Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 26:1     Alignment score: 0.474 → 0.5
Now a famine happened in the land , besides the first famine that had been in the days of Abraham . Isaac went to Abimelek , king of the Philistines at Gerar .
Ary nisy mosary nitranga teo amin'ilay tany , ankoatran'ilay niseho
voalohany tamin ' ny andron'i Abrahama . Nankany amin'i Abimeleka , mpanjakan ' ny Filistina tany Gerara i Isaka .


GEN 26:2     Alignment score: 0.384
Now Yahweh appeared to him and said , " Do not go down to Egypt ; live in the land that I tell you to live
in .
Ary niseho taminy Yaveh ary niteny hoe : " Aza midina any Egypta ianao ; mitoera amin ' ny tany izay lazaiko anao .
GEN 26:3     Alignment score: 0.377 → 0.377
Stay in this very land , and I will be with you and will bless you ; for to you and to your descendants , I will give all these
lands , and I will fulfill the oath that I swore to Abraham your father .
Mijanòna amin'io tany io , homba sy hitahy anao Aho ; fa ho anao sy ho an'ireo taranakao , no hanomezako ireo tany rehetra ireo , ary ho tanterahiko ny fianianana izay nianianako tamin'i Abrahama rainao .
GEN 26:4     Alignment score: 0.353 → 0.376
I will multiply your descendants like the stars of heaven , and will give to your descendants all these
lands . Through your descendants all the nations of the earth will be blessed .
Ho hampitomboiko toy ireo kintan ' ny lanitra ireo taranakao , ary homeko ireo taranakao ireo tany rehetra ireo . Avy amin'ireo taranakao no hitahiana ireo firenena rehetra eto an - tany .
GEN 26:5     Alignment score: 0.367
I will do this because Abraham obeyed my voice and kept my instructions , my commandments , my statutes , and my laws . "
Ho ataoko izany satria Abrahama dia nankatò ny feoko sy nitandrina ireo toro - lalako , ireo didiko , ireo fanambarako , ary ireo lalàko . "
GEN 26:6     Alignment score: 0.241 → 0.481
So Isaac settled in Gerar .
Koa dia nanorim - ponenana tany Gerara i Isaka .
GEN 26:7     Alignment score: 0.429 → 0.459
When the men of the place asked him about his wife , he said , " She is my sister . " He feared to say , " She is my wife , " because he thought , " The men of this place will kill me to get Rebekah , because she is so beautiful . "
Rehefa nanontany azy momban ' ny vadiny ireo lehilahy teo an - toerana , dia hoy izy hoe : " Anabaviko izy . " Natahotra izy hilaza hoe : " Vadiko izy , " satria niheritreritra izy hoe : " Hamono ahy ireo lehilahy eto an - toerana mba hahazoana an'i Rebeka , satria tena tsara tarehy izy . "
GEN 26:8     Alignment score: 0.44 → 0.46
After Isaac had been there a long time , Abimelek king of the Philistines happened to look out of a window . He saw , behold , Isaac was caressing Rebekah , his wife .
Rehefa nitoetra ela tao Isaka , dia nisy fotoana Abimeleka mpanjakan'i Filistina nitazana teo ambaravarankely . Indro , hitany i Isaka nanafosafo an'i Rebeka , vadiny .
GEN 26:9     Alignment score: 0.4 → 0.407
Abimelek called Isaac to him and said , " Look , certainly she is your wife . Why did you say , ' She is my sister ' ? " Isaac said to him , " Because I thought someone might kill me to get her . "
Nampiantso an'Isaka i Abimeleka ary niteny hoe : " Ita tokoa izao fa vadinao
izy . Nahoana ianao no niteny hoe : ' Anabaviko izy ' ? " Hoy Isaka taminy hoe : " Satria nihevitra aho fa ho vonoin ' ny olona aho mba hahazoana azy . "
GEN 26:10     Alignment score: 0.256 → 0.264
Abimelek said , " What is this you have done to us ? One of the people might easily have lain with your wife , and you would have brought guilt
upon us . "
Hoy Abimaleka hoe : " Fa inona izao nataonao anay izao ? Mety efa nisy olona iray tamin'ireo vahoaka niaraka natory mora foana tamin ' ny vadinao , ary dia nitondra fanamelohana eto aminay ianao . "
GEN 26:11     Alignment score: 0.359 → 0.38
So Abimelek commanded all the people and said , " Whoever touches this man or his wife will surely be put to death . "
Koa nampitandrina ny olona rehetra Abimeleka ary niteny hoe : " Na iza na iza mikasika io lehilahy io na ny vadiny dia azo antoka fa tena ho vonoina tokoa . "
GEN 26:12     Alignment score: 0.335 → 0.37
Isaac planted crops in that land and reaped in the same year a hundredfold , because Yahweh blessed him .
