     Alignment score: 0.339 → 0.355
Then Jacob was very afraid and upset . So he divided the people who were with him into two camps , and also the flocks , the herds , and the camels .
Ary natahotra mafy sy nihorohoro Jakoba . Ka nozarainy ireo vahoaka niaraka taminy mba ho antoko anankiroa , ary koa ireo ondry aman'osy , omby , rameva .
GEN 32:9     Alignment score: 0.297
He said , " If Esau comes to one camp and attacks it , then the camp that remains will escape . "
Hoy izy hoe : " Raha tonga amin ' ny antoko iray Esao ka manafika izany , dia ho afa - mandositra ny antoko iray ambiny
. "
GEN 32:10     Alignment score: 0.41 → 0.41
Jacob said , " God of my father Abraham , and God of my father Isaac , Yahweh , who said to me , ' Return to your country and to your kindred , and I will prosper you , '
Hoy Jakoba hoe : " Ry Andriamanitr'i
Abrahama raiko , sy Andriamanitr'Isaka raiko , ry Yaveh , izay niteny tamiko hoe : ' Modia any amin ' ny taninao sy ny havanao , ary Izaho hanambina anao , '
GEN 32:11     Alignment score: 0.369
I am not worthy of all your acts of covenant faithfulness and of all the trustworthiness that you have done for your servant . For with only my staff I passed over this Jordan , and now I have become
two camps .
tsy mendrika ireo asan ' ny fanekena mahatoky sy ny fahamendreham - pitokisana rehetra izay nataonao ho an ' ny mpanomponao aho . Fa ny tehiko no hany nentiko nita ity Jordana ity , ary ankehitriny efa lasa antoko anankiroa aho .
GEN 32:12     Alignment score: 0.35 → 0.35
Please rescue me from the hand of my brother , from the hand of Esau , for I am afraid of him , that he will come
and attack me and the mothers with the children .
Mba vonjeo amin ' ny tanan ' ny rahalahiko , ny tanan'i Esao aho , fa matahotra azy aho , ndrao ho avy izy hanafika ahy sy ny reny mbamin ' ny zaza .
GEN 32:13     Alignment score: 0.266 → 0.275
But you said , ' I will certainly make you prosper . I will make your descendants like the sand of the sea , which can not be numbered for their number . ' "
Kanefa Ianao niteny hoe : ' Ho ambiniko tokoa ianao . Hataoko ho toy ny fasi - dranomasina ny taranakao
, izay tsy ho tambo isaina . ' "
GEN 32:14     Alignment score: 0.437 → 0.438
Jacob stayed there that night . He took some of what he had with him as a gift for Esau , his brother :
Nitoetra teo Jakoba tamin'iny alina iny . Naka ny sasany tamin'izay nananany
niaraka taminy izy mba ho fanomezana ho an'i Esao rahalahiny :
GEN 32:15     Alignment score: 0.528
two hundred female goats and twenty male goats , two hundred ewes and twenty rams ,
osy vavy roanjato ary osy lahy roapolo , ondry vavy roanjato sy ondry lahy roapolo ,
GEN 32:16     Alignment score: 0.442
thirty milking camels and their colts , forty cows and ten bulls , twenty female donkeys and ten male donkeys .
rameva be ronono telopolo ary ireo zana - borikin'izy ireo , omby vavy efapolo sy omby lahy folo , ampondra vavy roapolo ary ampondra lahy folo .
GEN 32:17     Alignment score: 0.208 → 0.216
These
he gave into the hand of his servants , every herd by itself . He said to his servants , " Go on ahead of me and put a space between each of the herds . "
Natolony ireo mba ho eo an - tanan ' ny mpanompony , ny andiany tsirairay avy . Niteny tamin ' ny mpanompony izy hoe : " Mandehana eo alohako ary asio elanelana isaky ny andiam - biby . "
GEN 32:18     Alignment score: 0.309 → 0.331
He instructed the first servant , saying , " When Esau my brother meets you and asks you , saying , ' To whom do you belong ? Where are you going ? Whose animals are these
that are in front of you ? '
Nanome toromarika ny mpanompo voalohany izy , niteny hoe : " Rehefa mifanena aminareo Esao rahalahiko ka manontany anareo , manaohoe : ' Olon'iza ianareo ? Ho aiza ianareo ? An'iza ireo biby izay eo anoloanareo ? '
GEN 32:19     Alignment score: 0.471 → 0.505
Then you will say , ' They are your servant Jacob 's . They are a gift sent to my master Esau . See , he is also coming after us . ' "
Dia hiteny ianareo hoe : ' An'i Jakoba mpanomponao ireo . Ireo dia fanomezana nalefa ho an'i Esao tompoko . Indro , tamy ao aorianay
ihany koa izy . ' "
GEN 32:20     Alignment score: 0.464
Jacob also gave instructions to the second group , the third , and all the men who followed the herds . He said , " You will say the same thing to Esau when you meet him .