Namboly masom - boly tamin'izany tany izany Isaka ary nahavokatra avo zato heny tamin'io taona io ihany , satria nitahy azy Yaveh .
GEN 26:13     Alignment score: 0.234
The man became
rich , and grew more and more until he became very great .
Lasa nanan - karena ralehilahy , ary nitombo hatrany izany mandra - pahatonga azy ho mpanakarem - be .
GEN 26:14     Alignment score: 0.417
He had many sheep and cattle , and a large household . The Philistines envied him .
Nanana ondry sy omby , ary ankohonana
marobe izy . Nialona azy ireo Filistina .
GEN 26:15     Alignment score: 0.302 → 0.328
Now all the wells that his father 's servants had dug in the days of Abraham his father , the Philistines stopped them up by filling them with earth .
Ary ireo fantsakana rehetra izay nohadian'ireo mpanompon
' ny rainy tamin ' ny andron'i Abrahama rainy , dia natsahatr'ireo Filistina izany tamin ' ny fanotofana tany izany .
GEN 26:16     Alignment score: 0.386
Abimelek said to Isaac , " Go away from us , for you are much mightier than we . "
Hoy Abimeleka tamin'Isaka hoe : " Mialà lavitra anay , satria mahery lavitra noho izahay ianao . "
GEN 26:17     Alignment score: 0.42 → 0.419
So Isaac departed from there and camped in the Valley of Gerar , and lived there .
Koa dia niala teo Isaka ary nanorim - ponenana tany an - dohasahan'i Gerara , ary nonina tany
.
GEN 26:18     Alignment score: 0.304 → 0.323
Once again Isaac dug out the wells of water , which they had dug in the days of Abraham his father . The Philistines had stopped them up after Abraham 's death . Isaac called the wells by the same names that his father had called them .
Naverin'Isaka nohadiana indray ireo lava - drano , izay efa voahady tamin ' ny andron'i Abrahama rainy . Izay efa novonoin'ireo Filistina taorian ' ny nahafatesan'i Abrahama . Ireo lava - drano ireo dia nataon'Isaka tahaka izay efa niantsoan
' ny rainy azy ihany .
GEN 26:19     Alignment score: 0.252 → 0.363
When Isaac 's servants dug in the valley , they found there a well of flowing water .
Rehefa nandavaka teny
an - dohasaha ny mpanompon'Isaka , dia nahita loharano velona teny izy ireo .
GEN 26:20     Alignment score: 0.33 → 0.376
The herdsmen of Gerar quarreled with Isaac 's herdsmen , and said , " This water is ours . " So Isaac named that well " Esek , " because they had quarreled with him .
Nifanditra tamin ' ny mpiandry ombin'Isaka ireo mpiandry omby tao Gerara , ary niteny hoe : " Anay io rano io . " Koa dia nantsoin'Isaka hoe " Eseka " ilay lava - drano , satria nifanditra taminy izy ireo .
GEN 26:21     Alignment score: 0.278 → 0.298
Then they dug another well , and they quarreled over that , too , so he gave it the name of " Sitnah . "
Ary dia nihady lava - drano hafa indray izy ireo , ary mbola nifandiran'izy ireo koa izany , ka dia nantsoiny
hoe " Sitna " izany .
GEN 26:22     Alignment score: 0.343 → 0.347
He left there and dug yet another well , but they did not quarrel over that one . So he called it Rehoboth , and he said , " Now Yahweh has made room for us , and we will prosper in the land . "
Niala teo izy ary mbola nihady lava - drano hafa , kanefa tsy mba nifandiran'izy ireo izany . Ary dia natsoiny hoe " Rehobota " izany , ary hoy izy hoe : " Ankehitriny efa nanamboatra fonenana ho antsika Yaveh , ary ho hambinina
eo amin'ilay tany isika . "
GEN 26:23     Alignment score: 0.449 → 0.446
Then Isaac went up from there to Beersheba .
Dia niakatra avy tany Isaka ka nankany Beri - sheba .
GEN 26:24     Alignment score: 0.462
Yahweh appeared to him that same night and said , " I am the God of Abraham your father . Do not fear , for I am with you and will bless you and multiply your descendants , for my servant Abraham 's sake . "
Niseho taminy i Yaveh tamin'io alina io ihany ary niteny hoe : " Izaho no Andriamanitr'i
Abrahama rainao . Aza matahotra , fa homba sy hitahy anao Aho ary hampitombo ireo taranakao , noho ny amin'i Abrahama mpanompoko . "
GEN 26:25     Alignment score: 0.519
Isaac built an altar there and called on the name of Yahweh . There he pitched his tent , and his servants dug a well .
Nanorina alitara teo Isaka ary niantso ny anaran'i
Yaveh . Teo no nanorenany ny lainy , ary nandavaka fantsakana ireo mpanompony .
GEN 26:26     Alignment score: 0.503
Then Abimelek went to him from Gerar , with Ahuzzath , his friend , and Phicol , the captain of his army .
Avy eo Abimeleka niala tao Gerara ho any aminy , niaraka tamin'i Ahozata , namany , ary Pikola lehiben ' ny tafikany .
GEN 26:27     Alignment score: 0.268 → 0.307
Isaac said to them , " Why are you coming to me , since you hate me and have sent me away from you ? "
Hoy Isaka tamin'izy ireo hoe : " Nahoana ianareo no makaty amiko , nefa nankahalana ahy sy nandroaka ahy taminareo ianareo .
GEN 26:28     Alignment score: 0.399 → 0.396
Then they said , " We have clearly seen that Yahweh has been with you . So we decided that there should be an oath between us , yes , between us and you . So let us make a covenant with you ,
Avy eo hoy izy ireo hoe : " Hitanay
tsara izao fa efa nomba anao Yaveh . Ka dia nanapa - kevitra izahay fa tokony hisy fianianana eo amintsika , eny , eo aminay sy ianao . Aoka izahay hanao fifanekena aminao ,
GEN 26:29     Alignment score: 0.227 → 0.278
that you will do us no harm , just as we have not harmed you , and as we have treated you well and have sent you away in peace . Indeed , you are blessed by Yahweh . "
fa tsy hanao ratsy anay ianao , tahaka ny tsy nanaovanay ratsy taminao , sy tahaka ny fomba tsara nitondranay anao ary nandefasanay am - pitoniana anao . Voatahin'i Yaveh tokoa ianao . "
GEN 26:30     Alignment score: 0.453
So Isaac made a feast for them , and they ate and drank
.
Ary dia nanao sakafo be ho azy ireo i Isaka , ka nihinana sy nisotro izy ireo .
GEN 26:31     Alignment score: 0.179 → 0.235
They rose early in the morning and swore an oath with each other . Then Isaac sent them away , and they left him in peace .
Nifoha maraim - be izy ireo ary nifampianiana . Avy eo dia nalefan'Isaka nandeha izy ireo , ary nandao azy am - pitoniana izy ireo .
GEN 26:32     Alignment score: 0.305
That same day Isaac 's servants came and told him about the well that they had dug . They said , " We have found water . "
Tamin'io andro io ihany dia nanatona ireo mpanompon'Isaka ary nilaza taminy momban ' ny lava - drano izay nohadian'izy ireo . Hoy izy ireo hoe : " Efa nahita rano izahay . "
GEN 26:33     Alignment score: 0.349 → 0.458
He called the well Shibah , so the name of that city is Beersheba to this day .
Nantsoiny hoe Sheba
ilay lava - drano , ary ny anaran'izany tanàna izany dia Beri - sheba mandrak'ankehitriny .
GEN 26:34     Alignment score: 0.691
When Esau was forty years old , he took a wife , Judith the daughter of Beeri
the Hittite , and also Basemath the daughter of Elon the Hittite .
Rehefa efapolo taona Esao , dia naka vady an'i Jodita zanaka vavin'i Bery Hetita , sy Basemata zanaka vavin'i Elona Hetita .
GEN 26:35     Alignment score: 0.445 → 0.447
They brought sorrow to Isaac and Rebekah .
Nampitondra fahoriana an'i Isaka sy Rebeka izy ireo .
GEN 26     Average alignment score: 0.392 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50