Nanome toromarika ny vondrona faharoa , ny fahatelo , ary ny lehilahy rehetra izay nanaraka ireo andiam - biby ihany koa i Jakoba . Hoy izy hoe : " Hilaza zavatra mitovy amin'i Esao ianareo rehefa mifanena aminy .
GEN 32:21     Alignment score: 0.363 → 0.37
You must also say , ' Your servant Jacob is coming after us . ' " For he thought , " I will appease him with the gifts that I am sending ahead of me . Then later , when I will see him , perhaps he will receive me . "
Tsy maintsy miteny ihany koa ianareo hoe : ' Jakoba mpanomponao dia avy ao afaranay . ' " Fa nihevitra izy hoe : " Hampitony azy amin ' ny fanomezana izay alefako eo alohako aho . Ary avy eo , rehefa hitako izy , dia angamba mety handray ahy izy . "
GEN 32:22     Alignment score: 0.4 → 0.403
So the gifts went on ahead of him . He himself stayed that night in the camp .
Koa nalefa nialoha azy ireo fanomezana . Izy tenany nijanona tao an - toby iny alina iny .
GEN 32:23     Alignment score: 0.416 → 0.404
Jacob got up during the night , and he took his two wives , his two women
servants , and his eleven sons . He sent them across the ford of the Jabbok .
Nifoha Jakoba nandritry ny alina , ary naka ny vadiny anankiroa , ny ankizivaviny anankiroa , ary ny zanany lahy iraika ambin ' ny folo . Nalefany tany ampitan ' ny fitàn'i Jaboka izy ireo .
GEN 32:24     Alignment score: 0.138
In this way he sent them across the stream along with all his possessions
.
Tamin'io no nampitany azy ireo tany ampitan ' ny rano mandeha niaraka tamin'ireo fananany rehetra .
GEN 32:25     Alignment score: 0.386 → 0.411
Jacob was left alone , and a man wrestled with him until dawn .
Tavela irery Jakoba , ary nisy lehilahy iray nitolona taminy mandra - parain ' ny andro .
GEN 32:26     Alignment score: 0.315 → 0.328
When the man saw that he could not defeat him , he struck Jacob 's hip , so that his hip was dislocated as he wrestled with him .
Rehefa hitan'ilay lehilahy fa tsy haharesy azy izy , dia novelesiny ny foto - pen'i Jakoba . Nipitsoka ny fotopen'i Jakoba raha nitolona taminy izy .
GEN 32:27     Alignment score: 0.36
The man said , " Let me go , for the dawn is breaking . " Jacob said , " I will not let you go unless you bless me . "
Niteny ilay lehilahy hoe : " Aleo aho handeha , fa efa ho mangiran - dratsy . " Ary Jakoba niteny hoe : " Tsy hamela anao handeha aho raha tsy mitso - drano ahy ianao . "
GEN 32:28     Alignment score: 0.53
The man said to him , " What is your name ? " Jacob said , " Jacob . "
Dia hoy ilay lehilahy taminy hoe : " Iza no anaranao
? " Jakoba namaly hoe : " Jakoba . "
GEN 32:29     Alignment score: 0.338
The man said , " Your name will no longer be called Jacob , but Israel . For you have struggled with God and with men and have prevailed . "
Hoy ilay lehilahy hoe : " Ny anaranao
dia tsy ho Jakoba intsony , fa Israely . Satria ianao nitolona tamin'Andriamanitra sy tamin ' ny vahoaka ary efa nandresy . "
GEN 32:30     Alignment score: 0.425
Jacob asked him , " Please tell me your name . " He said , " Why is it that you ask my name ? " Then he blessed him there .
Nanontany azy Jakoba hoe : " Mba lazao ahy tompoko ny anaranao
. " Hoy izy hoe : " Nahoana ianao no manontany ny anarako ? " Avy eo nitso - drano azy teo izy .
GEN 32:31     Alignment score: 0.447
Jacob called the name of the place Peniel
for he said , " I have seen God face to face , and my life is delivered . "
Jakoba niantso ny anaran'ilay toerana hoe Peniela satria hoy izy hoe : " Efa nifanatri - tava tamin'Andriamanitra aho , ary avotra ny aiko . "
GEN 32:32     Alignment score: 0.387
The sun rose
on Jacob as he passed Peniel . He was limping because of his hip .
Niposaka ny masoandro raha nandalo an'i Peniela i Jakoba . Nandringa izy nohon ' ny foto - peny .
GEN 32:33     Alignment score: 0.186 → 0.219
That is why to this day the people of Israel do not eat the ligaments of the hip which are at the hip joint , because the man injured those
ligaments while dislocating Jacob 's hip .
Izany no antony tsy nihinanan ' ny vahoakan'i Israely ny hozatry ny foto - pe izay eo amin ' ny fitohizan ' ny fe mandrak'ankehitriny , satria nandratra ireo hozatra ireo ilay lehilahy raha nanapitsoka ny foto - pen'i Jakob .
GEN 32     Average alignment score: 0.387 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50